Chamina

Chamina My digital diary's 📑📆

✨ Rehefa mandinika an'ity fiainako ity izaho dia tena tsapako hoe FAHASOAVANA daholo manomboka amin'ny kely indrindra ha...
10/01/2024

✨ Rehefa mandinika an'ity fiainako ity izaho dia tena tsapako hoe FAHASOAVANA daholo manomboka amin'ny kely indrindra hatramin'ny lehibe indrindra
✨ Betsaka tena betsaka loatra ny sedra natrehako fa gaga aho fa toa mora foana ny nivoahako taminy.
✨Betsaka ny tanjona napetrako fa na nisy aza ny échec dia toa mora tamiko ny nanatratra azy.

👉Izaho tsy mba tia mitovy amin'ny olona fa manana goût sy toetra hafa mihitsy "mouton noir" = rebelle , audacieuse, ... nefa tsy sakana araka ny niheverako azy ilay izy fa vao maika aza heriko
2O24 me voilà encore avec Jésus 💪

Hitaterako resaka ianareo 😁🔴 NOËL = PREUVE D'AMOUR ⚠️Ao anatintsika rehetra ao dia misy banga tsy mety ho feno na amin'n...
24/12/2023

Hitaterako resaka ianareo 😁

🔴 NOËL = PREUVE D'AMOUR
⚠️Ao anatintsika rehetra ao dia misy banga tsy mety ho feno na amin'ny inona na amin'ny inona ankoatra ny fitiavan'i Jesoa irery 💥
⚠️Ilay vehivavy naka rano noresahin'i Jesoa dia noteneniny mihitsy hoe tsy io lehilahy faha6 izay mbola tsy vadinao io akory no hameno ilay banga tianao fenoina fa IZAHO "raha mandray ilay loharano izay omeko ianao dia tsy hangetaheta intsony mandrakizay" 🤔
⚠️Fitiavana notediavin'ilay vehivavy fatratra ka nahatonga azy niova vady in6 satria ny fitiavan'ny olombelona tsy feno, tsy tanteraka, misy kilema foana satria izay ananany sy izay tiany ihany no omeny anao fa tsy toa ny an' Andriamanitra nahatonga Azy nahafohy hatramin'ny zanany tokana hanavotana ahy sy ianao mba ho porofo velon'ilay fitiavana tsy misy tsiny 🥰

Hoy hatrany ilay Ray aram-panahiko ☺️

🗣️ Teny tonga ato an-tsaiko : " apetrao Amiko ny fanahianao rehetra" 🥺
22/12/2023

🗣️ Teny tonga ato an-tsaiko : " apetrao Amiko ny fanahianao rehetra" 🥺

✨ ny fiainako rehetra Jesoa dia vavolombelon'ny fisianao 🥲
17/12/2023

✨ ny fiainako rehetra Jesoa dia vavolombelon'ny fisianao 🥲

I planned on it, God executes 👌
15/12/2023

I planned on it, God executes 👌

Entourez vous des gens qui vous feront monter plus haut avec eux-mêmes 🤗 et bottez les fesses de ceux et celles qui ne c...
20/11/2023

Entourez vous des gens qui vous feront monter plus haut avec eux-mêmes 🤗 et bottez les fesses de ceux et celles qui ne cherchent que leur mérite. 😤
Pour les autres 😒, utilises les en votre faveur.
Ce n'est pas machiavélique, c'est la vie 🧐

17/11/2023

Je suis chanceuse et privilégiée de l'avoir dans ma vie 🥺😍

Lasa botabota kely = lasa misy kibo 😅Sady tian'lery ilay izy no halany 🥴🤭Je passais de 32kg en 2014 à presque 60kg 😂 en ...
15/11/2023

Lasa botabota kely = lasa misy kibo 😅
Sady tian'lery ilay izy no halany 🥴🤭
Je passais de 32kg en 2014 à presque 60kg 😂 en 2023 mais avec une silhouette bien arrangée (répartition équitable) hein 😆
Fahasoavan'ny Tompo daholo izany e 🤗

🍂 Teto no nahitako hoe tsara loatra ilay Fond de Teint sy Fixateur anareo CCHIC & ZEN : O.Two.O Madagascar&CHIC & ZEN : ...
09/11/2023

🍂 Teto no nahitako hoe tsara loatra ilay Fond de Teint sy Fixateur anareo CCHIC & ZEN : O.Two.O Madagascar&CHIC & ZEN : O.Two.O MadagascarZCHIC & ZEN : O.Two.O Madagascar:CHIC & ZEN : O.Two.O MadagascarOCHIC & ZEN : O.Two.O MadagascarMCHIC & ZEN : O.Two.O Madagascar🍁
18h : nanao Live t@ trano mafana somary manevokevoka fa tsy nitsonika
20h : notifitifirin'ny orana teny ambony moto

Merci 😁😊

AZA MIREHAREHA AMIN'IZAY TSY ANAO ‼️Ny harena "misy eo aminao" , tsy anao io, claquement de doigts an' Andriamanitra in ...
28/10/2023

AZA MIREHAREHA AMIN'IZAY TSY ANAO ‼️
Ny harena "misy eo aminao" , tsy anao io, claquement de doigts an' Andriamanitra in 1 mandeha fotsiny dia manjavona io, mety may ny tranonao mety misy cambriolage , mety misy misompatra rehefa manana toe-po hautaine loatra ianao

Ny hatsaran-tarehy " misy eo aminao" , rano mangotraka na acide dia ampy ahapotika an'io rehefa manambany ny olona loatra ianao na miomehy ny hafa manana fahasembanana sns

Ka tandremo ❌❌❌ ny vava mila akombona , ny fo mila amboarina
Isan'andro dia mangatàha fahendrena avy amin'ilay mpamorona an'izao tontolo izao fa Azy ☝️io fa tsy anao 👌

If He clothes the lillies , with beauty and splender 💐🌷🪴How much more will He clothes you ? 🌈
21/09/2023

If He clothes the lillies , with beauty and splender 💐🌷🪴
How much more will He clothes you ? 🌈

La fille totalement imparfaite , aimée profondément par un Dieu parfait 🔮💙💜
14/09/2023

La fille totalement imparfaite , aimée profondément par un Dieu parfait 🔮💙💜

03/09/2023

Izaho tsy dia tia parfum déjà je crois que ny olona manao azy te hanafina fofona hafahafa 😅🤭😂 mety ho marina mety ho diso . Fa ireto aloha tena mampitsonika amle mampiherika 🤭 :

Dior - Sauvage 🤤
Bleu de Chanel 🤤

Règle n°1 : fiainanao io, ataovy amin'izay hitiavanao azy fa rehefa sambatra ianao dia izay ! 🤗🥰
29/08/2023

Règle n°1 : fiainanao io, ataovy amin'izay hitiavanao azy fa rehefa sambatra ianao dia izay ! 🤗🥰

Aza jerena ilay volo 😂Juste pour vous dire hoe olo jiaby io photogénique à 2 conditions : ⛔ soa maquillage 🥰⛔ tadidin'il...
26/08/2023

Aza jerena ilay volo 😂
Juste pour vous dire hoe olo jiaby io photogénique à 2 conditions :
⛔ soa maquillage 🥰
⛔ tadidin'ilay appareil hoe aiza @ tarehy ilay manja be 🥴

Aventures 💯Izay izaho vao nandeha nihoatra an'i Talatan'ny Volonondry fa tena mivoatra be kay ny any Variana foana hoe m...
24/08/2023

Aventures 💯
Izay izaho vao nandeha nihoatra an'i Talatan'ny Volonondry fa tena mivoatra be kay ny any
Variana foana hoe makeo Talata dia minana saucisse sy koba dia miverina 🤨😒
Nandeha alohaloha kely dia tonga Mangamila sy Anjozorobe 🤗☺️

23/08/2023

🌹

Merci 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏𝒈𝒚a tsara ilay crevettes sautées, recette sucrée salée pimenté, Tsy tia sakay moa izaho dia nosoloiko poivre ...
21/07/2023

Merci 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏𝒈𝒚a tsara ilay crevettes sautées, recette sucrée salée pimenté,
Tsy tia sakay moa izaho dia nosoloiko poivre be dia be mihitsy 🥵 may ihany aho ny farany
J'aime mieux manger en vrac 😂 que de voir les mets et les autres séparés avec le riz, c'est plus gourmand ainsi 🥴 je suppose 😅

Avant j'avais honte de l'immense volume de mes cheveux 🥵Je pensais qu'en perdant quelques vingtaine pendant le brossage ...
23/05/2023

Avant j'avais honte de l'immense volume de mes cheveux 🥵
Je pensais qu'en perdant quelques vingtaine pendant le brossage qu'ils finissent par être moins nombreux mais non 😂😂😂
Alors que sa longueur et ses caractéristiques sont de vrai cadeaux du ciel.
Et je commence enfin à les apprécier de tout cœur 😻

14/05/2023

N'espère pas me voir anéanti ! 💯

Ireo lesona noraisiko tao anatin'izay 12 andron'ny volana Avril  izay :🧩 Rehefa manomboka m-s'apitoyer amin'ny fiainanao...
12/04/2023

Ireo lesona noraisiko tao anatin'izay 12 andron'ny volana Avril izay :

🧩 Rehefa manomboka m-s'apitoyer amin'ny fiainanao ianao dia henonao foana ilay feo kely hoe "za aki mba te hitovy amdri mits a" 🥴 dia miakatra indray ny morale

🧩 Rehefa tsy mahomby ny zavatra atao dia hoy ny olona hoe mety misy mamosavy rty a 😅 nefa misy lesona tian'Andriamanitra ho raisinao

🧩 Valio amin'ny hatsaram-panahy foana ny ratsy ataon'ny olona

🧩 Ny cerveau ihany no sakana amin'ny réussite, izany hoe amin'ny lafiny 1 tsy dia ilaina io 😂

🧩 Akombony ny vava 🤭

🧩 Iadivo ny zavatra na ny tanjona tianao tratrarina na ho ridicule na ho stupide sy naïve aza ny fahitan'ny olona anao

Mandresy ianao ary tsy maintsy mandresy.Aza avela halemen'ny zava-misy ny sainao.Tu peux accomplir de belles choses.Tu e...
27/03/2023

Mandresy ianao ary tsy maintsy mandresy.
Aza avela halemen'ny zava-misy ny sainao.
Tu peux accomplir de belles choses.
Tu es destinée à de grandes choses.
Tu seras le synonyme de l'abondance.

Telle est ma déclaration tout les matins quand je me lève 😅😁
Mba andramo anie e ☺️

Ma force ?Être une femme 👌
23/03/2023

Ma force ?
Être une femme 👌

Joie de vivre 🌹En mode mitaly 🥴
20/03/2023

Joie de vivre 🌹
En mode mitaly 🥴

Tena tapaka ny tsinaiko teto 😂😂😂Izao ny pôziko rehefa miantsena 🤣Misy hira izay hoe "fahatsaraNao manaraka ahy" dia izao...
13/03/2023

Tena tapaka ny tsinaiko teto 😂😂😂
Izao ny pôziko rehefa miantsena 🤣
Misy hira izay hoe "fahatsaraNao manaraka ahy" dia izao izy rehefa manaraka ahy Tompo ô 😭 tsy miraikitra amiko ilay fahatsaraNao fa manaraka anah avy ao aoriana fotsiny , tena malahelo aho 🤧🥴

Une envie f***e de mug cake tout chocolaté 🍫🧁Et voilà le résultat 😍
16/02/2023

Une envie f***e de mug cake tout chocolaté 🍫🧁
Et voilà le résultat 😍

13/02/2023

Ilay karama Jesoa a, ilay karama
Tsy maintsy 15 hono fa tsy mivoaka 14 nefa ny programme efa vita
😒😭🤣

Address

Antananarivo

Telephone

+261343296038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chamina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chamina:

Videos

Share



You may also like