Toky MT-Rh Mih'sera

Toky MT-Rh Mih'sera 👕Vente teeshirt 👕
Production Lyrics & Karaoke
✅Ventes ✅

🦋♨teeshirt & Polo personalise🥰🎉izay sary sy soratra tinao no ataonay🫰🏻👨‍❤️‍👨⚡ny prix de miankina @ refin ny sary sy sora...
10/03/2024

🦋♨teeshirt & Polo personalise🥰
🎉izay sary sy soratra tinao no ataonay🫰🏻👨‍❤️‍👨
⚡ny prix de miankina @ refin ny sary sy soratra👍🏻
🔹alefaso mp ny modèle anao ary ,✅
Afaka mandefa any hatrany☝🏻
‼koa aza tara ary manao commande🥰
✅fahafahampo anao✅
👉🏻fahafinaretanay😋

Personalisation😋🥰Mbola mandray commande teeshirt /polo fona zahay an😊
06/03/2024

Personalisation😋🥰
Mbola mandray commande teeshirt /polo fona zahay an😊

2eme commande 😃😋Mankasitraka fona e🥰🥰
05/03/2024

2eme commande 😃😋
Mankasitraka fona e🥰🥰

☝🏻Nouvelle style,😅♨Impression sur Objet😲🎉Afaka apetaka @ zavatra rehetr toy ny telephone ,casque,ordi,moto,kopy sns maro...
29/02/2024

☝🏻Nouvelle style,😅
♨Impression sur Objet😲
🎉Afaka apetaka @ zavatra rehetr toy ny telephone ,casque,ordi,moto,kopy sns maro...😋zay sary tinao no atao😻
Aza tara ary fa alefaso ny commande🥰

😍🥰mankasitraka anzareo avy any Morarano mampikony nametraka ny fatokisany taminay🥰😘Ho anao koa,aza tara rah mbola tsy na...
29/02/2024

😍🥰mankasitraka anzareo avy any Morarano mampikony nametraka ny fatokisany taminay🥰😘
Ho anao koa,aza tara rah mbola tsy nahavita😋😋

Mbola tsy tara rah hano commande ee❤😋😋
29/02/2024

Mbola tsy tara rah hano commande ee❤😋😋

🥰mankasitraka ny CEG Anjepy nametraka ny fahatokisany taminay😋👉🏻POLO‼Ho anareo zay mbola tsy nadray anjara,de aza tara t...
28/02/2024

🥰mankasitraka ny CEG Anjepy nametraka ny fahatokisany taminay😋
👉🏻POLO‼
Ho anareo zay mbola tsy nadray anjara,de aza tara tsony
♨Fahafafahampo anao ☝🏻
Fahafinaretanay✅😋

Manao polo koa zahay an,🥰Tsy teeshirt ihany ,koa aza tara ary🥰Fahafahampo anaoFahafinaretanay🫰🏻😋
23/02/2024

Manao polo koa zahay an,🥰
Tsy teeshirt ihany ,koa aza tara ary🥰
Fahafahampo anao
Fahafinaretanay🫰🏻😋

🥰Teeshirt Special pour les femmes✅Alefaso dienzao ny commande ho an andron'ny vehivavy,Mbola afaka personalisena😋Misy pr...
15/02/2024

🥰Teeshirt Special pour les femmes✅
Alefaso dienzao ny commande ho an andron'ny vehivavy,
Mbola afaka personalisena😋
Misy prix de gros 😍

👕Personalisation teeshirt 😋😋🥰👕Misaotra anareo client matoky anay🙏🏻Ho anao ze mbola te anambotra de midira mp fa mandray ...
15/02/2024

👕Personalisation teeshirt 😋😋🥰👕
Misaotra anareo client matoky anay🙏🏻
Ho anao ze mbola te anambotra de midira mp fa mandray comande fona zahay 🥰

14/02/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Cämilia Emi Zoyä Rinãh, Aina Ama, Tifan Kayah

🥰mirary fetin mpifankatia mafinaritra ho antsika rehetra😍😘Rah mbola tsy nahazo akanjo,misy anreto tonga de azo alaina at...
14/02/2024

🥰mirary fetin mpifankatia mafinaritra ho antsika rehetra😍😘
Rah mbola tsy nahazo akanjo,misy anreto tonga de azo alaina ato 🥰na zao ary

Mankasitraka ny  ekipan'ny CHRD Mahitsy t@ fandraisana anjara🥰Ho anareo fikambanana ,fianarana na olotsotra,aza misalasa...
13/02/2024

Mankasitraka ny ekipan'ny CHRD Mahitsy t@ fandraisana anjara🥰
Ho anareo fikambanana ,fianarana na olotsotra,aza misalasala rah hanao teeshirt ,😻😋vonona andray anao zahay

😻d'où viens-tu ??😃Aza menatra ny tanana misy anao😋Mbola afak personalisena✅
07/02/2024

😻d'où viens-tu ??😃
Aza menatra ny tanana misy anao😋
Mbola afak personalisena✅

💔🛎special pour les célibataires 😋
05/02/2024

💔🛎special pour les célibataires 😋

🥰client satisfait ,😋Ho anao koa ,aza tara rah te hanambotra teeshirt personalise,😻
03/02/2024

🥰client satisfait ,😋
Ho anao koa ,aza tara rah te hanambotra teeshirt personalise,😻

😻teeshirt pour couple efa dispo fa tsy matotra lay nanao commande😇Photos 1,2: taille XL sy M ( mbola afak retaillena)Pho...
02/02/2024

😻teeshirt pour couple efa dispo fa tsy matotra lay nanao commande😇
Photos 1,2: taille XL sy M ( mbola afak retaillena)
Photos3: taille M izy roa
👉🏻mbola mandray commande hafa nefa

02/02/2024

Zay mifoha maraina
Ihany no tafa✅

Livraison faritra✅Mankasitraka hatrany  🫰🏻Aza misala2.ho anareo zay mbola tsy nahazo,misy prix detail sy en gros ato ami...
01/02/2024

Livraison faritra✅

Mankasitraka hatrany 🫰🏻
Aza misala2.ho anareo zay mbola tsy nahazo,misy prix detail sy en gros ato aminay😋

01/02/2024

Tena sahirana lay mamatatra reo fitenin'ny clients avy any
Fa ezahana e😃

31/01/2024

♨Filazana maika dia maika‼🛎
Ho anareo zay natsapa hoe nanao commande teeshirt tato aminay nefa mbol ts naka izany dia mb alaivo tompoko fa efa vita efa tapabolana zay ny commandenareo an,de mba raiso le.appel na valio lay message tompoko ,mankasitraka 🙏🏻🙏🏻

♨Tsara ihan koa mapafantatra misy ny teeshirt vierge en gros an👕😁🥰Ho anzay mbola hivarotra,aza misalasala ee🫰🏻
31/01/2024

♨Tsara ihan koa mapafantatra misy ny teeshirt vierge en gros an👕😁🥰
Ho anzay mbola hivarotra,aza misalasala ee🫰🏻

Robe teeshirt  😋🥰
31/01/2024

Robe teeshirt 😋🥰

30/01/2024

Fa tiko kosa le mandeha
Taxi-bisclete rehefa
manao livraisons 😋

30/01/2024

Vola tadiavina
fa aza miandry fanjakana
Teboka🥱

30/01/2024

Raha misy vonona hanao revendeur
mandefas mp amin'i Sera Rh

😂ha  zalah ee😂😂 👉🏻ho anao koa ,aza tara fa ef mia akaiky ny ftona an😃
29/01/2024

😂ha zalah ee😂😂
👉🏻ho anao koa ,aza tara fa ef mia akaiky ny ftona an😃

♨Personalisation😋🐔⚡mankasitraka 🫰🏻👉🏻Ho anao koa,aza tara rah hi-personalise teeshirt 🥰
29/01/2024

♨Personalisation😋🐔
⚡mankasitraka 🫰🏻
👉🏻Ho anao koa,aza tara rah hi-personalise teeshirt 🥰

Afaka atao polo koa lay modèle infirmier sy sage femme e😁🩺💊💉
28/01/2024

Afaka atao polo koa lay modèle infirmier sy sage femme e😁🩺💊💉

Photo reel pour les Scouts🔥⚜😋Mbola mandray commande ,reo roa reo efa dispo en taille L raha misy tonga de haka
27/01/2024

Photo reel pour les Scouts🔥⚜😋
Mbola mandray commande ,reo roa reo efa dispo en taille L raha misy tonga de haka

Address

Ambatomaro Ambanin'ny FJKM
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toky MT-Rh Mih'sera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All