HJM RADIO Antananarivo FM 93.2

HJM RADIO  Antananarivo FM 93.2 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HJM RADIO Antananarivo FM 93.2, Radio Station, Antananarivo.

11/02/2024

fankalazana ny voalohambolana farany zay natao tao hébraïque judaïsme Ambanilalana itaosy zay notaritin i Kohen Rivolala zay filoha panorina

12/06/2023

Salama topoko!izahay eto @ onjapeo hjm de maneho ny fialatsiny atsika rehetra no n'y fahatapahana no lafiny ara tekinika .lay radio mamiko mamominao mamitsika eu🥰

MARAIM-BAOVAO E!IRETO MISY ZAVATRA TSARA HO FANTATRA ZARAINAY ANAREODIA MIRARY TONTOLO ANDRO MAHAFINARITRA BE E!IREO LAL...
01/09/2022

MARAIM-BAOVAO E!
IRETO MISY ZAVATRA TSARA HO FANTATRA ZARAINAY ANAREO
DIA MIRARY TONTOLO ANDRO MAHAFINARITRA BE E!

IREO LALAM-PIRENENA ETO MADAGASIKARA
RN 1 : Antananarivo – Arivonimamo – Miarinarivo –Analavory (110km)
RN 1a : Tsiroanomandidy – Maintirano(405Km)
RN1b : Analavory – Ankadinondry Sakay-Tsiroanomandidy (110km)
RN2 : Antananarivo – Moramanga – Brickaville – Toamasina (367km)
RN3 : Antananarivo – Anjozorobe – Lac Alaotra (91km)
RN3a : Lac Alaotra – Andilamena (180km)
RN3b : Sambava – Andapa (106km)
RN4 : Antananarivo – Maevatanana –Ambondromamy- Mahajanga (576km)
RN5 : Toamasina – Fénérive Est- Soanierana Ivongo – Mananara Nord– Maroantsetra (402km)
RN5a : Ambilobe – Vohemar – Sambava – Antalaha (406km)
RN6 : Ambondromamy – Port Berger – Antsohihy – Ambanja – Ambilobe – Antsiranana (706km)
RN7 : Antananarivo – Antsirabe – Ambositra – Ambohimahasoa – Fianarantsoa – Ambalavao – Ihosy- Sakaraha – Toliara (956km)
RN8 : Morondava – Belo/Tsiribihina – Bekopaka (198km)
:Belo/Tsiribihina- Antsalova (220km)
RN8a : Maintirano – Antsalova (119km)
RN9 : Toliara – Bevoay – Manja – Morondava – Mandabe (382km)
RN10 : Andranovory – Betioky – Ampanihy – Beloha – Tsihombe – Ambovombe (512km)
RN11 : Mananjary – Nosy varika (103km)
RN11a : Antsapanana – Vatomandry – Ilaka Est – Mahanoro (125km)
RN12 : Irondro – Manakara – Vohipeno – Farafangana – Vangaindrano (300km)
RN12a : Tolagnaro – Manantenina – Manambondro – Vangaindrano (256km)
RN13 : Ihosy – Betroka – Ambovombe – Amboasary sud – Tolagnaro (493km)
RNT19 : Katsepy – Mitsinjo – Soalala
RN22 : Fenerive-Est – Vavatenina (38km)
RN24 : Mananjary – Vohilava (45km)
RN25 : Ambohimahasoa – Vohiparara – Ranomafana sud - Ifanadiana - Irondro (161km) – Carrefour RN7 PK 355 – à Mananjary (176Km)
RN27 : Ihosy – Ivohibe – Farafangana (275km)
RN30 : car RN6 (Ambalavelona) – Ankify (20 Km)
RN30a : car RN 57 (Hellville) – Djamandjary – Andilana (25 Km)
RN31 : Antsohihy – Bealanana (129km)
RN 32: ANTSOHIHY – BEFANDRIANA-NORD – MANDRITSARA (200km)
RN33 : Ambatondrazaka – Ambondromamy (340km)
RN34 : Antsirabe – Miandrivazo – Malaimbandy (368km)
RN35 : Ambositra – Malaimbandy – Morondava (460km)
RN41 : Ambositra – Fandriana (41km)
RN42 : Fianarantsoa – Ikalamavony (94km)
RN43 : Analavory – Ampefy – Soavinandriana – Ambohibary Sambaina (133km)
RN44 : Moramanga – Ambatondrazaka – Imerimandroso – Amboavory (228km)
RN 54 : Ex Bonnet & Fils (Majunga) – Aéroport Amborovy
RN55 : Bevoay – Morombe (78km)
Koa dia mahereza mitsidika an’i Madagasikara e !

25/06/2022

Délivrance lebibe nataon i kohen Rivolala

aza hadino fa anatiny maraimbaovao isika izao. asehoy ny hevitraomahakasika ny hoempifankatia nisaraka  tokony hifankaha...
15/06/2022

aza hadino fa anatiny maraimbaovao isika izao. asehoy ny hevitrao
mahakasika ny hoe
mpifankatia nisaraka tokony hifankahala ve sa???
MIRARY TONTOLO ANDRO MAHAFINARITRA HO ANTSIKA REHETRA....😍🥰😘

ndao resahana e!!!IZAY TIANA HONO MITOMBO TAREHY...ahoana ny fahazoanao an izanyaza misalasala mandefa ny MP na commenta...
13/06/2022

ndao resahana e!!!
IZAY TIANA HONO MITOMBO TAREHY...
ahoana ny fahazoanao an izany
aza misalasala mandefa ny MP na commentaire
mahakasika izany....
aminy maraimbaovao rahampitso 14 JUIN 2022
ary ny fotoanantsika eto aminy HJM RADIO MADA
TANA FM 93.2
VAKINANKARATRA FM 90.0
afaka mandefa sms na antso mivantana amreto laharana ireto ihany koa ahn
032 95 585 21
033 37 520 25
034 13 763 42
aza hadino ary ny fotoanantsika rahampitso maraina amin ny 7 ora maraina 😍😍😍🥰🥰🥰

MARAIM-BAOVAO! HO TSARA NY TONTOLO ANDRONAO
iarahana amin i Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala sy Allyah Ambinitso

miarahaba antsika abonne rehetra e! aza hadino ny manaraka ny HOT EVENINGS @ 3 ora folakandroafaka miditra mivantana ANT...
07/06/2022

miarahaba antsika abonne rehetra e!
aza hadino ny manaraka ny HOT EVENINGS
@ 3 ora folakandro
afaka miditra mivantana ANTSO sy SMS nareo amreto laharana ireto
0329558521
0333752025
0341376342

mankasitraka anareo tsy misaraka aminay!!! tinay be nareo😍😍😍🥰🥰

izy no i Anja na i Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala miasa eto anivony onjam-peo HJM MADA Arabaintsika manokana izy...
19/05/2022

izy no i Anja na i Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala
miasa eto anivony onjam-peo HJM MADA
Arabaintsika manokana izy amzao tsingeritaona nahaterahany izao
mirary ny soa sy ny tsara ho anao izahay mpiaramiasa aminao rehetra. ho ela velona anie ianao
manaova fety SAMBATRA be

08/05/2022

Miaraha antsika rehetra amin izao alahady mahafinaritra zao.
indro ho zarainay aminao ny fiarahanay aminy ankizy. ao anatiny SEKOLY SABATA.
entanina hatrany ianareo handefa ny zaza hianatra SEKOLY SABATA
hikolokoloina ny aram-panahiny sy hanomezana fanabeazana ho azy
HERITAONA izay ny SEKOLY SABATA
Amed Mobaishar Natney Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala Allyah Ambinitso

06/05/2022

en fin. ifankahita mivantana isika ato ho ato
hisokatra tsy ho ela ny HJM RADIO LIVE
NOHO NY FITIAVANAREO ANAY DIA MANDROSO HATRANY IZAHAY...
mirary tontolo andro mahafinaritra
montage, screenplay, by Alvin Razafimanantsoa Amed Mobaishar Natney Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala Allyah Ambinitso

efa afaka fotoana fohy sisa dia hitafatafa aminareo izahay ao anatiny takatakariva mafana koa alefaso ao aminy mp ao ny ...
05/05/2022

efa afaka fotoana fohy sisa dia hitafatafa aminareo izahay ao anatiny takatakariva mafana koa alefaso ao aminy mp ao ny hafatra sy hira izay angatahinareo fa omena fahafahampo ianareo. na ihany koa misy tranga tianao resahina
Antananarivo amin ny 3 ora folakandro kahatraminy 5 ora hariva
Antsirabe aminy 5 ora sy sasany ka hatramin ny 7 ora
ndao ary e!
MANDROSOA HASINA DAHOLO DIA AZA MISARAKA AMIN ITY ONJAM-PEO MAMINTSIKA INTY

04/05/2022

vue aerienne. temple Ambatomalaza ANDREMAHEFA
taminy fankalazana ny taom-baovao MALAGASY
HEBRAIQUE JUDAISME A MADAGASCAR
izay tarihany PDG COHAIN Rivo Lala
MONTAGE alvin RAZAFIMANANTSOA
io ary ho an ireo izay efa mba te hahita

misaotra sy mankasitraka antsika rehetra izay nanome toraka voninkazo be tamin ilay tantara DAHALO MANDRAMATY vonona hat...
29/04/2022

misaotra sy mankasitraka antsika rehetra izay nanome toraka voninkazo be tamin ilay tantara DAHALO MANDRAMATY
vonona hatrany izahay. hanome ny tsaratsara kokoa hatrany
mankasitraka Tompoko ary mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao sy ny ankohonanao

Ny PDG ny onjam-peo HJM MADA (Kohen Rivo Lala) Ny DG Amed Mobaishar NatneyAry ny mpiara-miasa rehetra eto amin'ny onjam-...
20/04/2022

Ny PDG ny onjam-peo HJM MADA (Kohen Rivo Lala)
Ny DG Amed Mobaishar Natney
Ary ny mpiara-miasa rehetra eto amin'ny onjam-peo (Alvin Razafimanantsoa, Annie Manantenasoa, Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala, Allyah Ambinitso, Sandy Rahaingoniriana , Menja Kely) dia miaraka miondrika amin'i Tambin'yiaina Idealy na izay fantatrin'ny maro amin'ny Anarana hoe Henintsoa Malalaniaina (mpilalao tantara sy animatrice teto amin'ny onjam-peo)
Folaka Andry iankinana izy, nandao azy ny dadany
Ndeha hiaraka hankahery azy sy hirary soa ho azy isika amin'izao nahalasana ny dadany izao
Ho lasan'izay anie ny ratsy rehetra ary mba ho soa no hatetim-piavy
Aza misosoka alahelo intsony....

Ny mpiara-miasa rehetra eto amin'ny onjam-peo HJM MADA dia mirary pesha (p***a)  sambatra ho antsika rehetra Manaova fet...
15/04/2022

Ny mpiara-miasa rehetra eto amin'ny onjam-peo HJM MADA dia mirary pesha (p***a) sambatra ho antsika rehetra
Manaova fety sambatra daholo
Mankasitraka anao tsy misaraka aminay

Ny PDG ny onjam-peo HJM MADA Kohen Rivo LalaDia maneho fisaorana sy fankatelemana Ho antsika vahoaka be tsy tambo hisain...
09/04/2022

Ny PDG ny onjam-peo HJM MADA
Kohen Rivo Lala
Dia maneho fisaorana sy fankatelemana
Ho antsika vahoaka be tsy tambo hisaina, nanotrona sy niara-nikorana
Nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka iny Taom-baovao Malagasy iny
Sitraka hoenti-matory ka valiana raha mahatsiaro
MISAOTRA TOMPOKO

Tsara hariva daholo isika e!Aza hadino fa efa hatomotra ny fotoanantsika, Ao amin'ny lapa be Ambatomalaza commune Andran...
23/03/2022

Tsara hariva daholo isika e!
Aza hadino fa efa hatomotra ny fotoanantsika,
Ao amin'ny lapa be Ambatomalaza commune Andranomanelatra (Antsirabe faharoa)

14/03/2022

Satria ianareo teo foana nanohana anay dia ho avy hifanatritava aminareo izahay ekipa
@ Alalany LIVE RADIO
tsy ho ela
Mirary tontolo andro mahafinaritra

Miarahaba Tompoko!Izahay ekipan'ny HJM Radio dia maneho fisaorana sy fankasitrahana hatrany anareo izay manaraka sy manj...
09/03/2022

Miarahaba Tompoko!
Izahay ekipan'ny HJM Radio dia maneho fisaorana sy fankasitrahana hatrany anareo izay manaraka sy manjoy anay tsy tapaka
Tohina ny fo mahita ny mp nareo izay liana fatratra ny fiaraha miasa aminay
Izahay koa tia anareo rahateo...
MIRARY SOA HATRANY TOMPOKO!
MITOMBOHA HASINA HATRANY...

Hjm radio dia manasa Anao andefa hafatra miafina(mp) ra misy firariantsoa na loahevitra Tina ho voaboasina eto  maraim b...
09/03/2022

Hjm radio dia manasa Anao andefa hafatra miafina(mp) ra misy firariantsoa na loahevitra Tina ho voaboasina eto maraim baovavao isakin maraina eto peo mamitsika eeee👌

aza hadino ny tantara anio hariva aminy 7 ora. indray misehomitondra ny lohateny hoe ANTSOnosoratany Bloom Rakotonomenja...
06/02/2022

aza hadino ny tantara anio hariva aminy 7 ora. indray miseho
mitondra ny lohateny hoe ANTSO
nosoratany Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala
tomponandraikitra sy mpanantotosa Alvin Razafimanantsoa

aza hadino ny manaraka ireo mozika vaovao sesehena eto amin ny HJM radio mirary tontolo andro sambatra tinay be nareo
29/01/2022

aza hadino ny manaraka ireo mozika vaovao sesehena eto amin ny HJM radio
mirary tontolo andro sambatra
tinay be nareo

noho ny fangatahanareo izay te ahita ireo mpilalao tamin ilay tantara ALOKA MAINTY dia izy no Evah RASOARIVONYanimatrice...
26/01/2022

noho ny fangatahanareo izay te ahita ireo mpilalao tamin ilay tantara ALOKA MAINTY dia izy no Evah RASOARIVONY
animatrice et journaliste on HJM RADIO
izay nitondra ny anarana hoe Miantsa ( mpamaky fasana)
manasa anao hatrany
midira ho abonne
MISAOTRA TOMPOKO!!!

izy no i Anja na i Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilalaanimatrice et journaliste on HJM RADIOizay fantatra amin ny ana...
26/01/2022

izy no i Anja na i Bloom Rakotonomenjanahary Anjaharilala
animatrice et journaliste on HJM RADIO
izay fantatra amin ny anarana hoe Tsanta [MATOATOA] amin ilay tantara be mpankafia ALOKA MAINTY

16/01/2022
mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao hatrany zahay ato aminy HJM RADIOaza adino ny manaraka ny maraim-baovao isaki...
11/01/2022

mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao hatrany zahay ato aminy HJM RADIO
aza adino ny manaraka ny maraim-baovao isakiny aminy 7 ora maraina (du lundi au vendredi)

AZA HADINO ARY NY FANDAHARANA VENTSOVENTSO TAKARIVA ANIO ALAHADY AMINY 6 ORA IZAY IARAHANAO AMINY TABITA anarahanao tono...
09/01/2022

AZA HADINO ARY NY FANDAHARANA VENTSOVENTSO TAKARIVA
ANIO ALAHADY AMINY 6 ORA
IZAY IARAHANAO AMINY TABITA
anarahanao tononkalo maro sy tsara rindra

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA AMIN IZAO TAONA 2022 IZAOHITONDRA SOA SY FANAMBINANA HO ANTSIKA ANIE INTY TAONA INTYarabaintsi...
07/01/2022

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA AMIN IZAO TAONA 2022 IZAO
HITONDRA SOA SY FANAMBINANA HO ANTSIKA ANIE INTY TAONA INTY
arabaintsika manokana ihany koa namana Alvin Walker
izay tekinisianina ato amin ny onjam-peo fa nitsingerina ny 1 janvier ny taona nahaterahany.
dia aza hadino ary ny manaraka ny fandaharantsika eto amin ny HJM
aza misalasala ihany koa raha misy fiarahamiasa tianao hatao
mandefasa hafatra miafina na miantso avy hatrany na ihany koa manantona mivantana ny birao
MISAOTRA TOMPOKO

 La meilleure des chaînes , avec la meilleure des équipes ❤
28/11/2021



La meilleure des chaînes , avec la meilleure des équipes ❤

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HJM RADIO Antananarivo FM 93.2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Other Radio Stations in Antananarivo

Show All