Lune de Vie

Lune de Vie Rêve - Crois - Réalise , Car chaque histoire de la Vie mérite une brillante Lune de Vie 🌙🌙

28/03/2024

Manaova dingana tsikelikely makany amin'ny tanjonao fa tsy misy tonga dia azonao anatin'ny iray andro eo 🫣🫣😘😘

27/03/2024

Misy tezitra be hoe aiza akory hono izay 1.000€ azo eo?
Nga hono zahay tsy manome asa? 😞😞

O ry reto a , efa mba tsara fanahy be ary izahay nataonay mora be ny boky "Guide" ho anareo te hiditra amin'ny asa Assistanat virtuel 😊😊😊

Mikaroka kely moa e.. efa omenay ny fintana fa alefa manjono daholo aingana 😍😍😍👌

ho itanao ny vokany rehefa tena vonona ianao fa aza manao ariary zato am-pandriana aloha 🫣🫣🫣

Tsy izy irery angamba no manana fanontaniana ohatran'izao ato e? 🙂🙂Averiko foana hoe mila mikaroka anie ry reto e. tsy m...
13/03/2024

Tsy izy irery angamba no manana fanontaniana ohatran'izao ato e? 🙂🙂

Averiko foana hoe mila mikaroka anie ry reto e. tsy misy azo mora foana eo fa mila mikaroka isan'andro isan'andro ianao 🙂🙂

Tsy reraka aho mamerina foana hoe ny asa Assistanat Virtuel tsy misy formule 🙂 tsy misy hoe tsy maintsy zao no atao fa miankina amin'ny zavatra hainao sy tianao io 🙂

Be dia be ny afaka ahazahoanao client fa tsy ato amin'ny facebook irery akory.

Mahaiza mivarotra ee🙂 Mahaiza mivaro-tena tena arabakiteny io🙂🙂

Inona no service amidinao? Iza no olona mila azy? ahoana ny fomba hisintomanao an'io cible anao io?

Ho an'ireo mbola tsy mahay hoe inona izany Assistanat Virtuel izany dia mivarotra boky ho an'izay te hanao decouverte an'io asa io izahay 🙂🙂🙂

Raha tia karokaroka ianao dia amin'ny alalan'io boky io ihany dia efa afaka hiainganao amin'io sehatra asa io 🙂🙂🙂efa maro ny nahazo client tamin'io boky io 🙂🙂

Lune de Vie oo, tena ampianaro kely anah le asa freelance, tena te hiasa freelance mihintsy aho fa aiza no mandefa dossi...
06/03/2024

Lune de Vie oo, tena ampianaro kely anah le asa freelance, tena te hiasa freelance mihintsy aho fa aiza no mandefa dossier 😃😃
Te ho assistante virtuel fa aiza no mandefa dossier?

Mamy ireto ianareo ouuu🥰🥰

Aleo fa azavaiko kely ary e :

1- Ny asa freelancing dia tsy voatery en ligne🙂🙂
Ny atao hoe freelance avy amin'ny hoe Free= Libre🙂
Izany hoe libre ianao amin'ny asanao. Miasa tena zany raha ny azo ilazana azy🙂 .

Mpivarotra akondro? Mpivarotra composé, mpanao kiraro? : Freelance izy rehefa hoe anazy ilay izy . Miasa amin'izay fotoana mapety azy izy . Izy no mandamina ny fotoanany .

Ny asa Assistanat Virtuel dia asa iray afaka ataonao en freelancing satria ianao ihany no mitady asa ho anao (mi postule, manao inbound marketing, manao prospection etc) , ianao no mividy ny materiel anao, ianao no mandamina ny ora iasanao sy mamaritra ny karama mety aminao 🙂

‼️‼️Fantaro aloha ny asa en freelancing mety aminao . Fantaro ny compétences anao, izany ho ny zavatra hainao sy manavanana anao dia izay no hilofosy fa tsy hoe manao Assistant virtuel i Ketaka dia lasa deba be , euro ny karama et tout (😂😂😂) fa andeha hanao koa za🙂🙂
Nefa tsy talentanao ilay assistanat virtuel fa mety hoe mpanao sary no mety aminao 🙂🙂

👉 Fa nefa kosa......
Azo ianarana ny asa Assistanat Virtuel 🙂. Azon'ny debutant atao mihintsy fa mila miezaka🙂
Efa maro be ireo olona mapanao formation azy io (izahay tsy mapanao aloha hatreto )

👉Afaka manao recherche koa ianao anefa dia mianatra tsikelikely

PS: Mivarotra boky Guide pour debutant izay te isehatra amin'io Assistanat Virtuel io zahay raha liana hianao.

Temoignaaaage tsara beee🥰🥰🥰‼️‼️‼️ vao marainaHitanareo fa rehefa vonona ho aho dia mahita vokatra foana fa tsy misy mira...
04/03/2024

Temoignaaaage tsara beee🥰🥰🥰‼️‼️‼️ vao maraina

Hitanareo fa rehefa vonona ho aho dia mahita vokatra foana fa tsy misy miracle eo 🙂🙂
Tsy mahazo kivy izany fa vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao ee

Alefa foana foana 😘😘

Misaotra foana mahatoky reto a🙂

Rehefa mahazo ilay boky ve ry Lune de Vie dia tonga dia mahita asa avy eo? Tonga dia mikarama be? O ry reto aa, ny zavat...
04/03/2024

Rehefa mahazo ilay boky ve ry Lune de Vie dia tonga dia mahita asa avy eo? Tonga dia mikarama be?

O ry reto aa, ny zavatra tsara tsy azo mora foana fa tadidio 🙂

Ianareo ve rehefa te ihinana sakafo matsiro dia mitehaka dia tonga eo alohanao ny sakafo?
Non, misy ezaka ataonao ao, Na ianao mi investir vola andehanana restaurant na ianao mi investir vola hividianana ingredient hanamboarana ao an-trano.🙂🙂

Na ny iray na ny iray dia misy ezaka avy aminao daholo 🙂

Toy izany koa ny asa Assistanat Virtuel 🙂
-Ekena fa tena afaka manao azy io avokoa ny ankabeazan'ny olona rehetra
-Ekena fa tsara karama be satria misy efa mikarama 1.000€ \ mois amin'izy io.
-Ekena fa tsy mila diplome ambony be dia afaka manao azy.
- Ekena fa afaka miasa n'aiza n'aiza misy anao ianao
- Ekena fa ianao ihany no misafidy ny ora tianao hiasana

Fa mila ezaka be avy aminao anefa fa tsy azo mora foana
Te hanao io asa io ianao?

1- Fantaro aloha ny compétences anao
2- Fantaro ny domaine tianao sy maha passioné anao
3 - Fantaro ny cible anao (dokotera, sa coach sns)
4- Fantaro ny anton'ny hanaovanao io asa io fa tsy hoe manao ny olona na hoe malaza ilay asa dia manao koa ianao 🙂🙂

Raha mila guide ianao ,
👉👉te hiroso aingana kokoa,
👉👉tsy ho lany andro amin'ny fanaovana recherche nefa tsy nahita inona inona akory amin'io sehatr'asa iray io
👉👉Te hahalala ny karazana service afaka atolotra amin'io asa io

Dia mivarotra boky momban'izany izahay :
"Réussir son debut"

20.000 ariary

Aiza ho aiza ianao izao amin'ilay tanjonao? Efa tanteraka ve? Tsy izay angamba no fanontaniana tokony apetrako fa hoe :E...
28/02/2024

Aiza ho aiza ianao izao amin'ilay tanjonao?

Efa tanteraka ve?

Tsy izay angamba no fanontaniana tokony apetrako fa hoe :

Efa manao dingana makany amin'ny tanjonao ve ianao?
Te hiasa birao ianao?
- Mandehana mandefa demande amin'ireny orinasa ireny (izay mifanaraka amin'ny fianarana nataonao mazava ho azy)

- te hanana boutique ianao ?
manangòna vola tsikelikely hatao fond dia afaka atomboka amin'ny varotra en ligne aloha 😊😊

-te hanana restaurant ianao ?
Manamboara aloha sakafo tena hitanao fa voafehinao , dia andramo amidy amin'ny mpiara monina, mpiara mianatra , mpiara-miasa . Avy eo manaraha formation mampianatra sakafo izay tsy hainao nefa tena ilain'ny olona

- Te hiasa ao an-trano nefa tsy hay hoe inona ilay asa?
Midira cyber kely indray e 😊😊 manaova fikarohana fa maro be ny asa azo atao ao an-trano ihany. 1.000 ariary eo dia efa ampy 😊( ajanona kely aloha ilay composé 🤪)

Mila ezaka avy amintsika, avy aminao ny tanjonao fa tsy tonga ho azy 🙂

Mahakasika ilay asa ao an-trano .
Tafiditra anatin'ny top 5 ny travail en ligne be karama ny Assistanat Virtuel 🙂🙂 (euro na dollars no karama satria miara-miasa amin'ny vahiny ianao fa tsy gasy)

PS: tsy clic clic io an. Fa tena asa mila fandavan-tena , mila ezaka , mila karokaroka

Fa ny vokany avy eo kosa aloha 🥰🥰🥰
ohatra fotsiny ireto teneniko ireto :
- afaka miasa n'aiza n'aiza misy anao
- Karama ambony satria eo amin'ny 500€ minimum 🙂
-afaka hoe 3h par jours ihany no miasa
- Afaka manara-maso zaza (ho an'ny maman) .......

Hoy zao ianareo hoe :
Inona izany?
Iza no afaka manao azy ?
inona avy no ilaina?
Inona daholo ny asa azo atao amin'izany!
olona ohatran'ny ahoana no afaka manao azy?
Ahoana ny fitadiavana vazaha iarahana miasa?

Inona indray no atao raha te hiditra amin'io asa io?

Mivarotra boky mahavaly ireo izahay ato amin'ny Lune de Vie 🙂🙂
Amin'ny vidiny mirary ☺️☺️

Afaka mandroso any amin'ny mp raha mila fanazavana tsara an🙂🙂

Tadidio foana fa mila ezaka avy aminao ny tanjonao 🙂🙂
Mila manao dingana tsikelikely raha te hahatratra tanjona 🙂

Mirary soa ❤️

Mila mijaly raha te ho tafita !!! Eny , tsy diso famaky ianao ka, tena mila mijaly vao tafa amin'ny fiainana 😏Tsy hatao ...
19/02/2024

Mila mijaly raha te ho tafita !!!

Eny , tsy diso famaky ianao ka, tena mila mijaly vao tafa amin'ny fiainana 😏

Tsy hatao fampitahorana izany retsy a😇😇

Ny hataonao dia mandroso foana n'inona n'inona ☺️

Ny tanjona napetrakao banjinina 🙃

Aventure anie ny fiainana e☺️ Ny omaly tsy iverina ny ampitso mbola tsy hay 😙

Foncéo au maximum ny androany

Ohatra :
Andeha handehandeha anao camping anaty ala ianareo mpinamana☺️
Fantatrao anefa fa misy bibikely any anaty ala any . Tsy iny bibikely iny no animbanao ny aventure anareo fa mitondra fanafody miaro amin'izany ianao dia miros foana ny dia

Ohatra faharoa:
Andeha anao vacance ianao , vaky pneu ny fiaranao eny an-dalana. hi abandonne ve ianao? iverina hody anao auto stop?
Non , amboarinao ny pneu anao satria efa masaka ao an-tsaina ilay tanjonao dia ny hoe hanao vacance 😉😉

Ohatr'izany ny fiainana , tsy mi abandonne raha sendra olana fa ny tanjona jerena dia vitanao io😙😙😙

Abonneo ny pagetsika dia partageo 😊😊

16/02/2024

Noho ny fangatahan'ny maro amintsika dia sady ho asiana amin'ny teny gasy no amin'ny teny frantsay ny ato amin'ny pejy 🙂🙂

Mba hanomezana fahafaham-po antsika rehetra

aza adino ny mi s'abonne 🥰🥰

"Embrassons chaque nouvelle journée avec la détermination de faire de petits pas vers nos rêves. En cette matinée pleine...
16/02/2024

"Embrassons chaque nouvelle journée avec la détermination de faire de petits pas vers nos rêves. En cette matinée pleine de promesses, je me rappelle les sages paroles de Winston Churchill : 'Le succès n'est pas final, l'échec n'est pas fatal, c'est le courage de continuer qui compte.'

Aujourd'hui, fixons-nous des objectifs concrets, même modestes, et avançons avec persévérance. Comme le disait Martin Luther King Jr., 'Si vous ne pouvez pas voler, alors courez. Si vous ne pouvez pas courir, alors marchez. Si vous ne pouvez pas marcher, alors rampez, mais quoi que vous fassiez, continuez d'avancer.'

Souvenons-nous aussi de la sagesse de Maya Angelou : 'Vous n'échouerez jamais à moins que vous n'abandonniez.' Les obstacles peuvent sembler insurmontables, mais chaque défi surmonté est une victoire.

Ainsi, engageons-nous à célébrer chaque étape, même la plus modeste, car comme le dit Confucius, 'L'homme qui déplace une montagne commence en emportant de petites pierres.' Chaque effort compte, chaque progression compte.

Que cette journée soit imprégnée de positivité et de la conviction que nos actions aujourd'hui tissent la toile de notre succès demain. Ensemble, avançons avec courage et inspiration. 💪✨ "

ASSISTANAT VIRTUEL 😍😍😍Niveau Bacc nefa te hiasa tena? Ny assistance virtuel dia sehatr'asa iray afaka ataon'ny olona reh...
12/02/2024

ASSISTANAT VIRTUEL 😍😍😍

Niveau Bacc nefa te hiasa tena? Ny assistance virtuel dia sehatr'asa iray afaka ataon'ny olona rehetra🙂

Izay service mifanaraka amin'ny compétence anao no amidinao 🙂

Maro no liana amin'izy io noho izy tsara karama 🙂 Satria manodidina an'ny 500€ eo eo farafahakeliny ny vola raisinao isam-bolana. Misy mahazo 1.000 € mahery mihintsy ary🙂

Tsy mora anefa fa mila fikirizana sy fikarohana raha te anao io asa io🙂

Tsy mora fa possible ho vitanao tsara 🙂
Tsy asa mi-clic clic fotsiny fa tena asa matotra

Fa ny tombony dia afaka miasa n'aiza n'aiza misy anao
Ianao ihany no patron anao
Ianao ihany no mandamina ny ora tianao iasana

Efa maro ny formation mapianatra azy io 🙂

Fa raha
tsy manana fotoana hanaovana formation ianao
tsy manam-bola be voatokana hanaovana formation
Mbola debutant(e) amin'io sehatra io

Natao ho anao ity boky ity

Ho hitanao ao avokoa ny zavatra rehetra mila fantarina sy mila hay ao anatin'io sehatr'asa iray io

Raha manana ity boky ity ianao dia efa afaka manomboka ny business-nao en tant qu'assistant virtuel 🙂🙂

"Reussir son début " : 20.000 ariary

Opportunité à saisir 🙂🙂 Je partage
08/02/2024

Opportunité à saisir 🙂🙂



Je partage

07/02/2024

Bienvenue sur Lune de Vie ! 🌙🌟 🌳Nous sommes ravis de t’accueillir dans notre communauté dédiée à l’inspiration, la croissance et la connexion. Ici, tu découvriras des contenus motivants, des opportunités passionnantes, et une communauté prête à t’accompagner dans tes réussites. Prends un moment pour te présenter, partager tes aspirations, et n’hésite pas à explorer les ressources que nous partageons. Ensemble, créons un espace où le potentiel s’épanouit. Bienvenue dans l’aventure !

🚀

S'Adapter au Monde du Travail 👌🤞🏻: Conseils pour la Transition de l'Étudiant au Professionnel       La grande aventure d...
07/02/2024

S'Adapter au Monde du Travail 👌🤞🏻:

Conseils pour la Transition de l'Étudiant au Professionnel

La grande aventure du monde professionnel vous attend,👊 et faire le saut de l'université à la vie active peut être aussi passionnant que découvrir un nouveau jeu vidéo. Alors, comment passer du mode étudiant au mode professionnel sans perdre de vies ? Voici quelques conseils qui vont transformer votre transition en une expérience pleine de défis et de victoires !

1 : Adoptez la Mentalité Pro 👩‍🏫👩‍🏫
Imaginez que vous entrez dans le monde du travail comme un héros prêt à affronter des missions passionnantes. Cela signifie abandonner la mentalité "étudiant cool" pour embrasser la responsabilité et devenir le champion de vos propres objectifs professionnels. Prêt à relever le défi ?

👉2 : Améliorez Vos Skills de Communication💬💬
Dans ce nouveau monde, la communication est votre super pouvoir. Passez du langage académique au jargon professionnel, apprenez à rédiger des emails qui impressionnent et perfectionnez vos compétences de présentation. C'est le moment de montrer que vous êtes un maître du langage professionnel !

👉3 : Construisez Votre Alliance Professionnelle 💍💻
Votre réseau est votre équipe, et chaque collègue est un coéquipier potentiel. Rejoignez des groupes professionnels, participez à des événements de réseautage comme si vous étiez à un festival de jeux, et connectez-vous avec des pros. Qui sait, votre futur mentor pourrait être juste un swipe loin !

👉4 : Maîtrisez la Gestion du Temps ⌚️
Dans ce jeu, la gestion du temps est la clé pour atteindre le niveau supérieur. Priorisez vos quêtes, planifiez vos journées comme si vous élaboriez une stratégie pour conquérir un donjon, et respectez vos délais comme un pro. La gestion du temps, c'est votre compétence ultime.



Abonne-toi ☺️☺️

Soyez Vous, Soyez Unique ! 🌟Dans un monde qui encourage souvent la conformité, rappelez-vous que la beauté réside dans v...
06/02/2024

Soyez Vous, Soyez Unique ! 🌟

Dans un monde qui encourage souvent la conformité, rappelez-vous que la beauté réside dans votre singularité. 🌺✨ "Tu es libre d'être différente" est plus qu'un simple mantra, c'est une célébration de votre authenticité.

Osez briller de manière unique, explorez vos idées les plus folles et embrassez chaque nuance de votre personnalité. 💖✨ Ne vous retenez pas, car c'est dans votre différence que réside votre véritable puissance.

Aujourd'hui, affirmons notre liberté d'être différents et célébrons la diversité qui rend ce monde si extraordinaire ! 🌍🌈

Taggez une personne qui inspire la différence dans votre vie. 👇💬

'êtreDifférent

Abonne Toi 🥰

25.000 arPt : 36-37 stock limité 😊😍😍
10/10/2022

25.000 ar

Pt : 36-37
stock limité 😊😍😍

🔥Pant slim marque ZARA🔥Prix:25.000 ar🔥Taille : M
12/04/2021

🔥Pant slim marque ZARA
🔥Prix:25.000 ar
🔥Taille : M

Première publication sur la paaaage😍😍😍😍❤️❤️ Combi-short façon robe 😍Taille:S/MPrix: 15.000 ArConfirmation en Mp
16/03/2021

Première publication sur la paaaage😍😍😍😍❤️❤️

Combi-short façon robe 😍
Taille:S/M
Prix: 15.000 Ar

Confirmation en Mp

08/03/2021

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lune de Vie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All