03/04/2023
📣 Fiofanana maimaim-poana!
👉 Misokatra indray ireto fiofanana teny anglisy maimaim-poana ireto, sady ampitain-davitra, no azonao arahina amin'ny fandaharam-potoana izay mety aminao na ilay antsoina hoe Massive Open Online Course (MOOC).
👉 Miisa dimy ireo MOOC misokatra androany ary azonao arahina avy hatrany:
✅ English for Business and Entrepreneurship
✅ English for Science, Technology, and Mathematics (STEM)
✅ English for Journalism
✅ English for Career Development
✅ English for Media Literacy
👉 Alamino tsara ny fandaharam-potoananao mba hahafahanao manaraka ireto fiofanana ireto. Fantaro ihany koa fa azonao arahina avokoa izy rehetra na izay mety aminao, ilàna 10-15 ora tsirairay avy ny famitana azy ireo hatramin’ny farany.
✍️ Fisoratana anarana sy fanampim-panazavana: https://www.openenglishprograms.org/MOOC
American English at State