20/03/2023
Hello tout le monde 😄😄✨✨
Heureux de vous revoir après ces quelques temps de silence
On vous remercie beaucoup d’avoir assisté à la conférence de l’entrepreneuriat à l’amphithéâtre EGS Ankatso avec Youngdev.
On remercie également MVola de cette invitation ^^
On espère que notre partage d’expérience vous aidera et vous motivera à se lancer dans votre projet.
A très bientôt 🤩
Misaotra antsika rehetra izay nanatrika ny hetsika niarahanay tamin’ny Youngdev tao amin’ny ny amphithéâtre EGS izahay.
Dia mankasatrika indrindra an’ny MVola nanasa anay ihany koa.
Manantena izahay fa hanampy anareo hanombohana ny tetik’asa anareo ianareo ny partage d'expérience izay nataonay androany