Zay Le Fiainana

Zay Le Fiainana Tongasoa!

⭕️Niala tany Mahaditra tamin'ny 12 alina ity  zazalahy kely ity , niloloha charbon hamidy ao Ambalavao. Lalana izay mire...
20/12/2022

⭕️Niala tany Mahaditra tamin'ny 12 alina ity zazalahy kely ity , niloloha charbon hamidy ao Ambalavao. Lalana izay mirefy 36km no nataony ary 4000ariary no namarotany ilay charbon iray gony kely.

Nir Raherijaona
People MG

30/11/2022

Tsodrano mbola tsis tao anatin'ny 60taona🤣😂😂🙄

29/11/2022
📌 NATOKANA HO AN'IREO VEHIVAVY MPIFOSA SY MPANELY TSAHOTamin'ny Moyen-âge (taonjato faha XVI sy faha XVII) teo nampiasa ...
28/11/2022

📌 NATOKANA HO AN'IREO VEHIVAVY MPIFOSA SY MPANELY TSAHO

Tamin'ny Moyen-âge (taonjato faha XVI sy faha XVII) teo nampiasa azy ity ny firenena sasany tany Eoropa.
Natokana ho an'ireo vehivavy mpiteny foana, mpifosa olona, mpanely tsaho izy ity, antsoina hoe "Bride bavarde"
Hajoro eny amoron-dalana mandritra ny fotoana voafetra ireo vehivavy tratran'ny fiaraha-monina toa izany.
Misy zava-maranitra kely izy ity ka raha vao mamoaka lela dia voatsaingona.

Page Tsetsatsetra tsy aritra

Laozany mampiaraka fa tsy ny voalavo no enjehina Lehiretsy 😅😂😂Ditran'izay Zaza re Zao 🙃🤭
26/11/2022

Laozany mampiaraka fa tsy ny voalavo no enjehina Lehiretsy 😅😂😂
Ditran'izay Zaza re Zao 🙃🤭

23/11/2022

Salama!! Mety ve raha vikavika na Zigzag no atao anarany Zaza, Zay vao anan janaka. Zaitra moa ny fivelomanay

Ts mila magnano vengeance zegn ,fivoarany fiainagna nao fo efa mahampy .Ataova tsaratsara ny tiô
20/11/2022

Ts mila magnano vengeance zegn ,fivoarany fiainagna nao fo efa mahampy .Ataova tsaratsara ny tiô

20/11/2022

Tsy mba mialona.
Tsy mba matahoatra.
Tsy mba mifaninana.
Efa misy fahasoavana natokana ho ahy . 😌

ny sipa pôta refa mita rano🤣🤣🤣tageo izy
18/11/2022

ny sipa pôta refa mita rano🤣🤣🤣
tageo izy

18/11/2022

Novelomin ' i Oly ,Vanintsoa ...Niaraka tamin'ny Faly sy Sinezy ary Rakoto ,Tojo Razanamamonjy no nandray feo ,Anja Ariliva nanatotosa ...Amin'eriny anio toy izao indray ny fizarana faha 2

Bonjour ,mamaly Zay tsy miavona😍
16/11/2022

Bonjour ,mamaly Zay tsy miavona😍

Mahafinaritra eryh ny mahita itony vahiny miangaly ny kolontsaina Malagasy itony 👍👍🙏💖
14/11/2022

Mahafinaritra eryh ny mahita itony vahiny miangaly ny kolontsaina Malagasy itony 👍👍🙏💖

12/11/2022

15 ans zahay tamin'izany mbola nanao olona kely tamin'ny tanimanga sy nilalao Gaogao,amin'izao 15 ans efa mahavita olona kely tena olona 🙄🤣😃😃😃💃🕺=👨‍👩‍👦

📌 MASERA MPIDOROKA RONGONY"Soeurs de la vallée" no fiantsoana ireto masera ireto, tsy hoe akory maseran'ny Fiangonana Ka...
12/11/2022

📌 MASERA MPIDOROKA RONGONY

"Soeurs de la vallée" no fiantsoana ireto masera ireto, tsy hoe akory maseran'ny Fiangonana Katolika izy ireo fa manana ny foto-keviny miavaka, any Californie any Etazonia no misy azy ireo.
Mitoka-tena ihany koa izy ireto ary tsy manam-bady, manana ny fanamiany toy ny masera ireny mihitsy.
Miady amin'ny fanjakana amerikanina izy ireto satria lazainy fa tsy mitsinjo ny madinika. Mpamboly rongony izy ireto ary midoroka ihany koa. Nilaza izy ireo fa ahazoany 1 tapitrisa dolara (4 miliara ariary mahery) isan-taona.
Efa ara-dalàna ny fivarotana sy fifohana rongony ao Californie fa saingy misy fatra tsy azo ihoarana fa lasa toy ny trafic indray raha mihoatra, tsy mahazo mihoatra ny 28,5 grama ary olona efa mihoatra ny 21 taona, tsy azo atao kosa anefa mifoka izany imasom-bahoaka fa mandoa lamandy 100 dolara.
Nanamafy i Soeur Kate, izay namorona ity
fikambanana ity fa ny fambolena rongony
no "Trinité Masina" amin'izy ireo. Ny rongony ilay ravina voatahy ary azo ahodina "huile médicinale" hitsaboana ka ahondran'izy ireo any ivelan'ny Californie.

Page Tsetsatsetra tsy aritra

11/11/2022

Rehefa hampirafy ihany dia ataovy amle olona fohy ireny raha misy mahita dia ohatra ny hoe avy nitsena mpianatra🙄

Ireo mpilalao Tantara ao @ Aceem Radio💖👍👍🙏
09/11/2022

Ireo mpilalao Tantara ao @ Aceem Radio💖👍👍🙏

Address

Mahamasina
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zay Le Fiainana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zay Le Fiainana:

Videos

Share

Nearby media companies


Other Digital creator in Antananarivo

Show All