RV agency officiel

RV agency officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RV agency officiel, Modeling Agency, gamo, ampasapito, Antananarivo.
(25)

Hbd Mr sébastien On vous souhaite bokoup d'amour , santé , reussite , et bokoup bokoup d'argent💝💝💝😘😘😘
28/01/2024

Hbd Mr sébastien
On vous souhaite bokoup d'amour , santé , reussite , et bokoup bokoup d'argent
💝💝💝😘😘😘

27/01/2024

Hivaly amin'izay ilay vavaka nandrasanao iny.

Tanterao ny nofinofinao Te ho lasa olona malaza ve enao ? Te ivoka télé sy gazety? Te ho lasa: MannequinModel photoFigur...
26/01/2024

Tanterao ny nofinofinao
Te ho lasa olona malaza ve enao ?
Te ivoka télé sy gazety?
Te ho lasa:
Mannequin
Model photo
Figurante clip

Tongava mp na antsoy ny 0382542822
Fa mbola mandray ankizy vaovao izahay

Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

Merci bokoup a ma meilleure amie pour cette mercredi jolie Nareo ku v mba manana meilleure amie ,mitondra anareo mandede...
24/01/2024

Merci bokoup a ma meilleure amie pour cette mercredi jolie

Nareo ku v mba manana meilleure amie ,mitondra anareo mandede

Merci Jaydi's epilation , la seule sallon d'épilation professionnelle ici Antananarive

Astuce oh!!! Anisany ntena manala panda am tarehy an tsika ny ankondro sy citron🍋Citron🍋Banane🍌Fampiasana azy : potserin...
24/01/2024

Astuce oh!!!
Anisany ntena manala panda am tarehy an tsika ny ankondro sy citron🍋

Citron🍋
Banane🍌

Fampiasana azy : potserina le ankondro de asina ranonina citron🍋 alona 15min de kombanina am rano matimaty

Mazoto ary mikarakara fa tena tsara b mintsy io !! Mirary soa 🥰

Tanora enao ? Liana Amin'ny tontolo ny lamaody sy filatrohana ? Te ho lasa modele photo malaza ? Tsy mifidy alavanaTsy m...
23/01/2024

Tanora enao ?
Liana Amin'ny tontolo ny lamaody sy filatrohana ?
Te ho lasa modele photo malaza ?
Tsy mifidy alavana
Tsy mifidy taona
Tongava misoratra anarana rahampitso mercredi 24 janvier 2024 Amin'ny 2h ao Amin'ny infini beauté andrefanambohijanahary, enceinte nouveau monde
Mitondra sary tapaka 2
Droit d'inscription 12000ar
Badge 3000ar
Infoline: 0382542822
Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

23/01/2024

Misy lalao azahoana credit ao Amin'ny stories ny page ao
Manasa anareo mba andray anjara

Manja ki nareo ka
23/01/2024

Manja ki nareo ka

Fans of Juventus 🖤🤍🖤
Tianah Randriamialy 💗

Gasy ka manja Sexy 😘😘😘
23/01/2024

Gasy ka manja
Sexy 😘😘😘

Cynthia 💣💥💗
Mamy Henintsoa

Inscription farany amin'ity janvier ity Te ho lasa MannequinModele photoFigurant clip professionnelMiss et Mister la plu...
22/01/2024

Inscription farany amin'ity janvier ity
Te ho lasa
Mannequin
Modele photo
Figurant clip professionnel
Miss et Mister la plus belle et le plus beau jeune d'Antananarive 4eme édition

Te ho lasa modele photo malaza ve enao ?

Tsy mifidy alavana
Tsy mifidy taona
Vita formation mahazo certificat professionnel sy contra de travail
=> Mercredi 24 janvier 2024 Amin'ny 2h katram'ny 3h ao Amin'ny infini beauté andrefanambohijanahary , enceinte nouveau monde
Mitondra sary tapaka 2
Droit d'inscription 12.000ar
Badge 3000ar
Infoline: 0382542822

Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

20/01/2024

Tompo ô omeo io olona io izay hirin' ny fony
Amen🙏

Inscription fao be Mercredi 24 janvier 2024 izao Amin'ny 2h Formation professionnel Mannequin Modele photoFigurante clip...
20/01/2024

Inscription fao be
Mercredi 24 janvier 2024 izao
Amin'ny 2h

Formation professionnel
Mannequin
Modele photo
Figurante clip professionnel

Bientot mini Miss et Mini Mister la plus belle et le plus beau jeune d'Antananarive

Izay rehetra tonga misoratra anarana Amin'ny mercredi 24 janvier 2024 io dia mahazo cadeaux bonne annee avy aty Amin'ny Rv agency officiel

Astuces ho any fanalana tavyCitron 🍋🍋 ihany no ilaina 👉 eto,atao mandritra ny 20 andro,Sady mapatanjaka izy io no mampih...
20/01/2024

Astuces ho any fanalana tavy
Citron 🍋🍋 ihany no ilaina 👉 eto,atao mandritra ny 20 andro,Sady mapatanjaka izy io no mampihena♥️♥️♥️
👉Toy izao ary ny fomba fanaovana azy 👇
👉Rano 1l sy tapany no ilaina
➡️Voasary 🍋 atao anaty rano iray litre sy tapany ary sotroina mandritra ny tontolo andro,manao afa ndray rampitso de voasary 🍋🍋 roa no atao izany we atao mitombo isanandro mandrapa tapitra ilay 20 andro zany de citron 🍋 20 no lany
🌳🌳 Mirary soa daholo ary e 😊

Ho anao zay maniry te ho lasa : MannequinModele photoFigurante clipMiss et Mister la plus belle et le plus beau jeune d'...
19/01/2024

Ho anao zay maniry te ho lasa :
Mannequin
Modele photo
Figurante clip
Miss et Mister la plus belle et le plus beau jeune d'Antananarive 4eme éditions

Tsy mifidy taona
Tsy mifidy alavana
Tongava misoratra anarana rahampitso samedi 20 janvier 2024
Amin'ny 2h ao Amin'ny kiady I madagascar amparibe, ampitan ny college de france amparibe io

Mitondra sary tapaka 2
Droit d'inscription 12000ar
Droit de formation 30000ar ny 2mois
Badge 3000ar
Vita formation mahazo certificat professionnel

Infoline : 0382842822
Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

Tongava mitsidika Fa ho manja be nareo mivoka ao
18/01/2024

Tongava mitsidika
Fa ho manja be nareo mivoka ao

Te ho lasa : MannequinModele photoFigurante clip Malaza eto antananarivo ve ianao ? Ho tanterahinay ny nofinofinao Tonga...
18/01/2024

Te ho lasa :
Mannequin
Modele photo
Figurante clip
Malaza eto antananarivo ve ianao ?
Ho tanterahinay ny nofinofinao
Tongavatra misoratra anarana Amin'ny samedi 20 janvier 2024 izao Amin'ny 2h ao Amin'ny kiady I madagascar amparibe, ampitan ny college de france amparibe io
Mitondra
Sary tapaka 2
Droit d'inscription 12000ar
Droit de formation 2 mois: 30.000ar
Badge 3000ar
Infoline 0382542822

Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

❤️Ty ndray misy astuce kely hoan'ireo marary vavony💥💥, na efa tena grave misy fissure aza (Ulcère d'estomac)N.B:🌿🌿🍀 Tsy ...
17/01/2024

❤️Ty ndray misy astuce kely hoan'ireo marary vavony💥💥, na efa tena grave misy fissure aza (Ulcère d'estomac)

N.B:🌿🌿🍀 Tsy mety @ bevohoka fa mahafa-jaza

🍀Ireto avy no ilaina:

👉Thym 1 bouquet 🍁🍁( fatorana 1, eny anana rehetra misy azy. Na maina na lena Mety foana)🍁🍁
👉Rano mangotraka 2 vera🥛🥛💦💦

🌿🍀Fanaovana azy, alona ao anaty rano nangotraka 3💦💦 hatramin'ny 5 minitra ilay bouquet de thym, izany hoe mbola mamay be iny no lomana , avy eo esorina dia sotroina rehefa matimaty. Sotroina miaraka ny rano 2 vera 🥛🥛teo.

💥Ho itanao fa hiverina ho salama tsara ny vavoninao.💥

NB:💫💫 Indraimandeha(1×) ihany no atao fa tsy averimberina. Azo averina ihany anefa raha sendra miverina marary any aoriana.💫💫

Mirary soa ary dia mba zarazarao mba hahasoa ny hafa merci ❤️

Tanora enao ? Lahy na vavy? Eto antananarivo? Te ho lasa Modele photo na figurante clip malaza ? Tsy mifidy taonaTsy mif...
16/01/2024

Tanora enao ? Lahy na vavy?
Eto antananarivo?
Te ho lasa Modele photo na figurante clip malaza ?

Tsy mifidy taona
Tsy mifidy alavana

Inscription en ligne
Antsoy ny 0382542822
Droit d'inscription 12.000ar
Droit de formation 2 mois :30000ar
Badge : 3000ar
Vita formation mahazo certificat professionnel, ary izahay no miezaka mijery contra de travail hoanareo

Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

💕Fahagagana ho anao ity herinandro ity amin'ny anaran'i JESOSY!Vahao izay olána tianao ho vahána fa tena mivaha tsara iz...
15/01/2024

💕Fahagagana ho anao ity herinandro ity amin'ny anaran'i JESOSY!
Vahao izay olána tianao ho vahána fa tena mivaha tsara izany,

💕Manána finoana mandrakariva,
Aza mora hakivian'ny olona na olána.
Fa manana ANDRIAMANITRA mahery ianao,
Afaka mampandresy anao na inona na inona karazana ady eo anatrehanao.





(( ZARAO RAHA SITRAKAO ))

Tanora ve enao ? Lahy na vavy? Te ho lasa MannequinModel photoFigurant clip professionnelMiss et Mister 2024 Ny ato Amin...
15/01/2024

Tanora ve enao ? Lahy na vavy?
Te ho lasa
Mannequin
Model photo
Figurant clip professionnel
Miss et Mister 2024

Ny ato Amin'ny dia avokanay télé sy portrait Amin'ny gazety ny ankizy rehetra ato Amin'ny agence

Vita formation mahazo certificat professionnel

Mercredi 17 janvier 2024 izao dia manao inscription en ligne izahay
Ka antsoy ny 0382542822
Droit d'inscription 12.000ar
Badge 3000ar
Droit de formation 2 mois : 30000ar

Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif 💝💝💝💝

14/01/2024

Fo manolotra no zavadehibe

Mirary soa hoantsika rehetra

Amin'ny anniversaires ny pdg Rv agency officiel zay hoavy tsy ho ela
Ataonay maro2 ny credit ho zaraina

Fa ireny aloha no nananay dia zarainay tam fo

Izay rehetra mahazo azafady mba ataovy capture d alefao ao Amin'ny commentaire , mba ho hitan'ny rehetra fa lalao madio ...
14/01/2024

Izay rehetra mahazo azafady mba ataovy capture d alefao ao Amin'ny commentaire , mba ho hitan'ny rehetra fa lalao madio ny atao tsika

Bnui et bo rêve daholo

14/01/2024

Iza daholo no mila credit zao ???

13/01/2024

Ho anareo tanora lahy na vavy
Te ho lasa olona malaza
Te ho lasa
Mannequin
Modele photo
Figurante clip
Tongava misoratra anarana androany Amin'ny 2h ao Amin'ny kiady I madagascar amparibe, ampitan ny college de france amparibe io
Infoline: 0382542822

12/01/2024

Aza adino rahampitso ny inscription fidirana membre vaovao ato Amin'ny agence
Samedi 13janvier 2023 a 14h
Ao Amin'ny kiady I madagascar amparibe, ampitan ny college de france amparibe io
Mitondra sary tapaka 2
Droit d'inscription 12000ar
Droit de formation 30000ar ny2 mois
Badge 3000ar

Miova be ato Amin'ny agence Amin'ity 2024 ity satria :
Dia avokanay Amin'ny télé sy portrait gazety ireo ankizy rehetra ato Amin'ny agence
Ary ezahanay omena contra de travail daholo ny ankizy rehetra

Infoline: 0382542822
Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

Sao dia tara enao io an Rahampitso asabotsy 13 janoary 2024 ny fisoratana anarana raha te iditra membre vaovao ato Amin'...
12/01/2024

Sao dia tara enao io an

Rahampitso asabotsy 13 janoary 2024 ny fisoratana anarana raha te iditra membre vaovao ato Amin'ny Rv agency officiel enao
Amin'ny 2h ao Amin'ny kiady I madagascar amparibe, ampitan ny college de france amparibe io
Mitondra sary tapaka 2
Droit d'inscription 12.000ar
Droit de formation 30.000ar (2 mois )
Badge 3000ar
Vita formation mahazo certificat professionnel sy zay no mitady contra de travail hoanareo
Infoline 0382542822

11/01/2024

TSAROVY FA:
IANAO DIA NATERAKA HO MPANDRESY🎊🙏

Nareo sisa no endrasanay 😍😍😍Ho anao zay te ho lasa MannequinModels photo homme /femme Figurant clip professionnelMiss et...
11/01/2024

Nareo sisa no endrasanay 😍😍😍
Ho anao zay te ho lasa
Mannequin
Models photo homme /femme
Figurant clip professionnel
Miss et Mister 2024
Tsy mifidy taona
Tsy mifidy alavana
Tongava misoratra anarana Amin'ny samedi 13 janvier 2024 izao Amin'ny 2h ao Amin'ny kiady I madagascar amparibe
Mitondra sary tapaka 2
Droit d'inscription 12.000ar
Badge : 3000ar
Droit de formation 2mois : 30000ar
Vita formation mahazo certificat professionnel sy zay no mijery contra ho anareo
Infoline : 0382542822

Rv agency officiel
Votre rêve, notre objectif

09/01/2024

🔴 Ho tanteraka daholo anie ny fanirianao @ ity 2024 ity

Ity ilay nandrasanareo rehetra eto antananarivo=> Inscription 2024 Ho anao tanora lahy na vavy te ho lasa model photo ma...
09/01/2024

Ity ilay nandrasanareo rehetra eto antananarivo

=> Inscription 2024
Ho anao tanora lahy na vavy te ho lasa model photo malaza
Na
Mannequin
Figurant clip professionnel
2mois ny formation, isakiny samedi aprm Amin'ny 2h , vita formation mahazo certificat professionnel

Tsy mifidy taona
Tsy mifidy alavana

Tongava maro Amin'ny samedi 13janvier 2024 Amin'ny 2h ao Amin'ny kiady I madagascar amparibe

Mitondra sary tapaka 2
Droit d'inscription 12.000ar
Droit de formation 2 mois : 30000ar
Infoline 0382542822

Address

Gamo, Ampasapito
Antananarivo
101

Telephone

+261326133978

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RV agency officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Nearby media companies


Other Modeling Agencies in Antananarivo

Show All