YNAH RAH Agence

YNAH RAH Agence Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from YNAH RAH Agence, Modeling Agency, TANANARIVE 101, Antananarivo.

30/06/2022

Mahafantatra mpanan-karena ve ianao?

Iza no olona mpanan-karena indrindra fantatrao?

Raha teneniko ianao hoe: "possible manan-karena noho io olona hitanao io koa anie ianao e"

Hinoanao ve izay teniko izay?

Raha tsy mino ianao dia aza vakiana intsony ny tohin'ity lahateniko ity.

______________________________________________

Te ho mpandraharaha ve ianao, inona no tokony ho ataonao voalohany?
Te hanangana orinasa ve ianao, inona no dingana voalohany tokony harahinao?
Te hanan-karena ve ianao, aiza no lalana mankany?

Afaka ny ho tonga mpandraharaha ve na dia kely diploma aza?

Ry tanora malala, fantatro fa be dia be ny baraingo mifamezivezy ao an-tsainao... manana iray andro manontolo hihainoana ahy ve ianao?
Iray andro mety hanova ny tantaram-piainanao?

______________________________________________

Ry mpandraharaha namana, ry fondateur, ry PDG... ampy anao ve ny isan'ny orinasanao?

Ampy anao ve ny haben'ny orinasanao?

Ampy anao ve ny chiffre d'affaires raisin'ny orinasanao ?

Tsy maintsy eo foana ve ianao zay vao mihodina ny orinasanao?

Fa maninona no misy olona mahatsangana orinasa 250isa Γ  32ans dia maninona ny orinasanao no 1 sy 2 fotsiny hatramin'izao?

Fa maninona no misy orinasa mampiditra mpiasa vaovao foana dia ny anao tsy mihoatran'ny roapolo ny mpiasa ao aminao hatramin'izao?

Fa maninona no tsy manam-potoana mihitsy ianao hanaovana "vacances"? Ny mpandraharaha sasany nefa afaka manao "tour du monde"??

Ry namako, manana ny valiny amin'ny fanontanianao aho.
Ry namako, manana technique hahafahanao mahomby aho

Tsy "chance" sy kisendrasendra tompoko ny fahombiazana fa misy antony foana ao matoa mahomby ny olona iray...
Ary ny tenako dia hamboraka an'izay antony izay aminao raha mety ianao...

Raha mbola mino ianao fa afaka ny hahomby, sy vonona ny hianatra mba hahomby dia amboary ny fotoanana amin'ny sabotsy 30Jolay ao amin'ny HΓ”TEL le PalΓ©tuvier TULEAR

πŸ‡ΊπŸ‡Έβ€
29/06/2022

πŸ‡ΊπŸ‡Έβ€

Hello  guysπŸ₯°β€
13/06/2022

Hello guysπŸ₯°β€

πŸ‘ŠβœŒ
18/05/2022

πŸ‘ŠβœŒ

15/05/2022
15/05/2022
15/05/2022

❀

Address

TANANARIVE 101
Antananarivo

Telephone

+261325135316

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YNAH RAH Agence posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Modeling Agencies in Antananarivo

Show All