Serasera Mada

Serasera Mada serasera.Madagasikara

Iangavina ny rehetra hanamarina ireo bulettin rehetra fa izay tsy misy numero de serie dia tsy izy, ary izay ambina bule...
17/11/2023

Iangavina ny rehetra hanamarina ireo bulettin rehetra fa izay tsy misy numero de serie dia tsy izy, ary izay ambina bulettin dia tsy amarino rah mitovy,
Marihana fa fifidianana nataony rajoel irery ihany iny afa tsy ny candidat rehetra.

Izy irery no nanao prpagande fa tsy ny rehetra.

Fokotany fantôme, mpifidy fantôme...Misy fikambanana tmh, tgv, ifi, sns... Any anaty bureau de vote any MANGALATSONIAMIV...
16/11/2023

Fokotany fantôme, mpifidy fantôme...
Misy fikambanana tmh, tgv, ifi, sns... Any anaty bureau de vote any MANGALATSONIA
MIVERINA MIFIDY IN4 NA IN'5
IZY SAMY MPIKAMBANA NO MIODIKODINA EO NO MAMENO URNE FA TSY MISY MPIFODY JEREO AKAIKY IZAY ANY AMIN'NY FOKONTANY MISY ANAO ANY.

15/11/2023
15/11/2023

Aza mandany andro mifidy izany fa urne efa feno vato precocher, PV efa vita, LOGIEL PREDATOR ampiasainy CENI ka sasapona enao.

Candidat n3 naniraka zandary nisambotra ny candidat n6... Mazava zao fa i rajoel no mbola mibaiko ny fitondrana misy any...
14/11/2023

Candidat n3 naniraka zandary nisambotra ny candidat n6...
Mazava zao fa i rajoel no mbola mibaiko ny fitondrana misy any madagasikara,

Tsy nanao passation rajoel, nametra antsokosoko ny jeneraly bomba
Manaiky ny zavamisy sy mijery fotsiny ny ceni ka izay ny tsy anekena izao fifidianana izao.

VOAMARINA FA OLONA 10 NO NAHAZO CONVOQUÉ ANY LONDRE ARY ANISAN'IZANY RAJOEL...

MILA HANDRAUSANY VAHOAKA FEPETRA IZAO ARIVA IZAO IO FISAMBORANA CANDIDAT IO.

Nahazo convocation any londre ny 30 novembre i rajoel noho ny afair, sy kolikoly avolenta maro, ary naniraka any romy vo...
13/11/2023

Nahazo convocation any londre ny 30 novembre i rajoel noho ny afair, sy kolikoly avolenta maro, ary naniraka any romy voos,

Io resaka io an'isany hanaovany amboletra ilay saintsarimpifidianana ny 16 zao,

Ambara amin'ny vahoaka eto fa noho io antony any londre io no hanereny sy hividianany olona ary anaovany buletin precocher sy urne efa veno vato ary logiciel afenina, ampiasainy ceni efa misy vokatra amzao.

Manao fomba rehetra izy satria higadra,

Tsara ny manamarika fa tribonaly a'y londre tsy azony anaovana didijadona, izy raha teo vaza fa ts gasy..

Ka noho izany asory tao antsiana ilay 16 novembre fa tsy misy fifidianana.

Rajoel... Ankoatrany maha vazah azy, dia dahalo ambony latabatra,Nandika lalampanorenana, nandika lalana maro...Anisan'i...
12/11/2023

Rajoel... Ankoatrany maha vazah azy, dia dahalo ambony latabatra,
Nandika lalampanorenana, nandika lalana maro...
Anisan'izany ireto:
Rajao nanao famindram-pahefana tamin'i rivo rakotovao izay filohany antenmierandoholona.
😡😡Fa i rajoel dia TSY nanao fifamindrampahefana taminy herimanana razafimahefa, fa mbola mandika lalampanorenana.
Nanao amboletra nametra an'i jeneraly bomba.
D io indray fa nanongana an'i PAN...
Mampiasa fitaovampanjaka anaovana propagande(asoriny ny numero ny fiara)
Tsy fandiovana fotsiny no ilaina fa fandroahana tsy misy atakandro an'i rajoel ary famerenany ireo harempirenena nangoniny hoazy aty europe.

Lazainy fa carte bancaire indray ity karatra kely orange ity 😂😂😂Io indray no amitahana olonaAndraisana identiten'olona a...
10/11/2023

Lazainy fa carte bancaire indray ity karatra kely orange ity 😂😂😂
Io indray no amitahana olona
Andraisana identiten'olona any mbanivohitra
Lazaina fa androtsahana vola hono rehefa lany izy😂😂. Ny tena ma nefa amoronana PV fosika...

Etsy ankilany sary faharoa misy an'i toto lala be molotra... Fitahina toizao ilay vahoaka, buletin fosika tsy misy sarina candidat afatsy rajoel ary io no paritaka amitahana olona.

Samia manentana sy mba mifanoro ny zavmarina eny amin'ny toerana ambanivotra any fa tena voafitaka tanteraka ireny havanao ireny amin'ny zavtra ataon'ireto dahalo n3 ireto...

TSARA AMPAHATSIAHIVANA FA TSY AFAKA TANTERAHINA 16 NOVEMBRE ILAY FIFIDIANANA,. AZA MIHAINO RESAKA ANKOATRA IZAY SATRIA HISOHANA KOROTANA SY ZAVATR METY HITRANGA.

Tsy nisy resaka ary tsy nisy nosamborina ireo tmh, iraka tgv namotika sy nanimba  fiara...Fa olona tsy naninona tsy nani...
09/11/2023

Tsy nisy resaka ary tsy nisy nosamborina ireo tmh, iraka tgv namotika sy nanimba fiara...

Fa olona tsy naninona tsy naninona lazaina fa nitoraka heliko anefa nosamborina, i lalatina be molotra izany no tena tao ambadikireo afera rehetra any madagasikara.

Inona no atao azy raha ny hevitrao mpanara'baovao...

09/11/2023

Efa tsy ilainy olona, maromaroa ny tahaka izao
Rangaitra i toto lala... Ianao mihitsy no miaraka migadra amin'ny rajoel...
Ily fifidianana tsy raikitra😅😂

08/11/2023

Avy nitifitra olona ny zandary sy polisy any madagasikara dia namotsotra ireo gros bras nitoraka tany mahamasina,
Mody nosamborina nefa olona nirahiny zandary ihany...

Ny depute fetra kosa dia nitshina teo amin'ny lohany.

Aparitao

06/11/2023

Zao le n3 rehefa tsy misy artiste bojo sy teeshirt😂😂😂 mamita'tena 😂😂
Aza adino mi'abonné sy mi 'partage fa omenao video tsy fahitanareo fona. Any madagasikara any

Nijabaka rajoel, ny jeneraly bomba sy ry lalatina nisambotra Candidat Jean Jacque Ratsietison 😂😂 vao maika tsy raikitra ...
06/11/2023

Nijabaka rajoel, ny jeneraly bomba sy ry lalatina nisambotra Candidat Jean Jacque Ratsietison 😂😂 vao maika tsy raikitra ny fifidianana...
😂

05/11/2023

Zandary, Rafitra iray tsy ilainy malagasy, RAFITRA NAPETRAKY NY FRANTSAY HANJANAHANA FIRENENA IRAY.

MILA FOHANANA, ASORINA MIARAKA AMIN'NY RAFITRA FRANTSAY...

POLISY MIARAMILA TOA NY FIRENENA REHETRA IHANY DIA AMPY.

RAHA MBOLA MISY IO RAFITRA IO DIA TSY HANDROSO MANDRAKIZAY NY FITENENAANY MADAGASIKARA ANY...

IREO NO MANATANTERAKA NY BAIKO NY FRANTSAY, IREO NO MANJAKAZAKA ANY AMIN'NY TOERANA MARO FOKOTANY REHETRA ERAK'I MADAGASIKARA. IREO NO MAHATONGA NY HAREMPIRENENA MIVOKA.
IREO NO MAMPITOMBO 'Y KOLIKOLY AMINY SEHATRA REHETRA, ATRENY AMINY LALANA...

FARANY IREO IHANY NO MAMPANOFA BASY HO ANY DAHALO,
MPAMONO OLONA IREO.
Tongava saina ianareo vahoaka any fa IREO NO TENA MANDANY VOLAMBAHOAKA BE INDRINDRA.

04/11/2023

Milisy karamain'ny rajoel sy ravatomanga ireto.
SAMBORY RAJOEL DIA MILAMINA NY FIFIDIANANA SY FIRENENA

Sambory rajoel dia alaivo ary averina aminareo vahoaka daholo ny harempirenena sy volambahoaka nalainy niaraka aminy ireo karama

Maninona moa raha alainareo vahoka ireo volambahoaka sy ireo fnanany malagasy lasany rajoel ireo e, afera maloto fanondr...
02/11/2023

Maninona moa raha alainareo vahoka ireo volambahoaka sy ireo fnanany malagasy lasany rajoel ireo e, afera maloto fanondranana bois de rose, volamena, io vola anaovany propagande io.
Roasina any daholo ireo karana ireo ary zarana hoany mlagasy daholo ny harena anjakzakan'ireo...
💰Volany vahoaka malagasy ireo.
Ampahantrainy rajoel ianareo avieo tambatambasany koveta sy vary 10kg
IZY NEFANY MANANGONA NY HAREMPIRENENA ANY IVELANY, DUBAI, SUISSE, FRANCE... SNS.
💰TSY FANTATRY NY MALAGASY IZNY SATRIA AFENINY MAFY ARY IZAY NO ANTONY HIMONOPOLISE NY MEDIA.
APARITAO.

Ny olona tereny rajoel hanotrona azy, karamainy rahonany, ary taominy amin'ny toerana andehanany..IRETO SARY IRETO DIA F...
29/10/2023

Ny olona tereny rajoel hanotrona azy, karamainy rahonany, ary taominy amin'ny toerana andehanany..
IRETO SARY IRETO DIA FITARAINANA AZO, ZAVAMISY IAINANY CHEF CISCO, DREN SNS ANY AMIN'NY TORANA MARO ERAKY MADAGASIKARA.

MARO NO MANAIKY TSY FIDINY SATRIA MAHAZO MENACE AVY AMINY RAJOEL SY NY ZANDARY.

ANKOTRANY TSINDRY MARO DIA RE KOA IZAO FA NOTSOAHINY FITONDRANA JENERALY BOMBA SY RAJOEL TAO AMINY CANAL+ IHANY KOA NY KOLO TV...

MONOPOLE TANTERAKA NY MEDIA, AOKA ISIKA VAHOAKA TSY HANAY ANAOVANA MENACE SY SOTASOTA
TOIZANY.
IZAHAY ATY IVELANY MANOME VAOVAO ANAREO HATRANY KA APARITAO, PARTAGE ATAO HITANY REHETRA.

Ny zavatra misy antony tsy hanekena fifidianana, Tsy mila mpanitsakitsaka lalanaTsy mila vazahaTsy mila hcc sy ceni amad...
29/10/2023

Ny zavatra misy antony tsy hanekena fifidianana,
Tsy mila mpanitsakitsaka lalana
Tsy mila vazaha
Tsy mila hcc sy ceni amadiky cedic...
TSY MISY FIFIDIANANA MANDE EO RAHA MBOLA MANDIKA LALANA NY OLONA TSY MAHAZO MIMATSAKA TOA AN'I RAJOEL IZAY TSY MALAGASY INTSONY.

MATOA TSY MANAIKY FIFIDIANANA MADIO DIA MATAHOTRA,

MANAO TERY VAIMANTA ILAY FIFIDIANANA SATRIA, HAMERIMBOLA NOLANINA PROPAGANDE,
MATAHOTRA NY RAHARAHA MARO MAHAVOASARINGOTRA AZY, ANY MADAGASIKARA SY ATY IVELANY...
MANENTANA ANTSIKA REHETRA VOAKASIKA MBA HAMETRA FITORIANA ATY AMINY PAC INTERNATIONALE FA TSY AZONY ANAOVANA KOLIKOLY ATY😲😅

O ry lalatina rakotondrazafy be molotra a...Mandika lalampanorenana i rjoel. Zay fotsiny fa tsy mila blablabla anao. Art...
23/10/2023

O ry lalatina rakotondrazafy be molotra a...
Mandika lalampanorenana i rjoel. Zay fotsiny fa tsy mila blablabla anao. Art 42,
Tsy misy hoe ra sy resaka taranaka. Fa nangataka nationalite,tsy ilay antony koa no mcompt fa ilay izy nangataka azy...
Ary mbola mametraka izahay, aza anjakazakainao ny rnm sy tvm ary ny media sao hinanmnn... Alefaso tonga any ampototsofiny io mpiady antsena mitabataba isananandro io izany...
Efa sspr aminao ny vahoaka fa ataovy fona e...
Mampiady anareo vahoaka any madagasikara any

22/10/2023

Mbola vola maloto koa no nividianany ilay predator...

Mba saino kely...13million d'euro nividianany logiciel hitsikilovana vahoaka sy hanagalarana sy hamorsena fifidianana,Ka...
21/10/2023

Mba saino kely...
13million d'euro nividianany logiciel hitsikilovana vahoaka sy hanagalarana sy hamorsena fifidianana,Karamany mpampianatra tsy voaloha, bours tsy voaloha, rayamandreny no asaina manakarama mpampianatra eny @ epp lazaina fa manarape'itra hono...

Volambahoaka hividianany logiciel hanaakanana fanehoankevitra....
Volambahoaka no nividianany hélicoptère miisa 5 be izao izay mifangaro vola maloto,sy famotsimbola... Delestage isanandro... D mbola mampanantena sy mamitaka fona

Mba saino oe matoa ianao tereny hanohana azy d hanoizany ny tamajotra MFIA Tarihiny rajoel sy ravatomanga...

Efa mikendry zavtra ratsy ny  taman-jotra MAFIA any madagasikara.Ravatomanga, rajoel, sy ireo zandary, ary karana sy fra...
20/10/2023

Efa mikendry zavtra ratsy ny taman-jotra MAFIA any madagasikara.
Ravatomanga, rajoel, sy ireo zandary, ary karana sy frantsay maromaro,

Ity nambarany kanadiana iary tao aminy BBC. Ry zareo dia mahafantatra io tambajotra mahatonga io fanjakana mafia io mibodo toerana sy manao sarintsarim-pifiadianana...

Misy milisy kramainy lalatina sy rajoel hamono sy hametrka bomba any faravohitra. Samia mailo fa mitady hamono olona ny ...
19/10/2023

Misy milisy kramainy lalatina sy rajoel hamono sy hametrka bomba any faravohitra. Samia mailo fa mitady hamono olona ny zandary sy milisy ary gros bras...

Tsy misy mividy ny entan'ireo mpivarotra nozaraina elo Oranzà ka velon-taraina izy ireo. Miantraika amin'ny asany tsirai...
19/10/2023

Tsy misy mividy ny entan'ireo mpivarotra nozaraina elo Oranzà ka velon-taraina izy ireo. Miantraika amin'ny asany tsirairay ilay loko mitondra loza...
Efa manomboka leo tanteraka ny mpiarabelona...
Tsy mila vazaha, mpandainga, mpamitaka, manararaotra vahoaka... Sady mpamono vahoaka...

18/10/2023

NY DELESTAGE, JIRO SY RANO TAPAKA TSY VOAVAHAN'I RAJOEL NEFA VOLA ANAOVANA PROPAGANDE HITANY.

Araky ny loharanom-baovao manerantany dia anisany nividy ilay logiciel "Predator"I rajoel, entiny hanaovana ny asa ratsy...
16/10/2023

Araky ny loharanom-baovao manerantany dia anisany nividy ilay logiciel "Predator"
I rajoel, entiny hanaovana ny asa ratsy rehetra mombany réseaux sociaux, io fifidianana ataony amboletra io. Izay antony iray lehibe ampiasainy an'io.
Tsy afaka hiala iza na hoaisa na hoaiza stria. Izy mihitsy no nividy azy io.
Miandry ny tohiny isika stria miha mirehitra ihany ny afo natsangany...

Ahona moa no hilaminany fifidianana.Tsy vitany efa vazah, mbola manao karampanondro sandoka, ny karampifidianana zany ts...
15/10/2023

Ahona moa no hilaminany fifidianana.
Tsy vitany efa vazah, mbola manao karampanondro sandoka, ny karampifidianana zany tsy misy dikany itsony. D hiarahamahita eo rah hisy anaiky mora eo...
Fizarana vola etsy sy eroa...😂😂😂

13/10/2023

Izao ilay toetra, fomba, fisainanan'i rajoel sy ny mpomba azy, vadin'i raoldina,
TGV, THM, Upar,sns...

Ny olona mandinika sy misaina ihany no mahatakatra ny tiana ambara... 😂 Afaka marary fo sy manopa enao rah tsy zakanao.
12/10/2023

Ny olona mandinika sy misaina ihany no mahatakatra ny tiana ambara... 😂 Afaka marary fo sy manopa enao rah tsy zakanao.

Nataony jeneraly bomba efa retirety bontoloha ny fanonganana ny filohan'ny senat,Nataony otrany taminlny 2009.Manjakazak...
12/10/2023

Nataony jeneraly bomba efa retirety bontoloha ny fanonganana ny filohan'ny senat,
Nataony otrany taminlny 2009.
Manjakazaka tanteraka ny zandary, ny frantsay satria rafitra napetraky ny frantsay io.
Mila mandray andraikitra ny tafika manoloana ny zandary izay sady namono miaramila sy civily... Manonga'mpanjakana

Lasa lohamboto ity revy ity ka aza gaga raha hisy ady antrano atsy hoatsy
Satria efa miantsy ady isaky ny elankelantrano ny mpomban'i rajoel alika....

Rahonana ny mpiasampanjakana rehetra.Ny mpampiantra anaovana menace tsy maintsy manohana an'le dahalo manao propagande i...
12/10/2023

Rahonana ny mpiasampanjakana rehetra.
Ny mpampiantra anaovana menace tsy maintsy manohana an'le dahalo manao propagande iny rah tsy izany d voaroka na hamoronana dossier eny aminkny fitsarana...
Mailo ianreo mpiasa any rehetra any fa ny lehobenareo avy efa mahazo pression...
Hisy faty olona be atsy hoatsy rah mbola mitoy ny pression isankarasany.
Hifamono ny samy malagasy...

Ny hcc izay firantsarana avo indrindra aza vitany ny manao hosoka azy(nationalite) , ka izay bureau de vote kely, fokota...
11/10/2023

Ny hcc izay firantsarana avo indrindra aza vitany ny manao hosoka azy(nationalite) , ka izay bureau de vote kely, fokotany kely, na izay ceni akamakama ary no tsy anaovany halatra.
Olona efa mafia, mpaniraka dahalo remenabila, zatra barofo.
Mahavita manokortana hetsika, maniraka gros bras sns...
Tsy misy rajoel afamaina amin'ny ratsy vitany zany eo...

10/10/2023

Mb manao toa an'i bebe, ato anatin'ity video oty. "Tsy mila an'i andry rajoel intsony" hoy izy
Leo vazah ny olona

10/10/2023

Ampamoka, norahonany andry rajoel sy tao andapa ny filohany senat.
Aparitaho

IBrahim Traoré : manazava ny zv misy eto Madagasikara tao amin'i Télévisionmpanjakana Burkina Faso Tamin'ny andron'ny fa...
08/10/2023

IBrahim Traoré : manazava ny zv misy eto Madagasikara tao amin'i Télévisionmpanjakana Burkina Faso

Tamin'ny andron'ny fanjanahantany Dia izay olon'ny frantsay ihany no mahazo mamory vahoaka MBA hilazana baiko na hitokanana zavabita toy n'y tetezana, sekoly.

Fa raha vao ny Tia tanindrazanay Afrikana no mamory vahoaka na mikabary ao antanindrazany Dia antsoina hoe Mpikomy, , mpanakorotana, ( rebelles, perturbateurs, , )

Koa aoka tsy hihemotra intsony isika fa ra izao fomba fiadin'ny mpanjanantany izao KO havela hitohy d handositra hiala io tanindrazany Io enw atsy ho atsy , toy ireo vahoaka maro bé mitsoaponenana makany Europa, Ary dia ho mpanadio tranon'ireo Européens ireo no sisa hiafaran'ny Afrikana rehetra fa ireo Européens ireo indray no hifindra monina eto MBA handroba n'y harena eto,

Nanomboka i Mali, nanao Izahay Burkina Faso,, etc , manomboka i Madagasikara ankehitriny, tsy mora ny ady kanefa rehefa manampiniavana Dia handresy hianareo Ary mbola ho tafavoaka noho Izahay Burkina Faso hianareo malagasy ra ny habetsaky ny harena ao aminareo no jerena

Afrika ho lasa firenena mandrosoa no tanjona toy izay fikasan'i raharahy Kadhafi novonoina nohon'ny fitiavana an'i Afrika
PARTAGEO

19472023Matoa miafina d vonona ny hamono olonaMatahotra ny valifaty amin'ny vady amanjanaka anagaha no manao cagoule ry ...
08/10/2023

1947
2023
Matoa miafina d vonona ny hamono olona
Matahotra ny valifaty amin'ny vady amanjanaka anagaha no manao cagoule ry zandary mpamono olona.
Rafitra mpanjanaka

Mitombo ihany ireo olona nodarohiny zandary sy polisy izay baiko avy aminy rajoel sy ravatomanga,Izay nomeny 2milliard a...
07/10/2023

Mitombo ihany ireo olona nodarohiny zandary sy polisy izay baiko avy aminy rajoel sy ravatomanga,
Izay nomeny 2milliard ar
Satria rah ts tanteraka ny fifidianana amboarimboariny izy ao andapa dia migadra i rajoel.
Noho ilay kolikoly avo lenta aty londre.
Ilay manao solomaso io no tompony fibaikona eny antoerana.
Iretsy manafin tava iretsy no mpanatnteraka.

Io ilay nolazaina hoe manafina tarehy, manafina endrika fa amono olon ny zandary sy polisy,namono olona ary nisambotra s...
07/10/2023

Io ilay nolazaina hoe manafina tarehy, manafina endrika fa amono olon ny zandary sy polisy,namono olona ary nisambotra sy nanoditosika ary nanopa olona ireto zandary sy polisy ireto.

Mb miraisa hina e aza avela hanantona anareo.
Efa aparitakay aty ivelany aty ny zavtra aton'ireo...

Address

Arena
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Serasera Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Antananarivo media companies

Show All