13/11/2024
Ho anao mitady vadin'asa ah ? Na koa hoe itady asa fivelomana ? Sa tsy mety mandeha mihintsy ny varotra anao ?
Ny fanaovana BOOST dia afaka atao ASA na VADIN'ASA raha toa ka voafehy tsara. Manampy be anao amin'izany ity formation ity.
Mety amin'ny olona rehetra izay maniry ny hampiroborobo ny orin'asany sy ireo izay te hanangana business vaovao na ihany koa ho an'ireo mpanao "vente en ligne" sy ny artiste, influenceur, ...
Ireto avy no hitanao ao anatin'ity formation ity :
✅Définition du BOOST
✅Création d’un compte et d'une page professionnelle
✅Création d'une carte VISA virtuelle
✅Les règlements publicitaires
✅Lancement d’une campagne publicitaire
✅Ciblage client avancé
✅Réponse automatique
✅Contrôle d’une campagne publicitaire
✅Business BOOST
🎁Misy torohevitra marobe ahafafanao manatsara ny BOOST ataonao.🎁
TSY MAINTSY MAHAY IANAO ary MAHALEO TENA TANTERAKA rehefa avy manao ity formation ity.
Fandrio aingana aza ny andro mapalalaka anao fa vonona ny ho any aminao izahay , midira aingana hafatra miafinana na atsoy ny laharanay
📞Téléphone :
038 20 129 64 / 033 75 052 41