Sergiot Rhmnn

Sergiot Rhmnn Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sergiot Rhmnn, News & Media Website, Antananarivo.

18/09/2022

Ny tena fitiavana ❤

Anatintsika tsirairay izay mitoetra amin'ny fo no hitoeran'ny fitiavana ; matetika ny ataontsika sy ny ataon'ny hafa amintsika no manimba io fitiavana io .
Te hitia nefa matahotra .Te hitia nefa tsy vonona .
Satria nahoana ??
Ilay fitia tsy mahatoky intsony,
Ilay fitia misalasala .
Koa raha te ho tiana : Manomeza fitiavana madio , fitiavana vokatry ny fo , fitiavana hahasambatra , fitiavana hifaliana .
Tsy natao fahoriana ny fitiavana fa hasambarana .
Ampifaly antsika ny fitiavana eny na anatin'ny aretina isika na anatin'ny manahirana .
"Na dia alokin'ny fahafatesana aza tsy maharesy ny fitiavana"

....Aona no ataoko hitia ?.•Voalohany ny tena fitiavana 💖 dia tsy misy tombontsoa manokana .•Ny tena fitiavana dia fahas...
16/07/2022

....Aona no ataoko hitia ?.

•Voalohany ny tena fitiavana 💖 dia tsy misy tombontsoa manokana .
•Ny tena fitiavana dia fahasambarana 😍
•Ny mitia dia manolo-tena .
Ny tiko tenenena dia raha mampihafy anao ny fitiavana dia tsy fitiavana izy izany ,fa ny tena fitiana ❤ dia mifameno .
Koa raha mitia dia tadidio foana fa mety tsy fantatrao ny havoakany rahampitso ??
Hitiavo izy androany 😘😘😘.

Tsy ny fiainana no hampianatra antsika fa isika no mianatra mba iaina finaritra amin'ny fiainana 🙆Indraindray isika kivy...
16/07/2022

Tsy ny fiainana no hampianatra antsika fa isika no mianatra mba iaina finaritra amin'ny fiainana 🙆
Indraindray isika kivy 😓😪,inona tokony atao 😕??
Mila mitsangana isika 💁.
Tsy hiandry ny hafa fa isika no manomboka manao 👊👍.
Mila manana fahasahiana mandrakariva💪.

Address

Antananarivo

Telephone

+261345893080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sergiot Rhmnn posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share