Fitiavan'i Mialy

Fitiavan'i Mialy Moi

17/01/2023

Misy fotoana enao tiko de....ndray2 enao halako🥺💔
Misy fotoana enao manimba de....ndray2 mampiadana🥰
Misy fotoana enao misy toetra de....ndray2 tsara fanahy🖇❣
Misy fotoana enao anazy de....ndray2 koa anefa enao anahy💦
Misy fotoana tiko adaboka ny 😔anefa....ndray2 aho te hijanona✨

Efa nisy fotoana ihany nahalalako ny fisiny😏fa ny anareo mody nodiko fanina💔💞de....misy fotoana aho leo de aleoko mangina🤫misy fotoana aho te hamaly fady anefa....tsy vitako ny manao ratsy anao iny😪
Fa mandehana🚶
Aza hiverenana intsony ,ny lalanao tohizana de Idaho adinoy😢de salama lesy eh!!!!mba karakarao any ndray aloha ny tenanao fa zah efa tsy mahavita intsony😭
Izaho ko efa reraka manome fitiavana anao😔❣satria tsy norarahinao akory,,,efa lasa aho de aza antsointsoina 💘
Raha nitia ahy enao tsy namilafila,tsy nampitondra fijalina💔
Fa ny natolotro anao rehetra novalinao fifalina🥰🙃fa
Tsy mba nisy fankasitrahana fa naleonao nitady tany ankafa😏....raha ny hiverina izany aloha miala tsiny aminao satria efa......tsy tafa💔

De nahatsiaro indray ilay nofy mamy aho♥toa tamberina ato antsaiko ireo sarin'ny omaly an🤭🖇
Izaho ilay nampifaly anao,mampitsiky anao,toa sary ho nofy iireo tantara fahiny😭💔
Nimrode Nrd

Address

Akany Loharano
Antananarivo

Telephone

+261384593595

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitiavan'i Mialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share