𝑺𝒄𝒉𝒐𝒖 𝑲𝒊

𝑺𝒄𝒉𝒐𝒖 𝑲𝒊 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝑺𝒄𝒉𝒐𝒖 𝑲𝒊, Digital creator, Antananarivo.

MINISITRY NY FITADIAVAM-BOLA AMIN’NY ANKAPOBENY RAMATOA SOA KY
15/01/2024

MINISITRY NY FITADIAVAM-BOLA AMIN’NY ANKAPOBENY
RAMATOA SOA KY

14/01/2024

Somary mametrapetraka programa 2024 za io de tsy itaita 😅
Henoy iany lou ny an’i Ismael Music 😁

Joyeux anniversaire zokiko tiako❤️ Fitiavana Mickael ❤️
06/01/2024

Joyeux anniversaire zokiko tiako❤️ Fitiavana Mickael ❤️

01/01/2024

BONNE ANNÉE fotsiny e😒🥳

31/12/2023

Inona moa zany fa rehefa velona fotsiny de zay no zava-dehibe 🥲🤣samy tratry ny farany daholo🥰😘

Ohatr’izao refa tena reraka be tsisy hoe beauté beauté tsony🤣🥹 aza mantany kory oe inona ty pozin’ny voloko 🤣de efa itak...
29/12/2023

Ohatr’izao refa tena reraka be tsisy hoe beauté beauté tsony🤣🥹 aza mantany kory oe inona ty pozin’ny voloko 🤣de efa itako koa hoe bronzé be ny épaule sy sandry 😭 bonne soirée foana nareo na zany ary🥰🫶🏽

Mamy anie e 😍 Fitiavana Mickael ❤️
25/12/2023

Mamy anie e 😍 Fitiavana Mickael ❤️

Dadabe horera 🧑‍🎄

Memory ♥️𝑺𝒄𝒉𝒐𝒖 𝑲𝒊

Sady mirary fetin’ny Noely sambatra ho antsika rehetra🎄❤️ no te hisaotra anareo nahatsiaro sy  nirary soa ahy omaly 🙏🏽🌹e...
25/12/2023

Sady mirary fetin’ny Noely sambatra ho antsika rehetra🎄❤️ no te hisaotra anareo nahatsiaro sy nirary soa ahy omaly 🙏🏽🌹eny na izay tsy nahatsiaro koa ary😂
Bisous be de manaova fety milay daholo😍🫶🏽

24/12/2023

GRWM ANIVERSERA TY😂😍🌹

❤️
24/12/2023

❤️

Joyeux anniversaire anabavy 𝑺𝒄𝒉𝒐𝒖 𝑲𝒊 ♥️

Tapitra sahady ry reto ny herinandro a😩Efa ho tapitra koa ny volana de tapitra ny taonaaaaa🥺Ohatrany tsy ampy ana zany o...
15/12/2023

Tapitra sahady ry reto ny herinandro a😩
Efa ho tapitra koa ny volana de tapitra ny taonaaaaa🥺Ohatrany tsy ampy ana zany oa ty herinandro ty anaovana ny asa rehetra tsisy fotoana nakan’aina akory nefa 😓 bonne fin de semaine à tous💝

Sary 1: tamin’ny 2 taona lasa toy izao 10/12/21😂Sary 2: tamin’ny erintaona 10/12/22🥰Sary 3: androany 10/12/23😊Hita iany ...
10/12/2023

Sary 1: tamin’ny 2 taona lasa toy izao 10/12/21😂
Sary 2: tamin’ny erintaona 10/12/22🥰
Sary 3: androany 10/12/23😊
Hita iany le fiovana e😅

06/12/2023

Amolana ray taonina nefa nofy atoandro ny be dia be🤣 Sam Kwan 🌹

Miray Matio🤣Bonne journée nareo de bonne semaine ❤️😍
04/12/2023

Miray Matio🤣
Bonne journée nareo de bonne semaine ❤️😍

Alefaso ny ❤️❤️❤️Asio sarinareo sy meilleur(e) kely oe 🥹😍
28/11/2023

Alefaso ny ❤️❤️❤️
Asio sarinareo sy meilleur(e) kely oe 🥹😍

26/11/2023

Sunday fun day🥰 Sam Kwan 🌹🌹
Mirary alahady matsiro ho anareo😘

25/11/2023

Zazàh vofainty😂🤣

17/11/2023

Iza daholo no otran zao am maraina?😂

Fa ny aty aminay irery angamba no misy manisy éponge solon'le biriky 🙄😭

15/11/2023

Dezy Kely - La Page🤣 aza matikambo oa 🤣

12/11/2023

Masay 😩

Inona ny pro anareo androany?😁Fotoana tsy fiasana ohatran’izao no hanararaotana iarahana amin’ny namana sy ny fianakavin...
01/11/2023

Inona ny pro anareo androany?😁
Fotoana tsy fiasana ohatran’izao no hanararaotana iarahana amin’ny namana sy ny fianakavina 😍
Ankafizo io fiainana io❤️

Enganie nareo androany mba tsy ho tafitohana eny andalana 🚶🏽‍♀️😂 mba tsy anitsaka 💩 vao miala ao atrano🤣Mirary fiantombo...
30/10/2023

Enganie nareo androany mba tsy ho tafitohana eny andalana 🚶🏽‍♀️😂 mba tsy anitsaka 💩 vao miala ao atrano🤣
Mirary fiantombohan’ny herin’andro milay ho anareo 😍❤️

Volezanao amy tangatrikinaoIsan'andro aro, fa maha empaka zaho
28/10/2023

Volezanao amy tangatrikinao
Isan'andro aro, fa maha empaka zaho

Inona ny anomboanareo anzao alatsinainy be zao 🫠Mirary herin’andro milay ho antsika rehetra😍
23/10/2023

Inona ny anomboanareo anzao alatsinainy be zao 🫠
Mirary herin’andro milay ho antsika rehetra😍

Sabotsy ny andro betsaka ny programa 😁 Iza le namanareo tara lava iny😂
21/10/2023

Sabotsy ny andro betsaka ny programa 😁 Iza le namanareo tara lava iny😂

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑺𝒄𝒉𝒐𝒖 𝑲𝒊 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All