Hazavan-tsara

Hazavan-tsara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hazavan-tsara, Digital creator, Iavoloha, Antananarivo.

Miarahaba tompoko, izahay dia mampanofa sonorisation baptรชme mariage , fiangonana sns...ka hatramin'ny fin novembre amin...
21/10/2023

Miarahaba tompoko, izahay dia mampanofa sonorisation baptรชme mariage , fiangonana sns...ka hatramin'ny fin novembre amin'ny sarany mora.
Tel: 0340816183 ; 0346976360 ; 0345307257๐ŸŽน๐ŸŽค๐ŸŽค๐ŸŽค๐ŸŽธ๐ŸŽธ๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘

๐ŸŽฏDiabean'ny TGV androany๐Ÿ˜ฎ
15/10/2023

๐ŸŽฏDiabean'ny TGV androany๐Ÿ˜ฎ

โ€ผ ๐“๐จ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š๐ก๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐š ๐ฌ๐œ๐จ๐จ๐ญ๐ž๐ซ ๐ฃ๐จ๐  ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐Ÿ๐š๐ญ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐š ๐Ž๐ฉ๐ž๐ฅ ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฒ Iray amin'izao fotoana izao eny amin'ny gala...
15/10/2023

โ€ผ ๐“๐จ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š๐ก๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐š ๐ฌ๐œ๐จ๐จ๐ญ๐ž๐ซ ๐ฃ๐จ๐  ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐Ÿ๐š๐ญ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐š ๐Ž๐ฉ๐ž๐ฅ ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฒ Iray amin'izao fotoana izao eny amin'ny galana Ambohimanga kely . Tsy mahatsiaro tena ilay mpitondra moto.

ยฉ Le defi Madagascar

โ€ผ๐Ÿ˜ฌ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜†. Miantso ireo namany 3 lahy mba h...
15/10/2023

โ€ผ๐Ÿ˜ฌ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜†, ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜†. Miantso ireo namany 3 lahy mba hanatitra ilay entana nangalariny eny amin'ny 3รจ arrondissement fa efa voatazona eny ity sipanareo ity.

ยฉVAL JURY

Sary vitsivitsy Akon'ny hetsika androany teny   androany .
07/10/2023

Sary vitsivitsy Akon'ny hetsika androany teny androany .

โ€ผ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—™๐—ข๐—ž๐—” ๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—š๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—”๐——๐—”๐—Ÿ๐—” - Naterina eny amin'ny toeram-pitsaboana marary saina   Anosiala i ๐—•๐—ฎ๐˜๐—บ๐—ฎ๐—ป, rehefa hita fa ts...
29/07/2023

โ€ผ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—™๐—ข๐—ž๐—” ๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—š๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—”๐——๐—”๐—Ÿ๐—” - Naterina eny amin'ny toeram-pitsaboana marary saina Anosiala i ๐—•๐—ฎ๐˜๐—บ๐—ฎ๐—ป, rehefa hita fa tsy tompon'ny tenana intsony.

Manakorontana fiarahamonina, mandrahona ary manakan-dalana no fanaony isaky ny avy mandray io zava-mahadomelina io. Very saina tanteraka anefa izy ankehitriny.

ยฉGendarmerie Fenoarivo

๐Ÿ“ ๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—”๐—ก๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐——๐—œ๐——๐—ฌ - 28 JOLAY 2023 amin'ny 10 ora maraina, ao amin'ny Espace Andafiavaratra.
25/07/2023

๐Ÿ“ ๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—”๐—ก๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐——๐—œ๐——๐—ฌ - 28 JOLAY 2023 amin'ny 10 ora maraina, ao amin'ny Espace Andafiavaratra.

Mody fona ahona ? ๐Ÿ˜‚
16/07/2023

Mody fona ahona ? ๐Ÿ˜‚

Le DEFI... Concours jeux ps3 ato am DODOM Manalazy vita bacc tsika ato fa tongava reo tia milalao jeux rehetra..๐Ÿ˜Žโšฝโšฝ๐ŸŽฎ๐ŸŽฎ
13/07/2023

Le DEFI...
Concours jeux ps3 ato am DODOM
Manalazy vita bacc tsika ato fa tongava reo tia milalao jeux rehetra..๐Ÿ˜Žโšฝโšฝ๐ŸŽฎ๐ŸŽฎ

โ›”Mandraka RN2โ—๐Ÿ‘‰Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Mandraka Io atoandro io, nisy moa n'y aina nahafoy sy naratra.ยฉRobin...
23/06/2023

โ›”Mandraka RN2โ—
๐Ÿ‘‰Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Mandraka Io atoandro io, nisy moa n'y aina nahafoy sy naratra.

ยฉRobine Robine

โ›”ANOSYโ—
21/06/2023

โ›”ANOSYโ—

Nandritry ny fanokanana ny Rova Manjakamiadana dia niavaka n'y fitafin'ny Ramatoa Minisitry ny Serasera.
19/06/2023

Nandritry ny fanokanana ny Rova Manjakamiadana dia niavaka n'y fitafin'ny Ramatoa Minisitry ny Serasera.

18/06/2023
โ›”Fiara iray nivadika tany Ankililaoka, araka n'y fantatra Dia nisy ny aina nafoy, nisy ihany koa naratra.ยฉVaovao Toliara
18/06/2023

โ›”Fiara iray nivadika tany Ankililaoka, araka n'y fantatra Dia nisy ny aina nafoy, nisy ihany koa naratra.

ยฉVaovao Toliara

Efa raikitra ihany n'y fivorian'ny TIM tao Antsirabe taorian'ny daroka baomba mandatsa-dranomaso.ยฉFernand Cello
17/06/2023

Efa raikitra ihany n'y fivorian'ny TIM tao Antsirabe taorian'ny daroka baomba mandatsa-dranomaso.

ยฉFernand Cello

โ›”ANTSIRABE,โ—Hetsiky ny TIMSart nindramina
17/06/2023

โ›”ANTSIRABE,โ—
Hetsiky ny TIM

Sart nindramina

https://www.facebook.com/100069026827432/posts/571399405170949/
17/06/2023

https://www.facebook.com/100069026827432/posts/571399405170949/

๐Ÿ“Œ MARO IREO NARATRA SY TORANA TANY ANTSIRABE

Anisan'ny torana tsy nahatsiaro tena vokatry ny baomba mandatsa-dranomaso ity tovovavy iray ity.
Ny an'ny mpitandro filaminana moa manaraka baiko ka rehefa hetsika tsy nahazoana alalana fa mandika lalร na dia avy izy ireo.
Tsara ny mampatsiahy fa ny hetsika famoriana olona anaty trano ihany no ahazoana alalana eto Madagasikara.

Nidina an-dalambe indray ireo mponina ao Antohomadinika Atsimo. Izay manohitra hatrany ny fandrodanana ny trano fonenan'...
16/06/2023

Nidina an-dalambe indray ireo mponina ao Antohomadinika Atsimo. Izay manohitra hatrany ny fandrodanana ny trano fonenan'izy ireo.

Sary: Kolo TV

๐Ÿ“ŒMPANGARO-PAOSY TRATRA TEO ANALAKELYKavina volamena no nalainy, nihoraka ilay madama nikoropaka ny olona nisambotra azy,...
15/06/2023

๐Ÿ“ŒMPANGARO-PAOSY TRATRA TEO ANALAKELY

Kavina volamena no nalainy, nihoraka ilay madama nikoropaka ny olona nisambotra azy, nataony am-bavany ilay kavina, nopotserina ny vavany izay vao navotsony ilay izy.
Nosavaina koa ny paosiny ary nahitana vangovango volamena tany.

ยฉ Tsy aritra ifampizarana

STUP - FANAPARITAHANA ZAVA-MAHADOMELINA  MAHERY VAIKA ETO AN-DRENIVOHITRA : NIZERIANA MIISA 02 SY VEHIVAVY MALAGASY 01 V...
15/06/2023

STUP - FANAPARITAHANA ZAVA-MAHADOMELINA MAHERY VAIKA ETO AN-DRENIVOHITRA : NIZERIANA MIISA 02 SY VEHIVAVY MALAGASY 01 VOASAMBOTRA

โœ…๏ธ Teny Ambohidratrimo no nahitana ireto nizeriana miisa 02 sy vehivavy malagasy 01 nahatratrarana zava-mahadomelina mahery vaika ( mรฉtamphรฉtamine ) teny aminy.

๐Ÿšจ Angom-baovao voarain'ny Polisy no nahalalana fa mpanaparitaka zava-mahadomelina aty an-drenivohitra izy 03 ireto ka ilay vehivavy malagasy izay sakaizan'iray amin'ireto nizeriana no mitady mpividy ary ireo nizeriana kosa no mivarotra .

๐Ÿ‘‰ Nidoboka am-ponja avokoa moa izy 03 ireto rehefa natolotra ny fampanoavana.
ยฉPolisomโ€”pirenena Malagasy

Lozamโ€”pifamoivoizana teny Ambodisaha Ambatomirahavavy, raha ny fantatra dia nisy ny aina nahafoyยฉRadanielina Danbe
15/06/2023

Lozamโ€”pifamoivoizana teny Ambodisaha Ambatomirahavavy, raha ny fantatra dia nisy ny aina nahafoy

ยฉRadanielina Danbe

15/06/2023
TAHIRY SY ERIC VADINY ARY IREO ZANANY EFATRA MIRAHALAHY : Anisany mpanakanto Malagasy๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌmanana ny lazany teto Madagasikar...
15/06/2023

TAHIRY SY ERIC VADINY ARY IREO ZANANY EFATRA MIRAHALAHY : Anisany mpanakanto Malagasy๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌmanana ny lazany teto Madagasikara๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌi Tahiry sady tsara feo rahateo. Efa mila ravinahitra any Frantsa๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ทmoa ny tenany ankehitriny. Marihina moa fa ilay hira mitondra lohateny hoe " LAMOZIKA", no tena nahafantarana azy ihany koa. Ny pejy Ariary-news dia mirary soa ho anareo mianakavy hatrany tompoko.

ยฉGazety basy vava
15/06/2023

ยฉGazety basy vava

โ›”TEXASTrondro an-tapitrisany no hita faty teny amin'ny moron-dranomasin'i Quintana Beach Texas any Etazonia nanomboka ny...
15/06/2023

โ›”TEXAS

Trondro an-tapitrisany no hita faty teny amin'ny moron-dranomasin'i Quintana Beach Texas any Etazonia nanomboka ny sabotsy lasa teo.
Fantatra taorian'ny fanadihadiana nataon'ireo manam-pahaizana fa vokatry ny fiovaovan'ny toetr'andro no nahatonga izao tranga izao.
Nohon'ny fiakaran'ny mari-panan'ny ranomasina dia mihena ny tahan'ny "oxygรจne" ka mahatonga ny fahafatesana trondro maro be toy izao.

๐ŸŽค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Hisy ny vavaka sy antsam-piderana,  rindrankira ara-pilazantsara lehibe miaraka amin'ireo Antoko Mpihira sy Tarika a...
15/06/2023

๐ŸŽค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Hisy ny vavaka sy antsam-piderana, rindrankira ara-pilazantsara lehibe miaraka amin'ireo Antoko Mpihira sy Tarika ara-pilazantsara maro ny Alahady 25 jona izao mialohan'ny Afomanga eo amin'ny Kianjan'ny Barea Mahamasina. Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny fetim-pirenena faha-63 taona ny niverenan'ny fahaleovantenan'i Madagasikara izany.

13/05/2023

ADY NY FIAINANA.
AO AMBADIKIN'NY ADY TSY MAINTSY MISY FANDRESENA๐Ÿ’ช

KOA MAHEREZA FONA ATAO FA HO TRATRANAO NY TANJONAO๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Ilay akanjo tsy nanaovanao elaela iny, Nosavaina ny paosiny, hay mbola nisy vola 10.000ar adino tao :-) Rรฉaction anao ? ...
11/05/2023

Ilay akanjo tsy nanaovanao elaela iny,
Nosavaina ny paosiny, hay mbola nisy vola 10.000ar adino tao :-)
Rรฉaction anao ?
Sambatra !!

๐Ÿ‘‰Animation orchestre complet avec sono๐Ÿ‘‰Animation sรฉquence avec sono complet ๐Ÿ‘‰Location sono complet ๐Ÿ‘‰Location sono sรฉquen...
21/10/2021

๐Ÿ‘‰Animation orchestre complet avec sono
๐Ÿ‘‰Animation sรฉquence avec sono complet
๐Ÿ‘‰Location sono complet
๐Ÿ‘‰Location sono sรฉquence
Mbola misy date disponible
Contact 0346976360

Extrait photo animation du 16/10/2021 ร  Imertsiatosika.

20/09/2021

Fiaraha-miasa misokatra ho an'ny rehetra๐Ÿ‘Œ

17/09/2021

Na hanao rรฉpรฉtition na hanal'azy dia
Misokatra isan'andro 7/7 ny studio eto Tsarahonenana.

21/08/2021

Hikarakara lanonana? Anniversaire, mariage, spectacle, sns...
Aza mitady lavitra intsony fa izahay mampanofa sono complet.
Aza tara ary fa fandrio dieny zao ny date ๐Ÿ†—

Address

Iavoloha
Antananarivo

Telephone

+261346976360

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hazavan-tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share