Vaovaon'i Beroroha

Vaovaon'i Beroroha Beroroha

Tao anatin'ny 5 taona lasa izay,inona ny zavatra tsapanao ho nitondra fiovana ho an'ny distrikan'i Beroroha ?
02/02/2024

Tao anatin'ny 5 taona lasa izay,inona ny zavatra tsapanao ho nitondra fiovana ho an'ny distrikan'i Beroroha ?

Najoro eto Beroroha ny COIN JEUNE TAFA hiadiana amin'ny herisetra sy fidorohana zava-mahadomelina.Ny usaid /access sy ny...
13/07/2022

Najoro eto Beroroha ny COIN JEUNE TAFA hiadiana amin'ny herisetra sy fidorohana zava-mahadomelina.Ny usaid /access sy ny orange Madagascar no mpiara-miombonantoka nampijoro izany izay miaramisalahy amin'ny ministeran'ny fa fanabeazana eto antoerana ka tanora 20 mianadahy no nomena fiofanana manokana hanentana ireo tanora namany eny anivon'ny fiaraha-monina mba tsy ho voatarika amin'ny fombaratsy fa indrindra hiaro ny fahasalaman'ny taovam-pananahan'ny vehivavy amin'ny alalan'ny fanenentanana.

12/04/2022

Salama

10/01/2022

Ok

Send a message to learn more

Akory aby e ambarao ato gny vaovao sy maresaky amintsika ato fa tsy agnavaha toy rolahy e
16/06/2021

Akory aby e ambarao ato gny vaovao sy maresaky amintsika ato fa tsy agnavaha toy rolahy e

Akory aby ato tsika mizara vaovao sy maresaky momba an'i Beroroha. Misaotsy reno/keny
06/05/2021

Akory aby ato tsika mizara vaovao sy maresaky momba an'i Beroroha. Misaotsy reno/keny

Akory aby reno keny e. Ato tsika iaby mifampizara vaovao misaotra.
17/04/2021

Akory aby reno keny e. Ato tsika iaby mifampizara vaovao misaotra.

Akory aby tsika zanak'i Beroroha.Ato rolahy ro ahafahantsika mizara vaovao samihafa misy ato amintsika ka manasa antsika...
13/01/2021

Akory aby tsika zanak'i Beroroha.Ato rolahy ro ahafahantsika mizara vaovao samihafa misy ato amintsika ka manasa antsika iaby mba hanaja ny page tsika toy misaotra.

Address

Antananarivo

Telephone

+261344320519

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovaon'i Beroroha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vaovaon'i Beroroha:

Share