AFA Media compagnie

AFA Media compagnie Roots Kenjo Mayah Photographe Vidéaste Multi-media

14/09/2023

Raha mila sary namboarina na natoraly tsy amboarina ianao dia afaka miantso anay ka milaza izay tianao fa vonona hanome fahafaham-po hoanao izahay efa betsaka ireo efa niantso anay aona ianao !!!

13/09/2023

Faly miarahaba Atsika izahay mety gaga isika hoe tsy hita aty ary tsy heno dia ny valiny hoentiko aminao eto tsikelikely fa ny vaovao aloha dia tolotra marobe no homenay ireo izay mamandrika daty aty aminay!!!!!!💍🎁🎉📷📹🕎✝️☑️📶🇲🇬

27/07/2023

Loza marina raha avy nanao asa za androany dia mba nomen'ilay mpivady hoe ity ny Avance refa tonga aty antrano tsy ampy fa very ilay vola rehetra ambimbola kely sisa tao anefa tsy nisokatra ilay nasiako azy mahagaga????😥😥😥😣😣😣

Salama daoly tompoko t@ Alahady 16 juillet 2023 mba nanatrika fanavaozana fifanekana tokin ' ny Batemy taty ambohidratri...
18/07/2023

Salama daoly tompoko t@ Alahady 16 juillet 2023 mba nanatrika fanavaozana fifanekana tokin ' ny Batemy taty ambohidratrimo Katolika indray eh!📷sary📷🇲🇬

Confirmations 26-12-2021
27/12/2021

Confirmations 26-12-2021

21/11/2021
Ny fetinao miaraka aminay tsy hadino ireo raki-tsary maro!By "AFA Media compagnie"
17/11/2020

Ny fetinao miaraka aminay tsy hadino ireo raki-tsary maro!
By "AFA Media compagnie"

14/11/2020
Hikaraka fety ve ianao ka handrakitra an'tsary izany, aza misalasala miantso anay Tel : 033 21 638 76
06/11/2020

Hikaraka fety ve ianao ka handrakitra an'tsary izany,
aza misalasala miantso anay Tel : 033 21 638 76

Tsiory & Rojo, Un an déjà!By "AFA Media compagnie"
18/10/2020

Tsiory & Rojo, Un an déjà!
By "AFA Media compagnie"

Sambatra aho manana anao miankina tsisy tahotra............By "AFA Media compagnie".
16/10/2020

Sambatra aho manana anao miankina tsisy tahotra............
By "AFA Media compagnie".

02/09/2020
02/09/2020
01/09/2020
Tolotra manokana @ ity volana Décembre ity taona 2019.
07/12/2019

Tolotra manokana @ ity volana Décembre ity taona 2019.

27/07/2018

Faly miarahaba antsika rehetra indray è! Misy zava-baovao atolotra tsy ho ela!

Thierry Manampisoa

Address

Ivato
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AFA Media compagnie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AFA Media compagnie:

Share


Other Broadcasting & media production in Antananarivo

Show All