Nacho Coiffeur

Nacho Coiffeur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nacho Coiffeur, News & Media Website, Antananarivo.

25/08/2022
16/08/2022
04/08/2022
02/07/2022

Nanganohano ny masoko.
Ny vavako nangovitra tsy nahateny,
Ny lahatra angamba no masika,
Fa aiko hoe tsy mendrika ho ahy mihintsy ireny.

Fitiavana no nafafy ,
Fa fankahalana no jinjaina,
Nanao izay vitako aho niafy,
Nefa nody ranomaso ilay rano natsakaina.
(...)

Mbola niredareda ny afom-pitia tato anatiko,
Hainao fa raha ny hisara-droa aloha tsy ho tantiko,
Fa samy latsaka lalina,
samy tia,
Samy nivavaka isank'alina ,
Hoe enganie mba ho doria,
Fa atao ahoana fa teny ray,
Fotsiny no nisompatra an'ilay fitia
Sy ireo kinasa hatrizay,
"Aok'zay ".
Ianao mora nanadino ahy.
Izaho kosa hatramin'izao mbola tsy mahay.
Tsy mahay manadino anao.
(...)

Eny e.
Niezaka ihany aho ny nanadino ,fa ny tsiaro tsika mahery,
Isank'alina izy mitabataba tsy mitsahatra miteny.
Rehefa mikipy ny masoko dia mbola ny sarinao no itako.
Raha ny ao am-poko mbola ianao no sipako.

Ny fonao efa lasan'ny olon-kafa, fa ny foko kosa mbola any aminao.
Miangavy aho mba havereno na ianao mihintsy no miverena raha azo atao...

YAKIM in Mbola tia.

20/06/2022

๐Ÿš—:

18/06/2022
18/06/2022
15/06/2022
29/05/2022
23/05/2022
20/05/2022
20/05/2022
12/05/2022
12/05/2022
11/05/2022
09/05/2022

Address

Antananarivo

Telephone

+261321990090

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nacho Coiffeur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share



You may also like