IZY no IZA?

IZY no IZA? Fampafantarana ireo olona maro samy hafa.

25 janvier : Hajarivony Rafieferana FaliharivaoTeraka ny 25 janoary 1962 tao Alatsinainy Bakaro i Hajarivony Rafieferana...
06/07/2021

25 janvier : Hajarivony Rafieferana Faliharivao

Teraka ny 25 janoary 1962 tao Alatsinainy Bakaro i Hajarivony Rafieferana Faliharivao. Manan-janaka mianadahy izy ary nanangana zaza iray. Nianatra tao Alatsinainy Bakaro izy, ary rehefa afaka fanadinana CEPE dia nianatra tao amin’ny Square Poincaré, ka tao no nahazoany ny mari-pahaizana BEPC. Avy eo dia nianatra tao Ambohijatovo avaratra hatramin’ny kilasy famaranana ary afaka bakalorea serie D.

Nankany Kenya izy raha afaka bacc ary nandranto fianarana momban’ny asa misiona sy ny teny anglisy izay nokarakarain’ny Jeunesse en Mission teto Madagasikara. Nanoratra tao amin’ny fikambanana “Hagai institute” tao Singapour izy nandritra ny fiofanany tao Kenya, ary nangataka hanaraka fianarana momba ny “leadership” izy tamin’izany. Tanora loatra izy tamin’izany satria vao 20 taona monja ka tsy afaka noraisan’io fikambanana io, kanefa tsy nilavo lefona fa nanao fangatahina foana nandritra ny 9 taona, ary voaray hianatra tamin’ny faha 29 taonany, hianatra ny “leadership” tao Singapour. Rehefa niverina teto antanindrazana izy dia nanangana sekoly antsoina hoe “Fikoloina” tao Alatsinainy Bakaro. Ny taona 1993 izy dia voatendry ho "collégiale" tao amin’ny jeunesse en Mission teto Madagasikara izy. Ny taona 1998 dia niofana tao amin’ny Jeunesse en Mission tany Afrique du Sud tao amin’ny Université des Nations izay mbola nianarany ny “leadership” nandritra ny telo volana tsy niato. Nampianatra tao amin’ny Jeunesse en Mission izy ary niompana kokoa tamin’ny fampianarana “vision” sy ny “finance”.

Nifindra tao Ambohitriniandriana izy ary nanagana sekoly tao ihany koa ary io sekoly io no voalohany tao amin’ny kaominina Fieferana. Nanao ny fifaninana izy ny taona 2009 momba ny “educating Africa” ary nahazo ny laharana faharoa, izay nandehanany tany Tanzanie ka niofanany ny fomba ampahaleo tena ny sekoly iray. Nanangana sekoly fampianarana teny anglisy koa izy izay mitondra ny anarana hoe “Open Mobile Learning”.

Maniry ny hanangana sekoly hafa izy ka momba ny "Champignon", na ireny olatra ireny, no hianaran’ny mpianatra ka ho sady mamboly no mivarotra ireo mpianatra ireo. Anisan’ny voasokajy "Top 50" teo amin’ny fifaninanana Global Teacher Prise izy, izany hoe tafiditra tao anatin’ireo mpampianatra 50 voalohany mendrika indrindra maneran-tany izy ary nankany Dubai niaraka ireo mampianatra sy mpampofana ireo. Mpanao kabary am-panambadiana koa izy.

Rehefa ny nifanerasera tamin’ireo vahiny i Faly dia nanontany azy izy ireo hoe "fa maninona i Madagasikara no mahantra, kanefa manana harena voajanahary ?" ka noho izany dia nanoratra boky izy izay mitondra ny lohateny hoe "Ny fahantrana ao anaty" izay nivoaka ny taona 2006 ary naverina natonta ny taona 2021. Miresaka ny momba ny harena misy eto Madagasikara sy ny antony mampahantra antsika eto Madagasikara, ary ireo endriky ny fahantrana misy eto Madagasikara izany boky izany, ary manome vahaolana sy soso-kevitra ihany koa.

Ny fanavaozana ny fampianarana eto Madagasikara, mba hampandrosoana ny firenena, no anisan’ny tanjona banjinin’i Faly Rafieferana.

Hajarivony Rafieferana Faliharivao né le 25 janvier 1962 à Alatsinainy Bakaro. Il a passé sa scolarité primaire à Alatsinainy Bakaro. Il a fait la première partie de ses études en secondaire à Square Pointcaré Mahasamasina, il a continué au lycée Ambohijatovo Nord. Il est parti au Kenya, avec l’aide de l’organisation Jeunesse en Mission à Madagascar, où il a étudié de la langue anglaise et le monde de la mission. Il a demandé à étudier le Leadership dans une organisation « Hagai Institut » pendant ses études mais il n’y a été accepté qu’à son 29ème âge. Il a donc plongé dans l’univers du Leadership depuis cet âge et a suivi une formation à Singapour. De retour à Madagascar, il a créé un établissement scolaire appelé Fikoloana à Alatsinainy Bakaro. En 1998, il avait encore continué la formation en Leadership en Afrique du Sud pendant 3 mois. Après cette formation, il a enseigné le Leadership dans l’organisation Jeunesse en Mission, centré sur le thème de la vision et la finance. Il a déménagé à Ambohitriniandriana où il a créé une école, la première dans le village.

Faly Rafieferana a publié un livre intitulé « Ny fahantrana ao anaty » l’année 2006, réédité en 2021. Faly Rafieferana a obtenu le second prix du concours « educating Africa » et figure dans les 50 premiers de la compétition Global Teacher Prise (les 50 meilleurs enseignants internationaux). Il a créé un centre de langue anglaise appelé "Open Mobile Learning" dont sa fille adoptive est l’enseignante.

Il projette de créer une université dont les sortants seraient à la fois producteurs agricoles et commerçants.

Tsidiho ny pejy : www.tsidika.mg

10 Mars : RANDRIAMANDRANTO Audrey Randriamandrato Audrey est née le 10 mars 1997. Après l’obtention de son baccalauréat ...
28/04/2021

10 Mars : RANDRIAMANDRANTO Audrey
Randriamandrato Audrey est née le 10 mars 1997. Après l’obtention de son baccalauréat en 2015, elle suit des études en Droit-Géographie à la Sorbonne. En 2018, elle fonde l’entreprise Katro&Co, une entreprise sociale et solidaire pour les commerçants locaux de streetfood de Madagascar. Ellle a renforcé son engagement pour Madagascar avec le mouvement MALAGASY WOMEN EMPOWERMENT en Mars 2018 et en étant joueuse de l’équipe nationale de taekwando.

Teraka ny 10 martsa 1997 I Randriamandrato Audrey. Rehefa nahazo ny baccalauréat izy tamin’ny taona 2015 dia nanohy ny fianarany mikasika ny Droit-Géographie tao Sorbonne. Nanangana ny orinasa Katro&Co izy tamin’ny 2018, orinasa misehatra eo amin’ny fifanampiana amin’ny mpivarotra hanimasaka. Mpikatroka ny taranja Tae Kwon Do koa izy, ary efa anisan’ny nandrafitra ny ekipampirenena malagasy. Anisan’ny nanampy ny faharisihany hitondra ny anjarabirikiny amin’ny fanampiana an’i Madagasikara izany, hoy izy.

Tsidiho ny pejy : www.tsidika.mg

27/04/2021

6 janvier : Ramiarinarivo Mihaja.

Oboy, de son vrai nom, né le 6 Janvier 1997, est un rappeur malgache qui vit en France et qui produit sur la scène musicale française, son style de musique est le mumble rap. Il se lance sur le rap à 18 ans au sein du collectif Way Boto.En 2016 il sort sa première mixtape solo intitulé Olyside, et en juillet 2019 un album qui a pour titre "omega" ou il y a des featuring avec Aya nakamura chanteuse de pop urbaine française te dopeboy un rappeur néerlandais, en juillet 2020, Opoy sort un single intitulé "Mafana" avec 2200 copie vendu en une semaine.

Ramiarinarivo Mihaja, fantatra amin’ny anarana hoe Oboy, teraka ny 6 Desambra 1997, mpanao rap malagasy monina any frantsa ary mamokatra eo amin'ny tsenan'ny mozika frantsay, ny gadona mumble rap no manavanana azy. Niditra teo amin'ny sehatrin'ny tontolon'ny mozika rap teo amin'ny faha 18 taonany, niaraka tamin'ny tarika Way Boto, ny taona 2016 no namoaka ny Olyside sangan'asany mandeha irery ary ny jolay 2019 namoaka raki-kira "Omega" izay ahitana ireo hira niarahany niasa tamin'ny Aya Nakamura mpihira frantsay sy i Dopeboy mpanao rap avy any Pays-Bas. Namoaka sangan'asa "Mafana" ny jolay 2020 izay nahalafosana dika 2 200 nandritry ny herinandro.

21 janvier : Razanadambo NantenainaTeraka ny 21 janoary 2000 i Razanadambo Nantenaina, fantatra amin’ny anarana hoe Nate...
12/04/2021

21 janvier : Razanadambo Nantenaina

Teraka ny 21 janoary 2000 i Razanadambo Nantenaina, fantatra amin’ny anarana hoe Nate Schatt. Tompon’andraikitra amin’ny resaka fananganana sy fampiroboroboana orinasa ao amin’ny Service de Coopération et d’Action Culturelles ao amin’ny masoivohon’i France eto Madagasikara izy. Miasa eo amin’ny sehatry ny fanomezana torohevitra koa izy, mikasika ny varotra sy ny fikarakarana hetsika samihafa, na ho an’olontsotra, na ho an’ny orinasa, na ho an’ny fikambanana. Maro ireo efa niara-niasa taminy, anisan’izany ny CEERE (Club Entrepreneur et Etudiant du Rendez-vous des Entrepreneurs), ny MWE (Malagasy Women Empowerment), APLEM (Association pour la Promotion du Livre et de l’Ecrit à Madagascar). Tanjona iriny ny hanana toerana goavana eo amin’ny sehatry ny fikarakarana hetsika, ny fanavaozana ary ny sehatry ny fialamboly.

Razanadambo Nantenaina alias Nate Schatt, né le 21 Janvier 2000 est Chargé des Opérations du programme d’entrepreneuriat de l’Ambassade de France – Service de Coopération et d’Action Culturelles. Son métier consiste à promouvoir l’entrepreneuriat. Il a créé Ndao Hiaraka Hisotro Dité et Navy Madagascar. Il est également consultant en marketing et événementiel pour des particuliers, entreprises et vies associatives : ces trois dernières années au sein de CEERE (Club Entrepreneur et Etudiant du Rendez-vous des Entrepreneurs), au sein de MWE (Malagasy Women Empowerment), d’APLEM (Association pour la Promotion du Livre et de l’Ecrit à Madagascar). Son but est de devenir une personnalité importante dans le monde de l’évènementiel, de l’innovation et du divertissement.




https://www.tsidika.mg/2021/04/12/21-janvier-razanadambo-nantenaina/

13 décembre : Raharison KennyRaharison Kenny est né le 13 décembre 1990. Il a obtenu son diplôme de licence en finances ...
10/04/2021

13 décembre : Raharison Kenny

Raharison Kenny est né le 13 décembre 1990. Il a obtenu son diplôme de licence en finances et comptabilité à l’INSCAE et sa maîtrise en économie à l’Université d’Antananarivo. Il étudie au Royaume-Uni en Business International. Il a contribué au développement de l’entrepreneuriat des jeunes au sein de la CEERE (Club Entrepreneur Etudiants du Rendez-vous des Entrepreneurs) durant 3ans. Il a pu bénéficier de la bourse de formation de Young African Leaders Initiative (YALI RLC SA) en Afrique du Sud dans la formation business et entrepreneurship et a été le coordonateur de YALI RLC SA Madagascar durant l’année 2018. Il est le directeur de communication de la chambre de commerce Americaine AMCHAM depuis l’année 2018. Il est le rédacteur en chef du magazine The American et du site web theamerican.mg. Il est l’un des fondateurs de Bi.Mi (Be Inspired-Makà Inspiraka) en 2017 qui est une plateforme de « motivational et inspiration talk » dédié aux jeunes. Il est le co-fondateur d’une petite entreprise qui consiste à faciliter les activités en anglais dans les écoles et les entreprises.

Teraka ny 13 desambra 1990 i Raharison Kenny. Nahazo mari-pahaizana « licence » amin’ny taranja « finances et comptabilité » tao amin’ny INSCAE izy, ary koa « maîtrise » amin’ny taranja « économie » tao amin’ny Anjerimanontolon’Antananarivo. Mianatra Business International any Royaume-Uni izy izao. Nandray anjara tao amin’ny fampiroboroboana ny fananganana orinasa tao amin’ny CEERE (Club Entrepreneur et Etudiant du Rendez-vous des Entrepreneurs) izy nandritra ny telo taona. Nahazo vatsimpianarana nomen’ny Young African Leaders Initiative (YALI RLC SA) tao Afrique du Sud izy, ary mpandrindra ny YALI RLC SA Madagascar tamin’ny taona 2018. Talen’ny serasera ao amin’ny chambre de commerce Americaine AMCHAM izy nanomboka ny taona 2018. Tonian-dahatsoratra ao amin’ny gazetiboky The American sy ny tranonkala theamerican.mg ko aizy. Anisan’ny nanorina ny Bi.Mi (Be Inspired-Makà Inspiraka) tamin’ny taona 2017, sehatra iray ahafahan’ny tanora mifanoro sy mifankahery. Anisan’ny namorona orinasa manamafy ny teny anglisy any amin’ny sekoly sy ny orinasa ko aizy.

25 décembre : Max Fontaine Andonirina Noeli.Max Fontaine Andonirina Noeli est est né le 25 décembre 1995 à Antananarivo....
09/04/2021

25 décembre : Max Fontaine Andonirina Noeli.

Max Fontaine Andonirina Noeli est est né le 25 décembre 1995 à Antananarivo. Après avoir étudié l’administration des affaires à HEC Montréal, il est revenu à Madagascar pour fonder l’entreprise Bôndy qui est spécialisé dans le reboisement. Son but est d’aider la population rurale et mobiliser la jeunesse Malagasy pour le reboisement.

Teraka ny 25 desambre 1995 tao Antananarivo i Max Fontaine Andonirina Noeli. Niverina tany Madgasikara izy rehefa avy nandrato fahaizana mikasika ny « administration des affaires » tao amin’ny HEC Montréal, ka nanangana ny orinasa Bôndy, izay misehatra amin’ny fambolenkazo. Ny hanampy ny mponina ambanivohitra sy hanentana ny tanora Malagasy amin’ny fambolenkazo no anisan’ny tanjony.


https://www.tsidika.mg/2021/04/09/25-decembre-max-fontaine-andonirina-noeli/

06 juin : Jimmy RanitratsiloRanitratsilo Jimmy est né le 06 juin 1990. Titulaire d’un Master en anthropologie et d’un Ma...
06/04/2021

06 juin : Jimmy Ranitratsilo

Ranitratsilo Jimmy est né le 06 juin 1990. Titulaire d’un Master en anthropologie et d’un Master Master International en Francophonie Plurilinguisme et Interculturalité, il prépare actuellement son doctorat en agromanagement des territoires. En 2019, il a représenté Madagascar durant le sommet du Model African Union qui consiste à simuler le rôle du Président de la République à travers des débats de l'agenda de l'Union Africaine à Addis Abeba en Ethiopie. Il est le premier Malagasy à être classé dans le Top 30 des jeunes leaders Africains dans le cadre du Young African Leaders Awards 2020. Il a été élu en 2021, sur 3 000 candidats, en Afrique comme étant actuellement un des 2 premiers défenseurs et ambassadeurs de la Charte de la Jeunesse Africaine.Il est membre du bureau national d'un parti politique depuis 2015 et est fondateur de l'ONG Social'ity

Teraka ny 06 jona 1990 i Ranitratsilo Jimmy. Manana mari-pahaizana Master amin’ny taranja « anthropologie » sy Master « Master International en Francophonie Plurilinguisme » izy, ary manomana ny doctorat amin’ny taranja « agromanagement des territoires ». Nisolo tena an’i Madagasikara tany Adis Abeba Ethiopie) izy tamin’ny fivoriamben’ny Model African Union. Karazana kilalao matotra mo aizy ity, ka maka ny toeran’ny filohampirenena ny mpandray anjara. Izy koa no malagasy voalohany tafiditra tao anatin’ny « top 30 » amin’ny tanora mpitarika olona ao Afrique tamin’ny Young African Leaders Awards, ny taona 2020. Lany ho mpiaro ny Charte de la Jeunesse Africaine izy ny taona 2021, tao anatin’ny mpifaninana misa 3 000.Mpikambana ao amin’ny antoko polotika iray ary mpanangana ny ONG Social’ity .
Youth Leadership Programme - YLP
AU Youth Envoy
FES Madagascar

https://www.tsidika.mg/2021/04/06/06-juin-ranitratsilo-jimmy/

Décès de l'ancien Président de la République Ignace Didier Ratsiraka.🇲🇬🇲🇬🇲🇬
28/03/2021

Décès de l'ancien Président de la République Ignace Didier Ratsiraka.🇲🇬🇲🇬🇲🇬

04 Novembre : Ratsiraka Didier.

Né le 04 novembre 1936 à Vatomandry, Ratsiraka Didier Ignace est un homme d’État malgache. Après avoir suivi ses études à Toamasina puis à Antananarivo, il passa son baccalauréat en France au lycée de Montgeron, puis fut admis en classe préparatoire scientifique au lycée Henri-IV à Paris. Il choisit la voie militaire, et fut admis à l'École navale. Militaire de carrière, il est également le fondateur du parti politique « Arema » (Association pour la Renaissance de Madagascar). Il a été ministre des Affaires étrangères de 1972 à 1975, puis Président de la République de 1975 à 1991 et de 1996 à 2002.

Teraka tamin’ny 04 novambra 1936 tao Vatomandry i Ratsiraka Didier Ignace. Rehefa avy nianatra tao Toamasina sy Antananarivo izy dia nanohy fianarana tao amin’ny lycée de Montgeron sy tao amin’ny lycée Henri IV tany France. Miaramila tantsambo izy, nianatra tao amin’ny École navale. Nanorina ny antoko politika « Arema » (Association pour la Renaissance de Madagascar) izy. Ministry ny raharahambahiny izy tamin’ny 1972 ka hatramin’ny 1975. Izy no filohampirenena tamin’ny 1975 ka hatramin’ny 1991, mbola filohampirenena koa izy tamin’ny 1996 ka hatramin’ny 2002.

5 janvier : Andriamanana Rijasoa.Teraka ny 5 janoary 1979 tao Mahajanga i Andriamanana Josoa Iarintsambatra Rijasoa. Nia...
26/03/2021

5 janvier : Andriamanana Rijasoa.

Teraka ny 5 janoary 1979 tao Mahajanga i Andriamanana Josoa Iarintsambatra Rijasoa. Nianatra tao amin’ny sekoly fanofanana ho mpampianatra, Ecole Normale Supérieure (ENS) Antananarivo izy. Nahazo mari-pahaizana tamin’ny taranja anglisy izy ny taona 2003. Avy eo nanohy ny fianarany tany amin’ny Oniversiten’ny Nouveau Mexique ka nahazo ny marim-pahaizana “Master” ho an’ny taranja frantsay. Ary farany, ny marim-pahaizana Doctorat amin’ny teny sy literatiora ary ny fandalinana ara-tsosialy sy kolontsaina tao amin’ny Oniversiten’ny Nouveau Mexique hatrany ny taona 2019. Mpanolon-tsaina teknikan’ny praiminisitra Ntsay Christian izy ny taona 2019, ary Minisitry ny fanabeazam-pirenena, ny fampianarana teknika ary ny fanofanana arak’asa tamin’ny taona 2020.

Andriamanana Josoa Iarintsambatra Rijasoa est née le 5 janvier 1979 à Mahajanga. Elle a étudié à l’Ecole Normale Supérieure (ENS) d’Antananarivo et a obtenu le certificat d’aptitude en lettre Anglaise en 2003. Après elle a continué ses études à l’Université du Nouveau Mexique et a obtenu le Master en étude françaises en 2009. Elle obtient un doctorat en langue, littérature et études socioculturelles en 2019 toujours à l’Université du Nouveau Mexique. Elle a été conseillère technique du premier ministre Ntsay Christian en 2019, puis Ministre de l’éducation nationale de l’enseignement technique et professionnel en 2020.

7 juillet : Razafimanazato JulienTeraka ny 7 jolay 1968 tao amin’ny kaominina ambanivohitry Mandritsara, ao anatin’ny fa...
23/03/2021

7 juillet : Razafimanazato Julien

Teraka ny 7 jolay 1968 tao amin’ny kaominina ambanivohitry Mandritsara, ao anatin’ny faritry Sofia Madagasikara i Razafimanazato Julien. Minisitry ny fanabeazam-pirenena ny 19 martsa 2009 hatramin’ny 26 martsa 2011. Nandritry ny governemanta notarihin’i Monja Roindefo tao anatin’ny fitondrana Tetezamita no nahafantarana azy. Nianatra tamina sekolim-panjakana hatrany izy tamin’ny fahakeliny, noho ny rainy izay mpampianatra ka matetika izy no mifindra toeram-pampianarana. Mpianatra tao amin’ny Lisea « La Victor » tao Miadana Mandritsara ihany koa izy ary tao no nahazoany ny marim-pahaizana Bakalorea siantifika taranja matematika ny taona 1986. Efa nanomboka nisehatra teo amin’ny tontolon’ny fampianarana izy ny taona 1984 raha nahazo ny mari-pahaizana mifanaraka amin’izany tany amin’ny ministera. Tao anatin’izany fotoana rehetra niseharany tamin’ny fampianarana izany no nivoarany tamin’ny sehatry ny fanabeazana. Taorian’ny nahazoany ny marim-pahaizana Bakalorea, nanatanteraka asa fanompoam-pirenena tao amin’ny tafika malagasy izy. Nanohy ny fianarany tao amin’ny Oniversiten’ny Fianarantsoa ary nahazo ny Diploma « Licence » ny taona 1994 indray ary « Maitrise » kosa tao amin’ny Oniversiten’Antananarivo, taranja matematika hatrany. Nandranto fianarana tany am-pitan-dranomasina izy taorian’izay ary nanohy ny fianarany tao amin’ny Oniversite Paris XI Orsay ka nahazo ny marim-pahaizana maha Injeniera azy ny taona 2001. Mpikambana maharitra tao amin’ny filan-kevim-pirenena momban’ny fampianarana « Conseil National de l’Education (CNE) » ihany koa i Razafimanazato Julien nandritra ny fotoana naha minisitra azy. Fanampin’izany, mpikambana tao amin’ny antoko politika Espaces Solidarité pour le Développement (ESD) izay nanolotra azy hirotsaka ho fidiana ho filoham-pirenena ny taona 2013.

Razafimanazato Julien est né le 7 juillet 1968 dans la commune de Mandritsara, située dans la région Sofia. Ministre de l’éducation national malgache de 2009 à 2011 durant la Gouvernement du Premier ministre Monja Roindefo, Il avait fréquenté différentes écoles publiques à son jeune âge étant donné que son père est un instituteur. Razafimanazato Julien a étudié au Lycée la Victor Miadana de Mandritsara et a obtenu son diplôme Baccalauréat scientifique en 1986. Il a commencé sa carrière en tant qu’enseignant en 1984, quand il a obtenu la qualification appropriée du ministère. Il a débuté et évolué dans le domaine de l’éducation. De 1987 à 1988 il a effectué son service national au sein de l’armé malgache. Il a continué ses études à l’Université de Fianarantsoa dans la mention Mathématiques où il a obtenu sa licence, et en 1994 sa Maitrise en mathématiques à l’Université d’Antananarivo. Il est ensuite parti en France pour poursuivre des études et il a eu son Diplôme d’Ingénieur en Mathématiques à l’Université de paris XI Orsay, promotion 2001. Il est membre permanant du Conseil National de l’Education (CNE). Il est également membre dans la Parti politique Espaces Solidarité pour le Développement (ESD) qui l’a porté candidat lors de l’élection présidentielle de 2013.

Rakotonirina Léon Jean Richard.Nianatra tao amin’ny kolejy Saint Vincent Farafangana izy, avy eo tao amin’ny Lisea Raher...
08/03/2021

Rakotonirina Léon Jean Richard.

Nianatra tao amin’ny kolejy Saint Vincent Farafangana izy, avy eo tao amin’ny Lisea Raherivelo Ramamonjy Fianarantsoa sy tao amin’ny Sekoly Miaramilam-pirenena (SEMIPI). Nanohy ny fianarany teny amin’ny anjerimanontolo Antananarivo izy rehefa nahazo ny mari-pahaizana “Baccalauréat”, ka ny taranja Tantara no nohalalininy. Ny taona 1981-1984, nivoaka ho miaramila tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe (ACMIL). Ny taona 1984 izy no nanomboka niditra ho miaramila ka nitanany ny kilasy maha manam-boninahitra lefitra azy. Niatrika fiofanana miaramila maro izy teto Madagasikara sy tany ivelany. Efa nahazo mari-pankasitrahana roa avy amin’ny Jeneralin’ny Etamazaorom-panjakana ihany koa izy. Ankehitriny Minisitry ny fiarovam-pirenena, voatendry tao amin’ny governemanta Ntsay Christian nanomboka ny volana Janoary 2019 izy.

Rakotonirina Léon Jean Richard a étudié au collège Saint Vincent Farafangana, puis au lycée Raherivelo Ramamonjy avant d’intégrer la "Sekoly Miaramilam-Pirenena" (SEMIPI). Il a rejoint l’Université d’Antananarivo après avoir obtenu son Baccalauréat pour suivre le parcours d’histoire. Il fait partie de la 13ème promotion des élèves-officier de l’Académie Militaire (ACMIL) d’Antsirabe. Il est actuellement Ministre de la Défense Nationale Malgache, nommé lors de gouvernement Ntsay Christian depuis Janvier 2019.

28 Août : Indiamilahatra Charles Angelico.Teraka ny 20 Aogositra 2000 i Indiamilahatra Charles Angelico na Dadaco Lilgan...
05/03/2021

28 Août : Indiamilahatra Charles Angelico.

Teraka ny 20 Aogositra 2000 i Indiamilahatra Charles Angelico na Dadaco Lilgang, tovolahy avy ao Vavatenina misehatra ao amin’ny tontolon’ny mozika. Tamin’ny fahazazany, nianatra tao amin’ny kolejy Saint Joseph Vavatenina avy izy, avy eo tao amin’ny Lycée Manampisoa Vavatenina mandra-pahazony ny marim-pahaizana “Baccalauréat”. Manohy fianarana ao amin’ny CFFAMMA Antsirabe izy amin’izao fotoana ary manao taranja Machinisme Agricole. Miaina miaraka amina fianakaviana tia mozika izy ary isany nitarika azy hiditra bebe kokoa amin’ny sehatry ny kanto izany. Tao anatin’ny tontolon’ny Hip-Hop no tena nahaliana an’i Dadaco. Efa nanandrakanadrana nihira “Rap” niaraka tamin’ireo namany izy fony izy roa ambin’ny folo taona. Mitohy mandrak’izao ny fitiavany io gadona io ary nivoatra sy efa miditra amin’ny maha matihanina kosa izy amin’izao fotoana. Mpamorona no sady mpihira mozika Trap sy Drill i Dadaco. Tamin’ny taona 2014 izy no nanomboka niditra teo amin’ny tontolon’ny “underground » izay efa nahavitany singa maromaro.

Indiamilahatra Charles Angelico, connu sous son nom de scène « Dadaco », est né le 28 Aout 2000. Originaire de Vavatenina. Il a étudié au Collège Saint Joseph de Vavatenina puis au Lycée Manampisoa jusqu'à l'obtention du diplôme de Baccalauréat. Il continue ses études au CFFAMMA Antsirabe en Machinisme Agricole. Dadaco vient d'une famille qui est aussi passionnée de la musique. Il s’est imprégné de culture Hip Hop, et a commencé à faire du rap à l'âge de 12 ans dans la rue avec ses camarades du quartier. Dadaco est également auteur-compositeur-interprète. Ses genres musicaux de prédilection sont le Hip-Hop, le Trap et le Drill. En 2014 il a débuté dans le milieu « underground » et beaucoup de ses morceaux ont été enregistrés à l'époque où il était dans le Label Team Vetega.

27 mars : Ntsay Christian.Ny 27 martsa 1961 no teraka tao Antsiranana i Ntsay Louis Christian. Tany amin’iny tapany avar...
03/03/2021

27 mars : Ntsay Christian.

Ny 27 martsa 1961 no teraka tao Antsiranana i Ntsay Louis Christian. Tany amin’iny tapany avaratry ny nosy iny hatrany izy no niaina sy nianatra nandritry ny fahazazany. Mpianatra teny amin’ny Anjerimanontolon’Antananarivo kosa ny taona 1982 ka hatramin’ny 1985, avy eo nihazo an’i Marseille nanohy ny fianarany mikasika ny fitantanam-bola sy ny toe-karena tao anatin’ny herintaona. Ny 4 jona 2018, tao anatin’ny fitondran’ny filoha teo aloha, izy no voatendry ho lehiben’ny governemanta Malagasy izay mbola miasa hatramin’izao. Mpanolon-tsaina nasionaly sy iraisam-pirenena tao amin’ny Banky iraisam-pirenena ihany koa izy ary efa mpandrindra ny tetik’asa fiaraha-miasan’ny BIT (Bureau International du Travail) sy ny PNUD (Programme des Nations Unies pour le Dévéloppement).

Ntsay Louis Christian est né le 27 mars 1961 à Antsiranana .Il a étudié dans la partie Nord de l’île durant son enfance. Après avoir obtenu son Baccalauréat, il a étudié à l’Université d’Antananarivo de 1982 à 1985. Il suit ensuite des études financières économiques et bancaires à Marseille. Il est nommé chef du gouvernement malgache le 4 juin 2018, durant la précédente administration. Il était coordonnateur national et international du PNUD (Programme des Nations Unies pour le Développement) en. Il était également consultant national du projet de coopération technique du BIT (Bureau International du Travail).
https://www.tsidika.mg/2021/03/03/27-mars-ntsay-christian-2/

Ny 27 martsa 1961 no teraka tao Antsiranana i Ntsay Louis Christian. Tany amin’iny tapany avaratry ny nosy iny hatrany izy no niaina sy nianatra nandritry ny fahazazany. Mpianatra teny amin’ny Anjerimanontolon’Antananarivo kosa ny taona 1982 ka hatramin’ny 1985, avy eo nihazo an’i Marseill...

11 Septembre : Bismark Mong Mann Né le 11 septembre 1988, dans la commune rural de Mahasoa, district d’Ihosy, Bismark Mo...
26/02/2021

11 Septembre : Bismark Mong Mann

Né le 11 septembre 1988, dans la commune rural de Mahasoa, district d’Ihosy, Bismark Mong Mann est un originaire Malagasy, marié, ayant 3 fils au service des opérateurs économiques. Il est élu député de Madagascar dans le district d’Ihosy le 12 janvier 2021. Dès lors, Monsieur Bismark figure comme étant le plus jeune député élu à Madagascar. Travailler au service du peuple n’est pas une expérience nouvelle pour lui. En 2015, il a déjà été maire de la Commune rurale Mahasoa, toujours dans le district d’Ihosy. La même année, ce jeune député occupait également le poste de vice-président de l’association des Maires de la Région d’Ihorombe. Un peu plus tôt, en 2019, Monsieur Bismark Mong Mann, indépendamment de la politique, est arrivé 2ème de la liste de conseiller du député Neypatraiky A. RAKOTOMAMONJY. Il a obtenu son siège de député dans le district d’Ihosy cette année par la même voie, c’est-à-dire, indépendamment de la politique. D’ailleurs, il n’en a jamais intégré. Monsieur Bismark Mong Mann s’est posé comme objectifs de porter parole aux habitants, de protéger leur biens, de lutter pour tous leurs droits et contre la discrimination, de s’ouvrir à tout idéologie.

Teraka tamin'ny 11 septambra 1988, tao amin'ny kaomina ambanivohitra Mahasoa, distrikan'i Ihosy i Bismark Mong Mann. Teratany Malagasy izy. Manambady ary manan-janaka lahy telo mpandraharaha ara-toekarena. Voafidy ho solombavam-bahoakan’ny Madagasikara any amin'ny distrikan'i Ihosy izy ny 12 janoary 2021. Andriamatoa Bismark arak’izany no solombavam-bahoaka zandriny indrindra voafidy eto Madagascar. Tsy zava-baovao ho azy ny miasa ho an’ny tombotson’ny vahoaka. Porofon’izany, efa ben'ny tanànan'ny Kaomina ambanivohitra Mahasoa, mbola ao amin'ny distrikan’ Ihosy izy ny taona 2015. Tamin'io taona io ihany, nitàna ny toeran'ny filoha lefitry ny fikambanan'ny ben'ny tanànan’ny faritra Ihorombe I Bismark Mong Mann. Taloha kelin’izay, tamin'ny taona 2019, nitàna ny laharana faha-2 tamin'ny lisitry ny mpanolotsaina an'ny solombavam-bahoaka Neypatraiky A. RAKOTOMAMONJY ny tenany. Tsy mbola niditra antoko politika mihitsy Andriamatoa Bismark, izy lanim-bahoaka amin’ny toeran’ny maha mpisolo vava azy ireo izao. Vina sy tanjon’ity solombavam-bahoaka zandriny indrindra eto Madagasikara ity ny hitondra ny tenin’ireo vahoaka, hiaro ny tombotson’izy ireo, hanohitra ny tsindry azo lena sy fitsetsefana ary ny ramatahora atao amin’ny vahoaka, tsy manavakavaka ary misokatra amin’ny ankolafin-kery rehetra.
https://www.tsidika.mg/2021/02/26/11-septembre-bismark-mong-mann/

11/02/2021
29 janvier : Ramaherijaona Hajanirina.Député de Madagascar élu à Tsiroanomandidy en 2019, Ramaherijaona Hajanirina Lanto...
29/01/2021

29 janvier : Ramaherijaona Hajanirina.

Député de Madagascar élu à Tsiroanomandidy en 2019, Ramaherijaona Hajanirina Lanto est né le 29 janvier 1969. Il est également Directeur Général du groupe Mahery.
Teraka tamin’ny 29 janoary 1969 i Ramaherijaona Hajanirina Lanto. Solombavambahoakan’i Madagasikara lany tany Tsiroanomandidy, faritra Bongolava tamin’ny taona 2019. Tale jeneralin’ny vondron’orinasa Mahery koa izy.

29 Décembre : Randriatahirisoa Justin.Randriatahirisoa Justin, auteur orateur est né le 29 décembre 1991 à Antsirabe. Il...
25/01/2021

29 Décembre : Randriatahirisoa Justin.

Randriatahirisoa Justin, auteur orateur est né le 29 décembre 1991 à Antsirabe. Il exploite et vie au maximum sa passion en tant qu’orateur. Pour preuve, en 2015, il intègre le groupe d’orateur en activité « FIkambanan’ny MPIkabary Malagasy » ou FI.MPI.MA, dans la branche Vonimpikadia. Monsieur Justin demeure un membre actif jusqu’à ce jour. Il tient des rôles importants au sein de cette branche oratoire. Vonimpikadia constitue un des raisons d’être de Monsieur Justin. La raison pour laquelle il instruit les petits enfants, communément connu au sein du groupe sous l’appellation « Taniketsa ». Il est également responsable du journal « Ankompika » des orateurs de Vonimpikadia. Entre autre, Monsieur Justin est responsable de la Communication au sein de cette branche. En ce qui est de sa passion pour l’écrit, en 2020, il a sorti le premier volume de son œuvre « Mitahiry Soa », distribué gratuitement tous les trois mois. Monsieur Justin se diffère par sa valorisation de la solidarité à travers les services qu’ils offrent via sa passion pour l’oratoire. En cas de besoin, n’hésitez pas à le contacter sur sa page facebook : « Tahirisoa Andria Mpikabary Mpanoratra » ou en appelant le : 0 32 52 958 82.

Teraka ny 29 desambra 1991, tao Antsirabe i Randriatahirisoa Justin. Mpikabary Mpanoratra ny tenany. Niditra tamina fikambanan’ny mpikabary iray tao Antsirabe izy ny taona 2015, tsy iza izany fa ny “FIkambanan’ny MPIkabary Malagasy” na ny FI.MPI.MA. Ny sampan Vonimpikadia no tena hiandraiketany. Mitàna andraikitra maro ao amin’io sampan io ny tenany mandrank’ankehitriny. Anisan’ny niandohan’I Monsieur Justin ny sampan Vonimpikadia. Noraisiny an-tanana ny fampianarana ireo kilonga madinika. Fampianarana izay antsoin’izy ireo hoe “taniketsa”. Izy ihany koa no miandraikitra ny gazety “Ankompika” mirakitra ny fifampizaran’ireo mpikabary ao amin’ny Vonimpikadia. Ankoatr’izay, miandraikitra ny serasera ao amin’ny sampan ihany koa i Justin. Tamin’ny taona 2020, namoaka ny andiany voalohany amin’ny asa sorany mitondra ny lohanteny hoe “Mitahiry Soa” ny tenany. Asa soratra mivoaka isa telo volana sady zaraina maimaim-poana. Anisan’ny mampihavaka an’I Monsieur Justin manokana ny fanomezany lanja ny fihavanana. Aza misalasala mifampiresaka aminy amin’ny pejy facebook : “Tahirisoa Andria Mpikabary Mpanoratra” na miresaka amin’ny mivantana amin’ny laharana : 0 32 52 958 82

Address

III Q 60 Andoharano Tsimbazaza
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IZY no IZA? posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Newspapers in Antananarivo

Show All