Vonjeo ny fanahy

Vonjeo ny fanahy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vonjeo ny fanahy, News & Media Website, Antananarivo, Antananarivo.

15/04/2024

Ry havana😊,tena efa tsy ho ela dia ho avy lay lehilahin'ota izay voalaza anaty baiboly hitondra ny fiangonana tokana maneran-tany, efa voatsangana ka nanaovana sorona omby vavy 5 lay 3ème temple io🙊, ka efa tsy ho ela intsony dia hapetraka hitondra io fiangonana io lay lehilahin'ota, samy tsy mahalala isika hoe iza lay olona apetraka eo fa rehefa hitantsika ofisialy na radio sy ny vaovao hoe hisy pasitera/mompera 👤hitondra anio fiangonana tokana 🏣io dia efa fantatsika hoe zay lay lehilahin'ota;hapetraka ihany koa ny president maneran-tany sy ny gouvernement..izay tokana avokoa, dia ireo no hifehy an'ity tany ity ary ho apetaka lay puce électronique (tombokase mariky ny bibidia) ,izay ataon'izy ireo ho salona karapanondro ary apetaka na ny tanana ,tsy maintsy mandray anio marika io daholo ny olona maneran-tany raha tsy izany dia ho vonoin'izy ireo sy tapahin-doha,rehefa mandray anio marika✡ io anefa dia tsy manana anjara ny hiditra ny fanjakan'ny lanitra ny olona iray fa ho very mandrakizay ny fanahiny ary hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra hoy ny voalazan'ny baiboly.
Sarotra nefa ny anoherantsika anizany raha tsy manana ny fanahy masina hiaro antsika isika sy hitaridalana,mila ny herin'Andriamanitra isika satria tena mafy ny ady ,ao ireo enjehina noho ny fivavahana,raha mbola misy tahotra koa anefa ao anatintsika dia tsy ho voavonjy izany ny fanahintsika,izany no ilaina ny fanahy masina mba hampatanjantsaina sy hampahery antsika,sy sahy mijoro
Tena sarotra koa anefa raha mbola ny toetrantsika isanandro no hiatrehana anizany, kizitina ,mora tezitra,mora tohina sy kivy,malahelo lava, mbola mankahala olona sy miresaka fiainan'olona foana,maloto fo tsy mahay mamela heloka,mandainga,manana eritreridratsy ....sns tsy voatanisa tsy arakin'ny sitrapon'Andriamanitra, ny fanahy masina nefa dia mifanohitra : fahamoram-panahy,fitiavana,fahamarinana,fahalemem-panahy,

Fantatrao ve fa misy ny fitsanganana voalohany (fanjavonana izy io) 😊ao anaty baiboly,efa niseho daholo ny loza maro sam...
04/01/2024

Fantatrao ve fa misy ny fitsanganana voalohany (fanjavonana izy io) 😊ao anaty baiboly,efa niseho daholo ny loza maro samy hafa teto amintsika : ny aretina maro samy hafa nahafaty olona maro maneran-tany,ny loza samy hafa :
👉 horohiron-tany,volcan nipoaka,ny masoandro mandoro sy nahafaty olona maro tany ivelany,ny ady samy firenena sns...ny korotana maro samy hafa,ny krizy ..ary ny farany dia ny lehilahin'ota izay mitsangana .izany rehetra izany dia efa voasoratra ao anaty baiboly ary manambara fa efa ho avy Jesosy ary efa tena akaiky kely,mialohan'ny fahoriana lehibe nefa dia hisy ny enlevement,izay tena miambina sy mivavaka tsara ary manao ny sitrapon'Andriamanitra sy madio am-po ihany no hiakatra velona any an-danitra, dia aoriana an'izay dia miatomboka ny ady lehibe fahatelo sy ny fametahana puce electronique ary ny loza maro samy hafa,fanenjehana ny kristianina izay tavela eto,ho tapahin-doha sy maty maritiora, andro izay dia izay mandray anio mariky ny bibidia io dia tsy manana anjara ny handova ny fiainana mandrakizay ary hisotro ny divain'ny fahatezeran'ny Tompo hoy izy,izany hoe ho very mandrakizay ny fanahiny fa tsy hisy famindrampo intsony😥
Koa,tsy aleo ve miambina tsara isika,miezaka miala fanao isanandro,miezaka ny ho masina (madio am-po), mitia ny olona rehetra na ny fahavalontsika aza,marina fa sarotra ny mamela ny fahavalontsika ary tena sarotra be ny miova fanao (ny toetra ratsy hatrizay) fa raha te ho voavonjy isika dia tena aleo misacre be,manao dingana lehibe,satria eto an-tany ihany no misy ny fahoriana ary tsy maharitra,fa ny any an-danitra no tena fiainana mandrakizay tsy misy ranomaso.
Isaky ny mihaona nanao ratsy anao ianao dia ataovy ao an-tsainao foana hoe tsy te ho very ianao fa nisafidy an'i Jesosy dia ho tinao ho azy iny olona iny ary rehefa gaga izy mahita anao miova dia voakasika ho azy ny fony ary ento ambavaka be izy,fa tsy maintsy miova iny olona iny ndray androany.mahereza🙏

25/04/2023

(FIJOROANA VAVOLOMBELONA: NOFY MOMBA NY TOAKA, NASEHON' NY TOMPO AHY OLONA IRAY MPISOTRO TOAKA...)

25/04/2023

(Fijoroana vavolombelona "MATY 4 andro; nahita ny Paradisa & Helo" ARCHIVES - Mama Hova)

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261345928204

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vonjeo ny fanahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share