Nick Aris

Nick Aris ꜰɪᴛɴᴇꜱꜱ ᴛʀᴀɪɴᴇʀ | ᴍᴏᴅᴇʟ | ʟɪꜰᴇꜱᴛʏʟᴇ

👋🏼 Asina sary kely toy izao aloha😁 Mbola lavitra ny lalana nefa tsy kivy😉 mila faharetana ity taranja iray ity averiko i...
08/04/2024

👋🏼
Asina sary kely toy izao aloha😁 Mbola lavitra ny lalana nefa tsy kivy😉 mila faharetana ity taranja iray ity averiko ihany☑️
Tsy ny andro na ny volana fa ny taona no isaina 👌🏼

•Patience/ Persévérance/Discipline/Motivation 🔥

(Mipoitra kely ihany ilay abs na dia Tsy travailler-na aza noho ilay masse de graisse ambany🫠)

Mirary alakamisy finaritra hoantsika 👋🏼•Mety indraindray ianao kivy,reraka,ela vao mahita résultat 🫠 fa ataovy ao antsai...
21/03/2024

Mirary alakamisy finaritra hoantsika 👋🏼

•Mety indraindray ianao kivy,reraka,ela vao mahita résultat 🫠 fa ataovy ao antsaina foana ny hoe Tsy maintsy vitako io, vitanao io😉

« Discipline Beats Motivation » 🔥

Simplicity 😉
15/03/2024

Simplicity 😉

Anisan’ny Fanatanjahantena Tiako ⚽️Misy mitovy amiko koa ve ato? Cardio be izy ity ary ilain’ny vatana ny faonavana izan...
14/03/2024

Anisan’ny Fanatanjahantena Tiako ⚽️
Misy mitovy amiko koa ve ato?
Cardio be izy ity ary ilain’ny vatana ny faonavana izany raha te ho salama tsara😁

👋🏼Makaina kely aty @ Borabora Foot Spa & Massage 🌿
12/03/2024

👋🏼Makaina kely aty @ Borabora Foot Spa & Massage 🌿

In everything give thanks🙏🏻
09/03/2024

In everything give thanks🙏🏻

Bon dimancheBon appétit Bon début de semaine Bisous 💋
03/03/2024

Bon dimanche
Bon appétit
Bon début de semaine
Bisous 💋

Vaovao maresaka ?😁Mba mizara sary kely indray aloha 🫢Bonne soirée 😘
01/03/2024

Vaovao maresaka ?😁

Mba mizara sary kely indray aloha 🫢
Bonne soirée 😘

Manina vacance kely indray🫢💦Ilaina ihany ny fangalana aina kely rehefa valaky ny asa Sy kotrana iny😄fa Tsy atao lava be ...
16/02/2024

Manina vacance kely indray🫢💦
Ilaina ihany ny fangalana aina kely rehefa valaky ny asa Sy kotrana iny😄fa Tsy atao lava be na izany aza fa ny vola Sy ny forme mila tadiavina 😁🔥

13/02/2024

Aza adino fa :
- Ny échauffement dia ilaina be mba anafanana ny muscle alohany hibatana charge mavesatra.
- Ny sakafo ihany koa manohana eny ihany satria mila energie ny vatana mba tsy ho mora reraka sao torana eo an 🤭
Mazotoa daholo ary!

Bon weekend oh🤗😙
10/02/2024

Bon weekend oh🤗😙

👋🏼 Mety ho tsara ihany ve zareo raha solaiko izy ity?🙂😂Izany eo ihany fa Hiezaka hizara resaka kotrana aminareo eto aho🤗...
07/02/2024

👋🏼
Mety ho tsara ihany ve zareo raha solaiko izy ity?🙂😂

Izany eo ihany fa Hiezaka hizara resaka kotrana aminareo eto aho🤗
Tadidio fa ny fikarakarana ny vatanao io dia manampy be anao amin’ny fahatokisa-tena😉

Bonne soirée 😘

Chest day kely rehefa alarobia ny ahy😁 ary ny anao mba Inona ny kotrana nataonao androany?😄
24/01/2024

Chest day kely rehefa alarobia ny ahy😁 ary ny anao mba Inona ny kotrana nataonao androany?😄

Efa hisokatra Tsy ho ela ny salle an’i Nicky Rand Eny 67 zareo ah😁 Mety misy mahita ve izany fa na za aza fanina 🤣Mahita...
23/01/2024

Efa hisokatra Tsy ho ela ny salle an’i Nicky Rand Eny 67 zareo ah😁

Mety misy mahita ve izany fa na za aza fanina 🤣
Mahita atao mintsy ny page sasany ato am Fb🤪

Salle tokana ahitana ahy 👉🏼 Fitbox

20/01/2024

Aiza ho aiza @ tanjonao no misy anao amizao? 🔥
Efa akaiky? Miezaka kely? Mbola lavitra?
Aza kivy fa tohizo foana fa izay tongasoa ihany no arabaina 😉
Mirary Weekend mahafinaritra o!

17/01/2024

Enjoy Life 🥂

•Ankafizo ny fiainana 😎

14/01/2024

Iza daholo ilay niteny tamin’ny heritaona hoe hikotrana amin’izay @ 2024? ⬆️

Aza miandry fotoana intsony ahafahanao manatratra ilay « Corps de rêve » anao 🔥

Do It for You not them☑️12-01-2k24
12/01/2024

Do It for You not them☑️
12-01-2k24

11/01/2024

Kotrana ambany kely
Io no tena anisany tiako rehefa mikotrana aho 😁

• Ary Ianao 👀? Aza adino ny maka ambany na dia mafy sy ela ihany aza vao mahazo papaye🥹
Angalao tsirony 😗

🤗 Izany hono eh dia Mirary soa hatrany😗
05/01/2024

🤗 Izany hono eh dia Mirary soa hatrany😗

Salii doly oo! Bonne année 2024.🔥🔥Fitbox

Somary taraiky fa mbola nakafoka! Isika koa tsy baikon'ny calendrier 😁
Mirary taona feno fahasalamana sy fahombiazana ho anareo rehetra ❤❤
Misaotra teo foana dia misaotra sahady amin'ny fanohanana amin'ity taona ity ❤ Mankasitraka ny mpiara-miasa rehetra ihany koa.
valisoa.regardelemonde
Nick Aris

📷: Nagami JF - Photography

Belle et heureuse année 2k24 🎊🫶🏻
01/01/2024

Belle et heureuse année 2k24 🎊🫶🏻

Sary mamarana ny taona miaraka amin’ny ekipa mahafinaritra 🤗 Mbola betsaka no Tsy eo fa misaotra antsika rehetra 🫶🏻 Team...
29/12/2023

Sary mamarana ny taona miaraka amin’ny ekipa mahafinaritra 🤗 Mbola betsaka no Tsy eo fa misaotra antsika rehetra 🫶🏻 Team Fitbox 💪🏼

•Tohizo foana ny ezaka vitanao
•Aza mitsahatra ny mivoatra
👉🏼Taona 2024 = Fahombiazana hoantsika rehetra❤️

valisoa.regardelemonde
Jenny Pinah

Andro vitsy sisa dia Noely 🫶🏻 Ianareo ve efa nahita akanjo entina mbika2 hoan’ity fête ity 😎🤣? Misy andehilahy sy ambehi...
22/12/2023

Andro vitsy sisa dia Noely 🫶🏻
Ianareo ve efa nahita akanjo entina mbika2 hoan’ity fête ity 😎🤣? Misy andehilahy sy ambehivavy amlay kalitao tena tsara no sady mihaja 🙌🏼 misy karazany maro ao ! amin’ny vidiny mirary ka aza tara ary fa tsidio ny pejy 👉🏼 Dress Room Y’Kala

Alahady aty an-TanindrazanaAmbanivohitra 🌵🐾
17/12/2023

Alahady aty an-Tanindrazana

Ambanivohitra 🌵🐾

What’s up? 🤗•Be True•Be Free•Be You
08/12/2023

What’s up? 🤗

•Be True
•Be Free
•Be You

Fifidianana hono rahampitso 🙃 ianareo ve hifidy ? Za otrany hifidy ilay numéro 11 🤣 Haha Aleo mikotrana aloha , sao mba ...
15/11/2023

Fifidianana hono rahampitso 🙃 ianareo ve hifidy ?
Za otrany hifidy ilay numéro 11 🤣

Haha Aleo mikotrana aloha , sao mba hisy Hifidy ahy ianareo lol 😂 bisous 😘

Merci DieuMerci Biofit Academy Merci aux participants 💪🏼
13/11/2023

Merci Dieu
Merci Biofit Academy
Merci aux participants 💪🏼

🧬🧪BIOFIT ACADEMY 🧪🧬 - Centre de formation voalohany agréen'ny ministere, momba ny Fitness Sy ny Nutrition eto Madagasikara

Tapitra ny marche de promotion ny mpianatra sy ny SUMMER BIOFIT GAMES 2k23 ⚔️ Faly sy mankasitraka ny ezaka vitan'ny mpiofana rehetra izahay mpitantana sy mpampianatra ary miarahaba ihany koa ny VICTOR 8 tafiakatra final: SonAli, Nali Legrand , Fenosoa Ginoh , Rija Rasendra , Steve, MbolaTiana, Nick Aris , Lucas Andrianaivosoa

Fisaorana be mitafotafo ho an'ny:
Eau Vive Malagasy sy valisoa.regardelemonde
Ny SDFA sy Manitra Rajoroarivony
O' Safari
Ny mpiofana 55 sy ireo leader de groupe 8 tsy nandiso fanantenana ary hita fa tena efa matihanina amin'ny mentoring sy ny leadership (Tolotra Rabarinjaka, Yda, Valisoa Raks , Marotojo Maro'look , Maminiaina, MbolaTiana, Tina Nosy , Eddy Riry )

Farany dia singanina manokana ny champion an'ny summer biofit games 2k23 : Nick Aris 🥇🏆 mpiofana ao @ deuxieme vague, major de promotion t@ examen farany teo no mbola gagnant ny epreuve Roi du Muscle izay sarotra indrindra physiquement sy ny epreuve final izay sarotra indrindra mentalement.

Mi-incarner tanteraka ny esprit Biofitian izy hoe olombelona mikatsaka ny ahomby na ara-tsaina na ara tsandry na aram-Panahy, sady mahay sobika no mahay fatam-bary. Complet ela! Bravo ❤️

Ny vague manaraka dia amin'ny janvier SPECIAL ho an'izay te hiasa sambo en tant que Fitness Trainer @ ireny bateau de croisiere de luxe ireny 🚢🛳️ Araho tsy tapaka ny pejy ary raha maha liana anao izany fa izahay eto @ Biofit Academy dia tsy itsahatra ny hitondra soa ho an mpiray Tanindrazana eo @ tontolon ny fahasalamana sy ny fanatanjahatena.

Valēte 🙏🏽

Face your fears and you will unlock a new level of self-growth. 🥇 BIOFIT ACADEMY
13/11/2023

Face your fears and you will unlock a new level of self-growth.
🥇 BIOFIT ACADEMY

07/11/2023

Let the gains begin 😉
📍Fitbox

31/10/2023

Don’t wait for the opportunity. Create it!
• Multi vit & collagène My Fitness Store
• Asia and Africa Fitness

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nick Aris posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nick Aris:

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All