11/02/2024
♥️Tonga ny saint Valentin oooh🥰
Tolory fitiavana mamy ny olontianao miaraka amin'ny pochette telephone ato aminay😍
♥️ Pochette vita amin'ny lamba soga, brodée à main(petakofehy), afaka asina telephone na izay zavatra majinijinika mila ho entina mandeha, miaraka mafaty2 kely😍🥰
♥️ Miaraka @ coffret chocolat 🍫 efa ao anatiny avy hatrany🤤
♥️ Dia mbola misy teny mamy be ihany koa miaraka ilay coffret🤗😲
prix :8000Ar monja dia efa mahavita fanomezana mafatifaty ho an'ny olontinao😊😍
🌹Mandefa message avy hatrany
🌹Manao livraison à partir 3000ar
❤️tandremo! Afaka mandeha tsy misy chocolat ihany koa ny pochette
♥️Misy ihany koa ny tote bag lehibe à motif lune 🎑 🌙🌚🌕