Manka'FY

Manka'FY ❤️Fast Food ❤️

Heyy🥰Tsy Mila misahirana mitady mine sao etsy sy eroa intsony fa afaka mijanona ao an-trano dia aterinay any ny kaly😋🥰.✅...
10/07/2023

Heyy🥰
Tsy Mila misahirana mitady mine sao etsy sy eroa intsony fa afaka mijanona ao an-trano dia aterinay any ny kaly😋🥰.

✅Mine sao poulet 🍗
✅Mine sao zébu 🥩

➡️ Seulement à 8000Ar❤️
Mahavoky be fa aza tara manao commande 😊🥰

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande an😊🥰.✅Afaka mandefa hafatra miafina (Mp) na miantso mivantana 😊❤️.✅Manao li...
07/07/2023

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande an😊🥰.

✅Afaka mandefa hafatra miafina (Mp) na miantso mivantana 😊❤️.
✅Manao livraison ihany koa izahay😊
➡️ Livraison à partir de 3.000Ar

❌Tsy mandray commande izahay rahampitso asabotsy😊

Aleo mba hisy an'izao kely aloha🙄🙊👀🤣🤣
07/07/2023

Aleo mba hisy an'izao kely aloha🙄🙊👀🤣🤣

27/06/2023

Salama daholy o 😊🥰
Elaela tsika tsy nitafatafa tato😊.

Tena ialana tsiny indrindra ho any mpanaraka ny pejy rehetra tamin'ilay kilalao saika natao fa nisy olana ara-teknika ny Pejy 😩. Betsaka ianareo nandefa hafatra miafina (Mp) tato amin'ny pejy dia tena ialana tsiny indrindra aminareo fa tsy voavaly ara-potoana izy ireny satria nisy nipirate ny Pejy ka tsy afaka nitsofoka tato mihintsy izahay tompon'andraikitra😩.
Ialana tsiny be dia be aminareo mpanjifa mavitrika ato aminay😩🙏, ianareo mpanaraka tsy tapaka ny pejy 😩 ary tsy adino ianareo izay nanantena an'ilay lalao saika natao😩🙏🙏.

Aza matahotra fa asintsika foana ilay lalao 😊🥰 .. Araho tsy tapaka ny pejy 😊❤️.

Efa niverina aminy laoniny kosa izy izao ho anareo izay hanjifa ato aminay 😊🥰.

Misaotra indrindra tompoko 😊

20/06/2023

Heyy🥰🥰
Tianareo ve raha asina lalao indray amin'izao akaiky fety izao😊?

Heyy 👋🥰Ndao mba hanandrana an'ireto "Donuts 🍩" mahafatifaty  kely reto 😊😍.Masiso kelyy e😁❤️✅Mora be ny vidin'io an🙂😋😋 , ...
16/06/2023

Heyy 👋🥰
Ndao mba hanandrana an'ireto "Donuts 🍩" mahafatifaty kely reto 😊😍.

Masiso kelyy e😁❤️

✅Mora be ny vidin'io an🙂😋😋 , nefa tsara sady matsiro be 🙂😋😋.

✅Ho anao izay mbola hivarotra dia afaka maka amin'ny prix de gros ato aminay😊🥰.
Aza misalasala mintsy mandefa hafatra miafina (Mp) fa vonona ny handray anareo izahay 😊🥰.


Heyy🥰Tsy Aleo ve asina pro "Tacos" kely ndray e😊😊. ✅Tacos tsara tsiro be 🥙🌮😋 , mampte hihinana lalandava🥰❤️ hummm😋😋.✅Nef...
15/06/2023

Heyy🥰
Tsy Aleo ve asina pro "Tacos" kely ndray e😊😊.

✅Tacos tsara tsiro be 🥙🌮😋 , mampte hihinana lalandava🥰❤️ hummm😋😋.
✅Nefa amin'ny vidiny mirary dia mirary amin'ilay takatriny rehetra Io an😊 satria dia 6000Ar fotsiny d'efa mahazo 🥰🥰.
✅Sady be hena no be sauce amin'ilayy hitiavanao azy😋🥰.

⁉️Koa inona ndray Ary no endrasana e🙂
Ataovy haingana ny commande fa vonona ny handray anareo izahay 😊🥰

Bonsoir😊🥰➡️Fantatrao ve ny tolotra vaovao ato aminay😁?🔥Pizza Mixte🔥✅Izany hoe pizza 2 en 1✅Fa pizza aona ndray zany?😲😲Ra...
13/06/2023

Bonsoir😊🥰
➡️Fantatrao ve ny tolotra vaovao ato aminay😁?

🔥Pizza Mixte🔥
✅Izany hoe pizza 2 en 1✅
Fa pizza aona ndray zany?😲😲

Raha te hihinana pizza karazany roa samihafa ianao ohatra oe poulet 🍗 sy poisson 🐠na ankotrizay😊 dia aza misahirana ny hisafidy fa afaka atambatra ho iray 😊😋 ( otrany aminy sary Io⬇️)

✅ Misafidy izay pizza tianao hatao mixte ianao😊Ary ataonay afa-po tsara mintsy😁😋.

⁉️Zany ve ka tsy lafo⁉️

🔥 Amin'ny vidiny mirary dia mirary hatrany satria 18.000Ar monja 🔥🎉

Aiza ndray no ahita otranizany😊😋😎?
Araraoty Ary 😊, ataovy ny commande fa vonona ny handray anao izahay😊🥰


'FY

Heyy🥰Tsy aleo ve asina fihinana pizza kely hanalana ny hakamoana amin'izao talata izao 🙄😊, sa aona hoy ianao 😋😁?Tsy mits...
13/06/2023

Heyy🥰
Tsy aleo ve asina fihinana pizza kely hanalana ny hakamoana amin'izao talata izao 🙄😊, sa aona hoy ianao 😋😁?

Tsy mitsahatra hatrany izahay ato amin'ny pejy manome fahafaham-po anareo mpanjifa 🥰😊. Ary mbola maneho fankasitrahana anareo izay efa nanjifa tato aminay izahay tamin'ny fahatokisanareo anay 😊🥰.

Ho anareo izay maniry ny hanjifa na te hanandrana ny asan-tananay Dia vonona handray anareo izahay 😊🥰.

Raha mahaliana anao izany dia midira ao aminy hafatra miafina (Mp) , na Antsoy ny laharana ➡️0381388005

Heyy😍Tsy aleo ve atomboka amin'ny Pizza sy tacos matsiro be ny tontolo andro e🥰😍.✅Mbola mandray commande hatrany izahay ...
09/06/2023

Heyy😍
Tsy aleo ve atomboka amin'ny Pizza sy tacos matsiro be ny tontolo andro e🥰😍.

✅Mbola mandray commande hatrany izahay ho anareo izay te hanandrana 😊😋😋..

✅ Amin'ny vidiny mirary dia mirary hatrany 😊😋.

Salama daholy o 🥰😊Izahay ato aminy Pejy Dia faly sy mankasitraka anareo izay nanome fahatokisana anay nikarakara ny feti...
06/06/2023

Salama daholy o 🥰😊
Izahay ato aminy Pejy Dia faly sy mankasitraka anareo izay nanome fahatokisana anay nikarakara ny fetinareo😊🥰.

Mino izahay fa afa-po daholy ny rehetra 😊😊.. Manantena fiaraha-miasa hatrany 😊🥰.

➡️ Ho anareo izay maniry ny hiara-hiasa aminay dia vonona ny handray anareo izahay😊🥰.

Arabaina daholo ny Reny rehetra nahatratra izao fety miavaka izao🥰❤️.Andriamanitra manan-karem-pahasoavana no hamaly Fit...
04/06/2023

Arabaina daholo ny Reny rehetra nahatratra izao fety miavaka izao🥰❤️.
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana no hamaly Fitia ny soa vitanareo taminay zanaka😊🥰🙏🙏🙏

Heyy🥰🥰Araka ny fotoana nifanomezantsika dia androany no hilazana ny mpandresy ny lalaontsika 🥰🙂😊.Ialana tsiny indrindra ...
03/06/2023

Heyy🥰🥰
Araka ny fotoana nifanomezantsika dia androany no hilazana ny mpandresy ny lalaontsika 🥰🙂😊.

Ialana tsiny indrindra raha nisy fahatarana ny aminy fotoana nohony olana kely ara-teknika 🙂😊

🎉 Arabaintsika Aina Rav fa izy no nibata ny fandresena t@ kilalao natao😊. Izy no nahafeno ny fepetra rehetra takiana😊🎉.

Koa Manasa azy hiditra ao aminy hafatra miafina 😊🥰

🎉J-1🎉Rapitso ny fisarihana ny ho mpandresy amin'ilay kilalao fetiny Reny 🥰Tsiditsidiho matetika ny pejy 😊
02/06/2023

🎉J-1🎉
Rapitso ny fisarihana ny ho mpandresy amin'ilay kilalao fetiny Reny 🥰
Tsiditsidiho matetika ny pejy 😊

01/06/2023

Mirary tontolo andro mahafinaritra 😊 sy feno fahombiazana hoantsika rehetra izahay eto aminy MManka'FY🥰🥰

Humm😋😋😋🥰Aiza nareo amin'izao pizza VO mafana tsara Zao😋😋..Mbola mandray commande hatrany izahay an😊😊.
01/06/2023

Humm😋😋😋🥰
Aiza nareo amin'izao pizza VO mafana tsara Zao😋😋..

Mbola mandray commande hatrany izahay an😊😊.

Ho anao izay maniry te hiara-hiasa aminay 🙂 na hanomana fety izany 🎉, na hivarotra iany koa 🙂 dia aza misalasala mandefa...
31/05/2023

Ho anao izay maniry te hiara-hiasa aminay 🙂 na hanomana fety izany 🎉, na hivarotra iany koa 🙂 dia aza misalasala mandefa hafatra miafina (Mp) ato aminy Pejy na koa miantso ny laharana
✅261381388005

➡️Ireto avy ny sakafo misy ato aminay 😊
✅Pizza 🍕
✅Tacos 🥙
✅ Wraps 🌮
✅ Humburger 🍔
✅ Donuts 🍩
✅ Croquettes démi -lune 🥟

➡️Natao aminy vidiny mirary Dia mirary mba hanomezana fahafaham-po ho anao mpanjifa😊.

Koa aza misalasala Ary fa vonona ny handray anao izahay😊🥰

Aleo asina tsikitsiky kely hiatrehana an'izao Alarobia mahafinaritra izao😁🥰🥰🤣
31/05/2023

Aleo asina tsikitsiky kely hiatrehana an'izao Alarobia mahafinaritra izao😁🥰🥰🤣

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 16:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261381388005

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manka'FY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share