Rakitry ny tontolo andranomasina

Rakitry ny tontolo andranomasina Tsinjo lavitra

Algues sec,
22/01/2023

Algues sec,

Fahatratrarana mpandika lalàna  tao @ APGL  IFAHO District Antalaha, Commune Vinanivao na fikambanan'ny mpanjono mpitant...
04/08/2022

Fahatratrarana mpandika lalàna tao @ APGL IFAHO District Antalaha, Commune Vinanivao na fikambanan'ny mpanjono mpitantana eny ifotony. Nohon'ny finiavana tao anatin'ireo tompon'andraikim-panjakana tao antoerana niaraka tamin'ny ccs mpanao fisafoana sy ny fikambanana maromaro, dia nahatratra mpandika lalàna miisa 13 ny fikambanana tamin'ny fisokafan'ny jono horita. Naneho fihetsika hafahafa moa ny 5 tamin'ireo olona ireo ary niaraka tamin'ny fandrahonana ho faty. Ka izany no nahatongavan'ny mpitandron'ny filaminana tonga tao antoerana rehefa nisy ny fitarainana nataon'ny fikambanana Ka nanao fanadihadiana no sady nisambotra avy hatrany ireo izay nahery fihetsika. Natao ihany koa ny sensibilisation na dia efa imbetsaka aza izany.

23/07/2022

Miarahaba tompoko, ho antsika izay liana momban'ny vaovao misy aty cap Est (farany avaratra indrindra ato anatin'ny Baie d'Antongil izany hoe aty 'ny Antalaha ) mahakasika ny jono andranomasina,araho tsy tapaka ity pejy ity fa mety hisy vaovao mahaliana anao mahakasika ny fitantanana ifotony ny harena anaty ranomasina. Araka ny filamatray hoe :'' mihinana no sady mitantana''. Marihina etoana fa fikambanana io izay najoron'ny WCS fiaraha-miasan'ny KFW, PCD, SWIOFISH, USAID MIKAJY, MNP mpiaramombonantoka hametraka ny lamina momba ny fanarenana ny hazandranomasina izay efa ambavahaonan'ny fandringanana Nohon'ny tsy fanarahan-dalàna ataonay mpanjono madinika. Mankasitraka tompoko.

Address

Cap Est
Antalaha

Telephone

+261328812947

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rakitry ny tontolo andranomasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Antalaha

Show All