Air 2s (rikiki mais méchant)
Dream
Hello BG!!
Ianareo ve efa nanofy moment de qualité? Oe io nofy io tena tonga dia otran'ny oe tena izy ( ankotran'ilay 🍆🍑🤫).
Tsy aiko oe inona no maha sokajy an'ity vidéo ity, Vlog ve sa court métrage? fa bref ao daholo ny Boritra Créa sy Boritra Vlog 😂.
Mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ho anareo. Ary ho an'ireo mbola eo ampitediavana toerana hialana sasatra mino aho fa handresy lahatra anareo ito horonan-tsary kely ito oe aiza no ho aleha.
Raha mahaliana anareo ihany ko ny asako na te hiara hiasa amiko ianareo dia manasa anareo hitsidika ny pejy Val Rasamimanana : https://web.facebook.com/val.rasam.portfolio
BIG UPDATE
Saliiiiiit!!! Aleo asiana update kely ny pejy, ny momba momban'izay dia ao anatin'ity vidéo "kely'' ito jiaby jiaby.
Bisous
Sigara T-T
🎉🎊🎊Tratry ny taona copain copine eeeeh!! ela izay tsy nisy na inona na inona teto amin'ny pejy! ka zao ry zareo ah! tsy takatra intsony ity vidin'ny sigara ity, ho an'izay mbola hanoy dia bony korazy sy bony voyazy ianareo fa ho antsika izay hiala kosa dia jerijereo ary ity vidéo ity sao dia mety mba ahasoa ihany ko😘😘
⚠️Dia vaovao farany efa niakatra 400 Ar ndray hono ny Goodl ry zal ah 😅⚠️
Dia ato ilay vidéo tsy dia mahaliana fa somary détaillé an'ilay zavatra tsapako nandritran'ny volana desambra iny:
https://youtu.be/rh9ZDTNkKqk
🔞⛔️Marihiko fa ny Vape dia tsy natao ho an'ny tsy ampy taona sy ho an'ireo izay tsy mifoka sigara, raha tsy mpifoka sigara ianao dia aza mi vape :* 🔞⛔️
Oay farany, feno diso diso kely tsy maha mort ihany ilay vidéo (OHATRA OE TOKONY HO 19:13mn FA LASA 21 mn be zao) fa ny fo manolotra no be dia be.
Bisous
Tantara be - Harley Davidson
Premiere découvertedu Jeu Dahalo
Test Live Cross avec CREEDOT Tini