16/01/2025
Tratry ny Taona daholo e 😊
Hisy Vaovao misimisy eto Amin ny tarika Amin ity taona ity na hira na Mpikambana , Ho avy izahay Amin ity taona ity hitondra rivotra Vaovao fa aza miala alavitra . 👌👍👊