Malagasy à Maurice

Malagasy à Maurice Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy à Maurice, Media/News Company, Port Louis.
(1)

08/11/2023

Allô💤🎈🎊📢 aza hadino fotoanan-tsika miaraka LicoLico KininikeCkycCkyckyamin'ny Jaminn Petite Rivière ,ny sabotsy 02 Décembre 2023 à partir de 21h.

24/06/2023

Mihava Tour
🇫🇷

Ho an-tsika Malagasy eto Maurice 😍👊Ity indray ny lalao ahafahan'ny rehetra mandray anjara.Alefaso eo amin'ny commentaire...
05/02/2023

Ho an-tsika Malagasy eto Maurice 😍👊
Ity indray ny lalao ahafahan'ny rehetra mandray anjara.
Alefaso eo amin'ny commentaire ny sarinao teto Caudan waterfront Port Louis❤️‍🔥Izay mahazo réactions betsaka indrindra omen'ny Malagasy à Maurice fanomezana milay be .👊👊Bon dimanche jiaby ee

04/02/2023

Ny alatsinainy izao no hozaraina ny loka Mvola ho an'ireo mpandray anjara any Madagascar.
Toy izao manaraka izao ny loka azon'ireo nandresy :
1-Mvola 186000Ar
2-Mvola 139000Ar
3-Mvola 93000Ar
4-Mvola 46500Ar
Mankasitraka antsika rehetra ee

04/02/2023

Ireto ary ireo nandresy tamin'ny lalao.
Mandefasa hafatra miafina ,aza adino mandefa numéro an.
Misy tamin'ireo mpandray anjara no monina any Madagascar dia noezahina hatrany ny nanomezana loka ho azy ireo amin'ny alalan'ny Mvola irery ihany.
1-Lucie Réséda
2-Rafarasoa Nomenjanahary Angela
3-Lucianah Réséda
4-Fah Soavana
Mankasitraka e😍

01/02/2023

Andao hilalao hiaraka aminay 😍❤
Tsotra kely ny fandraisana anjara.
*Ampio j'aime ny pejin-tsika ,zarao amin'ny namana,groupes izay misy anao avy eo.
Apetraho eo amin'ny commentaire ny sarinao izay manja kely sy bg kely any😂😂
Izay mahazo j'aime sy réactions betsaka indrindra dia mahazo loka
1-Juice 2000rs
2-Juice 1500rs
3-Juice 1000rs
4-Juice 500rs
Ny zoma izao no hatao ny fizarana ,mazotoa mandray anjara daholy fa tsy misy mihanihany eo an🥰❤

01/02/2023

Samia ary mba milaza izay toerana misy azy eto Maurice 🇲🇺😂😂
Malagasy mifankatia ❤

Aza adino ny fotoanan-tsika ny Zoma 07 Octobre ho avy izao,miaraka Big MJ 💯👊
09/09/2022

Aza adino ny fotoanan-tsika ny Zoma 07 Octobre ho avy izao,miaraka Big MJ 💯👊

23/03/2022
26 Jona 1960 26 Jona 2021Feno 61 taona anio ny niverenan'ny fahaleovan-tenan'i Madagasikara.
26/06/2021

26 Jona 1960
26 Jona 2021
Feno 61 taona anio ny niverenan'ny fahaleovan-tenan'i Madagasikara.

Merci au gouvernement Mauricienne 👏
04/05/2021

Merci au gouvernement Mauricienne 👏

SOLIDARITE MAURICE – MADAGASCAR : Remise de matériels et d’équipements médicaux en soutien à la lutte contre la pandémie du Covid-19 à Madagascar

Une cérémonie de remise de matériels et équipements médicaux en soutien de la réponse du Gouvernement Malagasy à l'épidémie de COVID 19 s'est tenue le lundi 03 mai 2021, à Port-Louis, en présence de l’Honorable M. Alan GANOO, Ministre des Affaires Etrangères, de l’Intégration Régionale et du Commerce International, de l’Honorable Dr. Kailesh Kumar Singh JAGUTPAL, Ministre de la Santé et du Bien-être de la République de Maurice, et de Son Excellence M. Camille VITAL, Ambassadeur de la République de Madagascar à Maurice.

Dans son discours, le Ministre des Affaires Etrangères, de l’Intégration Régionale et du Commerce International a souligné que la lutte contre la pandémie du Covid-19 devrait impérativement privilégier une collaboration, une solidarité et un esprit d’entraide sans faille. Il a également rajouté que les liens unissant Madagascar et Maurice sont uniques, des relations étroites et intenses fondées sur des valeurs partagées et enracinées dans un respect mutuel entre nos deux pays.

C’est ainsi que dans un élan de fraternité, le Gouvernement de la République de Maurice a décidé d’apporter son soutien au Gouvernement et au peuple malgache dans sa lutte contre la pandémie, en offrant les matériels sanitaires ci-après :

- 5 millions d’unités de gants à usage unique,
- 10 000 écouvillons,
- 250,000 lunettes de protection,
- 100 cylindres entre autres.

Toujours dans ce même élan de solidarité, le Gouvernement de la République de Maurice a également décidé de contribuer à hauteur de 50 000 dollars à l'Appel Flash à travers le Programme Alimentaire Mondial (PAM) à Madagascar, pour faire face à la situation humanitaire dans le sud de Madagascar.


Nodimandry anio Alahady 28 Mars 2021 tamin'ny 06 ora maraina ny filoha teo aloha SEM.Amiral Didier Ratsiraka.Mandria am-...
28/03/2021

Nodimandry anio Alahady 28 Mars 2021 tamin'ny 06 ora maraina ny filoha teo aloha SEM.Amiral Didier Ratsiraka.
Mandria am-piadanana Atoa filoha😓😓

🇲🇺Manentana antsika hanao vaksiny miaro -19.Antsitra-po fa tsy terena ny fanaovana vaksiny.🇲🇺
18/03/2021

🇲🇺Manentana antsika hanao vaksiny miaro -19.
Antsitra-po fa tsy terena ny fanaovana vaksiny.🇲🇺

Asa-tanan'i Maherisoa Rakotomalala🇲🇬🇲🇬
18/03/2021

Asa-tanan'i Maherisoa Rakotomalala🇲🇬🇲🇬

Tatitry Filankevitry ny minisitra     🇲🇬   Alarobia 17 Martsa 2021.🇲🇬
18/03/2021

Tatitry Filankevitry ny minisitra
🇲🇬 Alarobia 17 Martsa 2021.🇲🇬

13/03/2021

🇲🇺Rose Hill 🏣🇲🇺

13/03/2021

🇲🇺Restez chez vous🏘🏕🇲🇺

13/03/2021

🇲🇺❌ Port Louis Confiné❌🇲🇺

Il y a 2h✔
12/03/2021

Il y a 2h✔

Happy indépendence day Mauritius
12/03/2021

Happy indépendence day Mauritius

❌❌
11/03/2021

❌❌

Merci Mlle Jessica Nadison❤
11/03/2021

Merci Mlle Jessica Nadison❤

Address

Port Louis

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy à Maurice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share


Other Media/News Companies in Port Louis

Show All

You may also like