Fière d'être Zanaka Vavatenina

Fière d'être Zanaka Vavatenina Pour la développement de Vavatenina

Ity no kianjan'i lahade Samuel. Eto no fanaovana fanatanjahantena ⚽⚾🏀🏐🏈🏉🥊🥋 iaraha'ny ankizy na ny lehibe eto amin'ny dis...
26/05/2022

Ity no kianjan'i lahade Samuel. Eto no fanaovana fanatanjahantena ⚽⚾🏀🏐🏈🏉🥊🥋 iaraha'ny ankizy na ny lehibe eto amin'ny distrikan'ny vavatenina.
👉👉👉 Iza aminareo no efa nanao fanatanjahantena teto?

Ity no kianjan'ny jerijery. Ary izay mbola tsy nandalo tao dia mitovy amin'ny olona tsiary tonga taty vavatenina.✌️✌️👍👍🍾...
20/05/2022

Ity no kianjan'ny jerijery. Ary izay mbola tsy nandalo tao dia mitovy amin'ny olona tsiary tonga taty vavatenina.✌️✌️👍👍🍾🥂🍻🥃🍸🍹🌞🌞🎉🎈🎇🎆🎊🖼️
IZOVY ABY MBO TAGNY??

Ano ko mandeha tomobily avy tamatavy na avy amin'ny tany hafa. Inona tsaroano ko tonga aketo ?
17/05/2022

Ano ko mandeha tomobily avy tamatavy na avy amin'ny tany hafa.
Inona tsaroano ko tonga aketo ?

Ko mbola tsy mahay "adamaty antany" tsy zanaky vavatenginaMaringingy sa tsy maringingy? 🤓🤓🤓🤭🤭🤭💓💓💓🇲🇬🇲🇬🇲🇬🕵️🕵️🕵️
12/05/2022

Ko mbola tsy mahay "adamaty antany" tsy zanaky vavatengina

Maringingy sa tsy maringingy? 🤓🤓🤓🤭🤭🤭💓💓💓🇲🇬🇲🇬🇲🇬🕵️🕵️🕵️

Address

Vavatenina
518

Telephone

+261341692742

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fière d'être Zanaka Vavatenina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share