XILEF studio

XILEF studio ❤️HARENA NY TALENTA❤️
😍(Le talent est une richesse)😍

🚀034 37 317 53

Fiadanana e😍Hivoaka eto  ndray ary ny vokatra manaraka e:-titre: EFA LASA-A/C: Christian ANDRIANJAFY - produit par: XILE...
07/09/2024

Fiadanana e😍
Hivoaka eto ndray ary ny vokatra manaraka e:
-titre: EFA LASA
-A/C: Christian ANDRIANJAFY
- produit par: XILEF studio

Arao hatrany ny page❤️

Eh ôôô!!👋😍Tsara sy be famindram-po ny Tompontsika, satria na dia tsy mendrika sy mpanota aza isika dia mbola nomeny tomb...
04/09/2024

Eh ôôô!!👋😍
Tsara sy be famindram-po ny Tompontsika, satria na dia tsy mendrika sy mpanota aza isika dia mbola nomeny tombon'andro ahavelomana ihany ❤️😍

Fiadanana🙏

02/09/2024

XILEF studioooo!!!!
😍😍

19/08/2024

Coucou ho an'ilay olona mahatadidy tsianjery ny num-ko👋
Tiko be nareo❤️ bisous😍

07/08/2024

🇲🇬NY HIRA GASYY🇲🇬

Anisany kolontsaina mbola mampiavaka ny kanto malagasy ny HIRA GASY.
Andeha ary hofantarintsika amin'ny alalan'ito REPORTAGE ito ny momba izany hira gasy izany.
_ Ny tantara niforonany
_ Ny lanjan'ny HIRA GASY
_ Ny antony mbola mampijoro azy

Abonnée-o ary ny PAGE mba ahafahanao mahita ny kanto eto (harena ny talenta🥰🥳)

zarao ho hitan'ny hafa🥰

07/08/2024

(Le talent est une richesse )

👇Introduction ou Générique de XILEF studio👇

  "Harena ny Talenta"Ity page ity dia natao anehoana ny sangan'asa izay vokariany eto amin'ny    ary indrindra  hitadiav...
07/08/2024

"Harena ny Talenta"

Ity page ity dia natao anehoana ny sangan'asa izay vokariany eto amin'ny ary indrindra hitadiavana fiaraha-miasa aminarei izay tia sy mankafy ny zavakanto isankarazanyy🥰

Manasa antsika ary hi-abonnés ny page😘🥰

XILEF studio (harena ny talenta)Ho anao ankizy, tanora, lehibe, na lahy na vavy; izay manan-talenta sy tia mamoron-kira ...
07/08/2024

XILEF studio (harena ny talenta)

Ho anao ankizy, tanora, lehibe, na lahy na vavy; izay manan-talenta sy tia mamoron-kira ka maniry ny ho lasa mpanakanto 🎤🎬💖

Izahay eto amin'ny dia mandray sy manohana anao ho tody amin'ny tanjonao ambony indrindra😘

koa aza misalasala ary ny manantona na mandefa MP fa faly mandray anao izahay🥰

Address

Vatomandry

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when XILEF studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share