Geo-Politique Vangaindrano Midongy du Sud Befotaka Sud

Geo-Politique Vangaindrano Midongy du Sud Befotaka Sud Geo pilitique

🛐⚜TANTARAN'NY FOKO SANIANDATRY🗿⚜:⏩ Ny Saniandatry dia zana- poko   iray ao anatin'ny vondrona  🗿. Ao   no tena ahitana a...
01/05/2022

🛐⚜TANTARAN'NY FOKO SANIANDATRY🗿⚜:

⏩ Ny Saniandatry dia zana- poko iray ao anatin'ny vondrona 🗿. Ao no tena ahitana azy.

⏩Raha ny fitantaran'ny zokiolona 🙏 iray (taona 2003), dia toa avy any Sihanabe🏕, faritra iray anatin'ny commune Marovitsika🏡 (distrikan'i Befotaka-Atsimo🏘) hono no tena nihaviany, izany hoe olona iray mba naniry hahita ranomasina🏝🌊 teo @ fiainany.
⏩Kanjo rehefa tanteraka ny faniriany dia nijanona tao Masianaka🏡 izy ka niara-monina t@ mponina tao.
Nisy t@ taranany antsoina hoe Relava no nandeha nianatsimo ka nitoby tao 🏡 (Manambondro🏡).
⏩Tsy nijanona tao anefa izy ireo fa mbola niampita ny ranon'i Langitsara🏞 (izay nosalorana ny anarana hoe 🏡 taty aoriana) ka nitoby tao Evodietela, laboaomby ary Ankatafa, ao anatin'ny commune . Anaran'ny tanàna nihaviany ao io Ankatafa io.
⏩Nisy hiany koa nianatsimo, niaraka tamin'ireo avy @ zana-poko Andramira, ka nitoby tao Esira (distrikan'i Amboasary-sud), tanàna atsimo andrefan'i Sihanabe izay nihaviany.

SOURCE :
https://www.facebook.com/groups/268918920218624/permalink/1428261597617678/?app=fbl

✊✊
01/05/2022

✊✊

🔴TEO Météo Madagascar🇲🇬❌FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIvODOZA NY 26 APRILY 2022 TAMIN'NY 06 ORA HARIVA]⚠️Niditra an-tanety...
26/04/2022

🔴TEO Météo Madagascar🇲🇬
❌FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIvODOZA NY 26 APRILY 2022 TAMIN'NY 06 ORA HARIVA]

⚠️Niditra an-tanety tao St Augustin/Toliara ll tamin'ny 05 ora teo i JASMINE. Voatazona ho 90 Km/ora ny rivotra miaraka aminy arahina tafiotra 100-130 Km/ora. Nikisaka niatsinanana somary Atsimo Atsinanana hatrany izy ka nahafaka 23 Km/ora.
⚠️Hanohy ny diany hamakivaky ny Faritra Atsimon'ny Nosy izy mandritra ny alina ary tombanana hihena miandalana ny heriny.
⚠️Hivoaka an-dranomasina rahampitso Alarobia any amin'ny Faritra Atsimo Atsinanana izy.
❌❌❌Toy izao ny filazana mikasika azy:
I Loza mitatao miloko mena : TOLIARA HI, SAKARAHA ary BETIOKY;
✅Loza manambana miloko mavo: MOROMBE,
ANKAZOABO, BENENITRA ary AMPANIHY.
Ahiana ho betsaka kokoa ny rotsak'orana amin'ny Distrikan'i Betioky, Benenitra, Ampanihy ary Bekily mandritra ny fivoarany an-tanety.
❌❌❌Mila mitandrina fatratra ny mponina mipetraka amin'ny toerana mora tondraka. Hahery na hahery be ny ranomasina. Ny mpampiasa ranomasina amin'ny morontsiraka Andrefana sy
Atsimo dia entanina mba tsy hiandriaka intsony
❌❌❌Entanina ny rehetra mba hanaraka ny toro-marika omen'ny manampahefana isan'ambaratongany.

Suivez les informations météorologiques en version française sur nos autres plateformes: Site web Météo Madagascar

🚸CHINE 🇨🇳🎎🏯:🔴Avy da ampianarina📚 gne ZAZA dienozy mbola amin'ny ambaratonga fototra ( primaire)🧏‍♂️ lasteo fianarana mag...
20/04/2022

🚸CHINE 🇨🇳🎎🏯:
🔴Avy da ampianarina📚 gne ZAZA dienozy mbola amin'ny ambaratonga fototra ( primaire)🧏‍♂️ lasteo fianarana magnetsa vary an-koraky🌾🌾. Akotrany fampianara anazy gne FOMBAN-DRAZANA SONOA 🎎🇨🇳
👉Tsy mety eto Madagasikara io satria ...✍...❓

Goverinoran'ny Faritra Atsimo AtsinananaFAMAKIANA LALANA VAOVAO MAMPITOHY KAOMININA AMBANIVOHITRA.Lalana mirefy 110 km m...
07/04/2022

Goverinoran'ny Faritra Atsimo Atsinanana

FAMAKIANA LALANA VAOVAO MAMPITOHY KAOMININA AMBANIVOHITRA.
Lalana mirefy 110 km mampitohy ny kaominina ambanivohitry BEVAHO, MALIORANO, LAVARATY ary ny kaominina ANDRANOLALINA samy ato anatin' ny Distrikan' i Midongy Atsimo no hosokafantsika, izay lalana hanala ny fahasahiranan' ireo vahoaka na eo amin' ny fivezivezen' ny olona izany, na fitondrana marary, na famoaham- bokatra aryy ny ady amin' ny tsy fandriam- pahalemana ihany koa.
Fifanomezan- tanana eo amiko olom- boatendry
Goverinoran' ny Faritra Atsimo Atsinanana Docteur
MAHAFAKY Justin sy ny olom- boafidy ny
Solombavambahoakan' i Madagasikara voafidy tato anatin' ny Distrikan' i Midongy Atsimo Andriamatoa RETSANGA Brillant de L'Or no hanatanterahantsika izany. Koa isaorantsika hatrany ny Fitondram- panjakana tarihin' i
Filoham- pirenena hajaina ANDRY Rajoelina nanome ireto fitaovana fanamboaran- dalana ireto mba hanatanterahana ny asa, satria dia tanteraka tokoa ny teniny manao hoe: " tsy hisy intsony ny Distrika ho hadino".

https://www.facebook.com/108558004174294/posts/529078352122255/?app=fbl

🌴Mikea, eo anelanelan'ny Toliara sy Morombe no mety ahitana azy, olona mipetraka any anaty ala sy toerana midadasika izy...
06/04/2022

🌴Mikea, eo anelanelan'ny Toliara sy Morombe no mety ahitana azy, olona mipetraka any anaty ala sy toerana midadasika izy ireo, mihaza sy mihinana Baboy izy, voalaza fa afaka manambady maro ny lehilahy, ary tsy misy mahalala ny taonany izy ireo no sady tsy mahay vola ihany koa.
Miara-miaina tanteraka -boahary izy ireo. Ny fahapotehan'ny ala sy ny fiovaovan'ny toetr'andro no anisan'ny loza manambana mety hampiova ny fomba fiainanizy ireo.

Source:Urbanus Ratsara
Vaovaon'i Toliara
https://www.facebook.com/104340548524451/posts/285426333749204/?app=fbl

  i FARAFANGANA VANGAINDRANO VONDROZOEMNATI😢
23/02/2022

i
FARAFANGANA
VANGAINDRANO
VONDROZO

EMNATI😢

A:Akôry gnanao zay ramosé ? Ino gnazoko hatao anao zay ?B:Tsara evao gne dihako ty Ramatoa PRÉSENTE FOKONTANY TAPAKEVITR...
10/02/2022

A:
Akôry gnanao zay ramosé ? Ino gnazoko hatao anao zay ?
B:
Tsara evao gne dihako ty Ramatoa PRÉSENTE FOKONTANY TAPAKEVITRA AMIZAY IAO HISORATRY AMÉ LISIM-PIFIDIANA

🙏AVIS À TOUS 😭😭 AIDEZ NOUS 🙏Nous avons besoin de beaucoup de vos partages sur FACEBOOK 🙏
07/02/2022

🙏AVIS À TOUS 😭😭 AIDEZ NOUS 🙏

Nous avons besoin de beaucoup de vos partages sur FACEBOOK 🙏

 :📌FEHIN'NY ZAVA-MISY SY ANTOTAN'ISA OFISIALY MIKASIKA NY FAHAVOAZANA VOKATRY NY RIVOD0ZA BATSIRAI LAHARANA FAHA 3 NAVOA...
07/02/2022

:
📌FEHIN'NY ZAVA-MISY SY ANTOTAN'ISA OFISIALY MIKASIKA NY FAHAVOAZANA VOKATRY NY RIVOD0ZA BATSIRAI LAHARANA FAHA 3 NAVOAKAN'NY BNGRC OMALY ALAHADY 06 FEBROARY 2022 TAMIN'NY 09 ORA ALINA
➡️Teo amin'ny lafiny maha_olona:
🔸️Isan' ireo namoy ny ainy: 10
🔸️Isan'ireo olona nafindra toerana vonjimaika mialohan'ny fahatongavan'ny rivodoza ho fiarovana ny ain' izy ireo: 43 236 olona na tokantrano miisa 9 434 izay mitsinjara amin'ny toerana fandraisana an-tanana vonjimaika miisa 180.
➡️Teo amin'ny lafiny fampianarana:
🔸️Sekoly voakasika: 211
🔸️Sekoly simba tanteraka: 69
🔸️Sekoly simba amin'ny ampahany: 439
🔸️Sekoly rava tafo: 55
🔸️Isan'ireo mpianatra tsy afaka manohy ny fianarana: 9271
➡️Teo amin'ny lafin'ny foto-drafitr'asa:
🔸️Fahatapahan-dalana tamina toerana miisa 12
🔸️Tetezana tapaka miisa 3

Source : https://www.facebook.com/100064901972183/posts/391436973029699/?app=fbl

Tetik'asa anisan'izay tiako indrindra, sady azo atao tsara eto Madagasikara (       ), satria midadasika loatra ity nosi...
01/02/2022

Tetik'asa anisan'izay tiako indrindra, sady azo atao tsara eto Madagasikara ( ), satria midadasika loatra ity nositsika ity.
Fambolena manaraka fenitra iraisam-pirenena, tsy dia miankin- doha loatra amin'ny orana sy tahaka ny fambolena nentim- paharazana sns...fa afaka mamorona mba hamokatra ny tany, tsy fambolena zara fa manao fa amina hectares maro.

Cyclone Batsirai 🌪🌧
31/01/2022

Cyclone Batsirai 🌪🌧

🤭MISY AMBADIKA KOA IO🤭FA DIA MAKASITRAHANANY TELMA N°1️⃣ à  MADAGASCAR 🤥
13/01/2022

🤭MISY AMBADIKA KOA IO🤭

FA DIA MAKASITRAHANA
NY TELMA N°1️⃣ à MADAGASCAR 🤥

😃Magnitry aomby😀😃V   O   H   I   T   R   O  M   B   YNAGNOVA - MAGNASOAV  A  N  G  A  I  N  D  R  A  N  O Lundi 03 janvi...
05/01/2022

😃Magnitry aomby😀😃

V O H I T R O M B Y
NAGNOVA - MAGNASOA
V A N G A I N D R A N O

Lundi 03 janvier 2022

21/12/2021

🇲🇬🚨 VAOVAO MAIKA: Fianjerana angidimby.

➡️Angidimby iray no nianjera ka tsy hita ao anaty ranomasina, manakaiky ny fokontany Ambatomalama, kaominina Mahabo, distrikan’i Fenoarivo Atsinanana omaly tamin'ny 7 ora hariva.
➡️Anisan'ny mpandeha tao anatin'io angidimby io ny SEG na Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena ny jeneraly Serge Gellé, raha avy niara-dia tamin’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta sy ny mpikambana tao anaty governemanta hafa, namonjy ny voina nitranga tany Soanierana Ivongo.

➡️Mbola mitohy ny fikarohana hatramin’izao ora hamoahana ny vaovao izao.

➡️Ny angidimby iray niaraka taminy izay nitondra ny Praiminisitra sy ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena kosa dia tsy misy ahiana ny momba azy.

➡️Araka ny vaovao avy amin'ny zandarimariam-pirenena dia tsy mbola fantatra mazava ny anton'ny fianjerana hatreto.

©Depeche informative taratra

07/12/2021

Ity lay nandrasatsika VANGAI-DIHY Andiany faha 2, izay Hatao ao @ Resto LOVASOA Chez NORE ny Alahady 19 Desambra 2021 , fifaninana Mandihy. Mbola misokatra ny fisoratana anarana ka hatramin'ny 11Dec.

👉Le changement climatique n'est plus quelque chose que l'on voyait a la télé😢😦😥 ou sur facebook👈
15/11/2021

👉Le changement climatique n'est plus quelque chose que l'on voyait a la télé😢😦😥 ou sur facebook👈

😢
15/11/2021

😢

Address

Vangaindrano

Telephone

+261340485515

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Geo-Politique Vangaindrano Midongy du Sud Befotaka Sud posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share