Tamatave Info-Line

  • Home
  • Tamatave Info-Line

Tamatave Info-Line Info eto Tamatave

ATODY MIADY AMAM-BATO NY MALAGASY NANAO DIABE"Naneho ny heviny izy ireo ny amin'ny hoe tany tan-dร lana no ilaina saingy ...
19/12/2023

ATODY MIADY AMAM-BATO NY MALAGASY NANAO DIABE
"Naneho ny heviny izy ireo ny amin'ny hoe tany tan-dร lana no ilaina saingy ny fitsarana sy ny Mpitandro filaminana dia efa naneho ny heviny fa hiaro olo-tokana izay vazaha taratasy "

19/12/2023

๐Ÿ”ดTOAMASINA:
Pasitera 1 tratra ambodiomby namaky trano ny Sabotsy alina teo, voasambotry ny Polisy.

19/12/2023

Filoham-pirenena sa Filohan'ny TGV no misy eto ?

Boutique de marque Annelia crea Tanambao 5 : Nisy namaky t@ Alina .Lasa lamba sy kojakoja maro .Ka miantso fiaraha-miasa...
19/12/2023

Boutique de marque Annelia crea Tanambao 5 : Nisy namaky t@ Alina .

Lasa lamba sy kojakoja maro .

Ka miantso fiaraha-miasa sao misy olona mivarotra lambanj-aza marque orchestra any ho any.

Misy an'olo maventy koa lasagna. Marque shein ilay catรฉgorie.

ยฉ๏ธMickaelys kamy N

19/12/2023

RAHARAHM-PIRENENA - FISANDOHANA SAFIDIM-BAHOAKA,fanapotehana demokrasia no nisy teto (Pst Roger R )

19/12/2023

FITONDRANA ANKEHITRINY - POLITIKAN'NY FANJONOANA VAHOAKA NO MISY ETO

19/12/2023

RAIAMANDRENY ARA-DRAZANA - TSY MAINTSY HO RAISIN'NY MALAGASY AN-TANANA NY TANIDRAZANA

19/12/2023

MADAGASIKARA SY NY MALAGASY 2023 - MBOLA FIZARANA JIRO NO HATAO ETO AN-DRENIVOHITR'I MADAGASIKARA

FANAMBARANA ยซ COLLECTIF DES CANDIDATS ยป 18 DESAMBRA 20231. Hamafisina ny fitakiana efa natao hatramin'izay: fanajร na ire...
19/12/2023

FANAMBARANA ยซ COLLECTIF DES CANDIDATS ยป 18 DESAMBRA 2023

1. Hamafisina ny fitakiana efa natao hatramin'izay: fanajร na ireo lalร na velona rehetra sy ny fanatsarร na ny tontolon'ny fifidianana amin'ny ankapobeny mba hisorohana ny krizy ateraky ny fifidianana. Koa satria tsy feno ny fepetra notakiana dia tsy nandray anjara tamin'ny fampielezan-kevitra izahay ary tsy mankatoa ny sarintsarim-pifidianana izay sady feno hosoka mibaribary. Noho ireo antony rehetra ireo dia tsy nanatrika ny lanonam-pianianana natao ny sabotsy teo izahay.

2. Miady ho an'ny tany tan-dalร na isika. Izany no nametrahana ny volavolan-dalร na mikasika ny fifidianana teny amin'ny Antenimieram-pirenena, entina hanatsarร na ny tontolon'ny fifidianana eto Madagasikara araka ny tolo-kevitr'ireo mpanara-maso ny fifidianana avy eto an-toerana sy avy any ivelany.

3. Vonona hiatrika ny fifidianana rehetra ny ยซ Collectif des candidatsยป rehefa mihatsara ny tontolom-pifidianana ary voahaja araka ny tokony ho izy avokoa ny lalana rehetra satria izay ihany no antoky ny fitoniana ho an'ny firenena iray.

4. Ny tsy fahamarinan-toeran'ny mpitondra toy izao dia mitarika mankany amin'ny fikorontanan'ny fiaraha-monina izay miseho amin'ny endriny maro, toy ny efa iainantsika amin'izao : mirongatra ny tsy fandriam pahalemana, manjaka ny kolikoly, tsy misy ny fifampitokisana ka misakana ny fampivoarana
ara-ekonomika sy ara-tsosialy rehetra.

5. Tsy maintsy mitohy ny tolona ho an'ny demokrasia sy ny tany tan-dalana. Entanina hatrany ny olom-pirenena tsirairay avy hanara-maso akaiky ny zava-mitranga rehetra eto amin'ny firenena, indrindra ny zotram-pifidianana. Entanina isika hilaza ireo tsy mety rehetra satria zontsika feno izany.

Ireo mpanefoefo TOP 10 na 10 voalohany eran-tany๐Ÿ˜
19/12/2023

Ireo mpanefoefo TOP 10 na 10 voalohany eran-tany๐Ÿ˜

Ireo lohatenin'ny Gazety Taitra Maraina Nยฐ44 miseho anio Talata 19 Desambra 2023, itanao eny amin'ireo mpivarotra gazety...
19/12/2023

Ireo lohatenin'ny Gazety Taitra Maraina Nยฐ44 miseho anio Talata 19 Desambra 2023, itanao eny amin'ireo mpivarotra gazety efa mahazatra anao.
"๐‘ถ๐’๐’๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’Š๐’๐’, ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’š"

Fahasarotam-piaro nampidi-kizo.๐Ÿ›‘ Lehilahy iray eto Tamatave nikasa hitsikilo vadiny @ FB , appel tรฉlรฉphonique , SMS nofa...
18/12/2023

Fahasarotam-piaro nampidi-kizo.

๐Ÿ›‘ Lehilahy iray eto Tamatave nikasa hitsikilo vadiny @ FB , appel tรฉlรฉphonique , SMS nofafana , etc : Voasoloky 30 000 Ar androany ( 2 envoi de 15 000 Ar )

๐ŸŸ Mananatra izy miresaka amiko ato. Arnaque io zavatra Io ka ananarany izay mbola tsy voa.

โŒNataon''ilay mpisoloky anaty liste noire izy rehefa azony ilay vola..

๐Ÿ™ˆHitsikilo vady sao misy mec hafa objectif nazy, katramo raha nahazo .

๐ŸŠNitady ny atiny. Nahazo afero ๐Ÿ˜€

๐Ÿ˜ญTandremo zalah ein aozy .

Nitantara izy MBA tsy ahavoa ny hafa fa katramoโ˜… io zavatra Io..

๐Ÿ“ท Soratra sy sary nindramina tao amin'i : Mickaelys Kamy Ndiamahazo.

Efa impolo averinay eto ity. Efa injato misy mitantara fa atao akory moa dia misy tratra foana. Mafy fitiavam-bady ity.


๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿป๐Ÿ‘ฎ๐Ÿผ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฝ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿพ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฟ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿผโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿผโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿพโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฟโ€โ™‚๏ธ

ยฉ๏ธCIRGN

Zazavavy kely milanja 2500g nisy nanary tao Tsarahonenana Betainomby Toamasina II omaly.โœ…Efa noraisin'ireo tao amin'ny c...
18/12/2023

Zazavavy kely milanja 2500g nisy nanary tao Tsarahonenana Betainomby Toamasina II omaly.
โœ…Efa noraisin'ireo tao amin'ny cabinet mรฉdical tsy miankina iray ao an-toerana moa ny fikarakarana azy.

Nomena anarana hoe" ANDRINIRINA Noely Fandresena"
ยฉ Mikaelys Kamy N

18/12/2023

FILOHA RAVALOMANANA MARC TAO MAHAJANGA
REHEFA MITOLONA TSY MAHAZO KANOSA

18/12/2023

FITANTANANA AO ANATIN'NY 05 TAONA
NY EO IHANY NO TSY MAINTSY HIVERINA, TSY MISY AZO ANTENAINA

18/12/2023

ARFM
"TSY HANAIKY IZAO ZAVA-MISY IZAO" (FILOHAN'NY ARFM)

โš ๏ธTsy maintsy anaty arabe no mandeha satria ny trottoir tsisy andehanana intsony
18/12/2023

โš ๏ธTsy maintsy anaty arabe no mandeha satria ny trottoir tsisy andehanana intsony

Ireo lohatenin'ny Gazety Taitra Maraina Nยฐ43 miseho anio Alatsinainy 18 Desambra 2023, itanao eny amin'ireo mpivarotra g...
18/12/2023

Ireo lohatenin'ny Gazety Taitra Maraina Nยฐ43 miseho anio Alatsinainy 18 Desambra 2023, itanao eny amin'ireo mpivarotra gazety efa mahazatra anao.
"๐‘ถ๐’๐’๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’Š๐’๐’, ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’š"

Nahitana faty n olo efa presque 4 jour @ canal de pangalana Efa nisy naka ny razanaยฉ๏ธMickaelys kamy
18/12/2023

Nahitana faty n olo efa presque 4 jour @ canal de pangalana
Efa nisy naka ny razana
ยฉ๏ธMickaelys kamy

TOAMASINAJiolahy manenjika vehivavy bevohoka sady mandrahona fa haka ireo zaza ao an-kibon'izy ireo no tra-tehaky ny zan...
18/12/2023

TOAMASINA
Jiolahy manenjika vehivavy bevohoka sady mandrahona fa haka ireo zaza ao an-kibon'izy ireo no tra-tehaky ny zandary tao Ambodivohipeno Carreau 6 Ambalamanasy

ยฉ Copyright - Skispass Atm

17/12/2023
Mitondra hafaliana mandrakariva ny fihaonana sy ny fifampihainoana.
16/12/2023

Mitondra hafaliana mandrakariva ny fihaonana sy ny fifampihainoana.

FJKM ZIONA VAOVAO-MAHAJANGAMbola  maro ireo tsy mahatsapa ny zava-doza mahazo ny firenentsika ankehitriny ka tsy maintsy...
16/12/2023

FJKM ZIONA VAOVAO-MAHAJANGA

Mbola maro ireo tsy mahatsapa ny zava-doza mahazo ny firenentsika ankehitriny ka tsy maintsy miainga hatrany ifotony isika manentana sy manazava ary mankahery ny Malagasy rehetra mba hisian'ny firaisankina eo amintsika samy Malagasy ka ho tonga tany tan-dalร na marina ity firenentsika ity.
Marc Ravalomanana

๐™๐™ค๐™–๐™ข๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– : ๐™ˆ๐™ฅ๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ž๐™– ๐™ข๐™ž๐™ž๐™จ๐™– 12 ๐™ฃ๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค ๐™›๐™ž๐™จ๐™ค๐™ง๐™–๐™ฉ๐™–๐™ข_๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™™๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™–๐™ค๐™—๐™š. Nomen'ny vadin'ny Ben'ny tanana Ramatoa Mรฉlise K...
15/12/2023

๐™๐™ค๐™–๐™ข๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– : ๐™ˆ๐™ฅ๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ž๐™– ๐™ข๐™ž๐™ž๐™จ๐™– 12 ๐™ฃ๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค ๐™›๐™ž๐™จ๐™ค๐™ง๐™–๐™ฉ๐™–๐™ข_๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™™๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™–๐™ค๐™—๐™š. Nomen'ny vadin'ny Ben'ny tanana Ramatoa Mรฉlise Kalobe Rakotonirina raoby mariazy miaraka amin'ny kojakoja izy ireo ary nomena mpikarakara manokana tamin'izao andro malazan'izy ireo izao.

ยฉ๏ธCommune Urbaine Toamasina

15/12/2023

FANJAKANA MANAPATRA HERIM-PAMORETANA - "TSY HO ELA DIA HIPOAKA NY SAROM-BILANY"(OTRIKAFO)

15/12/2023

Samuel Iha ka mavandy ,
"Mbola nanohy ny adalany Aminโ€™ny fisotroan-toaka dia niala tsiny sy nifona indrai "
Nanao video fialan tsiny sy fifonana taminโ€™ny Manageur ny indrai i Samuel . Efa nisy fotoana niresahan i Big Mj ny toetranโ€™i Samuel sy ny fahazaran dratsiny tety aminโ€™ny tambazotra fa dia mbola mamerina foana ity Faranyโ€ฆ

ANTSO MIVANTANA HO AN'NY OLOMPIRENENA IZAY MBOLA MANANA NY MAHA-MALAGASY AZYโœ”Iaraha-mahita fa tra-pahavoazana ny tanindr...
15/12/2023

ANTSO MIVANTANA HO AN'NY OLOMPIRENENA IZAY MBOLA MANANA NY MAHA-MALAGASY AZY

โœ”Iaraha-mahita fa tra-pahavoazana ny tanindrazantsika

โœ”Maratra i Madagasikara ka mila vonjy, tsy misy afaka mamonjy azy afa-tsy ny zanaka nateraka.

โœ”Manainga ny teratany Malagasy rehetra na eto na any ampita hitodika amin'ny tanindrazana.

โœ”Misy ny fanaovana โ€œinvestitureโ€ ny 16 desambra izao, raha tena Malagasy marina isika dia tsy tokony hisy izany satria raha ny tolom-panafahana 47 dia hoe miverina amin'ny Malagasy i Madagasikara ny malagasy no mitondra ny tany sy ny fanjakana.

โœ”Mampalahelo nefa fa ny mifanohitra no misy, Governora Jeneraly no apetraka hitantana ny firenentsika fa miala ny malagasy.

โœ”Voaota fady i Madagasikara hatramin'izao satria dia mbola vazaha tsy tompontany no hapetraka.

โœ”Raha tena Malagasy tokoa isika ary manaja ny hasintsika dia tokony tsy hisy ho tonga hanotrona izany lanonana izany.

โœ”Tsy tokony hisy akory aza io lanonana io fa tokony hieritreritra ireo mpikarakara raha sahy hanao izany ihany.

โœ”Raha mbola mpitondra voazanaky ny mpanjanaka no hitondra an'i Madagasikara manao ahoana ny hoavin'ity firenena ity ???
Nankaiza isika tompon-tanindrazana no mijery fotsiny izao fahavoazana izao ??

โœ”Eto izahay Raiamandreny tompon'ity tany ity dia manambara amin'ny vondrona iraisam-pirenena sy ireo sakaizan'i Madagasikara mba tsy ho tonga eny raha mbola misy ny fiziriziriana hanao izany fanotam-pady ny tanindrazana izany.

โœ”Ho raisinay ho fahavalon'i Madagasikara ianareo satria mbola manohana ny fanotam-pady ny tanindrazanay.

โœ”Hanangana governemanta hitantana ny tany sy ny fanjakana izahay
Na inona lazaina na inona ambara an'ny Malagasy i Madagasikara ka ny Malagasy no mametraka ny fitondrana sy ny fanjakana manomboka izao.

โœ”Tsy maintsy mieritreritra isika Malagasy fa tsy maintsy hiroso amin ny fananganana fanjakana vaovao, mahaleo tena
โœ”Ho tapahina manomboka androany fa tsy manan-kery eto Madagasikara intsony ny lalam-panorenan'ny repoblika faha-4
โœ”Mba hahafahana manatanteraka izany sy tsy hisian'ny fanelingelenana dia angatahana ny diplomaty sy ny rantsamangaika rehetra eto Madagasikara mba hody any an-tanindrazany aloha ao anatin'ny 72 ora fa handamina ny tanindrazanay izahay
Hoento any koa ny governora jeneralinareo

โœ”Mbola hamafisina ihany koa fa rehefa voalaminay ny tanindrazanay dia eo vao mamaritra izay ho fiaraha-miasa kanefa kosa aza miverina eto Madagasikara raha tsy efa tafaverina amin'ny Malagasy ireo Nosy Manodidina

โœ”Madagasikara an'ny Malagasy
Malagasy no mitondra ny tany sy ny fanjakana

Tamaga501๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
14/12/2023

Tamaga501๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ผAny Kigali Rwanda, isam-bolana dia misy ny atao hoe " car free day" na "andro iray tsy hampiasana fiara" izay hanentan...
14/12/2023

๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ผAny Kigali Rwanda, isam-bolana dia misy ny atao hoe " car free day" na "andro iray tsy hampiasana fiara" izay hanentanana ny rehetra handeha tongotra na handeha bisikiletaโŒ๐Ÿš—
โœ…Nanomboka ny taona 2016 no nisian'ity hetsika ity ka ny tanjona dia ny hamerana ny entona avokan'ny fiara izay manimba tontolo iainana sy hanentanana ny mponina mba hanaraka fomba fiaina ara-pahasalamana๐Ÿšถโ€โ™€๏ธ๐Ÿšถ
โœ…Marihana fa i Kigali no renivohitra aty Afrika voasokajy ho madio indrindra satria dia mitandro ny fahadiovana tanteraka izy ireo๐Ÿ˜ Any an-toerana dia voarara ny fampiasana harona plastika, fanariana fako etsy sy eroa.

Mbola tsara jiaby, mba hagnontany sode mba misy mahay anaran'ity trondro izy sy nom scientifique nazy. Misaotra mialoha.
14/12/2023

Mbola tsara jiaby, mba hagnontany sode mba misy mahay anaran'ity trondro izy sy nom scientifique nazy. Misaotra mialoha.

14/12/2023

KRIZY LALOVAN'NY FIRENENA - "ALEO MIRESAKA DIA MIFAMPIDINIKA"(FILOHA MARC RAVALOMANANA)

14/12/2023

RAIAMANDRENY ARA-DRAZANA - HAMETRAKA TONDROZOTRA HITONDRANA FIRENENA

14/12/2023

RAHARAHAM-PIRENENA - MILA MIARA-MISALAHY NY MALAGASY REHETRA

14/12/2023

NY MALAGASY - "ADINONY NY MAHA-OLOM-PIRENENA AZY"

Ireo lohatenin'ny Gazety Taitra Maraina Nยฐ40 miseho anio Alakamisy 14 Desambra 2023, itanao eny amin'ireo mpivarotra gaz...
14/12/2023

Ireo lohatenin'ny Gazety Taitra Maraina Nยฐ40 miseho anio Alakamisy 14 Desambra 2023, itanao eny amin'ireo mpivarotra gazety efa mahazatra anao.
"๐‘ถ๐’๐’๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’Š๐’๐’, ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’š"

โ€ผ๏ธ ๐™ˆ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ก๐™– ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™Ž๐™–๐™ซ๐™– ๐™จ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™– ๐™ซ๐™ค๐™–๐™๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฏ๐™ค๐™ฃโ€™๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ฅ๐™–...
13/12/2023

โ€ผ๏ธ ๐™ˆ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ก๐™– ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™Ž๐™–๐™ซ๐™– ๐™จ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™– ๐™ซ๐™ค๐™–๐™๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฏ๐™ค๐™ฃโ€™๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ก๐™– ๐™ฃ๐™ค๐™๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™ค๐™ข-๐™—๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ฏ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค.
โ™ฆ๏ธNy 12 % ny vokatrโ€™ireo tantsaha ihany no raisinโ€™io mpandraharaha io, saingy taminโ€™ity taona ity tsy najainy ny vidiny farany ambany araka ny fifanarahana natao.
โœ…Maharitra 05 taona moa io fifanarahana io ka tapaka tamin'izany fa 46 000 ariary ny kilaonโ€™ny lavanila manta ary 250 000 ariary kosa ny kilaonโ€™ny lavanila masaka.
โ™ฆ๏ธ80 000 ariary fotsiny anefa no akanโ€™io mpandraharaha nanao fifanarahana taminโ€™ny mpamokatra io ny iray kilao amin'ny lavanila masaka taminโ€™ity taona 2023, ka antony mahatonga azy ireo hitaraina.
( KOLO TV )

Hiakatra 65 000 ariary ny saran-dalana mampitohy an'i Toamasina sy Sainte Marie ho an'ny teratany Malagasy ary 100 000 a...
13/12/2023

Hiakatra 65 000 ariary ny saran-dalana mampitohy an'i Toamasina sy Sainte Marie ho an'ny teratany Malagasy ary 100 000 ariary kosa izany ho an'ny teratany vahiny.

Gasikara Be

13/12/2023

FAMAHANA NY OLANA ETO AMIN'NY FIRENENA
TSY VITAN'NY FAMPIASAN-KERY SY FANAPENAM-BAVA (Ignace R)

13/12/2023

FITOTONGANAN'NY TOEKARENA
TSY HIOVA NY HIAINANA ATO ANATIN'NY DIMY TAONA MANARAKA

13/12/2023

MARC RAVALOMANANA - VONONA HIARA-HIJORO AMIN'NY REHETRA

Address

Tamatave

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tamatave Info-Line posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share