O'tikal Production Tamatave

O'tikal Production Tamatave 🎥🎞"Etre artiste c'est croire à la vie"📺🎧
Moore
(1)

Bonsoir Tamatave 🥰Misaotra antsika jiaby Tonga nijery an'ilay Cinéma MISY RAHA MIGODAGNA 4 omaly iny.🙏🙏🙏🎥Mbola mitohy ny...
11/03/2024

Bonsoir Tamatave 🥰
Misaotra antsika jiaby Tonga nijery an'ilay Cinéma MISY RAHA MIGODAGNA 4 omaly iny.🙏🙏🙏🎥
Mbola mitohy ny cinéma, ho fanomezana fahafaham-po antsika jiaby, Hafa-po tanteraka ireo rehetra tonga nijery na dia mbola misy ny tokony hatsaraina satria tsy mora ny manao zavatra. Ento ny namana sy ny fianakaviana satria tantara hiainantsika @ fiaianana andavan'andro no fonosiny no sady ahafahana maka lesona tsara manoloana ny zava-misy ankehitriny.
Misaotra antsika jiaby🙏🙏🙏 Tohano ny vita malagasy sady zanatsika eto Tamatavy daholo no namelona sy nandrafitra an'io film MISY RAHA MIGODAGNA Io.,🙏🙏❤️❤️❤️

Salama atsika Jiaby🥰 J-1📽📺Cinéma MISY RAHA MIGÖDAGNA 4 ✨👉Ao @ CJST rahampitso 10 Mars 2024Manomboka @ 14h / 16h / 18h📢 M...
09/03/2024

Salama atsika Jiaby🥰
J-1
📽📺Cinéma MISY RAHA MIGÖDAGNA 4 ✨
👉Ao @ CJST rahampitso 10 Mars 2024
Manomboka @ 14h / 16h / 18h
📢 Misy ny PROMOTION eny an-toerana manomboka @ 9 ora Maraina
🎟Billet: 7.000Ar, VIP: 20.000Ar
Hararaoty ary fa voafetra ny toerana ❤

Bjr ❤️Efa disponible ao amin'ny KIFRE TECH ampitan'ny église Sacré sy Dio Store Tanambao 5 ny ticket Misy Raha Migödagna...
06/03/2024

Bjr ❤️
Efa disponible ao amin'ny KIFRE TECH ampitan'ny église Sacré sy Dio Store Tanambao 5 ny ticket Misy Raha Migödagna 4 🎥📺🎁

04/03/2024

📢Efa hela nadrasanstika anazy🔥🔥🔥
📽📺MISY RAHA MIGODAGNA 4✨AU CINEMA
📅CJST EX-CRJS, DIMANCHE LE 10 MARS 2024
🎟PAF: 10.000AR, VIP: 30.000AR
A 14H / 16H /18H

03/03/2024

🌟 J-8 avant le grand jour !
Embarquez pour une aventure épique avec un extrait exclusif de notre film "MISY RAHA MIGODAGNA". Préparez-vous à être émerveillés ! 🎬

02/03/2024

📽J-9
📺MISY RAHA MIGODAGNA 4 AU CINEMA
📢LIEU: CJST EX-CRJS
📅10 MARS 2024

📢 Cher public de Fenerive - Est,Nous avons une annonce importante à faire ! 🎬🚫 La projection prévue du cinéma "MISY RAHA...
01/03/2024

📢 Cher public de Fenerive - Est,

Nous avons une annonce importante à faire ! 🎬🚫 La projection prévue du cinéma "MISY RAHA MIGODAGAGNA 4" le 03 Mars est reportée à une date ultérieure. 🗓️ Nous vous tiendrons informés de la nouvelle date dès que possible.

Bonne nouvelle pour ceux qui ont déjà acheté leurs billets : ils resteront valables pour la nouvelle séance ! 🎟️🔄 Merci de votre compréhension et restez à l'écoute pour plus de mises à jour. 🙏🎥

📢 Toamasina: 📽📺💦Mbola mitohy ny fivarotana ny tapakila Cinéma "MISY RAHA MIGODAGNA 4" amin'ireto toerana manaraka ireto:...
29/02/2024

📢 Toamasina: 📽📺
💦Mbola mitohy ny fivarotana ny tapakila Cinéma "MISY RAHA MIGODAGNA 4" amin'ireto toerana manaraka ireto:

👉KIFRE TECH (Ampitan'ny église Sacré Coeur Tanamabao 5)
👉DIO STORE TANAMBAO 5 ( akaiky Marie Stops Taloha)
👉 Na miantso ny laharana 032 85 224 07 fa misy manatitra eny amin'ny toerana rehetra misy anao.
Daty: 10 Mars 2024 ao amin'ny CJST (Ex-CRJS Toamasina)

23/02/2024

📢ALLO ALLO TOAMASINA SY NY MANODIDINA🎬
📅MISYRAHA MIGÖDAGNA 4 AU CINEMA📺
10 MARS 2024 AU CJST

14/02/2024

N-Soa
Mon Désir( Hira vaovao)
Aparitaho ❤🙏

14/02/2024

🎓👉[ Examens DELF DALF TP ] La Prochaine session se déroulera 📅du 18 au 25 mars 2024.
🤩 Ne tardez pas à faire vos inscriptions car elles sont ouvertes jusqu'au 24 février 2024.👈

12/02/2024

📢Anjarantsika eto FENERIVE-EST ndraiky zao📺
✨Cinéma "MISY RAHA MIGÖDAGNA 4🎞
📅Dimanche le 05 Mars 2024 ao @ Tranom-pokolona.🏛
⌚Manomboka @ 14h-16h-18h

JHONY: isan'ireo mpandray fototra ato amin'ny O'tikal Production.Emotions intenses capturées dans" MISY RAHA MIGODAGNA 4...
11/02/2024

JHONY: isan'ireo mpandray fototra ato amin'ny O'tikal Production.

Emotions intenses capturées dans" MISY RAHA MIGODAGNA 4."
Découvrez le pouvoir du cinéma. 🎬❤️
"

Au CJST LE 10 MARS 2024""""PROJECTION CINEMA MISY RAHA MIGODAGNA"""""📺

Coucou Jiaby,📢Ho antsika eto Toamasina 🥰🗓10 Mars 2024 ny fotoagnantsika ao amin'ny CJST EX-CRJSCinéma MISY RAHA MIGÖDAGN...
11/02/2024

Coucou Jiaby,
📢Ho antsika eto Toamasina 🥰
🗓10 Mars 2024 ny fotoagnantsika ao amin'ny CJST EX-CRJS
Cinéma MISY RAHA MIGÖDAGNA📺🎞🔥
🎟Efa azo jifaina ny Tapakila,
Tongava maro!🙏❤

09/02/2024

[ OUVERTURE OFFICIELLE DE LA PROGRAMMATION CULTURELLE 2024 ]

🥳🎊🎉 𝓅𝒾𝑜𝓊 𝓅𝒾𝑜𝓊 𝓅𝒾𝑜𝓊𝓊𝓊 🥳🎊🎉

L’𝐎𝐮𝐯𝐞𝐫𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐨𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐂𝐮𝐥𝐭𝐮𝐫𝐞𝐥𝐥𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟒 ✂️🎀 est prévue pour le vendredi 𝟐𝟑 𝐟é𝐯𝐫𝐢𝐞𝐫 𝟐𝟎𝟐𝟒 🌞⛅️ à 𝟏𝟖𝐡𝟑𝟎, à l’Alliance Française.🍃🌱💚.

𝐀𝐓𝐓𝐄𝐍𝐓𝐈𝐎𝐍 !!
Nous accueillons pour un show exceptionnel :
Babaïque 🎶🎵 ,
DS Velively 🥁🔥 ,
l'Association Slam'suaré et
The Fusion 🪩🎶❗️

Venez nombreux 👥👥 Entrée gratuite 🆓🆓
𝙀𝙫è𝙣𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 à 𝙉𝙚 𝙥𝙖𝙨 𝙧𝙖𝙩𝙚𝙧!!!

📢 Mbôla tsara FENERIVE-EST😍  ✨Efa hela nandrasantsika anazy ty ai🔥🔥🎁CINEMA "MISY RAHA MIGÖDAGNA 4"📺🎞👉TRAGNOMPOKONOLA ny ...
07/02/2024

📢 Mbôla tsara FENERIVE-EST😍
✨Efa hela nandrasantsika anazy ty ai🔥🔥
🎁CINEMA "MISY RAHA MIGÖDAGNA 4"📺🎞
👉TRAGNOMPOKONOLA ny fotoagnantsika ny Dimanche 03 Mars 2024 izao,
Ora fidiragna: 14h/16h/18h
🎫 Vidim-pidiragna: 5.000ar(Zaza); 7.000ar(Olomaventy)
Ento ny namagna sy ny fianakaviagna, jiaby ❤

05/02/2024

✨Préparez-vous à être transportés dans un monde de mystères et de rebondissements avec MISY MISY RAHA MIGODAGNA 4! 🌟 Rendez-vous en salle le 03 MARS à Fénérive-Est et le 10 MARS à Tamatave pour une expérience cinématographique exceptionnelle! 🎥🍿

Bonjour les Ami(e)s🥰✨Plongeons ensemble dans l'émotion des souvenirs, capturant l'essence du tournage de "MISY RAHA MIGO...
30/01/2024

Bonjour les Ami(e)s🥰
✨Plongeons ensemble dans l'émotion des souvenirs, capturant l'essence du tournage de "MISY RAHA MIGODAGNA 4".🎥🌟
Ces images évoquent des moments précieux, partageons-les avec .❤❤❤

📢ALLO ALLO!!!!::: FOULPOINTE, SOANIERANIVONGO, VAVATENINA🎁;;;;;;💎SAKAVY ALAMINO PROGRAMA FA HOAVY AGNY KOA RAHA TY EH📺🎞A...
30/01/2024

📢ALLO ALLO!!!!::: FOULPOINTE, SOANIERANIVONGO, VAVATENINA🎁;;;;;;
💎SAKAVY ALAMINO PROGRAMA FA HOAVY AGNY KOA RAHA TY EH📺🎞
Aza makegny itantaragna fô aleo mbô mahita..😍

✨MISY RAHA MIGÖDAGNA 4 au Cinéma🎞

29/01/2024

📺🎞 Misaotra anareo mpakafy ny ekipa rehetra ato amin'ny O'tikal production. Ny indro kely tsy miala fa raisainay ho fanatsarana daholo izany.🙏❤
📢 Aza hadino fa ny 10 Mars 2024 ny rediffusion ao @ CJST Toamasina manomboka ny amin'ny:
⌚ 14h/16h/18h.

29/01/2024

✨Bonjour Jiaby 🥰
👉 Inty ny Synopsis kely an'ny 🎞« MISY RAHA MIGODAGNA 1-2-3

Natao ho atsika jiaby izy mangetaheta hijery ny fizarana faha 4

Mba ahafantsika manaraka ny fizarany faha 4 ity dia, ho fintiniko ny teo aloha.
Taorian’ny nitondran’i Stella an'i Jonah natory teny ampasana dia tsy nisy filaminana intsony ny sain’ilay tovolahy ary niafara tamin’ny fitondrany ny amboroan’i Jonah tany Satana.
Satana dia toerana vonjimaika ipetrahan’ireo vehivavy namono tena mandrapiavin’ny fitsaran’ny zanakolona.
Stella ilay tovovavy namono tena mazava ho azy.
Misy ihany anefa ireo naman’i Jonah fa saingy tsy nahatohitra ny heriny maizina.

Soa ihany fa mbola eo ireo olona nosafidin’Andriamanitra hanao asasoa ho an’ny Mpino rehetra, ary anisan'izany Profeseur Jayah taranaky zakaiosy. Avotra soamantsara i Jonah fa saingy, nitarika hindrokely ny fahitan’ ireo fanahy avy any Satana nidina teto ambony tany. Ary ny hanao valifaty amin’ireo lehilahy mampijaly vehivavy ny tanjon’izy ireo.

Saika adinoko, taminy fiakaran’i Professeur tany Satana dia nisy ireo akama niaraka taminy fa saingy tsy vatana fa fanahy, ka teo indrindra no niteraka olana satria misy amin’ireo vatana izay niambenana tety an-tany dia nisy nangalatra, ilay vatana misilipo fotsy izany.
Nitarika savorovoro teo amin’ny mpitandro filaminana ny fahitana ireo vatana tsy miaina intsony
satria efa mitovy aminy maty.
Ambarga ilay tovolahy tsy maty manonta nividy ilay faty misilipo fotsy. Saika hanao pacte, diso evitra izy ka nariany tany an-dranomasina sao misy mahita.

Tonga ilay demony mpanjakan’ny Satana. Nanao ny fifanarahana tamin’i Ambarga mba hanamora ny valifatiny. Nokarohin’ny polisy hatrany Ambarga fa saingy tsy hita. Nosamborin’izy ireo ny zanany mba hanamora ny fahitanazy.

Fa ny tena tsy nampino, rehefa nitady ny faty misilipo fotsy i Profeseur taorian’ny fisokafan’ny ranomasina, kay misy FANJAKANA AMBANY RANOMASINA.
Ka tsy haiko na ara-batana na ara-panahy.

TONGA SOA MISY RAHA MIGODAGNA 4🎞🔥

🎥🎞"Etre artiste c'est croire à la vie"📺🎧
Moore

🎥 Rediffusion Exceptionnelle !🌟 MISY RAHA MIGODAGNA 4📅 Date : 10 Mars 2024📍 Lieu : CJST( Ex-CRJS)➡️ Tarifs :Ticket régul...
26/01/2024

🎥 Rediffusion Exceptionnelle !
🌟 MISY RAHA MIGODAGNA 4
📅 Date : 10 Mars 2024
📍 Lieu : CJST( Ex-CRJS)
➡️ Tarifs :
Ticket régulier : 10.000ar
VIP : 30.000ar
Replongez dans l'action et l'émotion du grand écran ! Ne manquez pas cette occasion unique de revivre "MISY RAHA MIGÖDAGNA 4".
Rendez-vous au CJST (Ex-CRJS) le 10 Mars 2024.
Tickets Disponibles:
👉CHEZ KIFRE TECH (En face de l'église Sacré Cœur Tanambao 5)
👉DIO STORE (Tanambao 5)
👉CJST ( Porte 103)
Réservez vos places dès maintenant ! 🍿🎉
Info line: +261 32 85 224 07

Vivez 🌟 en exclusivité 🎬 les moments forts de "MISY RAHA MIGÖNA 4" dans une salle de cinéma.     🎥
24/01/2024

Vivez 🌟 en exclusivité 🎬 les moments forts de "MISY RAHA MIGÖNA 4" dans une salle de cinéma. 🎥

Chers spectateurs de MISY RAHA MIGODAGNA 4, 🌟Un immense merci à tous ceux qui ont rejoint nos salles ce dimanche 21 janv...
22/01/2024

Chers spectateurs de MISY RAHA MIGODAGNA 4, 🌟

Un immense merci à tous ceux qui ont rejoint nos salles ce dimanche 21 janvier 2024. Votre présence a rendu cet événement inoubliable. 🙏 Soyez prêts, car nous avons le plaisir de vous annoncer que le film sera de retour le 10 mars 2024 pour une rediffusion exceptionnelle. 🎬 Nous vous attendons avec impatience pour partager à nouveau cette expérience unique. 🌈

Avec gratitude,
[L'équipe de production]

Toutes les informations seront publiées. 📢

J-1Misy Raha Migödagna 4Efa miandry antsika ato ny ekipa...Tongava maro ❤️❤️❤️
20/01/2024

J-1
Misy Raha Migödagna 4
Efa miandry antsika ato ny ekipa...
Tongava maro ❤️❤️❤️

"Le moment fort de MISY RAHA MIGÖDAGNA en une image ! 📸    "Au Cinéma le 21 Janvier 2024 📺🎞👉 A PARTIR DU 13H30/15H30/17H...
17/01/2024

"Le moment fort de MISY RAHA MIGÖDAGNA en une image ! 📸 "
Au Cinéma le 21 Janvier 2024 📺🎞
👉 A PARTIR DU 13H30/15H30/17H30
👉PAF 10.000AR VIP:30.000AR

"Pour toute question supplémentaire, n'hésitez pas à nous appeler au [+261 32 85 224 07]."

Misy Raha Migödagna 04
07/07/2022

Misy Raha Migödagna 04

Acteur fong et son coéquipier
03/06/2022

Acteur fong et son coéquipier

Address

Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O'tikal Production Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to O'tikal Production Tamatave:

Videos

Share

Nearby media companies


Other Music production in Toamasina

Show All

You may also like