Joyscott Perspective

Joyscott Perspective Producteur - Réalisateur - Formateur

WhatsApp: 0388376831
(5)

21/04/2024

MBOLA VONONA HANJIFA VE IANAREO RAHA MISY FORMATION EXCEL HAFA NO HOVOKARINA?

21/04/2024

[TUTO EXCEL - LIEN HYPERTEXTE]

Indro ny TUTO EXCEL izay ahitantsika ny fiasan'ny LIEN HYPERTEXTE. Eto dia noentina nanaovana karazany SOMMAIRE na menu izay ahafahantsika mandeha amin'ny feuille izay tiantsika andehanana.

⚡MISY FORMATION VIDEO EXCEL DISPONIBLE

Bon visionnage et max de partage💪💪💪🙏🙏🙏

ABONNEZ-VOUS

19/04/2024
18/04/2024

[TUTO EXCEL - CALENDRIER CAISSE]

Indro ny TUTO kely izay mety azahoanao IDEE hantsarana ny classeur excel nao...

FORMATION VIDEO EXCEL DISPONIBLE

Bon visionnage et max de partage💪💪💪🙏🙏🙏

ABONNEZ-VOUS

Nareo koa ve?
17/04/2024

Nareo koa ve?

Coucou daholo anareo izay avy agny MATSABORILEMBY (SOFIA)
17/04/2024

Coucou daholo anareo izay avy agny MATSABORILEMBY (SOFIA)

15/04/2024

Raha te HIANATRA Excel ianao dia TOKONY manaraka an'ilay FORMATION izay novokarinay tato na FORMATION hafa izay mifanahaka aminy.

Natao mba ahafahanao MIVELATRA ilay izy na dia TSY FORMATION COMPLÈTE aza.

Mety AFAKA mi confirme an'izany ngamba IREO izay EFA NANJIFA.

14/04/2024

[TUTO EXCEL - DEBOGAGE 1]

Misy BANDY AKAMA izay niantso tamin'ny MARAINA, ity misy TUTO kely mety ahafahanao mamaha ny BUG izay misy amin'ny FICHIER nao...

Bon visionnage 🙏🙏🙏

14/04/2024

Raha tonga 30K followers isika dia hisy PROMOTION MIAVAKA.

Sady mety efa disponible ny FORMATION WORD amzany...

14/04/2024

[PACK FORMATION VIDÉO]

💥45 000 Ar RAHA MAKA IZY REHETRA💥

⚫FORMATION VIDÉO ⚫ daholo ireo ka omena LIEN DE TÉLÉCHARGEMENT ianao rehefa vita ny paiement.

☑️ FORMATION EXCEL
TAILLE: 2,27Go
Prix : 15 000 Ar
____________________
☑️ FORMATION - COMPTES UTILISATEURS EXCEL [MS VBA] (LOGIN & LOGOUT)
Taille: 615 Mo
Prix:
🔴 5 000 Ar (ho an'izay maka excel ambony io)
🔵 10 000 Ar (ho an'izay haka azy mitokana)
____________________
☑️ FORMATION POWERPOINT
TAILLE: 1,10Go
🔴 5 000 Ar (ho an'izay efa nanjifa formation tato aminay)
🔵 10 000 Ar (ho an'izay haka azy mitokana)

____________________
☑️ FORMATION RETOUCHE PHOTO PS
TAILLE: 2,31Go
Prix : 10 000 Ar
____________________
☑️ FORMATION BASE DE LA CONCEPTION GRAPHIQUE PS
TAILLE: 3,81 Go
Prix : 20 000 Ar

🔵MVola: 038 83 768 31 JUJU

🔴ALEFASO MP NY RÉFÉRENCE REHEFA LASA FA HITAKO FONA REHAFA MAHAZO NOTIFICATION DIA OMENA LIEN DE TÉLÉCHARGEMENT IANAO HAKANA NY FORMATION.

14/04/2024

[TUTO EXCEL - MOT DE PASSE AU LANCEMENT]

Misy FANGATAHAN'olona izay efa NANJIFA ny EXCEL sy ilay Compte Utilisateur mikasika ny fanaovana MOT DE PASSE AU LANCEMENT... Dia indro ary ilay TUTO.

Bon visionnage et max de partage 💪💪💪🙏🙏🙏

ABONNEZ-VOUS

13/04/2024

🎯MANANA PAGE FACEBOOK VE IANAO?

Ataovy ao amin'ny COMMENTAIRE ao ny DESCRIPTION an'ilay PAGE-nao sy LIEN ahafahana mijery azy SAO misy olona INTÉRESSÉ amin'ny page-nao ato.

🙏🙏🙏💪💪💪

🎤NDAO HIFANOME TOSIKA FA IZAY NO ZAVATRA TENA ILAINTSIKA.

13/04/2024

Mikasika ny TUTO Excel Farany, raha toa ka ho protégé-nao ilay feuilles nefa tinao asina an'io macro manova thème io dia ireto ny code ampinao anaty ilay macro:

Isaky ny misolo Feuille dia ampina:

1ère ligne :
ActiveSheet.Unprotect

Dernière ligne:
ActiveSheet.Protect DrawingObjets=True, Contents=True, Scenarios= True

13/04/2024

[TUTO EXCEL - MACRO THEME]

Indro ny TUTO EXCEL kely izay ahitantsika fomba fanaovana MACRO manova THEME an'ireo zavatra anaty FEUILLES ...

⚡FORMATION EXCEL DISPONIBLE: 15 000 Ar

Bon visionnage et max de partage💪💪💪🙏🙏🙏

ABONNEZ-VOUS

12/04/2024

HO AN'IZAY MITADY TOLOTR'ASA,
TSIDIHO NY COMPTE
Solofoharimanana Nantenaina Juvence

SITE WEB TSARA ASINA MASO
12/04/2024

SITE WEB TSARA ASINA MASO

ARIM MADAGASCAR

12/04/2024

Lien an'ilay Groupe WhatsApp (ANGLAIS)

PS: Ny FIFAMPIFEHEZANTSIKA TSIRAIRAY NO HAMPATEZA AZY

12/04/2024

HO AN'ILAY GROUPE WHATSAPP FIFAMPIZARANA SY FIFAMPIANARANA TENA ANGLISY, IZA NO AFAKA HANDRINDRA AZY?

12/04/2024

[TUTO PHOTOSHOP - FRITTES/MAYONNAISE/KETCHUP]

Indro ary ny TUTO PS kely izay ahitantsika fomba famoronana "FRITTES/MAYONNAISE/KETCHUP" tsotsotra....

AZA ADINO FA DISPONIBLE NY:
> FORMATION EXCEL
> FORMATION POWERPOINT
> FORMATION RETOUCHE PHOTO PS
> FORMATION BASE DE LA CONCEPTION GRAPHIQUE PS

Bon visionnage et max de partage💪💪💪🙏🙏🙏
ABONNEZ-VOUS

11/04/2024

Ny fomba AHAIZANA TENY ANGLISY haingana hono dia ny miezaka miteny sy miresaka amin'ny namana izany hoe MANAO PRATIQUE.

Raha toa ka tsisy namana ianao dia AZO ATAO TSARA ny manokatra GROUPE WHATSAPP dia miditra ao ny te hanao pratique rehetra tsisy mahazo miteny gasy.

SADY MIANATRA NO MIFAMPIANATRA NEFA DIA GRATUIT ilay izy :)

🙏MBA TE AHAY HITENY ANGLISY NY TENANAY :)

ENGLISH VOCABULARY PDFSady MAHAZO fianarana ANGLISY ianao no MAHAY maka zavatra ao anaty LIEN DRIVE....Mazotoa mianatra ...
11/04/2024

ENGLISH VOCABULARY PDF

Sady MAHAZO fianarana ANGLISY ianao no MAHAY maka zavatra ao anaty LIEN DRIVE....

Mazotoa mianatra daholo o 💪💪💪

ABONNEZ-VOUS

Lien:

11/04/2024

RAHA TOA KA MAKA NY FORMATION MIARAKA IANAO DIA OMENA 45 000 AR RAHA TOA KA 55 000 AR NO TENA VIDINY.

Omena GRATUIT ho an' FOLLOWERS jiaby.Livre PDF " DEVENIR RICHE ÇA S'APPREND !"ABONNEZ-VOUS dia tongava amin'ny MP maka n...
11/04/2024

Omena GRATUIT ho an' FOLLOWERS jiaby.

Livre PDF " DEVENIR RICHE ÇA S'APPREND !"

ABONNEZ-VOUS dia tongava amin'ny MP maka ny LIEN

11/04/2024

50 MODÈLES DE CV WORD
+ GUIDE PRATIQUE CV ET LM
👉1 000 AR👈

11/04/2024

[TUTO POWERPOINT - ANIMATION]

Indro ny TUTO POWERPOINT kely izay ahitantsika fomba fanaovana animation tsotra.

🎯FORMATION POWERPOINT DÉJÀ DISPONIBLE
Prix: ✅5 000 Ar ho an'izay efa nanjifa FORMATION tato aminay ary ✅10 000 Ar raha mbola tsy nanjifa.

Bon visionnage et max de partage💪💪💪🙏🙏🙏

ABONNEZ-VOUS

10/04/2024

HO ANAREO izay TE HANJIFA ny FORMATION ato aminay dia MITOVY fomba NAKANAREO an'ilay BOKY iny ihany koa ny MITELECHARGE AZY

[BOKY ANISANY MALAZA]Version PDF, omena GRATUIT ho anao izay ABONNÉ ato amin'ny pejy ihany.Ho anao izay TIA MAMAKY BOKY....
10/04/2024

[BOKY ANISANY MALAZA]

Version PDF, omena GRATUIT ho anao izay ABONNÉ ato amin'ny pejy ihany.

Ho anao izay TIA MAMAKY BOKY.

RÉSUMÉ:

Basé en grande partie sur l'enfance de Robert Kiyosaki à Hawaï, le livre présente comment l'éducation et les conseils de deux hommes (« papa riche » et « papa pauvre ») ont pu influencer les décisions clés de sa vie. Tous deux ont des attitudes très différentes vis-à-vis de l'argent, du travail ou du système scolaire, que Kiyosaki compare régulièrement.

Parmi les sujets abordés, il est possible de trouver :

L'histoire personnelle de Robert Kiyosaki : l'éducation qu'il a reçue pendant son enfance et sa carrière dans l'investissement du début de l'âge adulte à la fin des années 1990.

La différence entre un actif et un passif.

Ce que les riches enseignent à leurs enfants à propos de l'argent que les pauvres et la classe moyenne ne font pas.

L'idée que la résidence principale n'est pas un actif, mais un passif.

La valeur de l'intelligence financière et de l'éducation financière, qui, selon lui, ne figure pas au programme du système scolaire actuel.

Le rôle important que jouent les compétences commerciales, financières et l'expérience dans le succès financier.

Prospérer dans une société capitaliste nécessite de cultiver à la fois ses capacités entrepreneuriales et son côté investisseur.

L'importance de l'investissement et de l'entrepreneuriat.

Robert Kiyosaki reprend le point de vue sur la fortune de son ancien mentor Dr. Buckminster Fuller, futurologue américain, selon qui la richesse peut être mesurée par le nombre de jours que le revenu issu des actifs peut permettre de vivre sans travailler, et l'indépendance financière atteinte lorsque le revenu mensuel issu de l'actif dépasse les dépenses mensuelles.

10/04/2024

[TUTO EXCEL - USERFORM VBA (SUITE)]

Indro ny TUTO kely izay ahitantsika fomba hanaovana FORMULAIRE DE SAISIE " 2 TEXTES" avy amin'ny alalan'ny USERFORM anaty VBA....
FORMATIONS DISPONIBLES:
- FORMATION EXCEL
- FORMATION POWERPOINT
- FORMATION PHOTOSHOP

Lien Youtube: https://youtu.be/aBNXgcAra5Q

Bon visionnage et max de partage 💪💪💪🙏🙏🙏
ABONNEZ-VOUS

09/04/2024

FIRY MINITRA NY HALAVAN' NY TUTO VIDÉO AZONTSIKA JERENA AMIN'IZAO FIATREHANA FIOVAN' TARIF AN' CONNEXION IZAO?

Address

Mangarano 11/47
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00

Telephone

+261327442720

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Joyscott Perspective posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Joyscott Perspective:

Videos

Share

Photographe & Vidéaste

“On ne peut atteindre les limites de l’art”