NY HAJA

NY HAJA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NY HAJA, Digital creator, Toamasina.

Hianatra ny tontolon’ny ara-bola sa hijanona ao anaty fahantrana mandrakizay ? Tsy misy mpanan-karena tsy mahay mitantan...
12/07/2024

Hianatra ny tontolon’ny ara-bola sa hijanona ao anaty fahantrana mandrakizay ?

Tsy misy mpanan-karena tsy mahay mitantana izany
Tsy misy mpanan-karena tsy mahay mampitombo fidiram-bola izany
Tsy misy mpanan-karena tsy mahay mampiasa vola izany
Tsy misy mpanan-karena tsy mahay misintona vola izany.

Boky VOLAN’NY TAONJATO XXI

Tsy natao ho an’olona rehetra ity boky ity fa natao ho an’olona :
Te hahay momban’ny vola
Te hahay hitantam-bola
Te hanana tahiry
Te hatazona vola
Tsy te ho bokan-trosa
Te hahay hiary mianga amin'ny karama kely
Te hahay hamorona fidiram-bola maro
Te hahay hampiodina vola

Maro amintsika no te hanangan-java,te hanana tahiry,sns nefa izay karama azo toa tsy hita hoe mankaiza,toa tsy hita akory izay zavatra voatsangana.

Ity no vahaolana ho anao VOLAN'NY TAONJATO

Ny VOLAN'NY TAONJATO dia boky natao hampianarana anao ny fomba fitantanam-bola

Izany hoe ho an’olona te hiala anaty fahantrana na te ho mpanana foana. Ny tsiambarateloko niainga tamin'ny karama kely no tena nozaraiko ao anatiny. Ny fomba fisaina , ny fomba fitantanana, ny fomba famoronana vola, ny fomba fampiasako ny volako

Vidiny : 30 000 ar
Pejy : 132
Fiteny : Malagasy fa efa ho avy ny version française sy anglais

Alefaso ny commande ao aminy mp na 0381445197 sao tara ndray fa vitsivitsy ihany.

20/11/2023

Address

Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY HAJA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to NY HAJA:

Share