Mbola Miaritra ๐๐ซถ๐ป
Satria izy ihany no afaka miaritra ny ditranao sy ny adalanao dia araraotinao t@ fahalemeny ๐ช๐,, satria izy ihany no manaiky hampirafesina dia na marary ary izy tsy mba miteny
Diso nandefitra lotra izy nefa tsy mba tsapanao akory ahoe ny anatiny marary
Tia hiala izy fa fa taminao ihany no mba nifaly na dia hoe nampijaly
Madio fo sy trotra lotra izy dia nataonao amin'izay tinao hanaovana azy
Otran'ny tsy mendrika ny ho tiavina ny fony matoa mbola tany ankafa enao no niantsampy
Efa fatatra fa raha resaka fitia izy efa voadona lava
Ka nefa mbola vitanao ihany ny nararaotra azy dia izao izy naratra
Asa tsy haiko raha mba olona misy fo ihany ianao no mahavita mampijaly
Tena tia anao izy nefa dia mbola nararaotinao ihany
Otran'ny hoe very izy raha tsisy anao dia nataonao amin'izay tinao atao
Aaaaa ka , fialana nenina ny azy ary mbola ho fanajany Ilay voadinareo matoa tsy miala h@izao
Fa izao tiavo izy dieny mbola mitempo aminao ny fony
Fa na ny namany na ny ainy taminao ihany no nafoiny
Tiavo izy fa tsy ianao irery akory no mahay mahasambatra
Fa matoa izy mbola eo dia miandry an'ilay fiovana fatratra
Rnd Nate ๐ฌ
@Scar lk Feo๐ฏ