Tody Arnaud Officiel

Tody Arnaud Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tody Arnaud Officiel, News & Media Website, Toamasina.

25/10/2023

Fandaharana manokana izay nanasana an'i Tenako . Izay noresahana ny zava misy eto Toamasina sy ny Raharahampirenena Malagasy

05/06/2023

🎉🎉🎉ARAHABAINA MAÎTRE TODY ARNAUD FILOHAM-PANORINA NY FIKAMBANANA Mirama Province Toamasina AMIN'IZAO FANKALAZANAO NY FAHA 15 TAONA NANAOVANAO NY ASA MAHA MPISOLOVANA ANAO IZAO. MIRARY ANAO HAVITABE SY AHARITRA AMIN'ILAY ASA MASINA.🎉🎂🎉

Ho fankalazagna ny faha 4 taona nijoroany fikambanana MI.RA.MA teto Toamasina .Ny filoha mpanorina ny fikambanana Atoa M...
29/03/2022

Ho fankalazagna ny faha 4 taona nijoroany fikambanana MI.RA.MA teto Toamasina .
Ny filoha mpanorina ny fikambanana Atoa Maître Tody Arnaud sy ireo mpitantana aminy birao maharitra fikambanana , dia manasa antsika rehetra vahoaka ny toamasina tsy ankanavaka mba ho tonga amonjy ny Soirée izay hiarahana amin'ny JEAN AIME grand Complet ny arivany Zoma 01 avril 2022 zay manomboka amin'ny 09 ora alina ao aminy Espace La Famille Salazamay .
Ka mitongava maro fa ambiance tsisy kary ty eky ..

Prix d'entrée : 10.000Ar na 50.000Fmg
Invitation : 30.000Ar na 150.000Fmg

Akory  aby Tamatave e!!Manoloana ny firongatrin'ny valan'aretina Corona Virus eto  Dia Mila mandini-tegna antsika vahoak...
23/05/2020

Akory aby Tamatave e!!
Manoloana ny firongatrin'ny valan'aretina Corona Virus eto Dia Mila mandini-tegna antsika vahoaka satria:
-Efa en danger antsika ka mitongava saigna fa tanagnan-tsika ity Dia efa andeha hopotehigna, fantaro fa antsika Io tsy tian'olo maro.
-Sokafo masonao izay Tia misolelaka sy mihatsara velatsihy ary Tia magnano Eny tompoko lava Io, indrindra ianao minomino lava volagnin'olo io;
-Hialao anao aton'olo fitaovagna hamotika tanàgnanao Io fa indrindra anao ampiadivin'olo @ mpiray tanagna noho ny tombotsoany manokana ka lasa miady antragno;
-Aiza anareo nagnankinagna andraikitra jiaby agnaty fitondragna ireo?
-Aiza anareo Olo maventy nampagnantenaigna place ka nangigna aby ireo? Mitsangana aby antsika, aza mitavandra olo hafa antsika hamaha ny olagna misy eto fa antsika samby antsika eto an-toerana ihany dia tokony afaka mahita paik'ady (Stratégie) vaovao entin-tsika hiadiana valan'aretina Corona Virus ity;
-Tongo-bakivaky sady vay an-kandrigna sady maharary no mahamegnatra ary tsy hay hafenina raha oharina hafa. Jereo ohatra ny an'ny Mahajanga,Antsiranana,Toliara,Fianarantsoa izay azo lazaina fa milamindamina raha oharina ny aty ;
-Aiza ianao Vahoaka izay mpagnaratsy sy tsy mivaky lôha isan'andro Io?
MIFOHAZA!!!
Efa antamiagnanao ny loza, efa andohalikanao ny rano.
-Mitsangana ianareo Mpitondra eto an-toerana,Tangalamena tegna izy, Mpanakanto,Sportifs,Universitaires,ianareo Cadres,Mpitandro filaminana, Mpandraharaha,société Civile ,Fiangonana,Musulman, Fikambana ara-poko,antsika Tanora indrindra indrindra ianareo Mpitsabo,sns...
Mila Mifagnaja, mihavagna, manetry tena ary Mila mifampihaino antsika.
Inona ny tena zava-misy marina mahakasika ity Corona Virus ity ?
Anjarantsika eto Tamatave no manadihady an'izany.
MITSANGANA ,AZA MAGNEKY AMPIADIVAN'OLO SY ATAO FITAOVANA EKY.

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tody Arnaud Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share