Mpandihy Rezionaly Toamasina

  • Home
  • Mpandihy Rezionaly Toamasina

Mpandihy Rezionaly Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpandihy Rezionaly Toamasina, News & Media Website, .

Loh EdsonFeat Papa Anito 😎😎🇲🇬
31/08/2024

Loh Edson
Feat Papa Anito 😎😎🇲🇬

💙🤍💙 💙🤍💙🤍🌟🌟🌟Sabata 31 Aogositra 2024: Fihaonam-be Rezionaly ny Fiangonana Apokalypsy Rezionaly Toamasina ,izay notarihan'...
31/08/2024

💙🤍💙 💙🤍💙🤍

🌟🌟🌟Sabata 31 Aogositra 2024: Fihaonam-be Rezionaly ny Fiangonana Apokalypsy Rezionaly Toamasina ,izay notarihan'i Ray Amandreny Pasteur Razafinihary Rajoson Jean Anito sy ny Komity Rezionaly , ary ireo Olom-boahosotra rehetra
Izay notanterahina teto amin'ny Fiangonana Fam Foibe Tamatave Mangarano - Ofisialy 🌟🌟🌟

✨ FOTOAM-BAVAKA LEHIBE
✨FANOLORAN-TENA
✨FANAOVAM-BELOMA AN'I RAY AMANDRENY PASTEUR Razafinihary Jean Anito (Izay hamita ny hiraka any Diego)
✨TSO-DRANO LEHIBE HO AN'NY FIANGONANA

🫂🫂🫂VELOMA MANDRAMPIHAONA SAMY SALAMA MANDRITRA NY TAONA🫂🫂🫂

♥️♥️♥️TSARA TSO-DRANO IANAO RAY AMANDRENY ♥️♥️♥️

Fifaliana sy Ranomaso'Mpifaliana no namaranana n'y fotoana

Veloma= ho ela velona Mandrakizay

Sabata 31 Aout 2024PrR GabrielGaelIsmaelKambana..😎🇲🇬
31/08/2024

Sabata 31 Aout 2024
PrR Gabriel
Gael
Ismael
Kambana..😎🇲🇬

📋HAFATRA AVY AMIN'NY EQUIPE NATIONAL NY MPANDIHY APOKALYPSY💌- Hivoaka tsy ho ela ny clips vaovao avy ao amin'ny foibe; e...
15/08/2024

📋HAFATRA AVY AMIN'NY EQUIPE NATIONAL NY MPANDIHY APOKALYPSY💌

- Hivoaka tsy ho ela ny clips vaovao avy ao amin'ny foibe
; ezahana havoaka isaky ny telo volana ny clips rehetra, ezahana havoaka clips avokoa ny fiderana vaovao rehetra
Eny fa ny taloha ihany koa.
=> Ny mpandihy maneran-tany dia tokony hanaraka sy hahay ny dihy havoaka ao.

=> Izay efa namoaka ny dihiny tsy ferana, fa TSY MAINTSY MAHAY io passe havoaka ny national io avokoa ny isam-piangonana maneran-tany.

- Hivoaka tsy ho ela ny TENU iraisantsika mpandihy apokalypsy maneran-tany.
; Na dia efa nahavita vaovao hafa aza ny fiangonana misy anse dia
Ilaina isika manana ilay TENU IRAISANA amin'ny Nationaly.

Tsy maninona raha manana tenu karazany telo na roa isika mpandihy ahafahantsika hisehatra amin'ny Fotoambavaka rehetra na seremonia hafa.

Amin'ny Dimy taona manaraka io izany ny tenu dia miasa avy hatrany ny Tenu izay havoaka ny Nationaly

N.b : Ampifandimbiaso ny tenu anse mba hialana azy halaky vasoka.
Tsara raha fihaonambe mba ampiasana ilay tenu nationaly io koa.

Havoaka tsy ho ela eto amintsika ny sarinlay tenu.
Ezahana hiova isaky ny dimy taona ny mpandihy iraisana maneran-tany.

Mahereza isika mpandihy amin'ny asan'ny Tompo. Mahefa be🙏🏻😇🇲🇬

Sabata 03 Aout 2024 : Fihaonam-be ny  Fiangonana Apokalypsy Rezionaly Toamasina , Izay notarihan'ny Ray Amandreny Pasteu...
04/08/2024

Sabata 03 Aout 2024 : Fihaonam-be ny Fiangonana Apokalypsy Rezionaly Toamasina ,
Izay notarihan'ny Ray Amandreny Pasteur Razafinihary Rajoson Jean Anito s'y ny komity Rezionaly ary ny olom-boahosotra rehetra
Tonga nanotrana izany ireo Pasteur avy amin'ny Rezionaly Samy hafa
izay notanterahina tao Fam Foibe Tamatave Mangarano - Ofisialy Mangarano

🌟 FOTOAM-BAVAKA LEHIBE ( Izay nitondran'ny Filoha Lefitra maneran-Tany Pasteur Randriatsirarana Jean Pierre ny hafatra Lehibe

✅ MAHERY_NY_JESOSY_TSIKA🔥🔥🔥
✅FIARAN'NY FANEKENA🕎🕎🕎
✅ FOTOANA HAMPIASANA IREO FANOMEZAM-PAHASOAVANA IZAO 🙏🙏🙏

01/08/2024

Tonga izao le nandrasantsika
elaela tsy nifankahita miaraka amin'ny Groupe SalFA
"ALLÔ HIDERA"

Abonner la page

Kitio,soratra manga kely io 👆⬆️👆-----------------------❤--------------------------
30/07/2024

Kitio,soratra manga kely io 👆⬆️👆
-----------------------❤--------------------------

26/12/2023

Tiako ianao hitoetra eo aminy Fiadanana hatrany

21/05/2023

Fiadanana ho anao 😇🙌🏻

🌿Didy folo ny fahasalamana 1. Rivotra madio2. Rano madio3. Fonenana madio4. Hazavana5. Fitafiana madio6. Sakafo ara-paha...
04/10/2022

🌿Didy folo ny fahasalamana
1. Rivotra madio
2. Rano madio
3. Fonenana madio
4. Hazavana
5. Fitafiana madio
6. Sakafo ara-pahasalamana
7. Torimaso sy fialan-tsasatra ampy tsara.
8. Fiasam-batana antonony
9. Saina sy fo milamina
10. Hafanana 🇲🇬

💞Mifaly ampitiavana miaraka am Mpandihy  -tsary 25taona 🎥📀
26/10/2021

💞Mifaly ampitiavana miaraka am Mpandihy

-tsary 25taona 🎥📀

Clips rezional 24 octobre 2021   Isaorana lehibe Andriamanitra 🏆🙌🏻
24/10/2021

Clips rezional
24 octobre 2021



Isaorana lehibe Andriamanitra 🏆🙌🏻

Fitsidiana Fiangonana Depot Niarahana tam Leader Regional 🥁  ny fandraisanaAry 5 ny Mpandihy nanolon tena hanao Mpandihy...
24/10/2021

Fitsidiana Fiangonana Depot
Niarahana tam Leader Regional 🥁
ny fandraisana
Ary 5 ny Mpandihy nanolon tena hanao Mpandihy tao 🏆

🎷 I Korintiana 12 : 31. Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara i...
20/10/2021

🎷 I Korintiana 12 : 31. Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo:🎺🏆

12/09/2021

25Taona isika izao, aona mo isika mpandihy FAM raha manokatra Groupe Mp Hifanakalozana Dihy sy hiseraserana?

23/08/2021

Gasy tsara midera - Fiderana mandrava sakana 🥁🎷

Address


Telephone

+261341067271

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpandihy Rezionaly Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share