MC et animateur Florent pagny ofisialy

MC et animateur Florent pagny ofisialy ny fikirizanao no hanananao fiainana milamina
(1)

13/01/2025

Aiza ho aiza ao @ salon ny toeran'ny frigo anareo?
Inona no zavatra mipetraka eo amboniny ?

13/01/2025

📢 mentionner-o kely eto lay olona fantatrao kely fé sy te hanabe fé (papaye) ireny fa anatin'ity vazo ity ny astuce.

🟢 PARTAGE RETOUR D'EXPÉRIENCE : 🙏Tena mahafinaritra ny client manaja sy tena mikarakara préstataire. Le LUXE mihitsy no ...
12/01/2025

🟢 PARTAGE RETOUR D'EXPÉRIENCE :
🙏Tena mahafinaritra ny client manaja sy tena mikarakara préstataire.
Le LUXE mihitsy no natolony ahy aty Antsirabe.
Ato @ AROTEL mihitsy eeee......
Tena mahatsapa ny tena hoe voakarakara tsara.
MISAOTRA TOMPOKO
🔝Vonona be noho izany hanome ny tsara indrindra ho azy ireo.
😇Dia mankasitraka ilay namako Kimesuhole RajRavel ihany koa fa na dia tsy aty aza roky dia mbola nomendroky petit déjeuner beeeuuuuu tato CROC'INN ( voky beu)

🚩Aza misalasala makato Arotel Arospa Antsirabe rehefa mba makaty Antsirabe ianareo sady centre ville be, no tsara fandraisana, mbola misy zavatra be dia be ato ( hammam, sauna, piscine, salle de sport, tennis, ....), restaurant amin'ny sakafo matsiro be.....
LAFATRA E!
REHEFA MIASA TSARA SY MANAO AMIN'NY FO ARY MANOME NY MAXIMUM KAY DIA HAJAIN'NY OLONA TSARA.
🤗

Dia veloma ary aloha e.Amin'ny manaraka indray zany mou kou.Anareo followera taty bira tsa nisy hita aby.
12/01/2025

Dia veloma ary aloha e.
Amin'ny manaraka indray zany mou kou.
Anareo followera taty bira tsa nisy hita aby.

11/01/2025

Botabota fa mbola mahavita be annnnn...
Tsy mikofokofoka be fa avec charme sy precisionnnn
I Shinchan O Platines etsy mitehaka fotsiny.
🤣

11/01/2025

Je t'aime diso adiresy kely fotsiny dia mandrava ny FOREVER-nareo

😑 somary nakipiko mihitsy ny masoko😛 nasiko feony rehefa mitroka azy.😝 nakako fafi y ny manatelina azy😋Nataoko nahita ko...
11/01/2025

😑 somary nakipiko mihitsy ny masoko
😛 nasiko feony rehefa mitroka azy.
😝 nakako fafi y ny manatelina azy
😋Nataoko nahita kosa an...
Matsiro noho ny............(madio ny ahy ny saiko)

📢 Raha mazoto ay te hiaro vatana dia miverena kely manao cache bouche ato ho ato fa misy fiantraikany amin'ny rivotra ia...
11/01/2025

📢 Raha mazoto ay te hiaro vatana dia miverena kely manao cache bouche ato ho ato fa misy fiantraikany amin'ny rivotra iainantsika ireny firehetana be isan-karazany eto Madagasikara na any ampita ireny.
⚠️ Fa tsy forcerna ianareo an, mba tonga saina fotsiny aho dia manentana.

✔ aza variana manontany préstation fa tonga dia résérver-o amin'izay 🎯MC et ANIMATEUR FLORENT PAGNY & BAND🎯Ireto avy ny ...
11/01/2025

✔ aza variana manontany préstation fa tonga dia résérver-o amin'izay

🎯MC et ANIMATEUR FLORENT PAGNY & BAND🎯
Ireto avy ny tolotra ato aminay tompoko :
🎙 Maître de cérémonie et animateur professionnel
🎧 DJ
🎤 Orchestre complet
�📢sonorisation
🚦Lumières et éffets spéciaux

🟢 L'EXPÉRIENCE FAIT LA DIFFÉRENCE 🟢
⏩ manao animation ivelan'ANTANANARIVO IHANY KOA IZAHAY

Contact rapide : 0341483044-0331383044-0324552062 ( Whattsapp)

👌 sakafo matsiro be ato @ CROC'INN hisantarana ity andro tsara be eto Antsirabe ity.😋 Ho lany sa tsia ireto ?
11/01/2025

👌 sakafo matsiro be ato @ CROC'INN hisantarana ity andro tsara be eto Antsirabe ity.
😋 Ho lany sa tsia ireto ?

10/01/2025

Ary tena hendry ny olona aty Antsirabe an, tsy misy mivoaboaka Zoma mihitsy fa variana manao FB eto daholo.

10/01/2025

Rall a...ny vehivavy rehefa tia anlah dia vetivety dia zaka sy manaiky...
Rehefa izy no satrotra kotina be dia ADABOHY fa tsy tiany ialahy izay...
LAny andro sy reraka eo fotsiny.

Raha ny hevitrareo : tokony sa tsia misy alikaola sy labiera ny mariazy ?
10/01/2025

Raha ny hevitrareo : tokony sa tsia misy alikaola sy labiera ny mariazy ?

Coucou LES MPITSOK'OVYM'lay nareooooo.👉 Mba asio fiteny avy aty Antsirabe hainareo hoe .
10/01/2025

Coucou LES MPITSOK'OVY
M'lay nareooooo.

👉 Mba asio fiteny avy aty Antsirabe hainareo hoe .

🚦 Antsirabe vetivety aloha.
10/01/2025

🚦 Antsirabe vetivety aloha.

09/01/2025

Rehefa tsy ampy inona ny vehivavy no mikizitim-belona ?

09/01/2025

Inona ny havendranana voalohany nampihomehy nataonao teto @ FB ?

📢 NY en couple ihany no aoka hamaly : PATSY ianao sa PATSÀ ?Mba mentionner-o eto izy e!
09/01/2025

📢 NY en couple ihany no aoka hamaly : PATSY ianao sa PATSÀ ?
Mba mentionner-o eto izy e!

Address

Tanjombato

Telephone

2267673

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MC et animateur Florent pagny ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share