Rk recordz

Rk recordz ๐™ƒ๐™ค๐™ข๐™š ๐™จ๐™ฉ๐™ช๐™™๐™ž๐™ค:
Prrise / Mixage / Mastering

05/04/2024

๐Ÿ”ฅSession studio Inspir'Art ๐Ÿ”ฅ

17/03/2024

๐Ÿ”ฅ Session studio 1Maray2 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

26/02/2024

๐Ÿ”ฅFake - Kazerina ๐Ÿ”ฅ

N-fewala ve ntsnet d n kilar n fot!?๐Ÿ‘‰ F alefaw yan lu nrezervasion f tsss... ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ
19/02/2024

N-fewala ve ntsnet d n kilar n fot!?

๐Ÿ‘‰ F alefaw yan lu nrezervasion f tsss... ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

๐Ÿ”ฅ ๐™‹๐™ง๐™ค๐™Ÿ๐™š๐™ฉ 4 ๐™จ๐™ž๐™จ๐™– ! ๐Ÿ-Izy roa lahy ireto no tonga voalohany nisantatra ilay ๐™ฅ๐™ง๐™ค๐™ข๐™ค -25%Tsara ny manamarika fa isan'ny artis...
04/01/2024

๐Ÿ”ฅ ๐™‹๐™ง๐™ค๐™Ÿ๐™š๐™ฉ 4 ๐™จ๐™ž๐™จ๐™– ! ๐Ÿ

-Izy roa lahy ireto no tonga voalohany nisantatra ilay ๐™ฅ๐™ง๐™ค๐™ข๐™ค -25%

Tsara ny manamarika fa isan'ny artiste ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฅ๐™ค๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™š๐™ก izy roa lahy ireto fa mila arahana akaiky dia akaiky. Ho alefakoneto ny extrait an'ny son iray an'izy ireto!

Big up Luc Rivomanana

๐Ÿ‘‰ Aza tara fa projet 4 izany sisa dia tapitra ilay promotion! โญ

๐Ÿ“ฃโ€‹ ๐—”๐—ญ๐—” ๐—ง๐—”๐—ฅ๐—” ๐—˜! ๐Ÿšจโ€‹Ho fanomezana fahafaham-po ho anao dia misy ๐—ฟ๐—ฒฬ๐—ฑ๐˜‚๐—ฐ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป amin'ity volana janoary ity: โญโ€‹ -๐Ÿฎ๐Ÿฑ% ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ami...
02/01/2024

๐Ÿ“ฃโ€‹ ๐—”๐—ญ๐—” ๐—ง๐—”๐—ฅ๐—” ๐—˜! ๐Ÿšจโ€‹

Ho fanomezana fahafaham-po ho anao dia misy ๐—ฟ๐—ฒฬ๐—ฑ๐˜‚๐—ฐ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป amin'ity volana janoary ity:

โญโ€‹ -๐Ÿฎ๐Ÿฑ% ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ amin'ny totaly be! ๐ŸŽโ€‹
โญโ€‹ Izay 5๏ธโƒฃโ€‹ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ihany no mahazo!

๐Ÿ‘‰ Alefaso MP malaky ny reservation anao

๐Ÿพ ๐—•๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ปรฉ๐—ฒ!! ๐Ÿ”ฅEn cette ๐™ฃ๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ก๐™ก๐™š ๐™–๐™ฃ๐™ฃรฉ๐™š, nous tenons ร  vous exprimer notre sincรจre gratitude pour ๐™ซ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™š ๐™˜๐™ค๐™ฃ๐™›๐™ž๐™–๐™ฃ๐™˜๐™š. ๐Ÿ™Que...
01/01/2024

๐Ÿพ ๐—•๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ปรฉ๐—ฒ!! ๐Ÿ”ฅ

En cette ๐™ฃ๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ก๐™ก๐™š ๐™–๐™ฃ๐™ฃรฉ๐™š, nous tenons ร  vous exprimer notre sincรจre gratitude pour ๐™ซ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™š ๐™˜๐™ค๐™ฃ๐™›๐™ž๐™–๐™ฃ๐™˜๐™š. ๐Ÿ™

Que 2024 vous apporte bonheur, rรฉussite et moments exceptionnels!

๐Ÿ‘‰ Nous sommes honorรฉs de vous accompagner dans cette aventure.

Andefaso mp ilay page Ounda kofan'ny lalana  fa alefany aminao ilay single any!๐Ÿ‘‰ Vokatra avy ato amin'ny RK RECORDZ ๐Ÿ’ช
28/12/2023

Andefaso mp ilay page Ounda kofan'ny lalana fa alefany aminao ilay single any!

๐Ÿ‘‰ Vokatra avy ato amin'ny RK RECORDZ ๐Ÿ’ช

[[Deal Ny Rap Gasy Livreko raha toa ka Mitady...]] โœŒ๏ธ
Mpiangaly:Escobar๐Ÿ”ฅ
Lohateny:T. N. T (Ty Nen'Ty)
Intsru:nalaina degany fa mlay
Misaotra an'i Rk Recordz Nikaraka son Mamay๐Ÿ‘Œ
Rk recordz big up be zoky ah๐Ÿ‘ŠโœŒ๏ธ

Mp elah de livreko๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“ฃโ€‹ ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ฒ๐˜‡ ๐Ÿฑ.๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐—”๐—ฟ! ๐Ÿ’ฐโ€‹Koa satria ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ity ahafanao manatanteraka ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ท๐—ฒ๐˜ amin'ity taona ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ity.Araraoty fa ...
16/12/2023

๐Ÿ“ฃโ€‹ ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ฒ๐˜‡ ๐Ÿฑ.๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐—”๐—ฟ! ๐Ÿ’ฐโ€‹

Koa satria ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ity ahafanao manatanteraka ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ท๐—ฒ๐˜ amin'ity taona ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ity.

Araraoty fa misy "๐—ฅ๐—˜๐——๐—จ๐—–๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก" atolotra ho anao ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† :

- ๐˜”๐˜ช๐˜น๐˜ข๐˜จ๐˜ฆ & ๐˜”๐˜ข๐˜ด๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ : ๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—”๐—ฟ au lieu de ๐Ÿฎ๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—”๐—ฟ ๐ŸŽโ€‹

๐Ÿ‘‰โ€‹ ๐—”๐—น๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ๐—บ๐—ฝ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฒ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป

๐ŸŽ™๏ธโ€‹ ๐—›๐—ฒ๐—น๐—น๐—ผ ๐——๐—ฒ๐—ฐ๐—ฒ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฟ ! ๐ŸŽ…๐ŸผKoa satria ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ity ahafanao manatanteraka ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ท๐—ฒ๐˜ amin'ity taona ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ity.Araraoty ary f...
03/12/2023

๐ŸŽ™๏ธโ€‹ ๐—›๐—ฒ๐—น๐—น๐—ผ ๐——๐—ฒ๐—ฐ๐—ฒ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฟ ! ๐ŸŽ…๐Ÿผ

Koa satria ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ity ahafanao manatanteraka ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ท๐—ฒ๐˜ amin'ity taona ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฏ ity.

Araraoty ary fa misy "๐—ฅ๐—˜๐——๐—จ๐—–๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก" atolotra ho anao ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† :

- ๐˜”๐˜ช๐˜น๐˜ข๐˜จ๐˜ฆ & ๐˜”๐˜ข๐˜ด๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ : ๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—”๐—ฟ au lieu de ๐Ÿฎ๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—”๐—ฟ ๐ŸŽโ€‹

๐Ÿ‘‰โ€‹ ๐—”๐—น๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ๐—บ๐—ฝ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฒ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป

๐Ÿ”ฅ โ€‹AK GANG X EL KASIME๐ŸŽ™๏ธ๐—”๐—ณ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฎ๐˜ indray no gadona nosafidian'izy ireo tamin'ny sabotsy lasa teo ary hivoaka tsy ho ela i...
27/11/2023

๐Ÿ”ฅ โ€‹AK GANG X EL KASIME๐ŸŽ™๏ธ

๐—”๐—ณ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฎ๐˜ indray no gadona nosafidian'izy ireo tamin'ny sabotsy lasa teo ary hivoaka tsy ho ela ilay single.

๐Ÿ‘‰โ€‹ Alefaso ny reservation raha misy projet any e

27/09/2023

Cover mahafinaritra kely izy ity ๐ŸŽถ

Hira teny vahiny fa nadikan'i AAntso BommartinBAntso Bommartin ary niraan'izy sy i LLarry copoto G5cLarry copoto G5GLarry copoto G5

๐Ÿ‘‰ Ary ity no porofo fa mivelatra amin'ny rehetra izahay fa tsy rap irery ihany! ๐Ÿ™

Un dรฉlicieux moment !La cuisine รฉtait incroyable, et la compagnie encore meilleure. ๐Ÿ•๐Ÿ”Hisaorana be ilay olona nitondra f...
26/09/2023

Un dรฉlicieux moment !

La cuisine รฉtait incroyable, et la compagnie encore meilleure. ๐Ÿ•๐Ÿ”
Hisaorana be ilay olona nitondra fa tena afa-po tanteraka! ๐Ÿ™๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰ Fa alefaso ihany aloha ny resrvation raha misy projet any e! ๐ŸŽถ

Ny anio! ๐Ÿ‘‹
25/09/2023

Ny anio! ๐Ÿ‘‹

๐Ÿ”ฅโ€‹ ๐—ง๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ฏ๐˜†! ๐Ÿ”ฅIlay toerana kely ๐˜๐˜€๐—ผ๐˜๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ nefa "๐—ฒ๐—ณ๐—ณ๐—ถ๐—ฐ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ", ๐Ÿ‘‰โ€‹ Hoa anao izay efa nihira teo amin'io micr...
05/09/2023

๐Ÿ”ฅโ€‹ ๐—ง๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ฏ๐˜†! ๐Ÿ”ฅ

Ilay toerana kely ๐˜๐˜€๐—ผ๐˜๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ nefa "๐—ฒ๐—ณ๐—ณ๐—ถ๐—ฐ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ",

๐Ÿ‘‰โ€‹ Hoa anao izay efa nihira teo amin'io micro io mba ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ kely hoe ๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ๐—บ ๐—ฑ๐—ฒ ๐˜€๐—ฐ๐—ฒฬ€๐—ป๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ!

๐Ÿ‘‰โ€‹ ๐—”๐—น๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ao amin'ny ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ hoe ...Ny izao Kalash - GOAT
29/08/2023

๐Ÿ‘‰โ€‹ ๐—”๐—น๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ao amin'ny ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ hoe ...
Ny izao Kalash - GOAT

24/08/2023

Any aminareo koa ve lasa feno karana be dia be?

๐Ÿ”ฅ Top ny performance!โšกFotoana mahafinaritra mintsy rehefa ilay mahay mihira be no mandalo ato amin'ny Rk recordz ato, mi...
03/07/2023

๐Ÿ”ฅ Top ny performance!โšก

Fotoana mahafinaritra mintsy rehefa ilay mahay mihira be no mandalo ato amin'ny Rk recordz ato, mino aho fa maro mpahafantatra ato amin'ny pejy izy roa lahy ireto fa efa samy manana ny lazany avokoa!

๐Ÿ‘‰Alefaso ny reservation ary raha toa ka misy projet any e, veleso dien'ny mafana!

๐Ÿ”ฅ  ๐—›๐Ÿฎ๐—ฆ,  ๐—ฏ๐—ถ๐—ฒ๐—ป ๐—ท๐—ผ๐˜‚๐—ฒฬ ๐Ÿ”ฅ Anisan'ny sehatra GOAVANA indrindra AMIKO tamin'ity taona ity 2023 ity raha RAP GASY  no resaka sa...
12/06/2023

๐Ÿ”ฅ ๐—›๐Ÿฎ๐—ฆ, ๐—ฏ๐—ถ๐—ฒ๐—ป ๐—ท๐—ผ๐˜‚๐—ฒฬ ๐Ÿ”ฅ

Anisan'ny sehatra GOAVANA indrindra AMIKO tamin'ity taona ity 2023 ity raha RAP GASY no resaka satria:

- misy fivoharana be ny fanajana ny "๐—ง๐—œ๐— ๐—œ๐—ก๐—š" โŒš
- tsy azo lavina fa tsara ny ๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ง๐—”๐—ข an'ny ๐—ฆ๐—ข๐—ก, heno tsara avokoa ny zavatra lazain'ny MC ๐ŸŽš๏ธ
- mahay nankafy am-๐—ฝ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ tsara ny public ๐ŸคŸ๐Ÿฝ
- sns maro be amin'ny lafiny tsara ...

๐Ÿ‘‰ Hisaorana ny mpikarakara, isaorana ny MC rehetra nandray anjara briky tao fa afa po izahay mpijery ary mpankafy, hidsaorako manokana ihany koa i PAZY Ofisialy satria isan'ny nandray anajra tao ihany kely tao ihany koa ny tenako tamin'ilay hira en featuring aminy mitondra ny lohateny hoe "MAFY" afaka tsidinao sy henoina amin'ity lien ity : https://tinyurl.com/67v7ave4

๐Ÿ”ฅ Karyl X Kerone ๐Ÿ”ฅIzy roa lahy ireto indray ary no tonga nanatotnosa ny projet any androany.๐Ÿ‘‰ Alefaso mp ny reservation ...
02/06/2023

๐Ÿ”ฅ Karyl X Kerone ๐Ÿ”ฅ

Izy roa lahy ireto indray ary no tonga nanatotnosa ny projet any androany.

๐Ÿ‘‰ Alefaso mp ny reservation anao raha manana projet tiana ho tontosaina ato aminay ary ianao!

โšก ๐—ฅ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ! ๐Ÿคฃ Sorena aho rehefa tapaka ny jiro :- Ilay somokotra ery iny sady concentrรฉ be! ๐Ÿคฃ - Vita ilay pris...
02/06/2023

โšก ๐—ฅ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ! ๐Ÿคฃ

Sorena aho rehefa tapaka ny jiro :
- Ilay somokotra ery iny sady concentrรฉ be! ๐Ÿคฃ
- Vita ilay prise sady mlay be nefa tsy no enregistrena! ๐Ÿคฃ

๐Ÿ‘‰ ary ny anareo hoe mba tantarao ao amin'ny commentaire ao! ๐Ÿคฃ

Vita iny  ny fety ๐Ÿ‘‹Miatrika sahady indray ary isika, eto dia video lyrics indray no atao mandrapiandry ny artiste ho avy...
30/05/2023

Vita iny ny fety ๐Ÿ‘‹

Miatrika sahady indray ary isika, eto dia video lyrics indray no atao mandrapiandry ny artiste ho avy anio tolakandro! ๐Ÿ’ช
Tsara ny manamarika fa manao izany rehetra izany koa izahay (lyrics/clip/ conception affiche, logo sns...)

๐Ÿ‘‰ Alefaso mp ny reservation

๐Ÿ”ฅ ๐— ๐—ฎ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฒ "๐—ก๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ-๐—Ÿ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฟ๐˜†" โœ… - Vita tanteraka ilay hira (Mixage-Mastering) koa dia samy miandry amin'izay aza isika ...
24/05/2023

๐Ÿ”ฅ ๐— ๐—ฎ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฒ "๐—ก๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ-๐—Ÿ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฟ๐˜†" โœ…

- Vita tanteraka ilay hira (Mixage-Mastering) koa dia samy miandry amin'izay aza isika ny andro sy fotoana amohan'i Larry azy! โณ
- Tsara ny vokatra koa aza miala alavitra ary fa ho alefa miandalana eto ny andinindininy mahakasika azy! ๐Ÿ’ฏ

๐Ÿ‘‰ Kalitao tsara nefa ny vidiny tsy dia lafo loatra, tongava aobamin'ny MP ary raha mahaliana anao e!

Masina Misely! ๐Ÿ˜‡๐Ÿ‘‰ Iza avy no maintimolaly abonnรฉ amin'ny pejy ato ary hoe?
21/05/2023

Masina Misely! ๐Ÿ˜‡

๐Ÿ‘‰ Iza avy no maintimolaly abonnรฉ amin'ny pejy ato ary hoe?

๐Ÿ”ฅ ๐—ง๐—ฟ๐—ถ๐—ฝ๐—น๐—ฒ๐—ผ ๐—ฒ ! 3๏ธโƒฃ Faheno matetika izy ity rehefa :- Adino ilay rec fa variana miresaka aminโ€™ilay namanao ny tech ๐Ÿ˜‚ - Te ...
15/05/2023

๐Ÿ”ฅ ๐—ง๐—ฟ๐—ถ๐—ฝ๐—น๐—ฒ๐—ผ ๐—ฒ ! 3๏ธโƒฃ
Faheno matetika izy ity rehefa :

- Adino ilay rec fa variana miresaka aminโ€™ilay namanao ny tech ๐Ÿ˜‚
- Te hahazo vocal tsaratsara kokoa ๐Ÿ‘Œ
- Ratsy ilay doublage na voadona ilay micro

โ‰๏ธ Rehefa mivoaka ao amzay ianao dia gaga be mahita ny isanโ€™ilay piste eo aminโ€™ny รฉcran hoe toa iray fotsiny nefa efa no-triplena ilay vocal. ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜‚

๐Ÿ‘‰ Sorato ao aminโ€™ny commentaire ao ary raha efa tratra ianao na efa nisy namanao tratra dia mentioneo izy

13/05/2023

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ ๐— ๐—ถ๐˜…๐—ฎ๐—ด๐—ฒ โœ…

- Vita soa aman-tsara ilay son an'i Notahina Hezekia
- Hivoaka tsy ho ela ity single an zala ity โš ๏ธ
- Marihina fa anisan'ny zandry manana potentiels zala ireto na dia mbola misy arenina kely maromaro arany. ๐Ÿค™

๐Ÿ‘‰ Mandefasa mp hatrany raha toa ka liana ianao na misy projet tianao hontontosaina ato aminay.

10/05/2023

Manimanitra mozika vaovao izy izany. ๐Ÿ”ฅ
Larry copoto G5

Address

Tanjombato

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rk recordz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rk recordz:

Videos

Share


Other Music production in Tanjombato

Show All