Pejin'i Daoud

Pejin'i Daoud Pejin'i Daoud󱢏
(2)

😜🤪
14/04/2024

😜🤪

Combrage
12/04/2024

Combrage

10/04/2024

Eid Moubarak ho an'ny rahalahy sy anabavy rehetra ,miarahaba atsika nahavita ny fifehezana

09/04/2024
Manakara 🧡Nadine Andriano
08/04/2024

Manakara 🧡
Nadine Andriano

02/04/2024

🧑: pssss nji ampovoany io nge mba resahako Zavatra vetivety e!❤️
🧛🏿‍♀👩🏾👧🏼
🧛🏿‍♀: Zahay maika be.
🧑: 🙄

26/03/2024

Ny karama eto Madagascar dia nomena anao fotsiny mba ho sakafo kely sy frais hamitanao ny asa amin'ny volana manaraka

Kitio ny sary ahitanao fantsy
23/03/2024

Kitio ny sary ahitanao fantsy

Miarahaba manokana an'i  Ceasar amin'izao fahazoany Diplaoma izao. Félicitations    .
22/03/2024

Miarahaba manokana an'i Ceasar amin'izao fahazoany Diplaoma izao.
Félicitations
.

Manakara- ZAZA VAO TERAKA NATAO EVACUATION SANITAIRE PAR AVION ANY AMIN'NY HJRA- Antananarivo-----------------Zaza vao t...
22/03/2024

Manakara- ZAZA VAO TERAKA NATAO EVACUATION SANITAIRE PAR AVION ANY AMIN'NY HJRA- Antananarivo
-----------------
Zaza vao teraka tao aminy CSBU Maroalakely Manakara no nisy fahasamponana avy ankibon'ny reniny (Laparoschisis) no nalefa natao évacuation sanitaire par avion any amin'ny HJRA Antananarivo anio 22 mars 2024.
Isaorana ny Fitondrampanjakana izay nikarakara ny fandefasana azy. Isaorana manokana ny Ministère Fahasalamambahoaka izay mandray antanana maimaimpoana ny Fitsaboana ilay Zaza.

Isaorana iany koa ireo izay niara-nisalahy amin'ny fanampiana sy fikarakarana azy mianaka : na sakafo na fitafy na ara-bola 🙏

Mirary fahasalamana ho an'ilay zaza menavava sy ho an'ny reniny iany koa.

© Dr Jacques Randriamiadana

DAWILISATION
16/03/2024

DAWILISATION

15/03/2024

Olo miketrika LMD
Licence Maîtrise Doctorat
Ny sasany variana mikaroka LMC
Licence Maîtrise Chômeurs

10/03/2024

Ianao vé efa notsarainy olona ivelany?
Tamin'ny resaka inona?
Zah noheveriny olona fa hendry

10/03/2024

Rehefa resy anaty adihevitra iny nefa tsy manaiky diso

07/03/2024

Fieritreretany la famille ahy alohany hody any Madagascar.

02/03/2024

Spot Menaka mahagaga

Araraoty zareo a. Aty le menaka mahagaga mety hoanina mety hanorana mety hanosorana amin'ny aretina rehetra na maninona na maninona, na kohaka io na sempotra na sita na havizanana, mangotsoka na tazo na mangorana na grippe na sery na tapi-tratra na aretin'an-doha lava na fanina matetika na maso manjavona n'inona n'inona aretina mahazo anao na anatiny na ivelany dia mety hoanina io mety hanorana mety hanosorana, kohaka, sempotra, sita na havizanana, hatramin'ny aretinify na olatrabe na olomanara, nify mandoaka, mivonto, manaintaina, na ferin-jazalahy na maratra, tongotra vakivaky, molotra mitretra, masaka amin'ny ativava, na farasisa anatiny na farasisa ivelany, sofina mandroatra na marenindrenina hatramin'ny Hernie na sinusite na mandoa lava na fanina matetika na rivotra tafiditra anaty kibo na manevika manindrona amin'ilan-kibo na marary hozatra na marary lohalika na marary valahana ,lamosina na maninona na maninona na manaintaina, manakotsako ny vanin-taolana na kohaka na volivoly na tsy mahare hafanana,.
MANDROSO ARY E!

Ela ny ela fa reraka ihany izy dia nipetraka
22/02/2024

Ela ny ela fa reraka ihany izy dia nipetraka

Ahiahiana ho renard 🦊 ilay mpihinana biby fiompy
18/02/2024

Ahiahiana ho renard 🦊 ilay mpihinana biby fiompy

😎
17/02/2024

😎

16/02/2024

Mivory anareo marary maso rehetra tolakandro. Eo amin'ny lapany tanana hanao tournage film ZOMBIE

+1 ans Aujourd'hui Mon 1462 em  lundi dans 10228 jours sur Terre.
12/02/2024

+1 ans Aujourd'hui
Mon 1462 em lundi dans 10228 jours sur Terre.

Nanaitra ny maro ilay KATY natao vokatra tao ampiangonana. Ambilobe
30/01/2024

Nanaitra ny maro ilay KATY natao vokatra tao ampiangonana. Ambilobe

Ho valin'ny antso nataon'ny Rtoa Minisitry ny Fanabeazam-pirenena mahakasika ny tsy fahampian'ny Dabilio manerana ny Nos...
27/01/2024

Ho valin'ny antso nataon'ny Rtoa Minisitry ny Fanabeazam-pirenena mahakasika ny tsy fahampian'ny Dabilio manerana ny Nosy. Inty tompoko misy solution arosoko ary azo tanterahana tsara. Ianao koa Rtoa Ministra ao @ fanabeazana rahateo ka mahafantatra tsara izao kajikajy izay harosoko eto izao.
Ndao ary isika hanomboka @ izay :

- Ny vola ambany indrindra atao tsipaipaika : 100 000 Ar
- Ny fe-potoana fohy indrindra anaovana an'ilay tsipaipaika : 6 mois.

- Ndao ary hatomboka ny kajikajy ary ireto avy ireo sokajin'olona hanao izany :

* Filoha : 100 000Ar x 6 (mois) = 600 000 Ar,
* PM : 100 000Ar x 6 = 600 000 Ar,
* Minisitra : 100 000Ar x 6 x 27 (isa) = 16 200 000Ar,
* Sekreteram-panjakana : 100 000Ar x 6 x 9 (Isa) =5 400 000 Ar,
* Gouverneurs : 100 000Ar x 6 x 23 (Isa) =13 800 000 Ar,
* Sénateurs : 100 000 Ar x 6 x 18 (Isa) = 10 800 000 Ar,
* Députés (IRD) : 100 000Ar x 6 x 70 (Isa au moins) = 42 000 000 Ar
* Préfets : 100 000 Ar x 6 x 23 (Isa) = 13 800 000 Ar,
* Chefs Districts : 100000 Ar x 6 x 119 (Isa) = 71 400 000 Ar,
* MAIRES : 100 000Ar x 6 x 1695 (Communes) = 1 017 000 000 Ar

TOTAL = 1 190 400 000 Ar ÷ 100 000 Ar
Izany hoe : 11 904 Dabilio dans 6 mois ou 23 808 Dabilio par an.

Ajanoko eo ny kajy. Fa raha miampy DG sy Tale ary mpikatroka TGV, IRD, IRK, MAPAR, UPAR ireo dia ho be ny Dabilio ho azo raha mbola ampian'ireo izay malala-tanana. Ary atao isan-taona izany mandritra ny 5 taona. Mino aho fa handoa mihoatra ny 100 000Ar ireo olona voatanisa etsy ambony ireo.
Mba ataovy anie e !

Resaka asa (actions) no ilaina fa tsy resaka sy fidradrana fotsiny hoe Madagasikara tsy maintsy mandroso. Acta non verbal

Tantara mitohy
Wait and see !!

Address

RN12
Manakara
316

Telephone

+261342746730

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejin'i Daoud posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pejin'i Daoud:

Videos

Share


Other Digital creator in Manakara

Show All

You may also like