๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

  • Home
  • Madagascar
  • Majunga
  • ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป SVT ADDICT
" " veut dire: " "

๐Ÿ”ด ๐™‘๐˜ผ๐™‡๐™„๐™‰๐˜ผ ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‡๐™”๐™Ž๐™€ โš ๏ธโš ๏ธโš ๏ธ | Androany dia tokony ho azonareo ny dikan'ireto analyse ireto.โœ… Raha ny eto Madagasikara aloha ...
24/09/2024

๐Ÿ”ด ๐™‘๐˜ผ๐™‡๐™„๐™‰๐˜ผ ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‡๐™”๐™Ž๐™€ โš ๏ธโš ๏ธโš ๏ธ | Androany dia tokony ho azonareo ny dikan'ireto analyse ireto.

โœ… Raha ny eto Madagasikara aloha dia mbola maro no tsy mahalala izay aretina tadiavina amin'ireo analyse-na rร  asain'ny Dokotera hatao. Tsara ihany anefa no mba manana fahalalร na ankapobeany amin'izany.
______
Ireto ary ny ampahany amin'izy ireo :

โŒ #๐™ƒ๐™€๐™ˆ๐™Š๐™‚๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™ˆ๐™€ na #๐™‰๐™๐™Ž (numรฉration formule sanguine)
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝdia hitiliana hoe ampy rร  ve (raha latsaka ny hรฉmoglobine dia tsy ampy rร  ilay marary, izay ilay anรฉmie)
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝtafiakatra ambony be ve ny isan'ny sela fotsy (raha ambony ny globules blancs be dia manambara fa misy infection na homamoadany rร )
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝampy ve ny isan'ny plaquettes (raha latsaka be dia mety ho antony hampande-rร )

โŒ #๐˜พ๐™๐™‹ (c-reactive protein)
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝraha miakatra dia manambara fa misy inflammation izay ilay marary (ny antony dia mety ho microbe tafiditra, na cancer, na aretina hafa). Ny analyse hafa no manampy be be kokoa hitadiavana hoe aiza ilay toerana misy io inflammation io.

โŒ #๐˜พ๐™๐™€๐˜ผ๐™๐™„๐™‰๐™„๐™‰๐™€ sy #๐™๐™๐™€๐™€ (azotรฉmie)
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝdia loto ao anaty rร  (raha avo be izy io dia tsy miasa tsara ny voa, na hoe manao insuffisance rรฉnale).
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝmety ho fiakarana mandalo miserana fotsiny, ka rehefa tsaboina ilay antony mampiakatra azy dia midina ho normal ihany (izay ilay insuffisance rรฉnale aigue).
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝraha efa potika kosa ny voa, dia tsy hidina ho normale intsony io analyse io (izay ilay insuffisance rรฉnale chronique).

โŒ
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝhijerena hoe ampy Potassium tsara ve ilay marary, sa tafiakatra avo loatra (hyperkaliรฉmie, izay mety hampijanona ny fรฒ tampoka raha tsy voatsabo) sa latsaka ambany loatra (hypokaliรฉmie, izay mampikorontana fidoboky ny fรฒ, mahatonga faharerahana, crampes, sy maro hafa).
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝampy sira tsara ve (Sodium sy Chlore). Raha tafiakatra avo loatra (hypernatล•รฉmie, dia mety tsy ampy rano izay ilay olona, na dรฉshydratรฉ). Raha tafidina ambany indray dia tena tsy ampy sira tokoa, na feno rano ny vatany ka mila alaina (hyponatrรฉmie de dilution).

โŒ #๐˜ผ๐™Ž๐˜ผ๐™ #๐˜ผ๐™‡๐˜ผ๐™ (transaminasรฉmie)
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝhitiliana hoe misy sa tsisy fahavoazana ny aty
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝraha tafiakatra avo be, dia izay ilay antsoina hoe Cytolyse hรฉpatique. Mety ho maro no antony, fa anisany amin'ireo ny Hรฉpatite (virale, mรฉdicamenteuse, sns).

โŒ
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝtahany siramamy ao anaty rร  raha vao tsy nisakafo (tokony ho iva ny glycรฉmie raha mbola tsy nisakafo ny olona iray).
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝraha tafiakatra avo dia mety ho Diabeta izay no antony, ka mila manao ilay Cycle glycรฉmique (hijerena hoe miakatra foana ve maraina atoandro hariva? Sa miovaova? Hahafahana mametraka ny fitsaboana mifanaraka amin'izany)

โŒ #๐™ƒ๐˜ฝ๐˜ผ1๐˜พ (hรฉmoglobine glyquรฉ)
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝanalyse hijerena hoe Diabetika sa tsia ny olona iray.
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝampiasana ihany koa hanarahana ireo diabetika mihinana fanafody, hoe voatsabo tsara sa mihombo ny aretina.
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝisan-telo volana ny HbA1c no tokony ho jerena.
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝmarihina fa areti-mandoza ny Diabeta, ary mamotika haingana ny Fo, ny Lalandrร , ny Voa raha tsy voatsabo tsara.

โŒ #๐˜พ๐™ƒ๐™Š๐™‡๐™€๐™Ž๐™๐™€๐™๐™Š๐™‡๐™€๐™ˆ๐™„๐™€
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝny LDL-cholestรฉrol, no antsoina hoe cholestรฉrol ratsy (raha tafiakatra avo izy dia betsaka ny risque hanetsenany lalandrร ).
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝny HDL-cholestรฉrol, no antsoina hoe cholestรฉrol tsara (izy indray dia ilain'ny lalandrร , ka tsara raha tena avo ny valiny).
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝraha mikorontana izy ireo dia izay ilay antsoina hoe Dyslipidรฉmie.

โŒ #๐™๐™๐™„๐™‚๐™”๐˜พ๐™€๐™๐™„๐˜ฟ๐™€๐™ˆ๐™„๐™€
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝtavy any anaty rร  izy io, ka mahatsentsina lalandrร  raha avo be (sakafo be siramamy sy be menaka no mampiakatra azy)
๐ŸŒŸ๐™Ž๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐˜ผ ๐™ˆ๐™„๐™•๐˜ผ๐™๐˜ผ
Inona vaovao Dokotera๐Ÿฅ•
๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

Iza lay te hanao  ?io Ary e๐Ÿ˜‰๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป
31/08/2024

Iza lay te hanao ?
io Ary e๐Ÿ˜‰
๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

Miomana amin'ny dingana manaraka๐Ÿ˜‰๐Ÿ‘‰V.I.T.A.N'ny H.A.F.A io, dia V.I.T.A.N.A.O koa๐Ÿ‘ˆAsio V.A.V.A.K.A๐Ÿ™ sy F.I.K.I.R.I.Z.A.N....
25/08/2024

Miomana amin'ny dingana manaraka๐Ÿ˜‰
๐Ÿ‘‰V.I.T.A.N'ny H.A.F.A io, dia V.I.T.A.N.A.O koa๐Ÿ‘ˆ
Asio V.A.V.A.K.A๐Ÿ™ sy F.I.K.I.R.I.Z.A.N.A๐Ÿ’ช

 #๐‚๐Ž๐”๐‘๐€๐†๐„ ๐ก๐จ๐š๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ   ๐ŸคŒ:  ยซโ˜๏ธ๐'๐š๐ข๐ž ๐ฉ๐š๐ฌ  #๐๐„๐”๐‘ ๐๐ž  #๐‘๐„๐‚๐Ž๐Œ๐Œ๐„๐๐‚๐„๐‘ โ€ขโ€ขโ€ข    โ€ขโ€ขโ€ข   ๐Ÿ‘‘๐Ÿคยป ๐— .๐—œ.๐—ง.๐—ฅ.๐—”.๐—ž.๐—”  ๐’‡๐’‚ ๐—”.๐—ญ.๐—”  ๐—ž.๐—œ.๐—ฉ.๐—ฌ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ...
25/08/2024

#๐‚๐Ž๐”๐‘๐€๐†๐„ ๐ก๐จ๐š๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ŸคŒ:
ยซโ˜๏ธ๐'๐š๐ข๐ž ๐ฉ๐š๐ฌ #๐๐„๐”๐‘ ๐๐ž #๐‘๐„๐‚๐Ž๐Œ๐Œ๐„๐๐‚๐„๐‘ โ€ขโ€ขโ€ข โ€ขโ€ขโ€ข ๐Ÿ‘‘๐Ÿคยป
๐— .๐—œ.๐—ง.๐—ฅ.๐—”.๐—ž.๐—” ๐’‡๐’‚ ๐—”.๐—ญ.๐—” ๐—ž.๐—œ.๐—ฉ.๐—ฌ

๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

22/08/2024

Afaka BACC ve ra_SEFO aah? Arabaina e

Fantatrao ve fa misy an'izany     izany eto an-tany ( Diomรจde kely et Diomรจde lehibe) ny anakiray eny amin'ny sisin'RUSS...
12/08/2024

Fantatrao ve fa misy an'izany izany eto an-tany ( Diomรจde kely et Diomรจde lehibe) ny anakiray eny amin'ny sisin'RUSSIE dia ny anakiray eny amin'ny sisin'ร‰tats-Unis. Ireo รฎles 2 ireo dia malaza fa manana manerantany satria 21 Ora bรฉ izao, nefa 3 kilometatra fotsiny ny elanelan'ireo diomรจde ireo๐Ÿ˜ณ๐ŸŒ (raha lundi 12h ny eo amin'ny iray,dia efa dimanche 15h ny eo amin'ny iray)

Fa inona ary hoy ianao no anton'izany?
Satria izy ireo dia sarahan' ligne internationalin'ny fiovan'ny daty izay ligne amin'iny ocรฉan pacifique iny (karazana frontiรจre, manasaraka date).

Atsoina koa hoe ยซ รฎle de demain ยป Ilay@ (Russie) , Ary ยซ รŽle dโ€™hier ยป ilay@ (ร‰tats-Unis)

๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

๐Ÿค” ry tanora   AMIN'NY  , sy ny  , Aza manaiky alaimpanahy amin'itony sujet sujet itony๐Ÿ™
07/08/2024

๐Ÿค” ry tanora AMIN'NY , sy ny , Aza manaiky alaimpanahy amin'itony sujet sujet itony๐Ÿ™

๐Ÿš”FUITE SUJET BACC 2024 ๐Ÿฅน๐Ÿฅน๐Ÿฅน

๐Ÿ˜ฎโ€๐Ÿ’จNanimba ny sain'ny vahoaka tato @ tambazotra serasera ny fahitana mialoha ireny laza-adina ireny nandritra ny fanadinana Baccalaurรฉat farany Tรฉo.๐Ÿค”๐Ÿฅน

๐Ÿค—Efa nampanantena n'y ato @ Zandarimaria tato @ tambazotra serasera fa hisy ny vokatra mahakasika azy ireny ho an'ny eto Menabe.

๐Ÿค—Vokan'ny asa nataon'ny GAPJ GN MENABE dia olona 04 no voarohirohy amin'izany ka ny 01 amin'izy ireo dia ankizy mbola tsy ampy taona ary tsy naseho @ sary:

๐Ÿ‘‰1- Mpiandraikitra kaonty Facebook iray no voaporofo fa nahazo ary nanaparitaka ilay laza-adina izay mitovy @ laza adina Tonga tao @ fanadinana t@ mathรฉmatiques.

๐Ÿ‘‰2- mpianatra 02 no nahazo izany fa ny 01 mbola tsy ampy taona.

๐Ÿ‘‰3- Talรฉ lycรฉe privรฉ iray no voaporofo fa nanome naoty ny mpianatra tsy niatrika fanadianana sport.

๐Ÿค—Efa naterina @ fitsarana ny raharaha.๐Ÿ˜ด

๐ŸšจAza dia manimba mpianatra tompoko ooooo!

Joyeuse journรฉe internationale de la jeunesse (JIJ 2024)โœŠ ... Soyons des JEUNES  ,   , et   ๐Ÿ˜‡๐Ÿ”ฅA.N.D.A.O   I.O.V.A  H.O  ...
07/08/2024

Joyeuse journรฉe internationale de la jeunesse (JIJ 2024)โœŠ ... Soyons des JEUNES , , et ๐Ÿ˜‡
๐Ÿ”ฅA.N.D.A.O I.O.V.A H.O O.L.O.M.B.A.N.O.N.A R.Y Z.A.T.O.VO๐Ÿ”ฅ

Bravo rapapany ๐Ÿ‘ŒRy tanora ooh: "La connaissance n'a pas d'รขgeโ˜๏ธ il n'est jamais trop tard๐Ÿ”ฅ"  ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป
07/08/2024

Bravo rapapany ๐Ÿ‘Œ
Ry tanora ooh: "La connaissance n'a pas d'รขgeโ˜๏ธ il n'est jamais trop tard๐Ÿ”ฅ"
๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

Dรฉcouvrez comment Carlos, 65 ans, a surmontรฉ les obstacles pour rรฉaliser son rรชve d'aller ร  l'universitรฉ. Une histoire inspirante de dรฉtermination et de seconde chance

๐Ÿคญ๐Ÿ™ƒ๐Ÿฅด๐Ÿ˜…๐Ÿคฃ
07/08/2024

๐Ÿคญ๐Ÿ™ƒ๐Ÿฅด๐Ÿ˜…๐Ÿคฃ

27/07/2024

๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ
Bon courage jiaby ry mpanao correction.

Tsy maintsy Afaka BACC ianao rasefo aaah, amennnn aaaaaaaaah!Bonne chance daholo de la part de ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป
21/07/2024

Tsy maintsy Afaka BACC ianao rasefo aaah, amennnn aaaaaaaaah!
Bonne chance daholo de la part de ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

Alefaso any amin'ilay MPANALA BACC any aminareo ity: ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ฃEeeeee! Kely sisa fa miafykely faraparany!  โ˜๏ธIzay MAMAFY RIVOTRA...
15/07/2024

Alefaso any amin'ilay MPANALA BACC any aminareo ity:
๐Ÿ“ข๐Ÿ“ฃEeeeee! Kely sisa fa miafykely faraparany! โ˜๏ธIzay MAMAFY RIVOTRA ๐ŸŒฌ๏ธ๐Ÿƒanie MIJINJA TADIO ๐ŸŒช๏ธe!!!
๐Ÿ€๐Ÿ€๐Ÿ€๐Ÿ€C.O.U R.A.G.E๐Ÿ€๐Ÿ€๐Ÿ€๐Ÿ€
Hoy ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

 ๐Ÿฅณ ร  ceux qui   et   ร  ceux qui ne l'ont pas euโŒ Vous ne serez peut รชtre pas courageux toute de suite mais n'ayez craint...
07/07/2024

๐Ÿฅณ ร  ceux qui et ร  ceux qui ne l'ont pas euโŒ Vous ne serez peut รชtre pas courageux toute de suite mais n'ayez crainte vous aller finir par vous y faire, respirer ... expirer, prenez un grand souffle et recommencez avec le COURAGE๐Ÿ’ช
Peu importe que vous ayez rรฉussi ou pas, l'important c'est que vous vous y รชtes donnรฉ ร  fond. En attendant la prochaine rentrรฉe, PASSEZ de BONNES VACANCES, ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅL'รฉchec n'est pas une fatalitรฉ. Lorsque tu รฉchoues, Dieu te donne la capacitรฉ de recommencer et de faire plus. ๐Ÿ’Ž๐Ÿ’Ž
En rรฉalitรฉ, l'รฉchec est une nouvelle opportunitรฉ...๐Ÿ’ซ๐Ÿ’ซ๐Ÿ’ซ๐ŸŒŸ
๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

๐Ÿ‘Œ
02/07/2024

๐Ÿ‘Œ

Mirary fety sambatra hoan'ireo manala BEPC rehetra. Salamo 32:8"Hanome SAINA anareo sy HAMPIANATRA anareo izay LALANKALE...
01/07/2024

Mirary fety sambatra hoan'ireo manala BEPC rehetra.
Salamo 32:8
"Hanome SAINA anareo sy HAMPIANATRA anareo izay LALANKALEHANAREO anie ANDRIAMANITRA, HITSINJO anareo ny MASONY ka HANOLONTSAINA anareo IZY"
๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

ASAIVO VAKIN'ILAY ZANAKAO TSY AFAKA FANADINANA na NIREDOUBLE iny ity:Salama e, iaraha-mahalala moa rankizy fa nifarana n...
30/06/2024

ASAIVO VAKIN'ILAY ZANAKAO TSY AFAKA FANADINANA na NIREDOUBLE iny ity:

Salama e, iaraha-mahalala moa rankizy fa nifarana ny taompianarana, ao ireo NIFINDRA KILASY/AFA-PANADINANA izay arabaina hatrany tamin'ny ezaka natao, tohizo hatrany ny fikirizana, indrindra raha tena RONDOANAO NO NAHA-AFAKA ANAO.
Ao ihany koa ireo izay TSY NIFINDRA KILASY/TSY AFA-PANADINANA izay tolorana FANKAHEREZANA โ€ขโ€ขโ€ข AZA KIVY fa amin'ny manaraka MANARINA indray, fotoana izao HANAOVANA JERI-TODIKA sy HANOVAM-PAMINDRA fa mety nisy LESOKA ny FOMBA FIANARANA LESONA, na tamin'ny FAMERENAN-DESONA, Raiso ho hoanao io manaraka io. Dia tadidio koa fa anao ny , fantatrao ve fa raha Dia Mbola izy ireo amin'izay rehetra .
Courazy rankizy fa: Dia . Ny FIAINANA dia fifangaroan'ny TSIKY sy TOMANY, raha Tsy misy ireny TOMANY ireny tsy nahalala ianao fa hay kay ianao kay Mbola mety MAHAVITA ZAVATRA mihoatra noho Ilay eritreritrao fa Tsy ho vitanao iny. Indrindra moa raha nandeha tamin'ny FAHAMARINANA ianao NANAO izany FANADINANA izany, deraina ianao fa TSY NANGALATAHAKA na SOMARY SAHIRAKIRANA Ary tamin'ny taompianarana iny. ALEO MIDOUBLE tamin'ny FAHAMARINANA toyzay NIPASY TAMIN'NY TSY FAHAMARINANA. Ny FAHAIZANA arahana FAHENDRENA dia MENDRIKA HODERAINA๐Ÿ‘

Zay fa bonne vacances daholo rakizy

๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป

Fantatrao ve fa : Ity poketra Kely microskopika Louis Vuitton izay namboarin'i Pharrell Williams ity dia nisy nividy 63....
28/06/2024

Fantatrao ve fa : Ity poketra Kely microskopika Louis Vuitton izay namboarin'i Pharrell Williams ity dia nisy nividy 63.000 $ tamin'ny ventes aux enchรจres?

Vita indray iny ny taompianarana, miditra amin'ny vanimpotoanan'ny fialantsasatra isika izao. AZA varindrina fa vetivety...
28/06/2024

Vita indray iny ny taompianarana, miditra amin'ny vanimpotoanan'ny fialantsasatra isika izao. AZA varindrina fa vetivety dia hiditra indray, mila mamakimaky boky, sy ny lesona tamin'ny taondasa ihany isika na efa vacance Ary rakizy an๐Ÿ˜‰ Mila sakafo ara-pahalalร na foana io atidohantsika io mba hitazomana ny rythmen'ny intelligencetsikaโ˜๏ธ


๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป ๐Ÿ’‹

 #๐—ฃ๐—›๐—˜ฬ๐—ก๐—ข๐— ๐—˜ฬ€๐—ก๐—˜_๐—”๐—ฃ๐—›๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ข๐—ก :Niparitaka be tatoato ity resaka ๐—”๐—ฃ๐—›๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ข๐—ก ity, ary maro ireo nino fa ny Antony MAPANGATSIAKABE a...
28/06/2024

#๐—ฃ๐—›๐—˜ฬ๐—ก๐—ข๐— ๐—˜ฬ€๐—ก๐—˜_๐—”๐—ฃ๐—›๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ข๐—ก :
Niparitaka be tatoato ity resaka ๐—”๐—ฃ๐—›๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ข๐—ก ity, ary maro ireo nino fa ny Antony MAPANGATSIAKABE an'io andro io Dia vokatr'izany ! ENY ! Tena misy Ilay phรฉnomรจne, ary io ๐Ÿ˜‚ fa Aza re!!!! Diso Ilay filazana fa 25juin no manomboka ny aphelion, fa mbola @ 5Juillet eo izy vao hiseho, araky ny sary ery amin'ny tableau etsy ambany.

Te hiteny izahay anio hoe : ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ž๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ข๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฆ๐—ข๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ.Fa ny fitongilanan'ny TANY sy ny FIODONANY manodidina ny masoandro no mahatonga ny saison. Noho izany dia izay faritra mitanila amin'ny masoandro no MAFANA kokoa ka tsisy idiran'ny halavirana misy eo amin'ny tany sy masoandro mandritra ny aphelie (aphelion) sy pรฉrihรฉlie (perihelion) ny HAFANANA sy HATSIAKA eto ambonin'ny tany.

NB: ny akabeazan'ny olona tsy mahalala afatsy FACEBOOK, izay FAKO no BETSAKA aparitaky ny pejy sasatsasany ato, tadidio anefa fa efa afaka anaovana GOOGLE izao ny data internet! Mila mivoaka kely ny FB isika fa tsy mijanona ato foana ๐Ÿ˜‚ ,na au-moins satria izahayโ˜๏ธ Manao recherche izahay, vao mipartage vaovao tahak'itony!

Ampitiavana be
๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
27/06/2024

๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

๐ŸŽ€ยซ   ๐Ÿคฉ ny   ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ izay manana๐Ÿ’ an'i   ๐Ÿ‘‘ ยป ๐ŸŽ€๐Ÿคโค๏ธ๐Ÿ’šโžก๏ธ   33:12a โฌ…๏ธ๐Ÿคโค๏ธ๐Ÿ’šFaly miarahaba antsika rehetra tratry ny ASARAMANITRA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿคโค๏ธ...
26/06/2024

๐ŸŽ€ยซ ๐Ÿคฉ ny ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ izay manana๐Ÿ’ an'i ๐Ÿ‘‘ ยป ๐ŸŽ€
๐Ÿคโค๏ธ๐Ÿ’šโžก๏ธ 33:12a โฌ…๏ธ๐Ÿคโค๏ธ๐Ÿ’š

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny ASARAMANITRA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐Ÿคโค๏ธ๐Ÿ’š๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป ๐Ÿ’šโค๏ธ๐Ÿค

JUSTE POUR VOUS RAPPELEZ QUE:
18/05/2022

JUSTE POUR VOUS RAPPELEZ QUE:

๐—ก๐—ฒ ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‡ ๐—ฝ๐—ฎ๐˜€ ๐Ÿ…›'๐Ÿ…”๐Ÿ…’๐Ÿ…›๐Ÿ…˜๐Ÿ…Ÿ๐Ÿ…ข๐Ÿ…”_๐Ÿ…›๐Ÿ…ค๐Ÿ…๐Ÿ…๐Ÿ…˜๐Ÿ…ก๐Ÿ…” ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ฒ ๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ฟ ๐ŸŒ•๐ŸŒ”๐ŸŒ“๐ŸŒ’๐ŸŒ‘๐ŸŒ—๐ŸŒ– ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ…’๐Ÿ…”๐Ÿ…ฃ๐Ÿ…ฃ๐Ÿ…”  ๐Ÿ…๐Ÿ…ค๐Ÿ…˜๐Ÿ…ฃ (๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐—ฎ๐˜‚ ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ), ๐˜‚๐—ป๐—ฒ eฬ๐—ฐ๐—น๐—ถ๐—ฝ๐˜€๐—ฒ ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—Ÿ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐˜€๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ฑ๐˜‚...
15/05/2022

๐—ก๐—ฒ ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‡ ๐—ฝ๐—ฎ๐˜€ ๐Ÿ…›'๐Ÿ…”๐Ÿ…’๐Ÿ…›๐Ÿ…˜๐Ÿ…Ÿ๐Ÿ…ข๐Ÿ…”_๐Ÿ…›๐Ÿ…ค๐Ÿ…๐Ÿ…๐Ÿ…˜๐Ÿ…ก๐Ÿ…” ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ฒ ๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ฟ ๐ŸŒ•๐ŸŒ”๐ŸŒ“๐ŸŒ’๐ŸŒ‘๐ŸŒ—๐ŸŒ– ๐Ÿ‘Œ
๐Ÿ…’๐Ÿ…”๐Ÿ…ฃ๐Ÿ…ฃ๐Ÿ…” ๐Ÿ…๐Ÿ…ค๐Ÿ…˜๐Ÿ…ฃ (๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐—ฎ๐˜‚ ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ), ๐˜‚๐—ป๐—ฒ eฬ๐—ฐ๐—น๐—ถ๐—ฝ๐˜€๐—ฒ ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—Ÿ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐˜€๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ฑ๐˜‚๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ : ๐—น' #๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ด๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ :๐Ÿ…ข๐Ÿ…ž๐Ÿ…›๐Ÿ…”๐Ÿ…˜๐Ÿ…›โ˜€๏ธ -๐Ÿ…ฃ๐Ÿ…”๐Ÿ…ก๐Ÿ…ก๐Ÿ…”๐ŸŒ -๐Ÿ…›๐Ÿ…ค๐Ÿ…๐Ÿ…” ๐ŸŒ™ ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ ๐—พ๐˜‚๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—ณ๐—ฎ๐—ถ๐˜ ๐—ฒ๐˜ ๐—น๐—ฎ #๐—Ÿ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฎ๐˜€๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ถeฬ€๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฑ๐—ฎ๐—ป๐˜€ ๐—น' #๐Ÿ…ž๐Ÿ…œ๐Ÿ…‘๐Ÿ…ก๐Ÿ…”_๐Ÿ…“๐Ÿ…”_๐Ÿ…›๐Ÿ…_๐Ÿ…ฃ๐Ÿ…”๐Ÿ…ก๐Ÿ…ก๐Ÿ…” (๐—Ÿ๐—ฎ ฬ๐—ฝ๐—น๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ_๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฐ๐˜๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฒ๐˜ , ๐—ฏ๐—น๐—ผ๐—พ๐˜‚๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—น๐—ฎ ๐—น๐˜‚๐—บ๐—ถeฬ€๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฑ๐˜‚ ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ฒ๐—ถ๐—น). ๐—–'๐—ฒ๐˜€๐˜ ๐—ฑ๐˜‚๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—ฐ๐—ฒ๐˜ ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—น๐—ฒ ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—น๐—ฒ ๐˜€๐—ฝ๐—ฒ๐—ฐ๐˜๐—ฎ๐—ฐ๐—น๐—ฒ ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ ๐—น๐—ฒ ๐—ฝ๐—น๐˜‚๐˜€ ๐—ถ๐—ป๐˜eฬ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—น๐—ฎ ๐Ÿ…›๐Ÿ…ค๐Ÿ…๐Ÿ…” ๐˜€๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฑ'๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐Ÿ…‘๐Ÿ…”๐Ÿ…›๐Ÿ…›๐Ÿ…” ๐Ÿ…’๐Ÿ…ž๐Ÿ…ค๐Ÿ…›๐Ÿ…”๐Ÿ…ค๐Ÿ…ก ฬ๐—ฒ ๐Ÿคฉ

#๐—ฎ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ฒ ๐Ÿ‘‰ #๐—ฝ๐—ฎ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป

Address

D**o
Majunga
401

Telephone

0329039810

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐‘ป๐’Š๐’‚๐‘บ๐‘ฝ๐‘ป posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category