FL Recordz

FL Recordz ■ Prise de son ■ Mixage ■ Mastering ■ ...

Hanomana vokatra vaovaoMaromaro izy atoato🎹🎸🎸🎙
17/03/2024

Hanomana vokatra vaovao
Maromaro izy atoato🎹🎸🎸🎙

09/06/2023
HO HISY OLO HANAOVANA SON BÔJO ATOATOato  FL RecordzClients tena mahafinaritry telo na efatra eo ho eo
19/04/2023

HO HISY OLO HANAOVANA SON BÔJO ATOATO
ato FL Recordz
Clients tena mahafinaritry telo na efatra eo ho eo

08/06/2021
Miarahaba tompoko!!Ilazana ianareo "clients" rehetra sy ireo rehetra maniry te hanamboatra hira ato @ studio FL Recordz:...
29/03/2021

Miarahaba tompoko!!
Ilazana ianareo "clients" rehetra sy ireo rehetra maniry te hanamboatra hira ato @ studio FL Recordz:
-Rehefa manana fikasàna hanao hira ato dia tsaratsara aminareo tompoko mba hiantso mialoha mba hahaizana manomana fotoana.
-Ny toerana misy zahay dia mbola eto Tsararano akaiky Tàsà eto ihany
-Rehefa mandefa message aty tompoko mba amabaro ao ihany ny anaranao mba hahafantarana anao
-Izahay dia afaka mandray olona isan'andro isana'andro raha ohatra ka efa nahazo rendez-vous tato ianao
Ireto avy ireo "contacts" ahafahana mifandray aminay
Tel:032 50 991 50,034 42 978 33
Facebook: Jaozandry Flémond , Flémond Chãvez Jaozandry
E-mail: [email protected]
Misaotra tompoko!

Address

Mahajanga
401

Telephone

+261325099150

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FL Recordz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FL Recordz:

Videos

Share


Other Media/News Companies in Mahajanga

Show All