103 Fm RTA Majunga

103 Fm RTA Majunga Page Facebook Officielle de la Radio RTA à Majunga
(2)

19/04/2024

Salama e!
G***A - MARAINA
Mba manomeza hoe toetra 3 itovizanao @ olo-tinao mahatonga anareo lava fiarahana?

18/04/2024

***A_MARAINA
Raha tsy maintsy hisafidy ianao dia aiza amin'ny ireto no mety aminao
Vady mamolava
Vady miloka
Vady mifoka

16/04/2024

Salama e!
G***A -MARAINA
anisany afantarana fiainan' olona iray ve fanehoany an-tsary ao @ Facebook ?

Salama daholo eh!                   ***A_MARAINA    : Ahoana no hamantarana fa mandainga iny olona iray ?😋Ilaina ve izan...
09/04/2024

Salama daholo eh!
***A_MARAINA
: Ahoana no hamantarana fa mandainga iny olona iray ?😋Ilaina ve izany ny lainga?
Alefaso ary ny fanehon-kevitra oh ❤

05/04/2024

Bonjour oh!
Ndao mba asiana firariantsoa ndray , dia aza adino ilay hira tena tian' ny namanao be iny, mentionnéo izy raha mety ❤

03/04/2024

Salama e!
G***A MARAINA
Crédit ohatrinona eo no laninao isanandro, inona tena ampiasainao? 😂

03/04/2024

***A_MARAINA

fahotana ve ny manao adidy @ fomban-drazana raha aminw manokana?

Ela ela ts nihaona o!!! Raha ny zavatra notenenin'ny vavanao farany no hanovaina ny anaranao dia iza😄😄Ny ahy "" salama e...
27/03/2024

Ela ela ts nihaona o!!!

Raha ny zavatra notenenin'ny vavanao farany no hanovaina ny anaranao dia iza😄😄
Ny ahy "" salama e""🙏
Ataovy eo amin'ny commentaire ary ny valin-teninao dia araho fangatahan-kira !!
Hitafatafa fa mba tsy misy déléstage😉

18/03/2024

Salama eh!
G***A -MARAINA
Asio firariantsoa avy aminao ho an' ity Madagascar ity e🤗
D hira iray avy aminao koa.

✅Commissariat Central Majunga / UIRJiolahy raindahiny efa fanta-daza amin'ny resaka herisetra arahana halatra sy asa fan...
15/03/2024

✅Commissariat Central Majunga / UIR

Jiolahy raindahiny efa fanta-daza amin'ny resaka herisetra arahana halatra sy asa fanendahana sady efa mpamerin-keloka sy efa matetika migadra no lavon'ny balan'ny Polisy ny maraina teo.

✅ Raha naharay vaovao mari-pototra avy tamin'olona tsara sitra-po ny Polisim-pirenena Malagasy avy ao amin'ny Commissariat Central Majunga ka nahavoasambotra tao amin'ny fokontany Ambohimandamina an'io Jiolahy io dia nilaza ity farany fa hanoro ny namany any amin'ny fokontany Tsararano Ambany.
Rehefa tonga teo amin'ny toerana ankaiky pont Mady nilazainy fa misy ireo namany izy no naneho fanoherana tamin'ny alalan'ny vela-pandrika izay efa nomaniny ka naharay antsy lava lela (sabre), ary hamira izany tamin'ny Polisy no nahavoatery ny Polisy nampiasa hery avy hatrany ka nitifitra azy.

✅Entanina hatrany isika vahoaka amin'ny fiaraha miasa sy fiaraha-mientana ary ny fandraisana andraikitra amin'ny fanomezana vaovao amin'ny tsy fandriam-pahalemana mba afahantsika misoroka hatrany.

☎️ Commissariat Central Majunga 034 05 998 66
☎️ UIR (POLICE SECOURS): 034 92 667 53 / 032 98 888 57
Polisim-pirenena Malagasy

14/03/2024

Miarahaba eh 👋
***A_MARAINA
✍️ Amin' izao vanim-potoana misy antsika izao : Raha teren' ny olo-tinao ianao tsy mahazo mampiasa finday ( Téléphone ) , na koa tsy mahazo manao Facebook ! Inona no ataonao, manaiky sa tonga dia hisaraka aminy 😛! Tohano hevitrao 😘

Manasa anao ary andray anjara eo amin' ny commentaire 💘💘

12/03/2024

Akory e! Averina kely 🤗
G***A - MARAINA
Tohizo ny fehezanteny :
" Fiainana efa sarotra be izao, mbola ........."

I Goulam indray no arahintsika eto amin'ny fandaharana Ranoray  ny alahady amin'ny 08 ora maraina🥰Inona ary ny hirany iz...
09/03/2024

I Goulam indray no arahintsika eto amin'ny fandaharana Ranoray ny alahady amin'ny 08 ora maraina🥰
Inona ary ny hirany izay ankafizinao 😅😍

04/03/2024

***A_MARAINA😎
Raha aminao manokana fahotana ve ny finoana maha Malagasy anao?☺
Tohano ny hevitrao 😄

Address

Tsaramandroso
Mahajanga

Telephone

+261327043929

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 103 Fm RTA Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 103 Fm RTA Majunga:

Videos

Share



You may also like