04/12/2024
Za fa nividy so dia ahazo voyage à Dubai ein Mireille Gasy Hair MGH
‼️ Un voyage à sera offert à un client ayant effectué un ou des achats d'un montant égal ou supérieur à durant le mois de décembre,jusqu'au 31 décembre 2024 chez Mireille Gasy Hair MGH
‼️️ Ce voyage, nous le ferons avec GMT+3 Great Madagascar Tours - Day Tours
🟥 Izay Olona rehetra nividy na mividy perruque na produit mitentina 260_000ar no mihoatra nanomboka ny 01 décembre teo dia tafiditra ao anatin'ny fisarihana izay ahazahoana ( Voyage a Dubai ) raha manaraka an'ireo fitsipika eto ambany.
⚠️ Ny fisarihana dia hataontsika ny 06 Janvier 2025 ho avy izao.
🟥 Ataoko eto ambany ary ireo fepetra ahafahana mandray anjara.
1️⃣ Abonnée ato amin'ny pejy ianao.
➡️ Mi s'abonnée ihany koa ao amin'ny pejy GMT+3 Great Madagascar
Tours ⁃ Day Tours
2️⃣ Ataonao partage ity publication ity ao amin'ny mur nao + pub ho an'ny Mireille Gasy Hair ary atao mode public ary vita ilay tirage vao fafaina.
3️⃣Mividy perruque na produit mitentina ( 260.000ar no mihoatra ) ato aminay ianao.
4️⃣ Ampirisiho ny namana handray anjara amin'ny alalan'ny identification ato amin'ny commentaire + pub ho an'ny Mireille Gasy Hair.
5️⃣ Mahazo reçu ianao rehefa manao achat na aty amin'ny salon na any amin'ny faritra ka ilay souche an'ilay reçu aty aminay no hataonay fisarihana amin'io Date io.
⚠️ Raha nanao achat entre ( 01 et 03) décembre ianao dia asaiko hangataka an'ilay reçu nao raha mihoatra ny 260.000ar ilay achat nataonao.
✅️ Olona iray no hahazo anio voyage io.
6️⃣ Ataotsika en Direct ilay fisarihana amin'ny 06 Janvier 2025 ho avy izao.
🟥 Marihina fa izay manaraka ny fepetra ihany no ho tafiditra ao anatin'ilay fisarihana.
👇⬇️ ireto avy ary ny zavatra hatao mandritra an'ilay voyage aminio.
🟥 6jours et 5 nuit a Dubai
✅️ Hébergement dans 1 hotel 4* avec piscine et salle de sport
✅️ Tous les petits déjeuners et diners
✅ ️Excursions
Marina Catamaran cruise > Avec un diner buffet international et Boissons gazeuses illimitées.
✅️ Vue splendide sur les gratte-ciels aux alentours de Dubaï Marina.
* Superbe vue de la Grande roue
* Spectacle de Tanoura et Musique
🟥️ DUBAI CITY TOUR
✅️ Gold souk, spice
souk, Dubaï Creek en Abra, old & new.
✅️ Dubaï cities, pause photo au "Dubaï frame", pause photo au Burj Al Arab
✅️ (vue de l'extérieur), JB Marina, the pointe, hotel Atlantis vue de l'extérieur, pause photo au Burj Khalifa (vue de l'extérieur),
✅️ pause photo au "Wings of
Mexico"
✅️ pause photo au "I love Dubaï"
🟥 Dubaï Mall ...
✅️ Burj Khalifa 124 et 125ème étages
(admirer la vue splendide sur la tour)
‣ Aquarium (vue de l'exterieur)
* Dancing fountain
✅️ Photoshop avec des voitures deluxe
✅️ Desert Safari 4x4 (Privé) > Avec un
dîner buffet international et Boissons gazeuses illimitées
* Dune Bashing
* Promenade à dos de chameau
* Ski dans les dunes
* Tatouage au henné
* Sh**ha gratuit
* Spectacle de Tanoura
* Spectacle de feu
✅️ Journée shopping (Marché des
appareils électroniques, de vêtements
et chaussures de marques...)
✅️ View of the Palm (Le point
d'observation où vous trouverez les meilleures vues du Palm Island et la ville de Dubaï)
✅️ Global village (Plus de 90 cultures se
réunissent pour célébrer
l'émerveillement dans une place).
❤️ Mirary soa daholo❤️