Anosy maraindraina

Anosy maraindraina Fandaharana matinale "Anosy maraindray".renesinao eto @ Radio Anôsy Fréquence 91.2Mhz
Isakin'ny alatsinainy ka hatr@ Asabotsy manomboka @ 6h30 maraina

Pejy ofisialy

Fandaharana(matinale) "anosy maraindray".renesinao ny alatsinainy ka hatramin'ny sabotsy manomboka @ 6h30 maraina,
Izay aharenesanao Zana_pandahara maro samy hafa toy ny :-Météo ; Devise ; Offre d’emploi ; Horaire de vol ; Pharmacie de Garde ; Horoscopes ; Actualité ; Astuce ; Discutions(miainga @ lohahevitra). Afaka maneho hevitra @ ireo loha-hevitra isika,ankasitrahanay sahady ny

fandraisanao anjara ary ny fankafizanao ny onjam-peon’ny Anôsy Fréquence 91.2Mhz
Anôsy Fréquence « Notre plaisir c'est de vous divertir »

15/12/2016

Akory aby daholo e!andro manerantany @ fisotroana café sy dithé anio.
Café sa dithé tena fisotroanao?inona no antony mety hisotroanao azy?impiry isan'andro ianao misotro café na des thé?
Inona no mety ho tombotsoa na vokadratsy @ fisotroana azy?

Mazotoa daholo e

07/12/2016

Salama daholo.mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra.efa ao anatin'ny fandaharana anosy maraindraina isika zao.manasa anao hihaino.loha-hevitra androany ity dia oe andro iraisam-pirenena ho an'ny fitaterana ana-bakabaka.
Lazao zay rehatra fantatrao mahakasika izay.

Mazotoa daholo

02/12/2016

Zoma mahafinaritra;zoma mamaraparana ny herinandro.
Andro iraisam-pirenena ho fanafoanana ny asa anterivozona.
Mbola misy ve ny asa anterivozona @ zao fotoana izao eny @ fiaraha-monina misy anao eny?manao ahoana ny endrika isehoany?inona no mety vokadratsy sy tsara ateeak'izay.
Mazotoa dhl

01/12/2016

Salam daholo ve?
Andro iraisam-pirenena hiadina @ areti-mandoza Sida anio.
Afaka resahi-tsika daholo mahakasika azy io.
Ndao ary!efa arahinao fotoana zao ny fandaharana Anosy Maraindraina!mazotoa daholo

30/11/2016

Salama aby e!rehefa avy eo ny fotoanan-tsika ao anatin'ny fandaharana ANOSY MARAINDRAINA. Afaka maneho hevitra isika ao anatin'ny loha-hevitra mahakasika finday .

Inona no tena apiasainao finday?
Misy olona tena fiantsonao manokana ve?
Be dia be ny azo resahina mahakasika io fa tantarao eto zay rehetra fantatrao

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra

29/11/2016

Andro iraisam-pirenena tsy fividianana zavatra ny sabotsy lasa teo.
Ahoana ny hevitrao makasika izay?

28/11/2016

Salama daholo!
Ao anatin'ny fandaharana Anosy maraindraina isika eto @ FM 91.2.manasa anao hihaino ary handray anjara @ loha-hevitra anio:

Ahoana ny fahitanao ny mpanakanto malagasy @ zao fotoana?
-tononkirany?
-fiankanjony?
-gadonkira?
sns............

Alefao ary n hevitrao

25/11/2016

Akory aby daholo e!

Andro iraisam-pirenena ho an'i jeu vidéo androany;inona ny tombotsoa sy vokadratsy raha araka ny hevitrao?

Alefao ny hevitrao ary e!

23/11/2016

Omena antsika indray ny loha-hevitra izay afaka anehoanao hevitra ny 24/11/16

Andro iraisam-pirenena ho an'i Baiboly

1)inona kay ny baiboly araka ny fahafantaranao azy?
2)@,fotoana manao ahoana no ampiasanao ny Baiboly
3)Ho an'ireo zay manana Baiboly?manokana fotoana isan'andro ve enao mamaky azy?

Alefao ny hevitrao a!aza manonona anaram-piangonana fotsiny

Mazotoa daholo!

22/11/2016

Loha-hevitra ny 23/11/16

Mahakasika ny francophonie

-inona no fahafantaranao izany francophonie izany?
-inona no tombotsoa mety azo avy @ francophonie?
-misy lesoka itanao ve?inona ny soso-kevitra entinao hanatsarana izany?


Alefaso ao @ commentaire ny hevitrao!

22/11/2016

Manao salama andrareo aby koa riha

Andro iraisam-pirenena hoany kabone(lavapiringa) t@ Asabotsy faha 19 Novembre lasa teo

1-Fantatrao ve ny tombotsoa @ fampiasana azy?

21/11/2016

Na dia avy aza ny orana dia vonona foana zahay hanolotra ny soa sy mahafinaritra ho anao.
Arahinao ora zao ny fandaharana matinale anosy maraindraina.

Loha-hevitra ho resahin-tsika izao:
"Andro maneratany ho an'ny vata fahitalavitra" anio.

Firy isanjaton'ny mponina zao manana azy?
Inona no tena ilanao azy?ijerena vao2,sa hira2?

Mandraisa anjara @ fanehoan-kevitra.

19/11/2016

Manatitra ny arahaba ho anareo rehetra indray izay 4 mianadahy Asabotsy maraina izao ary MIRARY TONTOLO ANDRO mahafinaritra.

Andro iraisam-pirenena hoan'ny Lehilahy ny andro androany

Araka ny Hevitrao, tokony Hankalaza an'izany ve isika eto Madagascar ?

18/11/2016

Salama aby ô!
Andro maneran-tany hoan'ny Fampahafantarana Zeografika ny andro androany.

Ahoana ny fahitanao ny famapahafantarana zeografika eto Madagasikara

Address

Bazaribe Pres De Hotel Mahavoky
Fort-Dauphin
614

Telephone

0331626326

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anosy maraindraina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share