Feon'ny Tanora Sofia

Feon'ny Tanora Sofia Journal Sofia
(1)

π…πˆπ‘π€πˆπ’π€ππŠπˆππ€ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ 𝐈 - 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 2 𝐍°2 π€πŸπšπ€πšπ§π§ππ«π¨ 𝐊𝐫𝐒𝐬𝐭𝐒𝐚𝐧
19/04/2024

π…πˆπ‘π€πˆπ’π€ππŠπˆππ€ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ 𝐈 - 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 2 𝐍°2

π€πŸπšπ€πšπ§π§ππ«π¨ 𝐊𝐫𝐒𝐬𝐭𝐒𝐚𝐧

πŸ”₯EFA LANY HENATRA I "ZOZO ZINGEMBAIAVY" NO SADY TSY NAHAZO TOERANA ,KA VOATERY MANARATSY NY HAFA.(Hain'olono Fagnahy nao...
19/04/2024

πŸ”₯EFA LANY HENATRA I "ZOZO ZINGEMBAIAVY" NO SADY TSY NAHAZO TOERANA ,KA VOATERY MANARATSY NY HAFA.(Hain'olono Fagnahy nao Fa Olo tsy mamaly io misy dikany)

πŸ”₯Nivahiny tamin'ny Radio Tsy miankina iray tao Antsohihy izy ka ny fanaratsiana ny candidats ho solombavambahoaka Firaisankina no ventindresaka nataon'ny. Araka ny feo mandeha mantsy dia nanantena mafy izy ho atolotra ho Candidat Firaisankina fa nohony tsy fahatokisany Olona azy no nisafidianana olona hafa. Ka rehefa tsy nahazo toerana ingiahy Zozo no nihataka ka lasa mpanaratsy sisa no asany ankehitriny .sady efa azo daholo ny vava nataon'ny zay manaporofo izany.(feonao sa tsy feonao).

⚜️Rehefa saika hilatsaka solombavambahoaka izy izay tao amin'ny antoko AREMA dia tsy nahazo famatsiambola ka tsy ampy caution nohony tsy fahatokisan'olona mpiara miasa aminy

πŸ”₯amin'ny maha panakanto azy dia efa maro no milaza koa sady nijoro vavolombelona fa tsy magnefa contrat musiciens ingiahy Zozo rehefa mandeha manao fampisehoana ary maro no mikaikaika fa voafitaka tamin'izany fomba ratsiny izany.

πŸ–€πŸ€πŸ•ŠοΈπ’πŽπ‹πŽππˆπ€πˆππ€ ππŽπŒπ„ππ‰π€ππ€π‡π€π‘π˜ - π“π€π‹π„πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€ππ€ππ€ππ“π€ππ˜ π’π˜ π…π€ππ€π‰π€π‘πˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€ππ˜ : ππˆπƒπ€πŽπ’πˆπŒ-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀‼️◽ Hatairana ...
18/04/2024

πŸ–€πŸ€πŸ•ŠοΈπ’πŽπ‹πŽππˆπ€πˆππ€ ππŽπŒπ„ππ‰π€ππ€π‡π€π‘π˜ - π“π€π‹π„πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€ππ€ππ€ππ“π€ππ˜ π’π˜ π…π€ππ€π‰π€π‘πˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€ππ˜ : ππˆπƒπ€πŽπ’πˆπŒ-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀‼️

β—½ Hatairana no nandrenesam-baovao io hariva ny alakamisy 18 April 2024 fa nodimandry i Soloniaina NOMENJANAHARY - Talem-paritry ny fananantany sy fanajariana ny tany Sofia.

β—½Nanao krizy izy ny tolakandro teo ka nohentina namonjy toeram-pitsaboana saingy tsy tΓ na ny ainy araka ny fampitam-baovao voaray.

πŸ•ŠοΈ Nohentina ao amin’ny biraom-paritry ny fananantany sy fanajariana ny tany ny nofo mangatsikany amin’izao.

✨ Mankahery ny fianakaviana manontolo sy ny mpiaramiasa aminy.

Β©Aboaho Ankiaka

(Tahirin-tsary)

⚜️ FIRAISANKINA NO HERY .IO NIHINTSIKA ANTSOHIHY♻️NΒ° 1NΒ° 1
17/04/2024

⚜️ FIRAISANKINA NO HERY .IO NIHINTSIKA ANTSOHIHY♻️

NΒ° 1
NΒ° 1

16/04/2024

πŸ‡²πŸ‡¬Mampigadra hatr@ 5 taona sy lamandy hatr@ 5.000.000Ar ny fidirana an-keriny ao an-tranon'olona tsy araky ny sitrapony.

βœ“Tonga teto Bealanana  ny Entreprise nahazo ny tolobarotra @ fanamboaran-dalana Bealanana  Antsohihy RN 31 Bis.βœ“Nijery  ...
13/04/2024

βœ“Tonga teto Bealanana ny Entreprise nahazo ny tolobarotra @ fanamboaran-dalana Bealanana Antsohihy RN 31 Bis.

βœ“Nijery imaso ny lalana mialoha ny hanombohan'ny asa ny Entreprise CC 0 D M. China Construction Overseas Developement Madagascar.
Nitarika ny Delegation nandritra izany I Ramatoa VOLAHAINGO Marie Thérèse Solombavambahoaka.

βœ“Andrasany vahoaka Fatratra ny fanombohany asa fanamboarana manontolo io lalam-pirenena io.

Antonio OfficielπŸ“·

13/04/2024

πŸ‡²πŸ‡¬ Ny famoahana SARY na VIDEO tsy nahazoana alalana t@ tompony, eto @ Facebook dia mitarika fandoavana Lamandy hatr@ 6.000.000Ar

‼️Fanazavana :Tsisy tokony Hahataitra izao. PhΓ©nomΓ¨ne Naturel, Nuages Γ  DΓ©veloppement Vertical de Type Cumulonimbus io, ...
11/04/2024

‼️Fanazavana :

Tsisy tokony Hahataitra izao. Phénomène Naturel, Nuages à Développement Vertical de Type Cumulonimbus io, manana haavo amam-polony Kilaometatra, ka Mbola azon'ny Tara-Masoandro ny Lohany ka mamerina Tara-Pahazavana [Reflet de Lumière] ho Tazantsika ety an-Tany na efa Maizina aza ny Andro eto Amintsika. Raha izao anie Ianao no miakatra 30Km any amin' ny Lanitra dia mbola Tazanao ao tsara ny Masoandro eeh'.

πŸ‡²πŸ‡¬ Fa tsy misy iraharahianay an' io Fanazavana io fa AKAIKY NY FARANY EEH'!!! πŸ˜…πŸ™ˆπŸ₯Ή

11/04/2024
πŸ”°Nohony afanana diso tafahoatra tato ato zay de namokatra GlaΓ§e en Seau ny tanoran 'Antsohihy :Antsoy ao amin'ny kaoment...
11/04/2024

πŸ”°Nohony afanana diso tafahoatra tato ato zay de namokatra GlaΓ§e en Seau ny tanoran 'Antsohihy :

Antsoy ao amin'ny kaomentera ary namanao tia Glaçon be iny sad tsy mazaka afanana.😍

11/04/2024

πŸ”°TOKOTANY AMIDY :πŸ”° TSARAMANDROSO ANTSOHIHY(23 sur 15m)
Prix : 32 Million Fmg
Accès Voiture (0323961469)

πŸ”°Hoy Panakanto Les Robert tao amin'ny pejiny :Tsy ratsy ny politique, Fa la musique Tiako be.NgΓ΄ma Zaho mpankafy groupe ...
09/04/2024

πŸ”°Hoy Panakanto Les Robert tao amin'ny pejiny :

Tsy ratsy ny politique, Fa la musique Tiako be.
NgΓ΄ma Zaho mpankafy groupe les Robert
Sady Zaho koa ngΓ΄ma bΓ© la musique

✨DIN ROTSAKA: An'isany Candidats Ho solombavambahoaka ao BEFANDRIANA AVARATRA.
08/04/2024

✨DIN ROTSAKA: An'isany Candidats Ho solombavambahoaka ao BEFANDRIANA AVARATRA.

β€ΌοΈπ€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŸŽπŸ“ π€πŒπˆπβ€™πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ πŸŽπŸ” ππ€ππ€π“πˆπ“π‘π€ π€ππ“πŽπ“π€π-π“π€π‘π€π“π€π’π˜ 𝐍𝐎 𝐄𝐅𝐀 ππ€ππŠπ€π“πŽπ€π•πˆπβ€™ππ˜ πŽπ•π„π‚β€ΌοΈβž‘οΈ Nifarana androany 08 Apr...
08/04/2024

β€ΌοΈπ€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŸŽπŸ“ π€πŒπˆπβ€™πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ πŸŽπŸ” ππ€ππ€π“πˆπ“π‘π€ π€ππ“πŽπ“π€π-π“π€π‘π€π“π€π’π˜ 𝐍𝐎 𝐄𝐅𝐀 ππ€ππŠπ€π“πŽπ€π•πˆπβ€™ππ˜ πŽπ•π„π‚β€ΌοΈ

➑️ Nifarana androany 08 April 2024 tamin’ny 05 ora hariva teo ny fahafahana manatitra antotan-taratasy hoan’ireo kandida hirotsa-kofidiana Solombavambahoaka Antsohihy.

β˜‘οΈ Kandida 06 no tonga nanatitra ny antotan-taratasy firotsahan-kofidianyβ€š 05 amin’izy ireo no efa nahazo fankatoavana sady nahafeno fepetra. Mbola manana 48 ora ahafahana mameno ny antotan-taratasiny sy manefa vola β€œcaution” izay mbola tsy voaloa ny 01 amin’izy ireo.

βœ… Andrasana ny famoahana ofisialy ny lisitr’ireo kandidaβ€š miaraka amin’ny laharany mialoha ny fampielezan-kevitra.

Β© Aboaho Ankiaka

FILOHA MARC RAVALOMANANAβ€œ Aza matahotra fa tsy hitondra anareo any amin’ny lalana tsy izy aho ”
08/04/2024

FILOHA MARC RAVALOMANANA

β€œ Aza matahotra fa tsy hitondra anareo any amin’ny lalana tsy izy aho ”

05/04/2024

β›”BEFANDRIANA AVARATRA : MISY FITSARAM-BAHOAKA ARY TSY MAHAZO ALALANA HIASA NY MPANAO GAZETY
(Β© Radio Mangarahara)

05/04/2024

IO FIKAMBANANA IO MA NATAO HANAO BONNE ANNΓ‰E FONA πŸ₯ΊFA TSY MBA HANAVOTRA NY FIRENENAπŸ™

01/04/2024

πŸ‡²πŸ‡¬ Raha sady tsisy permis ianao, no maimbo Toaka. Dia azo sazina hatr@ 01 taona am-ponja miaraka @ Lamandy 800.000Ariary

π‘ͺπ’π’Žπ’Žπ’–π’π’† π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’…π’Šπ’‚π’Žπ’‘π’‚π’π’‚ π’…π’Šπ’”π’•π’“π’Šπ’„π’• 𝑩𝒆𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 πŸ”΅ Nidina andalam-be ireo Vahoakan'Ambodiampana distrikan'i Bealanana naneho ny t...
31/03/2024

π‘ͺπ’π’Žπ’Žπ’–π’π’† π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’…π’Šπ’‚π’Žπ’‘π’‚π’π’‚ π’…π’Šπ’”π’•π’“π’Šπ’„π’• 𝑩𝒆𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂

πŸ”΅ Nidina andalam-be ireo Vahoakan'Ambodiampana distrikan'i Bealanana naneho ny tsy fankasitrahana ny fanendrikendrehana natao tamin'i RAFANOMEZANTSOA Nantenaina tovolahy 17 taona izay voalaza ho nanao herisetra fanolanan-jaza tsy ampy taona 12 Taona tao Ambodiampana ny herinandro teo.

βœ“ Niporofoin'ireto Vahoaka ireto fa tsy nahavita io herisetra io ilay tovolahy satria nijanona tao antrano nilalao JEUX tamin'ny tΓ©lΓ©phone ity tovolahy ity niaraka tamin'ny namany.

βœ“ Efa fomba fanaony Raiamandrenin'ity zazavavy ity ilay mitory olona amin'ny zanany kely 12 Taona ity satria efa fanintelony izao natao tamin'ny tovolahy 17 taona ity.

πŸ”΅ 511 ireo Vahoaka nanao Sonia nandiso ity fampangana ity ary nanaovan'ny filohan'ny Fokontany Sonia sy nankatoa ity taratasy nataon'ireo fokonolona.

βœ“ Miantso araka izany ireo Vahoaka mba hidinan'ny fanjakana ambony any antoerana mba hanao fanadihadiana ifotony ahitana ny marina mikasika ity raharaha ity, fa mahatsiaro ho afabaraka ny tanΓ na noho ny ataon'olontokana.

Marihina moa fa efa voatazona ao amponja Antsohihy vonjimaika ilay tovolahy amin'izao

Antonio Officiel πŸ“Έ

πŸ”±AMBILOBE_-VOHEMAR : TAORIAN'NY RIVODOZARE-BONJOUR GODRAπŸ”†
31/03/2024

πŸ”±AMBILOBE_-VOHEMAR : TAORIAN'NY RIVODOZA

RE-BONJOUR GODRAπŸ”†

31/03/2024

GASY JAMAIS HO TARA AVION ZANY 😊
JOYEUSES PΓ‚QUES JIABY EπŸ™

πŸ‘‰ Tra-tehaka i JERSION, dahalo rain-dahiny mpitahiry dahalo sy omby halatra monina ao Betomendry, kaominina ambanivohitr...
30/03/2024

πŸ‘‰ Tra-tehaka i JERSION, dahalo rain-dahiny mpitahiry dahalo sy omby halatra monina ao Betomendry, kaominina ambanivohitra Anahidrano, district Antsohihy.

πŸ‘‰ Androany tolak’andro no voasambotry ny ekipa notarihin’i Commandnat de Compagnie Antsohihy tao Betomendry i JERISON raha vao avy namory ireo dahalo izay irahiny manao ny asa ratsy raha tafaporitsaka kosa ireto farany.

πŸ‘‰ Taorian’ny nigadrany tany Antananarivo sy hatramin’ny niverenany teto Antsohihy dia nitohy sy nihamafy ny halatr’omby tao amin’ny distrikan’Analalava sy Antsohihy. Mbola ao amin’ny kijanany ao Betomendry sy ny manodidina ihany no ieren’ireo dahalo sy anafenana ireo omby nangalarina. Asian’izy marika CMAD avy hatrany ireo omby azon’izy ireo. Manaporofo izany ireo omby miisa 86 izay ahitana io marika io avokoa ary misy ny vao napetaka vao vetivety.

🧐 Misokatra ny fanadihadiana ary mitohy ny fikarohana ireo namany.

☝️ Noho izany dia entanina izay:

- very omby mba hijery ireo omby efa voatazona ao Anjiamangirana

- manam-baovao mahakasika ireo namany fa ho tazomina tsiambaratelo ny momba ny mpanome vaovao.

Ny fiaraha-mientana no ahafahana miady amin’ny ratsy izay manakorontana ny fandriampahalemana.

Zandarimaria MAFI: Miaro ho Antoky ny Fampandrosoana Ifotony.
Sary indrana GN sofia

πŸ“Œ HCC : nalana tamin’ny maha Solombavambahoaka azy ny filohan’ny Antenimierampirenena Razanamahasoa Christine. Toy izany...
28/03/2024

πŸ“Œ HCC : nalana tamin’ny maha Solombavambahoaka azy ny filohan’ny Antenimierampirenena Razanamahasoa Christine. Toy izany koa, nalana tamin'ny maha Senatera azy ny filohan'ny Antenimierandoholona teo aloha, Razafimahefa Herimanana. Io no didy navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana io alina io.

HOROSCOPE DU JOURAnio alakamisy28 Mars 202421 Mars - 20 Avril (alahamady)β™ˆοΈβ™ˆοΈ BELIER : - Misy fotoanany ny fandehan'ny z...
28/03/2024

HOROSCOPE DU JOUR
Anio alakamisy
28 Mars 2024

21 Mars - 20 Avril (alahamady)
β™ˆοΈβ™ˆοΈ BELIER : - Misy fotoanany ny fandehan'ny zavatra rehetra
Isa manambina : (4)
Loko manambina : maitso
Vintana mifanaraka : LION
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FINIAVANA Β» @ zavatra atao

21 Avril - 20 Mai (adaoro)
♉️♉️ TAUREAU : - Henoy izay lazain'ny fonao anio
Isa manambina : (9)
Loko manambina : voloparasy
Vintana mifanaraka : VIERGE
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FAHAIZANA MIKAROKA Β» @ zavatra atao

21 Mai - 21 Juin (adizaoza)
β™ŠοΈβ™ŠοΈ GEMEAUX : - Mila hakingana rehefa miasa sao ilaozan'ny omby mihahaka eo
Isa manambina : (6)
Loko manambina : fotsy
Vintana mifanaraka : BALANCE
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FITIAVANA Β» @ zavatra atao

22 Juin - 22 Juillet (asorotany)
♋️♋️ CANCER : - Araroty ny fotoana maha eo azy
Isa manambina : (5)
Loko manambina : maity
Vintana mifanaraka : SCORPION
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FAHAIZANA MISAFIDY Β» @ zavatra atao

23 Juillet - 22 AoΓ»t (alahasaty)
β™ŒοΈβ™ŒοΈ LION : - Aza mitanila raha hizara zavatra, mipetraha eo afovoany foana
Isa manambina : (5)
Loko manambina: maintso antitra
Vintana mifanaraka : VERSEAU
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« MAHAIZA MITSINJO LAVITRA Β» @ zavatra atao

23 AoΓ»t - 21 Sept (asombola)
♍️♍️ VIERGE : - Ampiasao ireo fikafika hitanao fa nampahomby ny teo aloha
Isa manambina : (3)
Loko manambina : mavokely
Vintana mifanaraka : CAPRICORNE
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« 1NIANAΒ» @ zavatra atao

22 Sept - 21 oct (adimizana)
β™ŽοΈβ™ŽοΈ BALANCE : - Aza manasaro-javatra sy mitady zavatra lavitra be
Isa manambina : (9)
Loko manambina : maintso antitra
TVintana mifanaraka : BELIER
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FANANTENANA Β» @ zavatra atao

22 Oct - 21 Nov (alakarabo)
♏️♏️ SCORPION : - Ny anao jerena fa tsy variana amin'ny an'olona foana
Isa manambina : (4)
Loko manambina : mavokely
Vintana mifanaraka : POISSONS
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β«FAHARETANA Β» @ zavatra atao

22 Nov - 22 dΓ©c (alakaosy)
♐️♐️ SAGITTAIRE : - Sangisangy ihany no mety hiteraka ady
Isa manambina : (6)
Loko manambina : volon’davenina
Vintana mifanaraka : BELIER
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β«FIFEHEZAN-TENA Β» @ zavatra atao

23 dΓ©c - 19 jan (adijady)
♑️♑️ CAPRICORNE : - Reseo ny tahotra mba ho tody amin'ny eritreritrao ianao
Isa manambina : (7)
Loko manambina : mavo
Vintana mifanaraka : TAUREAU
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FATOKISANTENA Β» @ zavatra atao

20 jan - 19 fΓ©v (adalo)
♒️♒️ VERSEAU : - Ianao mitsiriritra ny hafa, nefa tsy hainao fa mety ny toeranao koa no
Isa manambina : (8)
Loko manambina : volon’davena
Vintana mifanaraka : GEMEAUX
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FITIAVANA Β» @ zavatra atao

20 fΓ©v - 20 mars (alohotsy)
♓️♓️ POISSONS : - Aza mila ady aman'olona mihitsy aloha
Isa manambina: 7
Loko manambina : mavokely
Vintana mifanaraka : CANCER
Ny zavatra tsara hananao anio : Manana Β« FIFANERASERANA Β» @ zavatra atao

Feon'ny Tanora Sofia
fans

πŸ“Œ Rivodoza Gamane : vaovao farany tamin'ny 7 Ora hariva teo avy amin’ny BNGRC β–Ά - Olona 1 no tsy hita popoaka- Olona 6 n...
27/03/2024

πŸ“Œ Rivodoza Gamane : vaovao farany tamin'ny 7 Ora hariva teo avy amin’ny BNGRC

β–Ά - Olona 1 no tsy hita popoaka
- Olona 6 namoy ny ainy : (1) Mananara Avaratra, (1) Vavatenina, (1) Toamasina II, (3) Maroantsetra.
- Fianakaviana 618, ahitana olona 2 606, no tsy manan-kialofana.
- Saika tapaka avokoa ny herinaratra any amin'ireo toerana nandalovany.

β–Ά Ny fiakaran'ny rano no tena betsaka ary mahakasika ny faritra Diana, Sava, Analanjirofo. Vokatr’izay, betsaka ny lalam-pirenena tapaka amin’ny Faritra maro.

β–Άβ–Ά SAVA
- eo amin'ny 7 km eo Vohemar makany Ambilobe Ambilobe
- Sambava- Antalaha : eo Farahalana
- Sambava-Vohemar : PK 169 Tsahabovo, kaominina Apondra
- RN5 mampitohy an'i Vohemar -Ampanefena, Antsahalalina, kaominin'i Tsarabaria,
- RN5 A, PK 144+ 100, ao anatin'ny distrikan'i Vohemar

β–Άβ–ΆDIANA
- Anivorano RMP 6 , pk 631

β–Άβ–ΆFaritra Analanjirofo,
- Maroantsetra, RN5 sy ao anatin'ny kaominina Anandrivola, tototra ny tetezana eo amin’ny RN5 Anavonta.

β–ΆEfa nihena be ny herin'ity rivodoza ity saingy miadana ny fandehanany ka vinavinain'ny mpamantatra ny toetr'andro fa hivoaka ny ranomasina eo amin'ny tendron' i Masoala izy ny 29 marsa.

27/03/2024

β›”TAHAKA IZAO NY LALANA AMBILOBE - VOHEMARO πŸ˜₯

Anio 27 Mars 2024
Vokatri'ny Andro ratsy

LALANA VITA CHINE ⛔♦️

27/03/2024

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Ambininjara Dailly, Arson Joseph, Shenene R'Syl, MamaEvents MamaEvents, FΓ―d Γ‹llΓ£h, Zico Michaei Philippe, Jean Joseph, Sylvera Saidah, MarΓ§ellin Rahariniaina, Dackman Demarco, SΓΌ ReΓ―na SharanΓ―a, Ortharcice Raminozara, Jessica La Win, Jean Bruno Rakotoarindahy, Marzia Mclaeva, Randriamanantena Dieu Donne, Haris Eleonord, Tsarahaja Eliane, StΓ©phanie Olgah, Salma Roudoumane, Mariamo Zarasoa, Alyda Gyal Makua, Stephano Rj, Tina Valeur, Lorraine Claudio, HΓ£sinΓ£ BΓΈyzmΓ€n JΓΌniΓΈr, Razafindrasoa Nantenaina Alice Maki, Γ‹vΓ« LΓ½Γ±Δ›, Ri Risnah, Cla Rita, Sitrakiniaina Miora, PΓ₯trΓ― CΓ―a JulΓ― ÎanΓ₯, Chrismie Maminot, Angelo Miray, Cynthio Francko, FΔ—dΓ΅lce Jean, Koragna Mahitsy, GC Mihaja, Ashnot Dragneel, Manovo Nazy Al, Walker Franck, Jean Toni Tiaviko, Tsaralaza Faby, Jessie NΓΏ MΓΌlhΓ₯nΔ—, Odilon Casimir, AgnΓ¨s KarΓ©enah, Razafindrazana Christian Ludget, Jimmy Jmj, Gagno Avy Antanagna, Casper Raz

Address

Rn 06
Antsohihy
407

Telephone

+261340805221

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon'ny Tanora Sofia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Feon'ny Tanora Sofia:

Videos

Share

Category


Other Newspapers in Antsohihy

Show All