ANTSOHIHY TONGA SAINA

ANTSOHIHY TONGA SAINA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ANTSOHIHY TONGA SAINA, Newspaper, ANTSOHIHY, Antsohihy.

Azovy moa i Jean Crisse dit Zoky Lava???Izy dia zanaka Antsohihy teraka tao ANTSAHONJO ary tômbo teto Antsohihy Nianatra...
22/04/2024

Azovy moa i Jean Crisse dit Zoky Lava???

Izy dia zanaka Antsohihy teraka tao ANTSAHONJO ary tômbo teto Antsohihy Nianatra teto Nanomboko tamin'ny EPP hatramin'ny Lyçee Antsohihy.

Nahafaka bacc Serie C izy ka nanohy fianrana tany amin'ny Universite d' ANTSIRANANA Nianatra taranaja Mathematique
ary nivoaka avy tany dia nanohy fianarana hatrany no sady niasa
satria zanaka ambanivolo izy sady zanka olo sahirana ara-pivelomagna.
Izany idrindra no mahatonga izy miady mafy mba hitonga hetahetam-bahoaka any amin'ny tompinandraikitra ambony satria efa nandalo ady mafy teoamin'ny fiainany izy tsapany jalin’olo avy ambanivolo, tsy kisary2 no ahaizany zany fiainanan'olo ambanivolo zany fa tegna niaignany Tanteraka, toy zany koa ny fampandrosoana eto Antsohihy Efa anagnany stratejika ary efa nohomaniny hatram'ny hela ny hampandrosoany Tanagnan'ny Antsohihy.
Amin'izao izy mitazona andraikira Ambony eto Madagascar controleur finacier, izy irery ihany koa no mpiasampanjakagna ambony hilatsaka Depute amin'ny izy rehetra hifaninagna ato amin'ny District ny Antsohihy, izany hoe Mahalala tsara koa izy ny marary amin'ny mpiasampanjakagna satria izy dia mba mpiasampanjakagna ihany koa.

Mila anao izy mila atsika izy andao hiaraka hanohagna ZOKY LAVA Fa mendrika izy ny hitonga hetahetantsika vahoaka.

"HEMPAKA JALY TOFOKO NY TSIRARINY"

LALAHY TIA ANTSOHIHY MENDRIKY SOLOMBAVAMBAHOAKA
18/04/2024

LALAHY TIA ANTSOHIHY MENDRIKY SOLOMBAVAMBAHOAKA

17/04/2024

👉 N°4👈

14/04/2024

ZOKY LAVA: Lalahy tsotra tsy mba Tia Ady zany, ary Tia magnampy ologno jiaby, Tia tanora, tia Fandrosoagna
Aloh izy tohanagna✊✊

10/04/2024

⚪BALIGNY NIARAKA TAMIN'NY ZOKY LAVA TAO AMBODIMADIRO

⚪ VORY NY VAHOAKA FALY TSISY NAGNEKY NODY FA RAVORAVO TAMIN'NY FANDALOVAN'NY ZOKY LAVA ARY VELOMPANANTENAGNA

NIARAKA TAMIN'NY GROUPE @ RAS GEUROT

🌙 Eïd MUBARAK⚪ Miarahaba Mpino Islam rehetra nahavita fifehezagna nandritrany volana masina" Ramadan"⚪ Ainganie hitonga ...
10/04/2024

🌙 Eïd MUBARAK

⚪ Miarahaba Mpino Islam rehetra nahavita fifehezagna nandritrany volana masina" Ramadan"

⚪ Ainganie hitonga fahasoavagna sy fahombiazagna anie iny fifehezagna masigny izay natao nandritrany volana masina iny🙏

Mahagaga koa zany iii
09/04/2024

Mahagaga koa zany iii

09/04/2024

Mbola misy olo tsy tofoko Delestage fo Antsohihy zalah??
Zah bak nahita olo efa tompiny delestage io mbl masaiky Agnano député....

"Zoky lava Matoky Anao izahay🙏Zoky lava Mila Anao izahay 🙏Zoky lava Ampio izahay 🙏Zoky lava efa hela Niandry anao izahay...
06/04/2024

"Zoky lava Matoky Anao izahay🙏
Zoky lava Mila Anao izahay 🙏
Zoky lava Ampio izahay 🙏
Zoky lava efa hela Niandry anao izahay"🙏

Izany fona feo regny sy soratra hita Asehony vahoaka nadritrany fandalovany ZOKY LAVA tany amin'izay toerana nandehanany rehetra.

Namaly koa moa izy fa vognogno ary tegna vognogno amin'ny Angady sy harogno hijery ny vaha holagna sy izay rehetra Mahasoa ny vahoaka ato aminy Distrikan'ny ANTSOHIHY
Satria " Hempaka Jaly Tofoka ny Tsirariny" izy. # ATS= Antsohihy Tonga Saina

🟢TSY TSAHO INTSONY FA EFA NILAZA TAMPAHIBEMASO TAMIN'NY VAHOAKA NY ANAHIDRANO SY NY MANODIDINA I Ato JEAN CRISS dit ZOKY...
03/04/2024

🟢TSY TSAHO INTSONY FA EFA NILAZA TAMPAHIBEMASO TAMIN'NY VAHOAKA NY ANAHIDRANO SY NY MANODIDINA I Ato JEAN CRISS dit ZOKY LAVA FA HO ANISAN'NY CANDIDAT SOLOMBAVAMBAHOAKA ATO AMIN'NY DISTRICT NY ANTSOHIHY, SADY NOMENY SOJABE TSODRANO TEO AMIN'NY FANTANAGNA

🟢Misy hantony hoy izy no nisafidianany fa ANAHIDRANO no ilazany izany voalohany, satria izy dia zanaka ANAHIDRANO ary Afaliagna hoazy no nisafidy izany tananana fiaviany izany..

🟢Nandritrany izany fanamabaragna izany no nilazany fa hiady amin'ny fahavalo ntsika Rehetra izy tsy ino izany fa ny " JALY sy ny Tsy Rariny"
Ao agnatiny zany ny Tsy fandriampahalemagna, satria raha milamigny ny tanagna hoizy Dia mandeha ny Asa fivelomagna ary tsy hijaly ny VAHOAKA.

🟢Tonga hoy izy ny fotoagna izao aminareo VAHOAKA ny fahefagna ary omeo Zay olo hitanareo fa hahavita hiady sy mahatsapa jaly misy aminareo, aza magneky vidigny vola ny hoavin'ny zanakantsika hoy izy fa safidintsika no Mitonga fandresena hoantsika.

🟢Vognogno zaho hitonga fampandrosogna ato amin'ny District ntsika.
🟢Alim-pandihizana niarahana tamin’i Ras Guerot no namaranana ny fiarahana omaly 02 April 2024.

01/04/2024

Rodonim-Bazaha @ 1er Avril io rodogno edy. Tsy hainao fa fahotagna fo hoazonao . Tsy miasa 😃😃. Sary taigna agnisany tiako. Ino raha azo tenenina @ sary io?

Mankasitra amin'ny fahatongavanao RAD ary magnantegna anao vahoaka
01/04/2024

Mankasitra amin'ny fahatongavanao RAD ary magnantegna anao vahoaka

Faly Sy ravo ny vahoakan’ny Antsohihy Ary Tegna  velom-panantenana fa tonga soamantsara Lelahy Mahery Ary hitonga fiovag...
30/03/2024

Faly Sy ravo ny vahoakan’ny Antsohihy
Ary Tegna velom-panantenana fa tonga soamantsara Lelahy Mahery
Ary hitonga fiovagna eto Antsohihy
Vognogno hangala jaly Sy izay manahiragna vahoakan’ny Antsohihy

Efa amin’ ny lalagna lelahy maherintsika handeha Antanagna…👉🏻Amaraigny Sabotsy 30 Mars 16h00 RDV ntsika Jiaby @ Jovena A...
29/03/2024

Efa amin’ ny lalagna lelahy maherintsika handeha Antanagna…

👉🏻Amaraigny Sabotsy 30 Mars 16h00 RDV ntsika Jiaby @ Jovena Antsohihy mitsaina President ny Fikambanana HEMPAKA JALY TOFOKO NY TSY RARINY
💪 Tongava Maro

28/03/2024

ANTSOHIHY 👉 J-2📣

26/03/2024

😋😋😋😋

26/03/2024

GAGNO AVY ANTANAGNA

26/03/2024

GAGNO AVY ANTANAGNA

26/03/2024

GAGNO AVY ANTANAGNA

26/03/2024

📢🔔MISY RAHA TSARA ANTSOHIHY AMIN'NY SABOTSY EIN.... HO AVY EKY OLO TIANTSIKA BE IGNY😍 📢

21/03/2024
FAHANTRANA BE MAHAZO ATSIKA ZAO VE MBOLA TSY TONGA SAINA IHANY?? DE MBOLA HIFIDY OLONA MIARAKA👉🍊🍊 SOA IHANY ANTSOHHY TON...
19/03/2024

FAHANTRANA BE MAHAZO ATSIKA ZAO VE MBOLA TSY TONGA SAINA IHANY?? DE MBOLA HIFIDY OLONA MIARAKA👉🍊🍊 SOA IHANY ANTSOHHY TONA SAINA

14/03/2024

Tsy miwerawera fa manakaiky vahoaka hatrany✊✊

Address

ANTSOHIHY
Antsohihy
407

Telephone

+261325808066

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANTSOHIHY TONGA SAINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Other Newspapers in Antsohihy

Show All