Aaron en parle

Aaron en parle Dia ahoana lesy ?
(2)

26/01/2025

Jokera tafiaraka fa zay no nandroaka ny ex 🥾
Titre : Nanary Jokera - Rao Lossa 🎶

15/01/2025

Rehefa misakafo any am'Bebe 👵🏼
Hira Fanevan'Bebe ndray ary 🎼
Prise, mixage & mastering : Ismael Music
Cadrage : Loïc & Arilaza
Misaotra ny figurants rehetra sy ilay abonné napindrana ny sakany. 🐈‍⬛
Code promo TOP : 10 na 5 euros de bonus
Téléchargez Taptap Send Madagascar ici : https://taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle

08/01/2025

IZA AMINAY 4 NO HIASA ANY USA ? 🇺🇸
Hifaninana anatin'entretien d'embauche teny Anglisy zay sy i La page de Tefi, Fy, ary Neptunia ka ho hita eo hoe iza no tokony ho voaray amin'ilay stage professionnel. 🛫

Tongava maro amin'ny forum de recrutement karakarain'i MRWay zao sabotsy 11janvier zao rah tena te ho any USA koa nareo ao amin'ny Radisson Blu amin'ny 9h, aza adino ny Cv amin'ny teny Anglisy.

Misaotra MrWay sy Taptap Send Madagascar ✨

Thanks to mdg.aesthetics and Les délires de Tiano ❤️

Code promo Top : 10 ou 5 dollars de bonus

Taona vaovao concept vaovao be atsy ho atsy, FA nareo mahay miteny Anglisy ato aloha mandrapà sao dia mbo te ho any USA ...
04/01/2025

Taona vaovao concept vaovao be atsy ho atsy, FA nareo mahay miteny Anglisy ato aloha mandrapà sao dia mbo te ho any USA 🇺🇸 hanao stage amin'ny Hôtels Distingués andraisana karama 🤔💸 Vakio Tsara !

1. Alefaso ato ny CV :
[email protected]

2. Oento iny CV iny ny Samedi 11 janvier, 9h ao amin'ny Radisson Blu Tana Water Front, ho hisy Forum de Recrutement afahanareo miresaka mivantana AVY HATRANY amin'ny recruteurs Amerikanina tompon'Hôtel avo lenta omanin'i MRWay✨

Critères d’éligibilité :

Catégorie INTERN

• Etudiant ou jeune diplômé de moins d’un an dans le domaine de l’hôtellerie et de la
restauration
• Avoir au moins 18 ans et pas plus de 35 ans
• Avoir des expériences dans le domaine (Stage ou travail)
• Anglais suffisant pour travailler au sein d’une entreprise américaine


Catégorie TRAINEE

• Diplômé de plus d’un an et avoir au moins un an d’expérience à temps plein dans le
domaine de l’hôtellerie et de la restauration
• Ou avoir au minimum 5 ans d’expérience
• Avoir au moins 18 ans et pas plus de 35 ans
• Anglais suffisant pour travailler au sein d’une entreprise américaine

29/12/2024

Inona ny fahasambarana ho anao ??
Am'ty 2025 ty mirary atsika ho samy ahatratra an'zay mahasambatra atsika.
Misaotra MVola sponsor an'ty video ty nanaraka atsika nandritrin'ny fety 🎄
Misaotra anareo nampiasa ny code promo Taptapsend TOP azahoanareo 10euros na 5 euros de bonus. 👑
Dia samy ho tratrin'ny taona daholo aryy eee 🍾🎇

Ka dia Joyeux Noël ary isika rehetra ô ! 🎄❤️
25/12/2024

Ka dia Joyeux Noël ary isika rehetra ô ! 🎄❤️

21/12/2024

Ho antsika teraka 1999, 98, 97, 96, 95, 94, 93, 92, 91, 90 midina mila mianatra fandihy maontina 🫢
Billetterie pour Midnight Celebration ouverte ici : https://www.billetweb.fr/midnight-celebration

Music crédit : Mbintsjmsh & Yautja - Treky Feat
Jack'dad

Send a message to learn more

18/12/2024

Ty taona 2024 ty no nitondra fiovàna be indrindra tamin'ny fiainako ka ndao mbo resahana kely eo am-panaovana miaraka ny sapin anay voalohany. 🎄
Aza adino ny Mpaymaka décoration sy cadeau am'ty andro fety ty miaraka amin'ny Mvola 🎅🏽
10 na 5euros de bonus miaraka amin'ny code promo Taptapsend : TOP

Joyeux anniversaire Neptunia ❤️🎂
09/12/2024

Joyeux anniversaire Neptunia ❤️🎂

02/12/2024

Hira faneva ny delestazy sy ny fatapahan-drano💡💦
Director : Johnny Hallyday
DOP : Claude François
Assistant director : Mike Brant
Lyrics : Ed Sheeran sy Dadju
Edited / Graded : Jackie Chan
Sound Design : Dadatoa Bazila
Habillage : Gotry

Code promo Taptapsend : TOP pour 5 ou 10 euros de bonus
Téléchargez l'appli ici : https://taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle

Nb : Nul n'a le droit de modifier cette œuvre originale.
© AARON EN PARLE | Tout droit réservé

Za rehefa razana mitahy am 2094 ka misy mangataka tso-drano :
28/11/2024

Za rehefa razana mitahy am 2094 ka misy mangataka tso-drano :

26/11/2024

Misy tsy vanona le akama ndray ndray e😒
Mentionneo lay mpanampy trotraka iny 🤬
Misaotra Romain BadaFit nandalo kely 🙌🏼
Vonjeo aingana lay bucket anniversaire ao amin'ny KFC Madagascar fa am'zao novembre zao ihany no misy 🍗
10€na 5€ de bonus code promo Taptap Send Madagascar : TOP
Telecharge l'appli ici : https://taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle

Zany hoe faly zala satria nahomby ny fandatsahana orana aritifisialy natao hampihena ny fatapahan-jiro, fa nampilaza ats...
23/11/2024

Zany hoe faly zala satria nahomby ny fandatsahana orana aritifisialy natao hampihena ny fatapahan-jiro, fa nampilaza atsika kosa zala aveo hoe noho iny orana iny dia tapaka ny jiro. 🙂‍↕️ Ka fanontaniana kely ho antsika rehetra alohan'ny atoriana :
Reo ary sao dia mifoka fil elektrika pr ?!

18/11/2024

ENTRETENIR LA FLAMME - Les 5 langages ❤️‍🔥
Inona no mampitàna ny fitiavana ?
Zay no niheritreretinay nandritrin'iny herinandro iray alavitrin'ny rotoroton'ny fiainana andavanandro iny 🛫
Misaotra ny hôtel vaovao Le Vahine Eco-Resort nandray anay ✨
Code promo TAPTAPSEND : TOP

Ary nareo mitokantrano marina ve miheritreritra ny haka mpanampy ? Sa efa naka ? Sa tsy haka mandrakizay ? Dia aiza no a...
11/11/2024

Ary nareo mitokantrano marina ve miheritreritra ny haka mpanampy ? Sa efa naka ? Sa tsy haka mandrakizay ? Dia aiza no ahitana mpanampy tsy mangalatra ?

🗣️ inona l'ty no ataon'la raha mivadika lesbienne Neptunia?Za :
27/10/2024

🗣️ inona l'ty no ataon'la raha mivadika lesbienne Neptunia?
Za :

Niverina soamantsara eto Tana e, efa nampoiziko ihany lay hoe mbola tsisy jiro tsisy rano fa lay volon'i Tefi lasa tsisy...
24/10/2024

Niverina soamantsara eto Tana e, efa nampoiziko ihany lay hoe mbola tsisy jiro tsisy rano fa lay volon'i Tefi lasa tsisy ty no tena nahatsapàko fa tsy vanona le jirama

Tsy hoe za no mandosotra ny delestazy malalatsika fa tena aleo hiena vetivety mintsy aloha ny mponina Antananarivo am'za...
15/10/2024

Tsy hoe za no mandosotra ny delestazy malalatsika fa tena aleo hiena vetivety mintsy aloha ny mponina Antananarivo am'zay mitombo ny jiro sy rano disipônibila eh, tsy efa tsapanareo nihena telo minitra ve ny fatapahana maraina teo satria lasa kely zay ? Efa mahavita zavatra maro zany telo minitra zany an ampiasao tsara 🐈🍆
Tsisy fisaorana 👋🏼❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aaron en parle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aaron en parle:

Videos

Share

Category