Malagasy kasahorow
- Home
- Madagascar
- Antananarivo
- Malagasy kasahorow
Read Malagasy. Every day. Sehatra natao hanomezan-danja ny fiteny sy ny kolotsaina Malagasy.
Address
Antananarivo
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Malagasy kasahorow posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Shortcuts
Category
Our Story
Sehatra natao hanomezan-danja ny teny sy ny kolotsaina Malagasy. Toerana natokana ho fifampizarana sy fanabeazana ho an'ireo liana ny hianatra na maniry ny ahafantatra ny kolotsaina Malagasy. Manasa ny rehetra mba hifampizara ny fahalalantsika sy ny fitaiavantsika ny kolotsaina Malagasy, amin'ny resa-dresaka na amin'ny fizarana voambolana, fomba amampanao, ohabolana, ny fomba fiteny sy ny sisa. Raha misy torohevitra ho fanatsarana na ho fanetanana bebe kokoa dia aza misalasala ny mandefa izany. Misaotra amin'ny fandraisana anjaran'ny rehetra, misaotra ihany koa amin’ ny mizara ity sehatra ity ho an'ny namana rehetra.