LASY projet de scout emmission

Mirary soa anareo mpilasy rehetra ... MBA ho valide daholo ianareo ....
28/12/2024

Mirary soa anareo mpilasy rehetra ... MBA ho valide daholo ianareo ....

14/02/2024
13/02/2024

ato ny maso ee

08/12/2023

Courage Vikiviky Manentana !

Ny herin'Andriamanitra no hiankinako anatanterahako ny andraikitroMisaotra sy mankasitraka anareo rehetra nitondra ambav...
13/11/2023

Ny herin'Andriamanitra no hiankinako anatanterahako ny andraikitro
Misaotra sy mankasitraka anareo rehetra nitondra ambavaka fa vita saomantsara ny fanekeko, omaly 12 Nov 2023. tao amin'ny FJKM Anosivavaka. Misaotra ihany koa ireo namana nanotrona rehetra, eny misaotra ihany koa amin'ireo nialatsiny fa tsy afaka nanatrika,
MAKASITRAKA TOMPOKO ...

09/05/2023

SAREBA VAOVAO

Olom-pirenena vanona sy vonona isika, mila mandray ny andraikitra tandrify atsika ndao ry namako ...
13/03/2023

Olom-pirenena vanona sy vonona isika, mila mandray ny andraikitra tandrify atsika ndao ry namako ...

Salama indray e !
Lalao 2 🇲🇬🇲🇬 : Tanora mandray andraikitra amin’ny ho avin’ny firenena.🇲🇬

Efa nisoratra anarana anaty lisi-pifidianana ve ise ?
📝 Raha eny, ndao ary hilalao e ! 13 – 19 martsa 2023.⏳

👉Toromarika :
- 📸Piho sary ny taratasy kely manamarina fa nisoratra anarana tamin’ny lisi-pifidianana ise ary alefaso eto amin’ny commentaire.
- ↗️Zarao en mode public ity publication ity ary soraty hoe « Tanora mandray andraikitra amin’ny ho avin’ny firenena » ary farano amin’ny hoe , , ,
- 📢Manentàna namana telo handray anjara ka asaivo asiany ’ise.
👉Ny mpandresy dia izay mahazo réaction betsaka indrindra eo amin'ny sary nalefany tamin'ny commentaire.
👌Tsarovy hoe mila manamarina ny anaran’ise eny amin’ny fokontany ise rehefa tonga ny lisi-pifidianana izay mbola tsy ofisialy an.
👉Zay indray ary ny lalaontsika faharoa mandritra ity herinandro ity e !
Institut ElecInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascaruInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascaroInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascariInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascaruInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascarfInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA Madagascar Institut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascarSInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascarInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascarInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA MadagascarInstitut Electoral pour une DĂ©mocratie Durable en Afrique - EISA Madagascar

Mirary fiononana feno ho an'ny Fianakaviana izahy eto amin'ny pejy.ontsa sy malahelo ny ra nandre izao vaovao izao, miat...
27/02/2023

Mirary fiononana feno ho an'ny Fianakaviana izahy eto amin'ny pejy.
ontsa sy malahelo ny ra nandre izao vaovao izao, miatso ny tomponan'draikitra mba hijery akaiky io raharaha io

đź•Š ANTSO HO AN'NY FANDRIAMPAHALEMANA đź•Š

Namoy rahalahy mpiara-manompo ny Tily eto Madagasikara vokatry ny tsy fandriampahalemana.
Araka ny tatitra voarain'ny Foibe Tily eto Madagasikara dia niharan'ny asan-jiolahy ny Tily menafify iray sy ny mpiandraikitra mpanazava iray avy ao amin'ny FJKM Zoara Ankirihiry, Toamasina, rehefa nody avy niatrika fivorian'ny mpiandraikitra ny harivan'ny sabotsy 25 febroary 2023.

Nodimandry vokatry ny tifitra nahazo azy i Lahady Jean Marco, Tily Menafify, raha toa ka mbola miatrika fitsaboana eny amin'ny hopitaly kosa Rahaingomiarimbola Rosalie, Mpiandraikitra Mpanazava.
Marihina moa fa teo an-dalam-pikarakarana fisoratam-panambadiana saika ho atao amin'ny volana martsa izy roa ireto no izao nosarahin'ny fahafatesana izao.

Antso no atao mba hisitrahantsika rehetra eto amin'ny Nosy, fandriam-pahalemana sy fiadanana.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'itompokolahy Lahady Jean Marco sy ho an'i Rahaingomiarimbola Rosalie, izay mbola mitsabo tena amin'izao fotoana izao; ary mankahery ny Faritany Tily Atsinanana manontolo.

Irianay ho soa, hiadana tokoa
Fa nosy maminay Madagasikara.

Tily mpitondra hafatry ny fandriampahalemana đź•Š

vona fampiasa matetika rehefa milasy, samia mitanisa ny anaran'ilay vona izay mahay
11/01/2023

vona fampiasa matetika rehefa milasy, samia mitanisa ny anaran'ilay vona izay mahay

THE TWENTY MOST USEFUL KNOTS.

1.Thumb or over-hand knot, tied at the end of a rope to prevent it from opening out, &c.
2.Right or reef-knot, for securing all lashings where the ends of the rope meet together.
3.Draw-knot, which offers great facility in undoing.
4.Running-knot, used to bind or draw anything close.
5.Sheepshank, serving to shorten a rope without cutting it or unfastening the ends.
6.Clove-hitch, which binds with excessive force, and by which alone a weight can be hung to a smooth pole.
7.Timber-hitch, very useful in hauling to move a weight.
8.Single bowline-knot, difficult to undo, useful to throw over a post &c., to haul on, used for the draw-loop of a slip noose.
9.Double bowline-knot, for slinging a cask.
10.Running bowline-knot.
11.Woolding or packing-stick hitch, used to tighten ropes.
12.Men’s harness hitch, passing over the shoulder and under the opposite arm of men drawing a carriage, &c.
13.Stopper hitch, for stoppering the fall of a tackle, &c.
14.Inside clinch, for fastening a cable to the anchor ring, &c.
15.Common or sheet bend, a very secure method of joining two ropes, or fastening a rope to a loop.
16.Hawser bend, for joining two ropes, easily undone.
17.Cat’s paw, the turn in the bight of a rope, for hooking a tackle to it.
18.Dragrope or lever-hitch, used for fixing hand-spikes or capstanbars to the ropes attached to heavy carriages, &c., which have to be moved by men.
19.Half-hitch, cast on the bight of a rope.
20.Carrick bend. A wall-knot is a knot made at the end of a rope to prevent it from passing through a hole.

Follow us on Instagram 🌸
https://instagram.com/scouts.magazine

zany indray fizarana miaraka amin'ny namana e
03/11/2022

zany indray fizarana miaraka amin'ny namana e

Manasa atsika rehetra anatriaka ity festival ecologie andiany faha 2 ity. ny sabotsy 12 novambra 2022 manomboka amin'ny ...
28/10/2022

Manasa atsika rehetra anatriaka ity festival ecologie andiany faha 2 ity. ny sabotsy 12 novambra 2022 manomboka amin'ny 09 ora maraina hatramin'ny 05 ora ariva eny amin'ny Palais de Sport Mahamasina, tsy misy ny vidim-pidirana.
Izany hetsika izany moa dia mifanidranan-dalana amin'ny COP27 Izay atao any Egipte

Izany ary karazana koja raha hitady modely
25/10/2022

Izany ary karazana koja raha hitady modely

Scout models

11/10/2022

"hantra biby sy tia zavamaniry " ndao hiara hientana isika SKOTO rehetra amin'ny fiarovana ny tontolo iainana ...
entano ny olona rehetra, zarao ny sary fitarainana
sary nindramina

Address

Ambatomaro
Antananarivo
101

Telephone

+261340992100

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LASY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LASY:

Videos

Share